Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Logo Free News

FRANCE : Emmanuel Macron élu président

Emmanuel Macron sort largement vainqueur du scrutin présidentiel français. La première estimation officielle lui accorde 65% des voix. Son adversaire Marine Le Pen, avec 34,5% des voix, pulvérise à nouveau le record de voix historique du Front national. L’abstention élevée montre que la France sort divisée et inquiète de cette folle campagne présidentielle. Emmanuel Macron […]

ALAOTRA MANGORO : Tantely afa-drakotra ny fitantanana ny orinasa Fanalamanga

ALAOTRA MANGORO : Tantely afa-drakotra ny fitantanana ny orinasa Fanalamanga

Tafiditry ny resaka politika ny orinasa Fanalamanga ankehitriny. Manjakazaka tanteraka ny mpitantana. Mangataka ny mpisafon-draharaham-panjakana sy ny Bianco ny mpiasa, mba hijery akaiky ny fomba fitantanana ity orinasam-panjakana ity… Mahavelon-taraina ny mpiasa ao amin’ny orinasa Fanalamanga, distrikan’i Moramanga, Faritra Alaotra Mangoro, amin’izao fotoana izao, ny fomba fitantanana ity orinasam-panjakana, mamelona fianakaviana maro ity. Tafiditry ny […]

VAKY BANTSILANA : Tsy mitsaha-mitotongana ny fiainam-bahoaka…

Vao nanomboka ity taona 2017 ity, efa notsenain’ny fiakaran’ny vidin-tsolika ny valalabemandry. Mandrahona hatrany ny avy eo anivon’ny UCTU, ohatra, ny amin’ny fampiakarana ny saran-dalana. Azo antoka fa tsy maintsy hampiaka-peo ny mety ho fampiakarana izany izy ireo amin’ity herinandro ity, vokatry ny tsy fahafehezan’ny mpitondra ny vidin-tsolika. Na nahazo mpitantana vaovao aza, ny eo […]

TAPANY

Voatohintohina ny fitrandrahana vaovao Mpanao gazety maromaro no voasaka tamin’ny fitrandraham-baovao notanterahina tao amin’ny Banky foiben’i Madagasikara, Antaninarenina, ny zoma teo. Voatohintohina, araka izany, ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety, raha ny zava-niseho teny an-toerana. Vao ny 3 mey teo anefa no nankalazana ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety. Mbola lavitra ezaka ny fametrahana ny asa fanaovan-gazety ho hery […]

FISOLOKIANA MERKIORA : Lehilahy iray voasambotry ny polisy

Lehilahy iray 35 taona, misandoka ho teratany vahiny mividy merkiora, “huile essentielle vanille”, ary vato no voasambotry ny polisy misahana ny heloka bevava sakelika fahadimy, teny Ampasika, ny alakamisy teo, tokony ho tamin’ny 10 ora maraina. Fantatra tamin’ny fanadihadiana azy, fa misy ireo olona misandoka ho manana “Mercure, huile essentielle vanille, ary vato ka milaza […]

NIVOAKA NY DIDY FAMPISAMBORANA : Tafaporitsaka any Sina i Riana Andriamandavy VII

NIVOAKA NY DIDY FAMPISAMBORANA : Tafaporitsaka any Sina i Riana Andriamandavy VII

Nivoaka ny “didy fampisamborana” ny loholona Riana Andriamandavy VII, notanterahin’ny tonia mpampanoa lalàna ambony eo anivon’ny Fitsarana. Anisan’ny vesatra nanenjehana azy ireo “heloka bevava” nataony. Tafaporitsaka any Sina anefa, ny tenany. Nadio tokoa ny rano nitana… Anisan’ny enjehina eny anivon’ny Fitsarana, amin’izao fotoana izao, ny loholona Riana Andriamandavy VII. Raha ny loharanom-baovao, nisy ny didy […]

LE SMM SUR LA JUSTICE ET L’ETAT DE DROIT : « Nos lois sont bafouées… nous ne pouvons plus tolérer »

LE SMM SUR LA JUSTICE ET L’ETAT DE DROIT    : « Nos lois sont bafouées… nous ne pouvons plus tolérer »

En réponse aux avertissements du Conseil Supérieur de la Magistrature (CSM) à l’endroit des magistrats, le Syndicat des Magistrats de Madagascar tient à éclaircir certains points. Hormis l’affaire Claudine Razaimamonjy, ce syndicat dénonce une instrumentalisation de la justice et la non-application des lois dans leur ensemble. Un ras-le-bol total que le SMM ne compte plus […]

CNIDH SUR L’AFFAIRE ANTSAKABARY : Des mesures devraient être prises contre les coupables

CNIDH SUR L’AFFAIRE ANTSAKABARY : Des mesures devraient être prises contre les coupables

Bon nombre d’observateurs craignent que l’affaire Antsakabary ne soit classée sans suite comme tant d’autres dossiers délicats impliquant les forces de l’ordre. En effet, la Commission Nationale Indépendante des Droits de l’Homme (CNIDH) a remis hier au président de l’Assemblée nationale, Jean Max Rakotomamonjy, un document de 40 pages rapportant la mission d’une délégation dépêchée […]

LANTO RAKOTOMANGA : Le gouvernement devrait demander un vote de confiance

LANTO RAKOTOMANGA  : Le gouvernement devrait demander un vote de confiance

D’après la députée de Madagascar Lanto Rakotomanga du groupement Miaraka amin’i Prezidà Andry Rajoelina (Mapar), le régime n’a jamais fait du social de la population sa priorité. Le souci des dirigeants reste la recherche de stabilité en vue de renforcer le pouvoir. «C’est surtout durant ce régime que tous les prix ont affiché une hausse, […]

SYNDICATS : Attention aux dérives !

Par définition, un syndicat est un groupement de personnes physiques ou morales pour la défense ou la gestion d’intérêts communs. Il existe ainsi à Madagascar divers syndicats qui œuvrent chacun pour les intérêts des corps de métiers et ceux des membres de ces derniers. Par ailleurs, il existe au sein de certaines sociétés des délégués […]

EDITORIAL : Tant mieux si vous trouvez cela normal !

Une semaine après la désormais habituelle hausse mensuelle des prix du carburant, les récriminations se sont déjà tues, comme si tous se résignaient à accepter même l’inacceptable. Pourtant, cette dernière augmentation devrait au moins indigner une population à qui on fait tout supporter. Mais étonnamment, il n’existe aucune réaction hormis les – également habituelles – […]

FAKANA AN-KERINY : Havany ihany no naka ilay tovolahy telo taona

Tratran’ny tsy nampoizina, lehilahy iray nikasa ny hanan-karena tampoka tamin’ny fanaovana fakana an-keriny no saron’ny polisy tetsy Andoharanofotsy ny alakamisy lasa teo. Zaza telo taona no nalainy an-keriny tamin’izany ka norahonany ireo fianakaviana, izay tsy iza fa havany ihany fa raha tsy mandoa vola 5 tapitrisa ariary dia ho vonoiny ilay zaza… « Eto ampelatanany ny […]

VAKY BANTSILANA : Mandroso amin’ny fihemorana…

Vely kanonta ho an’ny vahoaka ny fiakaran’ny vidin-tsolika isaky ny fiandohan’ny volana izao. Fototra iray mampiakatra ny vidim-piainana eto amin’ny tany sy ny firenena anefa ny fiakaran’io isak’izay mihetsika. Ombalahy tapa-tandroka hatrany ny vahoaka malagasy ka very fanahy mbola velona. Tsy hita ny tena fandraisana andraikitry ny fanjakana mba hanalana ny fahasahiranam-bahoaka. Tratran’ny kely tsy […]

DISTRIKAN’ATSIMONDRANO : Nampikaikaika ny olona ny faharatsian’ny lalana

Marobe ireo Kaominina teo anivon’ny distrikan’Atsimondrano no nisedra olana tao anatin’ny taona vitsivitsy izay. Noho ny faharatsian’ny lalana, matetika misedra fahasahiranana ny mponina amin’ny famoahana ny vokatra toy ny legioma, ny vary sy ny maro hafa. Vokany, misy amin’ireo tantsaha no mivarotra ny vokatra ambany noho ireo mpanangom-bokatra tsy tonga eny an-toerana noho ny faharatsian’ny […]

FAMOKARANA HERINARATRA : Andrasana ny fanatsarana ny fitantanan’ny Jirama

FAMOKARANA HERINARATRA : Andrasana ny fanatsarana ny fitantanan’ny Jirama

Nanatanteraka loabary an-dasy tetsy amin’ny Tranompokonolona Analakely, afakomaly ny teo anivon’ny firaisamonim-pirenena « Collectif des citoyens et des organisations Citoyennes » na ny CCOC. Lohahevitra nodinihina ny hoe : « Orinasa Jirama : inona ny paikady raisina hatramin’ny 2020 ? ». Nambaran’i Ony Radera sekretera jeneralin’ny CCOC fa «  andrasana ny fanatsarana ny fitantanana ny Jirama. Misedra olana, amin’izao fotoana izao, ity […]

FANEHOAN-KEVITRY NY SMM : « Voahitsakitsaka ny lalàna… tsy azo ekena intsony izany »

FANEHOAN-KEVITRY NY SMM :  « Voahitsakitsaka ny lalàna… tsy azo ekena intsony izany »

Manoloana ny fampitandremana nataon’ny filan-kevitra ambonin’ny mpitsara (CSM) ho an’ireo mpitsara, nitondrana fanazavana ny teo anivon’ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara. Ankoatra ny raharaha Razaimamonjy Claudine, natsikafon’izy ireo tamin’izany ny fampiasana ny fitsarana ho lasa fitaovana sy ny fandikan-dalàna marobe eto amitsika. Tranga izay tsy azo leferina intsony ka nahatonga ny SMM tsy hangina… Vahinin’ny fandaharana […]

A FORCE DE SE JUSTIFIER : Hery Rajaonarimampianina s’accuse !

A FORCE DE SE JUSTIFIER : Hery Rajaonarimampianina s’accuse !

Le ridicule ne tue vraiment pas. A moins de deux ans de la fin de son mandat, le Président de la République ne fait que s’autodétruire et emporte, malheureusement, le pays avec lui dans sa propre chute. Son incompétence et celle de son entourage se révèlent davantage dévastatrices. La campagne de communication menée par la […]

PARTI MARINA ET CONJONCTURE : Le régime tue indirectement la population malgache

PARTI MARINA ET CONJONCTURE : Le régime tue indirectement la population malgache

«La hausse des prix est intervenue bien avant les catastrophes naturelles et continue encore après le sinistre. Certains essayent-ils de profiter des aléas climatiques pour s’enrichir?» s’est récemment demandé Jean Max Rakotomamonjy, le président de l’Assemblée nationale, à Tsimbazaza. «Nous avons réclamé à ce que l’Etat ramène le prix du riz à la normale, c’est-à-dire […]

REDRESSEMENT DE LA JIRAMA : Toujours le même refrain de la part des autorités

REDRESSEMENT DE LA JIRAMA : Toujours le même refrain de la part des autorités

«Le nouveau directeur général de la Jirama n’est pas un messie. C’est quelqu’un qui doit accomplir une mission très précise : celle de ramener l’équilibre opérationnel au niveau des finances de la société, à l’horizon 2020, à travers l’amélioration de la gouvernance», a indiqué hier Eric Randrasana, membre du conseil d’administration de la compagnie d’eau et d’électricité, […]

EDITORIAL : Le Parrain d’Atsimondrano ?

Il est ainsi confirmé après cette « visite organisée » à l’hôpital Ravoahangy Andrianavalona que Claudine Razaimamonjy est encore à Ampefiloha, du moins jusqu’au moment où nous mettons sous presse. Néanmoins, ses proches font tout leur possible pour lui éviter les visites, et cela, de qui que ce soit hormis celles « programmées ». La raison est, selon toujours […]

VILLE DE TOAMASINA : La population pénalisée par un couvre-feu déguisé

Dans la ville de Toamasina, cela fait un certain temps que la population subit au quotidien les mesures restrictives imposées par les forces de l’ordre. En effet, les citadins se plaignent de l’adoption d’un couvre-feu sous forme de contrôle de routine. «A partir de 22 heures, il est quasi impossible de circuler librement en ville. […]