Telo andro taty aoriana: hita ny fatin’ireo olona roa lasan’ny ranotrambo

Hita avokoa (omaly sy afakomaly) ny fatin’ireo olona roa tsy hita popoka nentin’ny ranotranombo niaraka tamin’ilay fiara 4×4…
Hita avokoa (omaly sy afakomaly) ny fatin’ireo olona roa tsy hita popoka nentin’ny ranotranombo niaraka tamin’ilay fiara 4×4…
Maro ireo mpiantsena mitaraina ho voaharom-paosy na voaendaka. Omaly kosa, ravan’ny polisy ny andiam-behivavy mpanao asa ratsy isaky…
Maiva-mavesatra ilay rivodoza Eloise. Na tsy natanjaka aza ny rivotra nentiny, nampitondra takaitra kosa ny orambe nanaraka azy.…
Tsy nanam-po ireo mpandeha. Tampoka ny nandalovan’ny ranotrambo tao amin’ny Pont Namakia Antsiranana, mihazo an’Antsahampano. Nopaohiny tamin’izany ny…
Ny akanjo teny an-koditra sisa! Levon’ny afo tao anatin’ny ora vitsy ny fananan’ireo olona traboina vokatry fahamaizan’ireo trano…
Tohivakana ny lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona sy nandratra olona maro, ny faran’ny herinandro teo teny amin’ny lalam-pirenena (RN4 sy…
Nitondra fanazavana mikasika ireo raharaha manitikitika ny sain’ny mpanara-baovao ny Fiadidiana ny Repoblika. Tsy hisy aloha ny fandravana…
Maro ireo efa voany! Efa ampolony no nijabaka ka tafiditra tanaty vela-pandrik’ireo mpisoloky amin’ny alalan’ny Sms. Mandoa vola…
Nitondra fanazavana, manoloana ny resabe. Nambaran’ny eo anivon’ny prefektioran’Antananarivo, omaly, fa tsy marina ny filazana ny amin’ny tsy…
Famakian-trano, fanolanana, halatra moto, sns. Vesatra maromaro no hanenjehana ireto jiolahy tratran’ny polisy ireto. Tambajotra iray mihitsy no…
Niakatra indray ny tahan’ireo olona mitondra ny tsimokaretina covid-19, ny herinandro lasa teo. Mitohy ny fanasaziana ataon’ny polisy…
Io indray koa ! Nitrangana lozam-piarakodia mahatsiravina namoizana ain’olona indray teny amin’ny RN7 tao Ilaka Centre, omaly vao maraimbe.…