Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

En Bref

D’un sport à l’autre

Kendo – L’EKF attendu dans nos murs La délégation de l’European Kendo Federation (EKF) dirigée par maître Jean Pierre Raick (directeur technique européen), sera de passage à Madagascar du 9 au 11 septembre prochain. Il dispensera un stage de kendo et Iaido à tous les passionnés débutants ou confirmés titulaires d’un passeport sportif de la […]

Indray mijery

Momba ny fanovana ny fanoratana ny teny frantsay, mbola mandalo eny anivon’ny filankevitra nasionalin’ny fanabeazana ny tolo-kevitra na hanaraka izany isika eto Madagasikara na tsia. « Tsy mbola mahamaika ny amin’izany aloha hatreto », hoy ny fanazavana. Ny famerenana ny kalitaon’ny fanabeazana no tanjona goavana. Miaraka amin’izay ny fanajana ny kolontsaina malagasy sy ny soatoavina mampiavaka antsika. […]

Guide du week-end

Mage 4 au Dôme Ankorondrano Pour Mage 4, 2016 est à marquer d’une pierre blanche puisque le groupe fête cette année son 25ème anniversaire. Ken et ses compagnons viendront fêter la Saint valentin pour une soirée dédiée à l’amour du rock au Dôme Ankorondrano. Ce jubilé sera d’ailleurs une occasion pour eux de rendre hommage […]

Vaovao tambatra 

Raisina ho tombontsoam-bahoaka ny fanamboaran-dalana Soavimasoandro-Ivato. Lalana efa misy, miainga eo Tsarasaotra Soavimasoandro ity hatsaraina ity, mandalo ny sisin’ny lemaka Laniera sy ny farihy Soute à Bombe ary mivoaka eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato. Noraisina io fanapahan-kevitra io teo anivon’ny filankevitry ny minisitra, ny 10 febroary teo, tafiditra ao anatin’ny fanamboarana fotodrafitrasa handraisana ny fivoriamben’ny Frankofonia […]

Fantina sy fintina

Nihaona tamin’ny Praiminisitra Ravelonarivo, afakomaly teny Mahazoarivo, sy ny minisitry ny Fiarovana, ny Jly Rakotozafy Dominique ireo manamboninahitra amerikanina, tarihin’ny amiraly Johnson. Nivoitra tamin’izany ny fanamafisana ny fiaraha-miasa, indrindra eo amin ny fiarovana sy ny fandriampahalemana.   Nolanin’ireo loholona 49 amin’ireo 60 tonga niatrika ny fivoriana ny fitsipika anatiny eo anivon’ny Antenimierandoholona, omaly tetsy Anosikely. […]

Tselatra

Fatim-behivavy voarasarasa. Mpiasana hotely iray hanaovana fanadihadiana ao Toamasina momba ny fahitana ity fatim-behivavy novonoina tamin’ny fomba feno habibiana ity. Voalaza fa fiara iray no nanary ny razana teo an-tokotanin’ilay trano fandraisam-bahiny. Mbola ao amin’ny Hopitalibe Toamasina kosa ny fatiny. Mitohy, araka izany, ny fanadihadiana ka aorian’izay ny hahafantarana ny marina rehetra momba ity raharaha […]

Eco brèves

Transport aérien – Arrêt des vols d’Air Madagascar à Mananara-Nord La commune de Mananara-Nord, dans la région Analanjirofo, est complètement enclavée depuis l’arrêt des vols réguliers de la compagnie Air Madagascar la reliant à Antananarivo, depuis le 7 janvier dernier. Plusieurs activités économiques, essentiellement celles liées au tourisme sont actuellement en standby, selon les informations reçues […]

Echo des régions

Le fokontany Antanifotsy V interpelle les autorités : Le fokontany Antanifotsy V figure parmi les modèles en matière de bonne gestion dans la commune urbaine de Fianarantsoa en réalisant une épargne de 100.000 ariary par an en caisse. La population a toutefois rappelé aux autorités locales qu’il est de leur devoir de réaliser leurs promesses électorales […]

D’un fait à l’autre

Des bandits ont carrément coupé l’avant-bras droit d’un scootériste hier soir, dans le quartier d’Andranomadio Toamasina, parcelle 11/43. Les malfaiteurs l’ont attaqué durant les heures de délestage. Son sang a maculé le deux-roues. Ce crime est survenu quelques heures après le meurtre abominable commis dans le quartier de Salazamay. Six étudiants de l’université d’Andrainjato Fianarantsoa […]

Politique en bref

11 février 2009 – Une commémoration timide Aucun évènement concret n’est prévu pour la commémoration du 11 février 2009. Dans tous les cas, la Gendarmerie, comme chaque année procédera à un dépôt de gerbes sur la place d’Ambohijatovo. Sénat – Adoption du nouveau règlement intérieur ce jour Les sénateurs se réuniront, ce jour à Anosikely […]

Fantina sy fintina

Ambasadaoro vaovaon’i Afrika Atsimo hiasa sy honina eto amintsika i Maud Vuyelwa Dlomo. Nanatitra ny taratasy manendry azy amin’izany toerana izany tamin’ny filoha Rajaonarimampianina eny Iavoloha ny tenany, omaly. Nandimby toerana ny ambasadaoro teo aloha, Gert Johannes Grobbler, izy io. Maherin’ny 500 ny fangatahana onitra noho ny « Raharaha 2002 sy 2009 » voarain’ny eo anivon’ny FFM, […]

Tselatra 

Tra-tehaka teo am-pivarotana rongony ny lehilahy iray, 30 taona, nahatrarana fonosan-drongony miisa 55 tany aminy. Tamin’ny fanadihadihana natao azy, nilaza izy fa tsy mahafantatra ny toerana ividianana ireo rongony ireo fa ny vadiny no mitondra vola 20.000 Ar mivoaka ny trano ka mitondra ny entana avy any. Amidy 500 Ar ny iray fonosana, 20 fonosana […]

Echo des régions

TOAMASINA. Elysée Ratsiraka durcit sa position. En fait, aucun terrain d’entente n’a été trouvé entre le maire et les employés grévistes de la commune urbaine de Toamasina. Le maire Elysée Ratsiraka campe sur sa position relative à la suspension des salaires des grévistes depuis le mois de janvier dernier. Accusant ouvertement un de ses concurrents […]

D’un fait à l’autre

Le corps dépecé d’une femme avoisinant la trentaine a été découvert hier à Salazamay Toamasina. Son ou ses tueurs lui ont découpé le corps en huit morceaux. La partie intime de la victime aurait été enlevée. Selon toute vraisemblance, la femme a été tuée et placée dans une chambre avant d’être dépecée. Aucune trace de […]

Fantina sy fintina

Efa tafaverina an-tanindrazana ny ben’ny Tanàna, Ravalomanana Lalao, rehefa avy niatrika ny fivorian’ny ben’ny Tanàna aty amin’ny ranomasimbe Indianina, tatsy amin’ny Nosy La Réunion ny herinandro teo.  Nifampizara traikefa sy ny fomba fitantanana ary nitady fiaraha-miasa ny tenany tamin’izany. Hamoaka ny bokikely mirakitra ny fanambarana nataony tamin’ny taona 2015 ny fiarahamonim-pirenena Sefafi, ny zoma izao. […]

Tselatra

Manjaka tanteraka ireo jiolahy manendaka any anaty fitohanan’ny fifamoivoizana eny Faravohitra. Manao andiany ireo jiolahy sady mitondra sabatra. Mitebiteby ny olona eny an-toerana satria tsy afa-manoatra manoloana ireo jiolahy. Manahy ny sasany amin’izy ireo fa mety hiitatra hanafika trano ry zalahy rehefa tsy mahita fiara hoendahina.   Jiolahy miisa efatra nitondra basy iray no tompon’antoka […]

Echo des régions

Soaniadanana – Electrification rurale  Les habitants de la nouvelle ville de Soaniadanana , Pk 67 sur la RN 4 bénéficient actuellement de l’énergie solaire grâce aux apports matériels de la société « Jiro vita malagasy » (Jivima). Un lot de nouveaux équipements a été remis aux concepteurs du projet « Exode urbain » dans cette […]

En passant…

Analakely – Deux manifestations contre la CUA Deux manifestations ont eu lieu, hier à Analakely. La première est celle des agents ECD de la Commune urbaine d’Antananarivo. Elle a commencé très tôt dans la matinée sur le parvis de l’Hôtel de ville à Analakely, aux environs de 7h30. Elle s’est très vite calmée car une […]

La politique en bref

Centre de presse malgache – Présentation de la plateforme de formation des journalistes  La nouvelle plateforme multimédia de formation en ligne et d’accompagnement des journalistes sera présentée demain dans le nouveau local du Centre de presse malgache à Antsakaviro. Le projet a été lancé grâce au partenariat avec l’Unesco, sous le parrainage de l’Ordre des journalistes […]

Fantina sy fintina

Nitondra fanampiana toy ny rano sy sakafo masaka ary kojakoja samihafa ho an’ny mponina tratry ny kere any atsimon’ny Nosy ny filoha mpanorina ny Mapar, Rajoelina, ny andron’ny 7 febroary teo. Ho feno 41 katroka ny 11 febroary izao ny namonoan’ny fahavalom-pirenena ny Kly Ratsimandrava Richard  teny Ambohijatovo Ambony. Herinandro taorian’ny nanoloran’ny Jly Ramanantsoa ny […]

Dans le cosmos

Quelques jours avant le spectacle du groupe Solika à l’Alliance française d’Antananarivo (AFT), les organisateurs avaient déjà annoncé que celui-ci se déroulerait à guichets fermés. Et cela a bien été le cas. De plus, les spectateurs du vendredi dernier ont semblé adorer le show et en ont toujours redemandé. Ainsi, pour satisfaire ses fans, le […]

Echo des régions

Risque d’épidémie à Antsiranana :  La montée des eaux dans plusieurs quartiers de la ville inquiète la population de cette commune qui craint de ce fait la propagation des épidémies, propices en de telle situation. Le fokontany de la Cité ouvrière, dans la commune urbaine d’Antsiranana semble devenir le point focal du sinistre avec une cinquantaine […]

La politique en bref

Parti Tim – Démonstration de force Les partisans du parti Tiako i Madagasikara (Tim) ont démontré samedi dernier qu’ils ont encore leur place dans le microcosme politique. Ils se sont retrouvés samedi dernier lors d’un reboisement à Imerinkasinina. Une occasion pour le président national du parti de déclarer que le Tim doit se positionner comme […]

Fantina

Randriamananjara Philibert no misolo toerana ny depiote teo aloha, Ramarosoa Emiline, tamin’ny lisitra Fitarikandro, tao Amparafaravola, araka ny fanapahan’ny HCC ny 3 febroary,  nivoaka ny 5 febroary. Noho ny fahitana fahabangan-toerana izany, fa nametra-pialana ny depiote Ramarosoa Emiline, izay voafidy ho loholona, tamin’ny listra Mifanasoa, faritany Toamasina. Hanatrika ny fihaonana an-tampon’ny Frankôfônia hatao eto Antananarivo, […]

Tselatra

 Maty voatifitry ny zandary i Doris nandritra ny fisamborana azy tao Tsahavita, fokontany Hanahana, distrikan’i Vohibinany, ny zoma teo. Nomelohin’ny fitsarana, sazy 20 taona an-tranomaizina noho ny famonoana olona nataony, saingy nandositra ny fonjan’Ambalatavoahany Toamasina nitazomana azy izy, ny 9 novambra 2012. Nitohy hatrany ny fikarohana ity jiolahy ity taorian’izay. Ny 1 janoary 2016 lasa […]