Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

En Bref

Indray mijery

Anio no hanapahana ny tohin’ny hetsika fitakiana sendikaly tanterahin’ny mpampianatra mpikaroka eny amin’ny oniversiten’Antananarivo (Seces), araka ny fanambaran’ny filohan’ny sendikà, Ravelonirina Sammy Grégoire, omaly. Nifarana  alina ny fe-potoana 48 ora nomen’ny mpikambana Seces Antananarivo ho an’ny fanjakana hitondrana vahaolana amin’ny fitakiana momba ny ora fanampiny, ny « dérogation spéciale » ho an’ny mpampianatra voatazona hanohy ny asany, […]

Dans le cosmos: Is’art galerie – L’art-thérapie vue par Julia Arslane

L’artiste plasticienne Julia Arlsane animera une conférence ce jour,  à l’Is’art galerie Ampasanimalo, sur  le thème : «Qu’est-ce que l’art-thérapie moderne ?». En effet, l’artiste est consciente de l’apport positif de l’art sur la santé d’une personne. Le sujet est encore mal connu du grand public et pourtant important surtout pour les personnes qui sont «renfermées». L’art […]

Fantina sy fintina

Samy nanangana vovonana fampitambaran-kery ireo antoko  lehibe: ny Mapar/TGV sy ny Tim ary ny HVM amin’izao fifidianana depiote izao. Tohanan’ny « Isika rehetra distrika miaraka amin’i Andry Rajoelina »  (IRD) ireo manohana ny fitondrana. Nivondrona ho « Tim K25 » kosa ny mpanohana sy ny mpiara-dia amin-dRavalomanana. Hanambatra hery ho « Vondron’ny tia tanindrazana » (VTT) ny eo anivon’ny HVM sy […]

Fakafaka: nanaja vehivavy ny kolontsaina malagasy

Afaka andro vitsivitsy, hankalaza ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy ihany koa i Madagasikara. Fotoana ahazoan’ny lehilahy sy ny fitondrantenany tsikera mivaivay. Andro mampasiaka ny vehivavy te hitovy zo amin’ny lehilahy, hono. Fa ny tena goavana, voakitika hatrany amin’ny fomba malagasy niainan’ireo teo aloha. Voizina sy ambara etsy sy eroa fa tsy nanaja vehivavy ny […]

Eco brèves: géomètres experts – L’ordre en assemblée générale

L’Ordre des géomètres experts de Madagascar (OGEM) prévoit d’organiser son assemblée générale  le 28 mars prochain. L’élection du bureau national et régional de l’ordre figure au programme, étant donné que le mandat de l’actuel bureau national a expiré le 4 novembre 2017. En effet, l’élection relève d’une recommandation du ministère de l’Aménagement du territoire, de […]

Hitsy toraka: miady mafy!

  Taon’ny fifaninanana sy ny asa ity 2019 ity. Samy manao izay ho afany avokoa, araka izany, na ireo mpilalao, na ny mpanazatra, eny fa na ireo tomponandraikitra isaky ny federasiona aza. Anisan’ny hanamarika izany ny fiatrehan’ny Barea de Madagascar ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can ), taranja baolina kitra. Miezaka mampiseho ny fahaizany […]

Fantina sy fintina    

Kandidà 11 tamin’ireo 36 tamin’ny fifidianana filohan’ny Repoblika, tamin’ny taon-dasa, no nanatitra teny amin’ny Vaomiera mpanara-maso ny famatsiam-bolan’ny fiainana politika (CCFVP) ny tatitra momba ny tetibola nampiasainy tamin’ny fampielezan-kevitra, ny fiavian’ny vola… Nifarana ny 1 marsa teo ny fandraisana izany. Na izany aza, mbola afa-manatitra ny azy ireo mbola tsy nahavita. Tsy mitsara ny CCFVP […]

Tselatra

Maty voatifitry ny jiolahy teo amin’ny fony ny raim-pianakaviana iray nandritra ny fanafihana mitam-piadiana teny Ivoanjo Anosiala, Ambohidratrimo, ny zoma alina.  Tokantrano efatra no indray nasesin’ireo jiolahy notafihina tamin’io alina nitrangan’ny fanafihana io. Naiditra vonjimaika am-ponja eny Antanimora ny filohan’ny fikambanan’ny mpianatra eny amin’ny ESPA Vontovorona. Saika hanao fifampiraharahana amin’ny mpitandro filaminana amin’ny hamotsorana ireo mpianatra […]

La politique en bref: Delphi Economic forum

Selon les informations communiquées par le ministère de l’Economie et des finances, Madagascar a été représenté au Delphi economic forum IV en Grèce, du 28 février au 3 mars. La délégation malgache, composée du ministre des Affaires étrangères et celui de l’Economie et des finances, a été invitée à exposer la vision du président Rajoelina […]

Hendre tsara !

Malaza ho maditra ny ankizy ankehitriny. Ny manana ny ampy, mitsoaka ny sekoly, noho ny rendrarendra. Mahita sy mahare izany ny tena, ontsa ny fo. Ny any ambanivohitra lavitra any mantsy, zaza vao enin-taona monja, mamikiviky ery amin’ilay tongotra tsy misy na dia kapa maivana akory aza, mandia lalana an-kilometatra maro … Sarobidy ny fianarana. […]

Fantina sy fintina    

Nilaza ny filoha nasioanalin’ny antoko MDM, Rajaonarivelo Pierrot, fa tsy mpikambana eo anivon’ny Vondron’ny tia tanindrazana (VTT) ny antoko tarihiny. Miara-dia amin’ny HVM ny VTT, izay tsy fantany ny fijoroany. Vao hivory amin’izay hiatrehany ny fifidianana depiote ny MDM amin’izao faran’ny herinandro izao. Na handeha irery izy amin’izany, na hiaraka amin’ny antoko na vondrona politika […]

Jery taratra… herinandro

Mandeha ny fanovana       Nanomboka ny fametrahana ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina ho solombavambahoaka eny anivon’ny rafitra mpanamarina sy mpandrakitra an-tsoratra ny firotsahan-kofidina (Ovec). Na izany aza, zara fa misy kandidà nanatitra izany. Miantso ny kandidà sy ny antoko na vondrona politika tsy hiandry ny fotoana farany ny eo anivon’ny Ceni amin’izany, fa mbola handinika ireo […]

D’un sport à l’autre

Emiliano Sala – C’est un match sordide. Un peu plus d’un mois après la disparition d’Emiliano Sala, mort dans le crash de l’avion qui le transportait le 21 janvier dernier, Nantes et Cardiff sont toujours englués dans un conflit au sujet du paiement du transfert de l’attaquant argentin. Comme l’a expliqué mercredi un porte-parole de […]

Dans le cosmos

Cirque –  Le 9 mars prochain, l’Aléa des Possibles convie tous les amateurs de cirque à des performances acrobatiques à l’Institut français de Madagascar, à travers «Aloka». Virginie Lavenant, présidente de la troupe et son équipe prévoient un spectacle débordant d’émotions, exposant leur création et véhiculant des messages, avec des expressions corporelles mettant en valeur […]

La politique en bref: diplomatie

Après le diplomate Robert T. Yamate, le nouvel ambassadeur américain à Madagascar est attendu au pays lundi, sauf changement de dernière minute, auprès du ministre des Affaires étrangères pour la présentation des copies figurées de ses lettres de créance. Madagascar – Chine L’ambassadeur de la République populaire de Chine, Xiang Xiaorong, a rendu visite au […]

Indray mijery

Marobe ireo mikarakara hetsika samihafa ho fanamarihana ny Andron’ny vehivavy, ny 8 marsa izao. Anisan’izany ny kaomisaria ambony ao amin’ny Firenena mikambana miahy ny zon’olombelona sy ny Fakiolten’ny lalàna sy ny siansa politika, eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo. Hisy ny fampîrantiana hampahatsiahivana indray ireo zon’ny vehivavy sy ny tanjona amin’ity andro natokana ho azy ireo ity. Eo […]

Eco brèves: aménagement – Quatre endroits ont été déclarés d’utilité publique

« Quatre endroits ont été déclarés d’utilité publique pour aménagement des routes, des travaux de construction dans le cadre du Padeve », a-t-on appris du Conseil des ministres du 27 février au titre du ministère de l’Aménagement du territoire, de l’habitat et des travaux publics. Ces endroits se trouvent à Antsiranana dans le fokontany Ambalavao, Mahatsara, […]

Echos des régions

Soavina – La population se plaint de la dégradation avancée de la route reliant la zone de Tanjombato à Anosizato, en passant par la Commune rurale de Soavina, dans le district d’Antananarivo-Atsimondrano. Des travaux menés sur ce tronçon ont été à l’origine de la détérioration, selon les riverains qui en appellent à la prise de […]

La politique en bref: OIF-Comores

Une mission d’information de l’OIF, conduite par Tieman Coulibaly, ancien ministre des Affaires étrangères de la République du Mali, est en visite de travail du 27 février au 8 mars aux Comores. Elle va rencontrer toutes les parties prenantes, notamment les institutions en charge des élections, la mouvance présidentielle, l’Union de l’opposition et la société […]

Fantina sy fintina     

Mampahatsiahy ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny ho an’ireo rehetra manana “passeport” diplaomatika na/sy miato amin’ny asany fa tsy manan-jo amin’ny fahazoana izany afa-tsy ao anatin’ny 15 andro, na eny amin’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny na eny amin’ny solontena diplaomatika sy “consulaire”-n’i Madagasikara akaiky azy indrindra. Ivelan’io fe-potoana io, foana ho azy ny “passeport” diplaomatika. Notendren’ny Sekretera jeneralin’ny Firenena mikambana […]

Miara-miova sy mandroso…

Mbola mampikaikaika ny maro amin’izao ny tsy fandriampahalemana. Tsy lavina, efa manao ezaka ny fitondram-panjakana amin’izao. Ho hita eo ny vokatra… Na izany aza, miharihary izao amin’izay iainan’ny vahoaka ifotony: tsy ny asan-dahalo sy ny fanafihan-jiolahy ihany no mahatonga ny tsy fandriampahalemana. Tsy mampandry fahalemana saika isan’andro koa ny ady sy ny fandrobana tany, ny […]

Eco brèves: calendrier cultural – Bientôt sur «Tolotra mandroso 321»

Les informations sur le calendrier cultural  selon les perspectives climatiques de la saison chaude et humide 2018-2019, seront bientôt  disponibles sur «Tolotra mandroso 321», un service développé avec le projet Adaptation des chaînes de valeur agricoles aux changements climatiques (Prada) du ministère en charge de l’Agriculture.  Ce projet vise à améliorer l’accès au service des […]

Dans le cosmos: jeu vidéo – Le studio Lomay récompensé

Le studio malgache Lomay, concepteur des jeux vidéo Gazkar et  Dahalo, vient de recevoir le prix «African Business & Social Responsability Award» dans la catégorie «Startup Award of innovate societal action». Mathieu Rabehaja, Chief executive officer (CEO) de Lomay, participe actuellement au forum African business & social responsability, au Rwanda.  

Echos des régions

BEALANANA – Les usagers se plaignent du retour du délestage qui dure déjà 3 mois dans le district de Bealanana. Les consommateurs dénoncent également le taux plus élevé de leur tarif par rapport aux districts environnants. Le démarrage de la centrale hydroélectrique, en cours de finition dans la zone de Beagnantsindra, est donc vivement souhaité […]