Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

En Bref

Fantina sy fintina

Hanao fitsidihana ofisialy eto Madagasikara ny delegasiona kaomoriana, tarihin’ny filohan’i Kaomoro, Ikililou Dhoinine, manomboka anio. Miisa 20 ny ao anatin’ny delegasiona, ahitana minisitra, diplaomaty, mpandraharaha… Fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta izao fitsidihana ofisialy izao: lafiny varotra, fampianarana… Hifarana ny 2 marsa izany. Nanofana ireo ben’ny Tanàna ao amin’ny distrikan’i Tsiroanomandidy ny Bianco, […]

Tselatra

Dahalo miisa 74, vehivavy ny roa, mitondra basim-borona sy fitaovam-piadiana hafa no nandroba ny tananan’i Morarano Beraketa, izay mitoka-monina manakaiky an’Andriry, ny 26 febroary lasa teo, tokony ho tamin’ny 10 ora alina. Nanao ny fanarahan-dia nianavaratra avy hatrany ireo fokonolona sy ireo Jama tany an-toerana. Nisy ny fifandonana teo amin’ny toerana antsoina hoe Amborokafo, fokontany […]

Echo des régions

L’enseignement supérieur privé se normalise dans l’Alaotra-Mangoro  L’Institution supérieure de formation d’infirmiers et de sages-femmes d’Ambatondrazaka (Ifisa) a entamé son processus d’amélioration de la qualité de ses prestations par l’extension de ses infrastructures d’accueil. Prévu être opérationnel au mois d’avril prochain, un nouveau bâtiment est actuellement en cours de  construction dans le quartier d’Antsahamarovaha-Ambatondrazaka. Le […]

D’un fait à l’autre

La gendarmerie restitue des bœufs volés à Maevatanàna  Grosse prise de la gendarmerie à Nosy Be, dans le fokontany d’Ambodiketsa, commune rurale d’Andriamena, lors d’une mini-opération menée par les éléments de la compagnie de Maevatanàna. Les gendarmes ont déclaré au cours du contrôle effectué au parc à bœufs du sieur Betsa et de ses deux […]

Guide du week-end

Poopy au palais des Sports Poopy est l’une des artistes les plus marquantes de sa génération. Elle est une véritable icône des ballades romantiques dans la musique malgache. Connue pour sa voix douce et mélancolique, ainsi que l’intelligence et la véracité des paroles de ses chansons, elle est considérée comme l’incarnation parfaite de la femme […]

D’un fait à l’autre

Fianarantsoa. Les 16 éléments de l’Unité spéciale d’intervention (Usi) au sein des Forces d’intervention de la police (Fip) de Mahazengy-Fianarantsoa ont bénéficié de 20 jours de formation professionnelle en vue d’un renforcement de capacités dans les diverses situations exigées par leur métier. La self-défense face aux attaques d’envergure, la protection rapprochée en cas d’attaque armée, […]

Taratry ny kanto

Bodo, etsy amin’ny CCEsca Antanimena Somary nangingina ny fampahafantarana, kanefa tena hisy ny seho izay iarahana amin’i Bodo anio, manomboka amin’ny 7 ora alina, etsy amin’ny CCEsca Antanimena. Handahatra ireo hira nankafizan’ny maro azy hatramin’izay, miampy ireo hira faramparany, izay nampahafantariny nandritra ny fankalazana ny faha-25 taona an-tsehatra tamin’ny taon-dasa i Bodo. Ny Lions Club […]

Fantina sy fintina

Nanao veloma ny filoha Rajaonarimampianina, teny Iavoloha, omaly, ny ambasadaoron’i Japon miasa sy monina eto amintsika, Ryuhei Hosoya. Nivoitra tamin’ny resaky ny roa tonta ny fiaraha-miasa matotra eo amin’ity firenena anisan’ny matanjaka ity sy i Madagasikara. Misokatra ny firotsahan-kofidina ho an’ny mpikambana vaovao 10 handrafitra ny vaomieran’ny Vondrona afrikanina (UA) noho ny fahataperan’ny fe-potoam-piasan’ny am-perinasa. Anisan’ny […]

Tselatra

Notokanana, omaly ny poste avancé-n’ny zandary eny amin’ny kaominina Ambavahaditokana. Tonga teny an-toerana nitokana izany, ny solontenam-panjakana sy ireo manamboninahitra eo anivon’ny zandarimariam-pirenena. Isan’ny itrangana tsy fandriampahalemana rahateo iny kaominina iny.   Hiakatra fampanoavana anio ny namana mpanao gazety iray izay nolazaina fa namoaka vaovao tsy marina momba an’i Arland, dadan’ireo ankizy roa mpianadahy nisy […]

D’un sport à l’autre

 Tennis – Madagascar prêt à assaillir l’Afrique Les représentants malgaches dirigés par le coach et DTN de la Fédération malgache de tennis (FMT), Dina Razafimahatratra repartira en Afrique du Sud, le 3 mars prochain en vue des championnats d’Afrique U14 et U16 qui se tiendront du 14 au 16 mars à Johannesburg. La délégation malgache […]

Echo des régions

Réussite de la réinsertion sociale à « La Réunion Kely » Le niveau de vie des habitants de « La Réunion Kely » s’améliore petit à petit grâce aux appuis des organisations de la société civile. L’association Hafari malagasy, dans le cadre d’un projet de création d’emplois pour lutter contre la pauvreté, leur fournit depuis […]

D’un fait à l’autre

Des révélations attendues dans l’affaire du kidnapping de Toamasina La Brigade criminelle procède depuis hier à l’interrogatoire de Stéphanie Roger Lala, arrêtée par les éléments de l’Usi le 22 février dernier à Manjakaray, dans la capitale après des mois de cavale. Cette dame a fait l’objet d’une publication d’avis de recherches depuis le 22 janvier 2016 […]

Indray mijery

 Tafiditra ao anatin’ny distrika nahazo filazana mavo manambara loza mitatao Antananarivo, omaly, araka ny fanambaran’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro. Manampy azy Atsinanana, Mangoro, Anjozorobe, Andramasina, Itasy ary ny ilany andrefan’i Vakinankaratra. Nahazo filazana mena, loza mihatra kosa ny faritra Vatovavy Fitovinany, Mahanoro, Anosibe an’ala, Moramanga, Ambatolampy, Antanifotsy, Fandriana, Ambositra sy Manandrina.  Tokony ho […]

Fantina sy fintina

Manohy ny fikarakarana ny lisi-pifidianana sy fanomanana ireo fifidianana mbola hatao ny Ceni, araka ny nambaran’ny filoha lefitra, Rakotonarivo Thierry, omaly. « Eo koa ny fanamboarana ny rafitry ny Ceni ka hampidirana mpiasa vaovao miisa fito. Ho tale sy sekretera mpanatanteraka izy ireo », hoy izy. Manampy izany  ny fandefasan’ny Ceni iraka manara-maso ny fifidianana any amin’ireo […]

Eco brèves

Vatovavy-Fitovinany – La campagne de reboisement lancée La campagne de reboisement dans la region Vatovavy-Fitovinany a été lancée officiellement le 20 février dernier dans la commune rurale de Mahatsara-Sud, district de Mananjary. 5 000 jeunes plants d’acacias ont été mis en terre à cette occasion. Secteur halieutique – Les pêcheurs de Fénérive-Est dans le désarroi Les pêcheurs […]

Dans le cosmos

La Bloco Malagasy en tournée La Bloco Malagasy a entamé sa tournée en Asie du Sud-est depuis samedi dernier, et ce jusqu’au 20 mars prochain. Après le succès de son passage au Cambodge et en Thaïlande en 2013 et en 2014, le groupe y retourne pour une sixième tournée internationale organisée en collaboration avec le […]

En passant…

Mobilisation contre l’« Ambalavelona » – Un culte œcuménique, ce jour à la FJKM Andrainarivo Le phénomène mystérieux dit « Ambalavelona » ne cesse de se propager parmi les adolescentes scolarisées au sein des collèges et lycées, publics et privés. Dans le dessein de mettre fin à cette maladie mystérieuse, faisant plus de 800 victimes actuellement, le ministère […]

La politique en bref

ECD – La CUA ne change pas d’avis Les dirigeants au sein de la commune urbaine d’Antananarivo (CUA) persistent sur leur décision. Ils n’ont pas accepté la proposition des employés de courte durée (ECD) de prolonger le contrat à 6 mois et de les reclasser en tant qu’employés de longue durée (ELD). Selon la CUA, […]

Fantina sy fintina

Hanao tatitry ny asany ireo eo anivon’ny komitin’ny manampahaizana, namolavola ny lalàna hifehy ny FFM. Hotanterahina etsy Antaninarenina izany ary hampahafantarina ny mpanao gazety. Tsiahivina fa anisan’ny tolokevitra ao ny hampihenana ny isan’ireo ho mpikambana amin’ity rafitry ny fampihavanana ity, rehefa hijoro. Nilaza ny tsy tokony hirotorotoana amin’ny fifidianam-paritra i Tabera Randriamanantsoa, araka ny nambarany […]

Tselatra  

 Mitohy ny famotorana manodidina ny famonoana ilay teratany Frantsay sy ny vadiny tany Antsiranana amin’izao fotoana izao. Efa am-pelatanan’ny mpitandro filaminana ny miaramila taloha iray anaovana fanadihadiana. Fantatra fa nisy ihany koa ny mpitandro filaminana nanaovana famotorana tamin’ity raharaha ity. Nisy namono tao an-tranony izy mivady, raha tsiahivina ny herinandro lasa teo. Nitifitra azy ireo […]

Echo des régions

L’élevage professionnel programmé dans la région Boeny – La direction régionale de l’élevage de Boeny a été dotée de trois officiers de police judiciaire pour appuyer ses agents dans la répression des infractions relatives au domaine de l’élevage. La professionnalisation du métier d’éleveur est l’un des objectifs ordonnés par le ministère de tutelle, cette année et […]

Vaovao tambatra

Haverina ny lazan’ny faritra Melaky eo amin’ny fambolena. Hisy, noho izany, ny fanamboarana tohodrano lehibe afaka manondraka tanimbary mirefy 1800 ha manerana ny distrikan’Antsalova, miampy 1800 ha hafa any amin’ny distrikan’i Maintirano. Manomboka amin’ny volana avrily izao ny asa. Ankoatra izany, hisy koa ny fanarenana ny tohodrano efa nisy taloha ao amin’ny kaominina Betanatanana. Miaraka […]

Fantina sy fintina

Hotanterahina amin’ity herinando ity ny fifidianan’ny mpanao gazety ny solontenany handrafitra ny Filankevitra ambony ho an’ny fiarovana ny demokrasia sy ny fanjakana tan-dalàna. Fantatra fa 10 ireo kandidà hifaninana amin’izany. Anisan’ny rafitra voalazan’ny lalàmpanorenana ny hananganana azy io ary ahitana solontena avy amin’ny sehatra samihafa. Andrasana amin’ity herinandro ity ny ho valin-tenin’ny HCC momba ny […]

Tselatra

Mpamily taxi iray, hita faty tao anatin’ny fiarany ihany, teny amin’ny By Pass ny alahady teo. Feno ra tao anaty fiara, ary nahitana diana kapoka teo amin’ny lohan’ilay mpamily. Tsy fantatra izay namono, fa olona nandalo ny nahita azy niankohoka tao. Noheverin’ny olona fa maty noho ny orana sy hatsiaka izy io, kanefa rehefa nozahana, […]

D’un fait à l’autre

Accident de la circulation sur la RN 4 :  Un ressortissant chinois a été blessé dans une collision sur la RN 4, à hauteur du fokontany d’Antongombato dans la commune rurale de Mahitsy le 17 février dernier. Mort de sommeil et de fatigue certainement, le chauffeur du Chinois a embouti l’arrière d’une Mercedes Benz en […]