Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

En Bref

Echo des régions

Contrôles sur les stations audiovisuelles à Mahajanga : Des stations audiovisuelles de la ville de Mahajanga ont été priées par des techniciens de l’Autorité de régulation des technologies de la communication (Artec) de suspendre leurs émissions afin de procéder  à des réglages suite à des anomalies techniques constatées sur leurs installations, causant des interférences sur la […]

Guide du week-end

«Ireo kalonay sy neny omaly» au CCEsca Une ode à la gent féminine et plus précisément aux mères de famille, «Ireo kalonay sy neny omaly», invite une ribambelle de stars ce soir au Centre culturel Esca Ananimena. A l’affiche, Salomon, Gothlieb, Luk, Lilie, Elie, Fenitra et le groupe Sanda Mozika vont partager la scène pour […]

Taratry ny kanto

Tarika ‘Zay – Efa lany avokoa ny tapakila Miandry ny fotoana anio alina sisa… Efa tapitra ny alarobia teo avokoa ny tapakila amin’ilay seho hataon’ny tarika ‘Zay etsy amin’ny Carlton Anosy, anio alina. Seho hanamarihana ny fanombohan’ny fankalazana ny faha-20 taonan’ny tarika izy ity. Fantatra fa hivoaka amin’io fotoana io ny « DVD » kapila roa, izay […]

Fantina sy fintina

Nisy ny fanaovan-tsonia teo amin’ny Bianco sy ny firaisamonina sivily hetsika Rohy, teny Ambohimanambola, omaly. Tanjona amin’izany ny fametrahana fanjakana tan-dalàna sy ny fampiroboroboana ny fampandrosoana ara-toekarena sy sosialy eto Madagasikara. Mandritra ny roa taona, mey 2016 – mey 2018, ny fiaraha-miasa, izay mbola azo havaozina. Vita fianianana ny mpirakidraharaha fitsarana miisa 130, teny amin’ny […]

Tselatra

Saika latsaka tany ambany tetezana ny taksiborosy iray tany Ambohimandroso, omaly antoandro. Araka ny fanazavan’ireo mpandeha nisy kamiaobe iray nifanena tamin’ilay taksiborosy tao anaty  tetezana. Efa tafiditra tao anaty tetezana anefa ity taksiborosy ity ka niezaka naka sisiny mba hahafahan’ilay fiarabe mandeha. Kanjo, nilatsaka tampoka tamin’ny sisin’ny tetezana ny kodiaran’ny fiara. Avotra avokoa ny ain’ireo […]

Zaka tsara : fiovana vao fanovana…

Tenenin-dava tato ho ato ny hoe fanovana toe-tsaina ho amin’ny fitiavan-tanindrazana, fitoniana, fampandrosoana… Enti-manova ny zava-misy ny toe-tsaina. Nefa manova ny toe-tsaina koa ny zava-misy. Anisan’izay zava-misy izay ny fitenenan-dava ny hoe fanovana toe-tsaina. Aiza? Tsy hita izay hotahafina fa marina izay lazaina, tanterahina. Izay madio no afa-kanadio, izay miova no afa-kanova ny hafa. Mila […]

Tselatra

Saika lasan’ny jiolahy ny volabe mitentina 60 tapitrisa Ar nandritra ny fanafihan-jiolahy tao amin’ny tobin-tsolika Galana ao Miandrivazo, ny alatsinainy maraina teo. Voalaza fa jiolahy roa tsy fantatra no saika hanafika ny pompiste tao amin’ny Galana Amparafara. Tsy nitondra basy ry zalahy fa antsy no nentiny ary saika haka io volabe io no antondian’izy ireo, […]

Fantina sy fintina

Tsy tanteraka ny fifidianana teny amin’ny Antenimierampirenena, Tsimbazaza, omaly, ny amain’izay ho solontenan’io andrimpanjakana io ao amin’ny Filankevitra ambony momba ny fiarovana ny demokrasia sy ny fanjakana tan-dalàna (HCDDED). Noho ny fandaminana, nahemotra ho amin’ny 16 jona ny fifidianana, ary ny 15 jona ny hanaovan’ireo kandidà miisa roapolo ny fampielezan-kevitra. Tsiahivina fa mbola mandalo fanadihadiana […]

Tselatra

Maty teny amin’ny hopitaly, omaly, ny rangahy iray nisy namono teny amin’ny Mahitsy, ny alatsinainy tokony ho tamin’ny 4 ora maraina. Voa mafy izy io ary potika mihitsy ny lohany. Anisan’ny nitarika ny fahafatesany izany ratra nahazo azy izany. Mbola mandeha ny fanadihadiana manodidina ity vonoan’olona ity amin’izao. Io maraina be io no nahitana azy […]

Dans le cosmos

Le festival culinaire thaïlandais, une découverte gustative  La deuxième édition du festival culinaire thaïlandais s’est tenue les 20 et 21 mai derniers au Carlton Anosy. Cette année, quatre restaurants thaïlandais y ont donné un aperçu de leurs plats typiques, tels que le «Som tam» qui est à base de salade de papaye et de piments, […]

Fantina sy fintina

Nampanantena handray andraikitra amin’ny fanajana ny maha olona ny filoha Rajaonarimampianina, araka ny lahateniny tany Istanbul-Torkia, omaly. Nambarany fa manohana ny asa ho fitandroana ny zo maha olona isika. « Hitady vahaolana isika hahatrarana ny tanjona… Hatsaraina ny fari-piainan’ny tsirairay », hoy izy.  Miantso ny rehetra hanao asa mivaingana kosa i Ban Ki-moon tamin’ny lahateniny. Maka traikefa […]

Ikotozafy ihany no i Leksisy…

Ikotozafy ihany no i Leksisy…

“Ilay lava amorom-patana, tsy iza ity fa izaho ihany.” Ikotozafy ihany no i Leksisy. Tsy aiza ny takatra mihinana ny valala fa ao ihany, na ny vano mitsaingoka ny sahona. Inona avokoa izany? Tsy inona fa raha tiana ny hahombiazana amin’izay atao, mila atomboka amin’ny tena aloha. Aiza ho aiza? Ady amin’ny kolikoly, ady amin’ny […]

Echo des régions

Alaotra  Mangoro –  Le délestage recommence à Imerimandroso  La commune d’ Imerimandroso, dans la région Alaotra Mangoro subit un retour en force du délestage. Les usagers ne sont approvisionnés en électricité que de 18 heures à 22 heures actuellement suite à l’insuffisance de la puissance fournie par l’entreprise privée chargée de l’électrification de la commune […]

D’un fait à l’autre

Ankazobe- Les gendarmes ont fait mouche Les éléments de la gendarmerie ont abattu vendredi dernier quatre individus ayant fait partie d’une bande armée, auteur d’une attaque dans le village d’Ambondronono dans le district d’Ankazobe, à la suite d’un long échange de tirs à Tsaramasoandro où ils étaient rattrapés par les forces de l’ordre.  Les autres […]

Fantina sy fintina

Efa any Istanbul-Torkia ny filoha Rajaonarimampianina, hiatrika ny fihaonana an-tampony momba ny fiahiana ny maha olona maneran-tany. Anisan’ny horesahina amin’izany ny fiovan’ny toetry ny andro ; ny loza voajanahary ; ny vehivavy sy tovovavy manoloana ny fiahiana ny maha olona. Manara-dia ny filoha ireo minisitra telo sy ny avy amin’ny BNGRC ; ny Croix-rouge ary ny Telma Foundation. […]

Tselatra

 Ramatoa iray tokony ho 57 taona no hita faty nihantona tao an-tranony, teny Fiakarana Ambohidratrimo, ny 20 mey lasa teo, tokony ho tamin’ny 9 ora maraina. Nampandre ny zandary  ny rahavaviny ny amin’ny fahitana ny razana nihantona tao an-trano. Tsy fantatra mazava ny anton’ity fahafatesana ity. Famonoan-tena, vonoan’olona? Manambady ary tsy manan-janaka ilay ramatoa io. […]

Echo des régions

Analamanga- Priorité aux élèves du Cntemad Les élèves du Centre national de télé-enseignement de Madagascar  (Cntemad) de la région Analamanga jouiront de la convention de partenariat signée hier avec une entreprise privée d’envergure internationale. Ils seront priorisés lors du recrutement de 3000 nouveaux salariés par l’entreprise-partenaire, d’après les explications du directeur national du Cntemad, le […]

Guide du week-end

Tselonina à l’AFT Quand la liberté d’expression s’illustre en chanson, le résultat ne peut qu’être réussi. En matière de chanson à texte, il n’y a pas mieux placé pour répondre aux attentes du public qu’Ingahibe Tselonina. Connu pour ses textes poignants et son franc-parler, le chanteur de «Kala Nesy» et «Ravaomaria» fera sûrement sensation, ce […]

Fantina sy fintina

Tonga mangingina, tsy niantso mpanao gazety ny filoha Rajaonarimampianina sy ny delegasiona, notarihiny. Avy niatrika ny fihaonambe ara-barotra natao tany Singapour ny tenany. Anisan’ny nambarany nialoha izao fiverenany izao ny tokony hanomezana porofo mazava manoloana ny resaka kolikoly voalaza fa ataon’ireo olona sasany ao an-dapa. Hanolotra olona iray. Lany teo anivon’ny Antenimiera, omaly teny Tsimbazaza […]

Tselatra

  Fiara kamiao Mercedes Benz iray nitondra olona roa nizotra ho any Mahajanga, nifandona tamin’ny môtô cross ABM 49CC, nitondra ny chef ZAP any amin’ny CISCO Ankazobe nizotra ho aty Antananarivo, ny 17 mey teo, tany Ampanotokana Ambohidratrimo, tamin’ny 4 ora hariva.  Nisongona fiara 4 X 4 tao anaty fiolahana io môtô no nipoitra tampoka […]

D’un fait à l’autre

Un mort et douze blessés dont cinq graves. C’est le bilan de l’accident qui s’est produit avant-hier au lieudit Mandikanamana, Andriambilany. D’après une source sécuritaire, un homme de 55 ans a été tué sur le coup. Une Mercedes Sprinter, en provenance de la capitale, ainsi qu’un semi-remorque, chargé de planches, sont entrés en collision avant […]

Fantina sy fintina

Namaly ireo sendikà ny Praiminisitra Mahafaly tany Ambanja, omaly. Nambarany fa mpiasam-bahoaka ireo mpiasam-panjakana ka tokony hahay hanavaka ny fitakiana sosialy sy ny resaka hafa. « Tokony hilamina isika rehefa mba azo ny valin’ny fitakiana fa aza lalaovina ny firenena… », hoy izy. Hanova paikady ny Afo sendikaly rehefa nitsilopilopy ny hetsika. Hihaona amin’ny mpanao gazety etsy […]

Tselatra

Fantatra araka ny fanazavan’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena, ny Jly Paza Didier fa hamita iraka manokana momba ny ady amin’ny asan-dahalo ilay fiaramanidina kely iray nianjera tao Toamasina, afakomaly. Saika hihazo an’i Mananjary ary hihazo an’i Betroka hanara-maso ny lalan’ireo dahalo sy ny toerana fieren’ireo dahalo no anton-dian’ity mpanamory frantsay ity. Noho ny haratsian’ny kalitaon’ny […]

Indray mijery

Mbola nanohy ny fitokonana ny mpampianatra ao amin’ny Lycée Moderne Ampefiloha omaly, araka ny toromarika nomen’ny sendikà ny herinandro lasa teo. Anisan’ny nanohana ny fitakiana izy ireo ka niato ny fampianarana ary nalefa nody ny mpianatra. Efa voaloha ny « vacation » tamin’ny fanadinana nefa mbola miandry ny toromarika izy ireo vao hamerina ny fampianarana.

Fantina sy fintina

Hiverina hivory hamaritra ny lahadinika ireo depiote eny Tsimbazaza, anio. Efa mandeha koa anefa ny feo fa miketrika ny hanongana ireo birao maharitra ny depiote sasany, noho ny fitongilanana amin’ny fandefasana depiote mankany ivelany. Tsiahivina fa tokony hodinihina amin’izao fivoriana izao ny satan’ny fifandraisana sy ny serasera. Nanao antso avo ny sendikàn’ny mpiasan’ny Jirama, omaly, […]