Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Logo Free News

HOLAFITRY NY MPISOLOVAVA : “Tsarao hatramin’ny farany ny raharaha R. Claudine”

HOLAFITRY NY MPISOLOVAVA : “Tsarao hatramin’ny farany ny raharaha R. Claudine”

Mbola raharaha mafana eto Madagasikara amin’izao fotoana izao ny mikasika ilay raharaha Razaimamonjy Claudine. Saika maneho hevitra manoloana ity raharaha ity avokoa ny olona rehetra. Tsy ambakan’izany ny holafitry ny mpitsolovava. “Ataovy tonga hatramin’ny farany ity raharaha ity”, hoy izy ireo… Tsy vaovao amin’ny olona miasa eo anivon’ny fitsarana ny tranga toy izao miseho amin’ny […]

VAKY BANTSILANA : Tsy mahazo aseho ny maizina…

Eny hoy aho Ramalagasy… isika samy isika ihany ireto ka aleo atao resaka samy isika ihany. Tsy fantatra intsony mantsy ny marina, amin’izao fotoana izao, mikasika ny toerana marina misy ilay vehivavy iny. Ao amin’ny hôpitaly, toa tsy ao…, any am-ponja, toa tsy any…, any Fianarantsoa, tsy fantatra intsony. Tsy vao izao, efa hatrany am-boalohany […]

MAMPIKONY : Lehilahy iray indray maty notifirin’ny zandary

Maty tsy tra-drano noho ny haverezan-dra be loatra ny lehilahy iray notifirin’ny zandary tany amin’ny Kaominina Malakialina, afakomaly. Nisy ny fahatapahan’ny lalam-pirenena fahenina vokatry ny fahatezeran’ny fokonolona tany an-toerana… Zandary iray nitifitra ary nahafaty olona, afakomaly tany amin’ny Kaominina Malakialina, distrikan’i Mampikony. Raha ny loharanom-baovao tany an-toerana, nisehoana savorovoro tao amin’ny toerana fivarotana zava-pisotro iray […]

FASANA ANJANAHARY : Mpanendaka enin-dahy saron’ny polisy

Tra-tehaky ny polisy tao amin’ny boriborintany fahatelo Antaninandro ny mpanendaka enin-dahy afakomaly tamin’ny 3 ora maraina, tetsy amin’ny Fasana Anjanahary. Raha ny fantatra, mampikaikaika ny mponina eny Anjanahary sy ny manodidina ny hafitsoky ny mpanendaka eny amin’iny faritra iny. Nanao vela-pandrika, araka izany, ny polisy . Vokany, noraisim-potsiny teo am-panaovana ny asa ratsiny tetsy amin’ny […]

REHEFA MIEZAKA MANAMARIN-TENA FOANA : Ny farany, miapanga tena ny Filoha Rajaonarimampianina

Ho tapitra ihany ny fe-potoam-piasan’ny Filoham-pirenena. Tsy maty afoy, tsy velon-kantenaina anefa, ny fampandrosoana sy ny fijerena marina ny sosialim-bahoaka. Mihamitombo hatrany ny tsy fitokisan’ny vahoaka ny mpitondra. Miezaka ny manamarin-tena sy manatsara tena, saingy ny tarehy ve no ratsy ka ny volo no aolankolana? “Manaratsy tena tahaka ny omby hantsika”. Izay raha fehezina no […]

EXPLOITATION AURIFERE A MAHABAKO : Camouflet du chef de région sur les intentions des Chinois

EXPLOITATION AURIFERE A MAHABAKO : Camouflet du chef de région sur les intentions des Chinois

Dans le district de Manakara, région de Vatovavy Fitovinany, l’exploitation aurifère dans la commune de Mahabako par des opérateurs chinois ne cesse d’alimenter les débats. Les villageois font front commun pour manifester contre ce projet minier malgré les intentions des autorités locales de collaborer avec les Chinois. Visiblement, les responsables locaux tentent de défendre les […]

INGERENCE DANS LES AFFAIRES JUDICIAIRES : Le ras-le-bol des magistrats

INGERENCE DANS LES AFFAIRES JUDICIAIRES : Le ras-le-bol des magistrats

Le Syndicat des Magistrats de Madagascar (SMM) s’en remet au Président de la République, censé être le premier garant de l’indépendance de la Justice. Une lettre a été adressée au Chef de l’Etat en réaction à l’ingérence des politiciens dans les affaires judicaires. «La visite inopinée effectuée par des magistrats à l’HJRA, dimanche dernier, a […]

REFONDATION DE LA NATION : Le PLD appelle à une réconciliation économique

REFONDATION DE LA NATION : Le PLD appelle à une réconciliation économique

La réconciliation nationale est la solution avancée par toutes les forces vives de la nation pour remédier à la crise cyclique. Le Parti Libéral Démocrate (PLD), quant à lui, prône la réconciliation économique. « Le problème est que la loi sur la réconciliation ne concerne que la période allant de 2002 jusqu’en 2009. Nul ne sait […]

PLAIDOYER POUR LE JOURNALISME : « Faites en autant, si vous le pouvez ! »

PLAIDOYER POUR LE JOURNALISME : « Faites en autant, si vous le pouvez ! »

Au lendemain de la célébration de la journée mondiale de la liberté de la presse, les journalistes que nous sommes ne peuvent s’empêcher de répondre aux détracteurs de la profession, notamment certains simples citoyens qui cachent derrière leur anonymat leur appartenance politique, mais également à l’endroit de ces prétendus spécialistes en sociologie, en relations internationales, […]

EDITORIAL : Le journaliste leur survivra !

« C’est qui ce journaliste ? », une question devenue habituelle ces derniers temps et que les autorités actuelles posent au rédacteur en chef ou au directeur de publication, si ce n’est au PDG de la société à laquelle appartient l’organe de presse. Une question qui n’est pas du tout anodine et qui n’est pas […]

LIBERTE DE LA PRESSE : Des journalistes demandent l’autonomie de l’Ordre des journalistes

A l’initiative de l’Ordre des journalistes de Madagascar (OJM), branche Antananarivo, les journalistes de la capitale ont célébré le 3 mai, journée mondiale de la liberté de la presse, à Tsiadana. Sous l’égide du vice-président, Didi Ratsimbazafy, et de son conseiller, Zoelson Randrianindriana, une journée de solidarité et de rassemblement a été organisée. L’objectif de […]

FANOHINTOHINANA NY FITSARANA : Mitaky ny fandraisana andraikitry ny Filoha ny SMM

FANOHINTOHINANA NY FITSARANA : Mitaky ny fandraisana andraikitry ny Filoha ny SMM

Mahatsiaro ho voatohintohina ny fahaleovantenan’ny Fitsarana ankehitriny. Nanapa-kevitra nanao fihetsiketsehana ny avy eo amin’ny Sendikàn’ny mpitsara eto Madagasikara, omaly, tetsy Anosy. Nisy taratasy fanontaniana mivantana nataon’izy ireo miantefa any amin’ny Filoham-pirenena… Nahatsiaro voasakantsakana ny solontenan’ny Fitsarana raha nanao ny asany tamin’ny fanaraha-maso an-dRazaimamonjy Claudine, voafonja tsaboina tetsy amin’ny HJRA, ny alahady teo. Manoloana izay fanohintohinana […]

VAKY BANTSILANA : Mpitari-bato vilam-bava…ka mampiahiahy

Hatramin’izao, tsy hita anoharana tahaka ny hazakazaka ambany ny farafara ny raharaham-pirenena misy amin’izao fotoana izao. Ambentin-tenin’ny mpitondra hatrany fa manana ny fiandrianam-pireneny i Madagasikara, saingy raha dinihina lalina, mbola raviravi-natentina no betsaka fa tsy tena latsaka anaty tahaka ny tsoka. Manaporofo izany ny resaka Nosy kely manodidina, izay mbola eo ambany vahohon’i Frantsay. Aiza […]

FAMPIVONDRONANA NY MPANOHITRA : Maika ny fametrahana ny demokrasia tena izy

Nanatanteraka fihaonana tamin’ny mpanao gazety tetsy Andavamamba ireo mivonona hanohitra ny fitondrana mijoro. Nisy ny fananganana ny fikambanana “Firasankina ho fanavotana an’i Madagasikara”, izay nanatontosa fihaonambe voalohany, omaly teny an-toerana. Ivondronana antoko politika, fikambanana ary olon-tsotra ity fikambanana ity. Nohazavain’Andriamiseza Alain, anisan’ny mpikarakara fa mihapotika ny fiarahamonina sy ny firenena ka mila manambatra ny heriny […]

FITRANDRAHANA ANY MAHABAKO : Manafina ny tetika maloton’ireo sinoa ny lehiben’ny faritra

Mbola resabe amin’izao fotoana izao ny mikasika ny fikasan’ireo teratany sinoa hitrandraka ao amin’ny karieran’i Mahabako any amin’ny distrikan’i Manakara any amin’ny faritra Vatovavy fitovinany. Na dia eo aza ny fikasan’nyeo anivon’ny faritra ny hampiditra ireo sinoa ireo ao amin’io toerana io, mbola mitsipaka izany hatrany ny ny vahoaka any an-toerana. Mihenjan-droa ny tady amin’izao […]

JAOMIARY OLIVIER A LA TETE DE LA JIRAMA : Un choix incompréhensible

JAOMIARY OLIVIER A LA TETE DE LA JIRAMA : Un choix incompréhensible

La décision du dernier Conseil des ministres de nommer Jaomiary Aimé Olivier comme nouveau Directeur Général de la société d’eau et d’électricité, Jirama, a suscité un sentiment d’incompréhension généralisée auprès des employés. Non seulement, il est loin d’avoir rempli les critères requis, fixés par le Comité de sélection, mais aucune information sur son plan pour […]

TSIMBAZAZA : La déchéance de Rajaonarimampianina n’est pas exclue

TSIMBAZAZA : La déchéance de Rajaonarimampianina n’est pas exclue

La première session des deux Chambres du Parlement, à savoir l’Assemblée nationale et le Sénat, qui a été officiellement ouverte, hier, pourrait être décisive sur le devenir du régime actuel. S’agit-il encore d’un bluff de la part de nos chers parlementaires ou ces derniers se rendent-ils enfin compte qu’il est temps de prioriser les intérêts […]

EDITORIAL : Hôtel des vils ?

Si certains en doutaient encore, cette dernière mesure prise par le couple Ravalomanana devrait les convaincre que l’ex-Président n’a pas du tout changé, et n’est pas près de le faire. Il est et restera toujours cette personne à la rancune tenace et au caractère vindicatif qu’on a toujours connu. En effet, il n’a toujours pas […]

INFLATION : Tous pointent du doigt l’inertie de l’Exécutif

INFLATION : Tous pointent du doigt l’inertie de l’Exécutif

Après la réaction de la plateforme Rohi la semaine dernière, hier c’était au tour des députés, via le président du bureau permanent, Jean Max Rakotomamonjy, d’interpeller l’Exécutif sur la hausse des prix actuels. En effet, le numéro un de la Chambre basse n’y est pas allé par quatre chemins pour émettre des recommandations. Il s’agit […]

FISOLOKIANA AVO LENTA : Vaky barara ny fomba fanaon’ilay vadina minisitra teo aloha

FISOLOKIANA AVO LENTA : Vaky barara ny fomba fanaon’ilay vadina minisitra teo aloha

Taorian’ny fanadihadiana lalina sy ny fanangonam-baovao tamin’ny olona maromaro nataon’ny gazety Free News, entina aminao androany ny tantara sy ny fomba fanaona vadina minisitra iray teo aloha. Efa tsy fiainan-tokantrano manokana ity raharaha ity satria efa niakatra teny anivon’ny Fitsarana. Araho ary ny tantara… Volana maromaro taorian’ny nialan’ny minisitra iray teo amin’ny toerany, nivoaka ny […]

VAKY BANTSILANA : Aiza Rafahafahana?

3 mey, Andro maneran-tany hanamarihana ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety. Araka izany, matoa ankalazaina ny andro ho an’ny fahalalahana, azo ambara fa misy ny teritery. Tsy ny olona rehetra no mahafantatra ny fisian’izany teritery amin’ny asa fanaovan-gazety izany fa ireo mpanao gazety tenany mihitsy. Hilaza indray izao mantsy, toy ny isan-taona, ireo mpitondra hoe: “raha misy […]

FIVADIHAM-PITOKISANA : Mpandraharaha iray koa nitory an-dRazaimamonjy Claudine

Miitatra tahaka ny sima misioka! Izay raha fehezina ny momba ny raharaha mahavoarohirohy an-dRazaimamonjy Claudine, izay mpandraharaha sady mpanolotsaina manokan’ny Filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery. Taorian’ny fisamborana notanterahin’ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly sy nitondrana azy teny amin’ny Fitsarana mijirika momba ny kolikoly ka nahatonga azy hiditra am-ponja vonjimaika noho ny resaka fanodinkodinam-bolam-panjakana. Efa nisy indray fitoriana […]