Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Logo Free News

JAOMIARY OLIVIER VOATENDRY HITANTANA NY JIRAMA : Safidy mampiahiahy sy tsy mazava

Taorian’ny fanapahan-kevitry ny Filankevitry ny minisitry ny amin’ny nisafidianana an’i Jaomiary Aimé Olivier ho mpitantana vaovao ny orinasa Jirama. Mampiahiahy ireo mpiasa eo anivon’ity orinasam-panjakana ity ny fomba fisafidianana. Lavitry ny afo ny kitay raha ny fepetra takina aminy, momba ny hitantanana an’ity orinasam-panjakana Jirama ity. Manjavozavo rahateo ny fomba nifantenana sy nanaovana ny dingana […]

OU SE TROUVE EXACTEMENT CLAUDINE RAZAIMAMONJY ? : Les magistrats du Parquet empêchés de lui rendre visite à l’HJRA

OU SE TROUVE EXACTEMENT CLAUDINE RAZAIMAMONJY ? : Les magistrats du Parquet empêchés de lui rendre visite à l’HJRA

Qu’est-ce qui se trame réellement derrière la porte de la chambre 126 de l’HJRA? Ni les journalistes en quête d’information, ni les magistrats officiellement mandatés par le Parquet ne peuvent entrer dans cette chambre où la détenue Claudine Razaimamonjy serait hospitalisée après son évasion déguisée en une évacuation sanitaire d’urgence à l’île Maurice. Non seulement […]

GROS POISSONS DU TRAFIC DE BOIS DE ROSE : « Une liste est déjà sortie sous Beriziky»

GROS POISSONS DU TRAFIC DE BOIS DE ROSE : « Une liste est déjà sortie sous Beriziky»

L’Alliance Vohary Gasy (AVG) ne cesse d’interpeller l’Etat afin qu’il applique la loi et impose des sanctions exemplaires pour lutter efficacement contre les trafics de ressources naturelles à Madagascar. Quant au commerce illicite de bois de rose, malgré les gesticulations officielles et les déclarations fracassantes sur les mesures prises, la réalité est tout autre. « Sous l’ancien […]

CONJONCTURE SOCIOECONOMIQUE : «Le régime infantilise la population», selon Rohi

CONJONCTURE SOCIOECONOMIQUE : «Le régime infantilise la population», selon Rohi

Le mouvement Rohi, une des plus grandes plateformes de la société civile, regroupant une centaine d’organisations et associations, interpelle les autorités sur la conjoncture socioéconomique actuelle et sur la suite de l’affaire Claudine R. « L’Etat n’a pris aucune mesure pour remédier à l’inflation et donc, pour défendre les intérêts des 90% de la population […]

FANDRARANA NY FAMPIANARANA « KORANY » : Nohitsakitsahin-dRabary Paul ny lalàmpanorenana

Nanatanteraka valandresaka ho an’ny mpanao gazety ny Fikambanan’ny Silamo malagasy ny sabotsy teo tetsy amin’ny 67ha. Nitondra valin-kafatry ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Rabary Paul izy ireo ny amin’ny fandrarana ny fampianarana “korany” na ny “Boky masina silamo”. Nambaran’ny Fikambanan’ny Silamo Malagasy na ny FSM fa “fanitsakitsahana ny lalàmpanorenana ny fanakanana ny fampianarana ny “korany”. Voalazan’ny […]

BOITE DE NUIT A ANKADIFOTSY : Les plaintes s’accumulent, le propriétaire s’entête

BOITE DE NUIT A ANKADIFOTSY : Les plaintes s’accumulent, le propriétaire s’entête

Du côté d’Ankadifotsy, le comportement du gérant d’un night club provoque l’indignation des riverains. Le propriétaire est un «vazaha» marié à une Malgache. En plus du boucan causé par le karaoke et les musiques assourdissantes, cette boîte de nuit organise fréquemment des soirées sexy show en apparence mais qui virent rapidement au strip-tease et à […]

EDITORIAL : Des accros du « bling-bling » !

On ne le dira jamais assez, nos dirigeants se fichent éperdument de ce qu’endure la population. Ainsi, ils trouvent toujours de l’argent pour leurs caprices. Certes, assister au dialogue politique avec l’Union européenne ne constitue aucunement un caprice, néanmoins les conditions logistiques comme le transport, l’hébergement, mais également le nombre des personnes mobilisées autour de […]

BREVES

Rabokona  Aux dernières nouvelles, après avoir sillonné quelques districts de la province d’Antananarivo comme le district de Miarinarivo, le personnage mythique de cette année, Rabokona, aurait semé la terreur dans le district d’Ambohidratrimo, il y a quelques semaines. «Il se déplace dans une rafale de vent et entre dans les maisons de ses cibles par […]

FANKALAZANA NY FETIN’NY ASA : Mitaky fanjakana tan-dalàna ny Sendikàn’ny mpiasa

FANKALAZANA NY FETIN’NY ASA : Mitaky fanjakana tan-dalàna ny Sendikàn’ny mpiasa

Raikitra ny diabe notanterahin’ny Sendikàn’ny mpiasa niainga avy eny Mahamasina nihazo an’Antsahamanitra, omaly maraina. Nanambatra ny heriny izy ireo ary samy niantso ny fanaovaozana ny tolona sendikaly eto amin’ny tany sy ny firenena…  Notontosaina omaly tetsy Antsahamanitra, ny fankalazana ny fetin’ny Asa, nifanotronan’ireo mpiasa marobe avy amina Sendikà isan-karazany. Diabe niainga avy eny Mahamasina nihazo […]

VAKY BANTSILANA : Aleo anao eo ihany…

Ny ankizy bedy saingy tsy voakapoka no mahazo ny fitenena hoe « aleo anao eo ihany… », aorian’ny fahazoana izany teny izany dia miainga ny tsoran-kazo raha toa ka mbola mamerina ilay nobedesina. Efa mahazo matetika ny fitondram-panjakana eto amintsika io teny fampitandremana « alao anao eo ihany » izao amin’izao fotoana izao saingy mbola tsy mahatsiaro tena mihitsy […]

TAPANY

Tra-tehaka ilay Kaomorianina mpanao « visa » sandoka Saron’ny polisy mpanara-maso ny lafintany etsy Anosy, ny zoma teo, tetsy 67ha Avaratra andrefana, ny teratany kaomorianina iray mpanao visa sandoka. Niverimberina matetika ny anaran’ity tovolahy ity, taorian’ny fahatrarana ireo teratany kaomorianina mpanao “visa” sandoka. Natao ny vela-pandrika ary izao sarona izao ity mpanao ratsy ity. Niaiky ny heloka […]

AIZA R. CLAUDINE? : Tsy navela niditra tetsy amin’ny HJRA nijery azy ny mpitsara

Tsy fantatra intsony amin’izao fotoana izao na mbola ao amin’ny hôpitaly na efa any Fianarantsoa araka ny resaka mandeha Razaimamonjy Claudine. Araka ny zava-misy amin’izao fotoana izao, ambenana fatratra ny efitrano faha-126 voalaza fa hitazomana azy etsy amin’ny hôpitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona Ampefiloha (HJRA). Raha ny vaovao voamarina, miaramila roalahy avy eo anivon’ny fiadidiana ny […]

RECOLTE DE LA VANILLE DANS LA SAVA : La famille d’un sénateur HVM fait la loi

RECOLTE DE LA VANILLE DANS LA  SAVA : La famille d’un sénateur HVM fait la loi

Dans la région Sava, la campagne de la vanille risque fortement d’être compromise par la recrudescence de la violence en tous genres. Vol de gousses en cours de maturation, justice populaire, homicides… l’insécurité s’aggrave de jour en jour à l’approche de l’ouverture officielle de la campagne de l’or vert. En plus de ces faits, certains […]

MESURES CONCERNANT LE FONDS DU CLD : Clin d’œil aux députés ?

MESURES CONCERNANT LE FONDS DU CLD : Clin d’œil aux députés ?

Le fonds d’appui au développement a suscité des polémiques, notamment au niveau de l’organisation des comités. Les députés ont mené un combat acharné contre l’Exécutif afin d’obtenir la présidence du comité local de développement (CLD), chargé de la gestion du fonds.               Le montant alloué aux CLD a été révisé à la hausse, soit à […]

ABUS DE POUVOIR : Les policiers ne cessent de faire parler d’eux

ABUS DE POUVOIR : Les policiers ne cessent de faire parler d’eux

Les abus de pouvoir, pratiques corruptives, violences… perpétrés par les policiers ne sont pas inconnus de tous, mais les autorités ne prennent aucune mesure concrète. Les faits se sont passés jeudi dernier devant le palais du Sénat à Anosy vers 19h 35. D’après les témoins oculaires, un policier est descendu d’un véhicule 4×4 immatriculé 6626 […]

BONNE GOUVERNANCE, LUTTE CONTRE LA CORRUPTION… : De quelles « avancées » parle Hery R. ?

Selon le communiqué de la Présidence à l’issue du Dialogue politique Madagascar-Union européenne à Antsiranana, dernièrement, Hery Rajaonarimampianiana a rappelé « les avancées qui ont été enregistrées, notamment en termes d’amélioration de la bonne gouvernance, de l’assainissement du climat des affaires et, surtout, de la lutte contre la corruption et les trafics en tous genres. » Loin de […]

EDITORIAL : Au moins indignez-vous !

Antananarivo est tellement crainte par ceux qui sont au pouvoir que ces derniers n’hésitent pas à tout faire pour avoir droit à l’estime de sa population. On se rappelle ainsi ces subventions octroyées aux transporteurs publics pour qu’ils gardent le tarif de leur ticket inchangé, afin d’éviter l’apparition de troubles au sein de la société. […]

FITANTANANA NY TANANAN’ANTANANARIVO : Manambitamby ny mpanolotsaina ny tanàna ireo mpanatanteraka

FITANTANANA NY TANANAN’ANTANANARIVO : Manambitamby ny mpanolotsaina ny tanàna ireo mpanatanteraka

Nanatanteraka fivoriana ara-potoana ny Filankevitry ny tanànan’Antananarivo renivohitra, ny 19 ka hatramin’ny 28 avrily teo. Miseholany sahady ny endrika tsy fanarahan-dalàna sy ny fanambatambazana amin’ny endriny maro eo anivon’ny fitantanana ny Kaominina Antananarivo renivohitra… Nanatontosa valandresaka ho an’ny mpanao gazety tetsy Behoririka, omaly, ny Vovonan’ny mpanolotsaina mpanohitra eo anivon’ny fitantanana ny tanànan’Antananarivo renivohitra ahitana ny […]

VAKY BANTSILANA : Miezaka manodinkodina ny saim-bahoaka…

Mitady hevitra fatratra anodinkodinana ny saim-bahoaka amin’ity “Raharaha Razaimamonjy Claudine” ny fitondram-panjakana ankehitriny. Raharaha izay ambentin-tenin’ny fitondrana fa tsy raharaham-panjakana, hono. Mieritreritra ny vahoaka amin’izao Repoblika fahefatra izao fa bado sy kentrina tokoa sy sasany amin’izy ireo. Mihamaro andro aman’alina, leiretsy, ireo mpanao politika tavilahin-dresaka fanetriben’ny firenena. F’angaha tsy volam-bahoaka no voahodinkodina no atao tsinontsinona […]

FAKANA AN-KERINY TETSY ANDRANOMENA : Telo lahy sy vehivavy iray voasambotry ny polisy

Herinandro maromaro taty aorian’ny fakana an-keriny zanaka teratany karana iray tetsy Andranomena, sarona ny alarobia lasa teo. Mpivady ny roa tamin’izy ireo izay tratry ny sarika am-pandriana maraina tao an-tranony tetsy Ankaraobato. Nitohy ny fikarohana, ka roa lahy indray no sarona tetsy Anosy. Raha ny fampitam-baovao voaray teo anivon’ny polisim-pirenena, raharaha fakana an-keriny miisa telo no […]

FAMPIANARANA SY FINOANA : Nampitandrina an-dRabary Paul ny fikambanan’ny Silamo

Namoaka fanambarana mampitandrina ny minisitry ny fanabeazam-pirenena Rabary Paul ny fikambanan’ny silamo eto Madagasikara (FSM) omaly noho ny filazan’ity minisitra ity fa akatona avokoa ireo sekoly mampianatra ny korany eto amin’ny tany sy ny fanjakana. Voasoratra voalohany indrindra tao anatin’ity fanambarana nalefan’ny FSM ho an’ny minisitra ity ny hoe: tsy tokony hafangaro ny fanabeazana sy ny […]

FIOTAZANA LAVANILY ANY SAVA : Manjakazaka ho manao ny lalàna ny fianakaviana Senatera HVM

Mampirongatra herisetra amin’ny endriny maro samihafa ny fiotazana lavanily any amin’iny Faritra Sava iny. Tafiditra ao anatin’izany ny fiotazana mbola tsy matoy ny lavanily, ny fitsaram-bahoaka, ny famonoana olona isan-karazany. Miha antomotra ny fanokafana ny fotoam-piotazana amin’ny fomba ofisialy, vao mainka mihamafy ny tsy fanarahan-dalàna miseholany any amin’iny Faritra Sava iny… Raha ny vaovao efa […]

EXPLOITATION AURIFERE A MAHABAKO- MANAKARA : Le chef de région fait un forcing malgré l’opposition des villageois

EXPLOITATION AURIFERE A MAHABAKO- MANAKARA : Le chef de région fait un forcing malgré l’opposition des villageois

Le virus du pouvoir pousse visiblement certains dirigeants à agir à leur guise et à bafouer les droits de la population. Dans la Commune de Mahabako, district de Manakara, région Vatovavy Fitovinany, le chef de région aurait fait un forcing pour tenter d’installer une société chinoise d’exploitation minière dans un village. Mais la population s’y […]