Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

En Bref

Tselatra

Teratany sinoa iray 44 taona no tratran’ny lozam-pifamoivoizana teny Ambohidratrimo, afakomaly teny Antongombato Ambohidratrimo. Nifandona tamin’ny fiara iray nijanona teo amoron-dalana ny fiara nitondra ilay Sinoa. Voalaza fa resin-tory tampoka ny mpamilin’ilay Sinoa ka nifatratra tamin’ilay fiara nijanona. Nentina teny amin’ny hopitalin’i Mahitsy ilay Sinoa niharam-boina. Ny borigadin’ny zandary ao Mahitsy no manao ny fanadihadiana.

Echos des régions

Anosizato Atsinanana- Soupçon de meurtre  La Brigade criminelle a été saisie pour enquêter sur la mort d’un père de famille à Anosizato Atsinanana, hier. Ayant déjà fait l’objet de menaces, la victime a été agressée et a succombé à ses blessures à l’HJRA. La famille qui a sollicité l’appui de l’association Hafari malagasy dans ses […]

Guide du week-end

Solika à l’Aft De nombreuses personnes n’ont pas pu assister au concert du groupe Solika, qui s’est joué à guichets fermés le 5 février dernier. Raison pour laquelle une seconde date vient d’être programmée, à la demande du public. Ce sera pour ce soir au hall de l’Alliance française d’Antananarivo. Une occasion pour apprécier les […]

En passant…

Journée des écoles-Place au grand nettoyage La célébration de la Journée des écoles se poursuit jusqu’à ce jour. Le deuxième jour de célébration a été consacré au grand nettoyage au sein des établissements scolaires. Le coup d’envoi de l’opération a été donné dans la matinée d’hier à l’EPP Antanimbarinandrina par le directeur général de l’Education […]

Fantina sy fintina

Natolotry Samifin tamin’ny alalan’ny filohany, Razaraniaina Jean Claude, ny filoha Rajaonarimampianina, omaly, teny Iavoloha ny tatitry ny asan’izy ireo ho an’ny taona 2014. Nivoitra tamin’izany ny sakana mahazo azy ireo sy ny olana samihafa nosedraina, indrindra amin’ireo raharaha tonga eny amin’ny fitsarana nefa rava maina.   Nilaza ny tsy hiditra anaty governemanta raha misy ny […]

Tselatra

Nanatanteraka fihaonana tao amin’ny birao fiasan’ny lehiben’ny boriboritany fahafito, etsy 67ha, ny polisy miasa ao amin’ny boriborintany fahafito sy ny filohan’ny fokontany rehetra ao amin’ny faritra iadidiany. Dinidinika mahakasika ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta sy fametrahana indray ny lamin’asa vaovao hiatrehana ny fandriampahalemana eny amin’iny faritra iny niompanan’ny adihevitra tamin’izany. Ny sinto […]

D’un fait à l’autre

Meurtre sordide à Toamasina : Les 8 accusés du meurtre suivi de vol d’organes perpétré sur une jeune femme le 9 février dernier à Salazamay-Toamasina vont être déférés au parquet de Toamasina, ce jour. Les investigations des éléments de la police locale se poursuivront malgré le passage des incriminés devant le juge, a promis le directeur […]

Fantina sy fintina

Nasiam-panitsiana hijerena ny tombontsoany  ny fitsipika anatin’ny Antenimierandoholona. Voafaritra ao fa 5 tapitrisa Ar ny tambin-karaman’izy ireo ka ny 2 tapitrisa Ar vatan-karama raha ho an’ny solika sy ny fahana ary tombontsoa samihafa kosa ny 3 tapitrisa Ar. Tsy voafaritra ao kosa anefa ny hahazoan’izy ireo fiara 4×4. Mbola handalo ny HCC izany ary izy […]

D’un sport à l’autre

Grappling tournament 12 – Le jiu-jitsu brésilien sera à l’affiche La compétition Grappling tournament 12 aura bel et bien les 19 et 20 mars prochains au dojo de l’Esca à Antanimena. Le tournoi a été dominé par les passionnés de grappling et s’est tenu en une journée pendant les précédentes éditions. Sur la demande des autres […]

La politique en bref

Déclaration de patrimoine – Les députés se font prier Jusqu’à ce jour, seuls 80 députés sur 151 ont remis leur déclaration de patrimoine auprès de la Haute cour constitutionnelle (HCC). Cela bien que la disposition soit obligatoire. De leur côté, tous les membres du gouvernement, ainsi que les membres de la commission électorale nationale indépendante […]

Fantina sy fintina

Efa mandeha ny fifandresen-dahatra mangina eo amin’ireo depiote amin’ny hanolorana ho praiminisitra. Anisan’ny anarana mandehandeha Rajaonary Eric, Paraina Auguste, Horace Constance, Atallah Béatrice… Mikononkonona ny hanao fitsipaham-pitokisana ny goverenamnta koa ireo depiote. Ankoatra izany, mety ho tonga amin’ny fanovana governemanta ny tsy famelana ireo minisitra hivoaka any ivelany. Nambaran’ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Atallah Béatrice, omaly tao […]

Tselatra

Ankizivavikely 10 taona maty voahosin’ny môtô teny Anosibe, omaly antoandro. Voalaza fa nandeha mafy ilay môtô ka nahafaoka tampoka ilay ankizivavikely. Nentina haingana teny amin’ny hopitaly ilay niharam-boina, saingy nitsoaka tampoka teny an-dalana ilay mpitondra môtô nahavanon-doza. Raim-pianakaviana iray hita faty tao anaty taksiborosy iray avy any Toamasina raha hihazo an’Antsirabe, afakomaly.  Tsy fantatra marina […]

Eco brèves

INTH – Nosy Be – 68 jeunes professionnels pour l’appui au tourisme La première promotion de l’Institut national du tourisme et de l’hôtellerie (INTH) est sortie officiellement le 13 février dernier, lors d’une cérémonie organisée sur les lieux. Les 68 jeunes issus de cette promotion travailleront directement au niveau des établissements hôteliers de Nosy Be et […]

Fantina sy fintina

Hiofana momba ny serasera sy ny fampahalalam-baovao ireo mpiasan’ny Antenimierampirenena, manomboka rahampitso eny Tsimbazaza. Iarahana amin’ny Eisa izany ary hanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo mpiasa, araka ny nambaran’ny filohan’ny Antenimierampirenena, Rakotomamonjy Jean-Max, omaly. Hiofana miaraka amin’izy ireo koa ny mpanao gazety sasany. Tany Hyderabad, fanjakan’i Telangana Ravalomanana ny faran’ny herinandro teo. Nihaona amin’ireo mpandraharaha goavana any amin’io […]

Tselatra  

Nitsidika ny sekretera miadidy ny zandarimaria, ny Seg, jeneraly Paza Didier, ny kaonsila an’i Romania, François Marchand. Niresadresaka momba ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta izy ireo. Anisan’izany, ohatra, ny hampidirana an’i Madagasikara ho anisan’ny FIEP na ny fikambanan’ny mpitandro filaminana Euro-méditerranéennes. Ny mety hanokafana toeram-piofanana ho an’ny zandary sy ny fandefasana manampahaizana avy any […]

D’un fait à l’autre

Arrestation d’une voleuse en série à Ambatondrazaka  Les éléments du commissariat d’Ambatondrazaka ont déféré au parquet une femme de 24 ans, auteure de plusieurs vols, après enquête, le 12 février dernier. Prise en flagrant délit de vol d’une somme de 1 million d’ariary dans la caisse d’une épicerie au marché de la ville, elle s’est […]

Indray mijery

Momba ny toetry ny andro anio, ho an’ny tolakandro, hanorana tandrifin-drahona arahin-kotroka any Diana sy Sava, miampy ny any Menabe , Atsimo Andrefana ary Androy. Hanorana malefaka ny faritanin’i Toamasina, Antananarivo sy Fianarantasoa. Handrahona na handrahona vitsy ny faritra sisa rehetra. Betsaka sahady ny toerana difotry ny rano, omaly, vokatry ny orana nijojo ny asabotsy […]

Fantina sy fintina

Any Inde efa hatramin’ny herinandro teo ny filoha teo aloha, Ravalomanana. Niala an-tanindrazana ny herinandro teo izy, niray fiaramanidina amin’ny vadin’ny filoha, Rajaonarimampianina Voahangy, sy ny filohan’ny Tetezamita, Rajoelina, nihazo an’i Maorisy. Tafiditra amin’ny famelomana indray ny orinasa Tiko izao diany any izao. Efa fito herinandro izao, tsy mbola voatendry ny talen’ny TVM. Notapahin’ny filankevitry […]

D’un sport à l’autre

Kendo – L’EKF attendu dans nos murs La délégation de l’European Kendo Federation (EKF) dirigée par maître Jean Pierre Raick (directeur technique européen), sera de passage à Madagascar du 9 au 11 septembre prochain. Il dispensera un stage de kendo et Iaido à tous les passionnés débutants ou confirmés titulaires d’un passeport sportif de la […]

Indray mijery

Momba ny fanovana ny fanoratana ny teny frantsay, mbola mandalo eny anivon’ny filankevitra nasionalin’ny fanabeazana ny tolo-kevitra na hanaraka izany isika eto Madagasikara na tsia. « Tsy mbola mahamaika ny amin’izany aloha hatreto », hoy ny fanazavana. Ny famerenana ny kalitaon’ny fanabeazana no tanjona goavana. Miaraka amin’izay ny fanajana ny kolontsaina malagasy sy ny soatoavina mampiavaka antsika. […]

Guide du week-end

Mage 4 au Dôme Ankorondrano Pour Mage 4, 2016 est à marquer d’une pierre blanche puisque le groupe fête cette année son 25ème anniversaire. Ken et ses compagnons viendront fêter la Saint valentin pour une soirée dédiée à l’amour du rock au Dôme Ankorondrano. Ce jubilé sera d’ailleurs une occasion pour eux de rendre hommage […]

Vaovao tambatra 

Raisina ho tombontsoam-bahoaka ny fanamboaran-dalana Soavimasoandro-Ivato. Lalana efa misy, miainga eo Tsarasaotra Soavimasoandro ity hatsaraina ity, mandalo ny sisin’ny lemaka Laniera sy ny farihy Soute à Bombe ary mivoaka eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato. Noraisina io fanapahan-kevitra io teo anivon’ny filankevitry ny minisitra, ny 10 febroary teo, tafiditra ao anatin’ny fanamboarana fotodrafitrasa handraisana ny fivoriamben’ny Frankofonia […]

Fantina sy fintina

Nihaona tamin’ny Praiminisitra Ravelonarivo, afakomaly teny Mahazoarivo, sy ny minisitry ny Fiarovana, ny Jly Rakotozafy Dominique ireo manamboninahitra amerikanina, tarihin’ny amiraly Johnson. Nivoitra tamin’izany ny fanamafisana ny fiaraha-miasa, indrindra eo amin ny fiarovana sy ny fandriampahalemana.   Nolanin’ireo loholona 49 amin’ireo 60 tonga niatrika ny fivoriana ny fitsipika anatiny eo anivon’ny Antenimierandoholona, omaly tetsy Anosikely. […]

Tselatra

Fatim-behivavy voarasarasa. Mpiasana hotely iray hanaovana fanadihadiana ao Toamasina momba ny fahitana ity fatim-behivavy novonoina tamin’ny fomba feno habibiana ity. Voalaza fa fiara iray no nanary ny razana teo an-tokotanin’ilay trano fandraisam-bahiny. Mbola ao amin’ny Hopitalibe Toamasina kosa ny fatiny. Mitohy, araka izany, ny fanadihadiana ka aorian’izay ny hahafantarana ny marina rehetra momba ity raharaha […]

Eco brèves

Transport aérien – Arrêt des vols d’Air Madagascar à Mananara-Nord La commune de Mananara-Nord, dans la région Analanjirofo, est complètement enclavée depuis l’arrêt des vols réguliers de la compagnie Air Madagascar la reliant à Antananarivo, depuis le 7 janvier dernier. Plusieurs activités économiques, essentiellement celles liées au tourisme sont actuellement en standby, selon les informations reçues […]