Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

En Bref

Fantina sy fintina

Naato ary hosoloina vaovao ny vaomiera mikarakara fifidianana. ”Manoloana ny fifanolanana mahery vaika eo amin’ny samy firaisamonina sivily, ny fanehoan-kevitra maro manakiana ny fiasan’ny vaomiera manokana: nanapa-kevitra ny minisiteran’ny Serasera fa aato ny asan’ny vaomiera manokana” hoy ny fanambaran’ny minisiteran’ny Serasera, afakomaly. Hisy ny fiantsoan’ny ministera ny vondron’ny firaisamonina sivily amin’ny fananganana ny vaomiera manokana […]

D’un fait à l’autre

Les 75 éléments de l’Unité spéciale anti-dahalo, dont des médecins, sont arrivés hier à Betroka. D’après le général Anthony Rakotoarison, directeur de la sécurité et des renseignements auprès du commandement de la gendarmerie nationale, les éléments de cette nouvelle unité y ont été déployés spécialement pour prêter main-forte aux éléments déjà sur place et aussi […]

La politique en bref

HCDDED – Le ministère de tutelle entre en jeu Face aux contestations sur l’election des representants de la société civile au sein du Haut conseil pour la défense de la démocratie et de l’Etat de droit (HCDDED) à travers notamment un comité ad hoc très décrié, le ministère de la Communication et des rélations avec […]

Fantina sy fintina

Nidinika nikaton-trano tany Moramanga ireo komitin’ny manampahaizana mamolavola ny lalàna hifehy ny Filankevitry ny fampihavanana (FFM) vaovao. ”Tanjona ny hirosoana amin’ny fampihavanam-pirenena tena  marina ka handraisana vahoaka sy ny mpanao politika rehetra anjara. Efa nisy ny drafitra nalefa any amin’ny filoham-pirenena. Avadika ho volavolan-dalàna izany ary handalo ny parlemanta roa tonta avy eo », hoy ny […]

Tselatra

 Ny 11 marsa 2016 tamin’ny 7 ora hariva, nahazo vaovao tamin’ny olona iray ny zandary any Belo ambonin’i Tsiribihina fa nisy nibata an-tsokosoko ka nampidirina tao anaty fiara 4×4 ny lakolosy an’ny fiangonana FLM Belo ambonin’i Tsiribihina. Nametraka barazy avy hatrany teo amin’ny lalana fivoahana atao hoe Tsimafana ny zandary tao amin’ny borigady Belo. Tamin’ny […]

Echo des régions

Betroka – L’Unité spéciale anti-dahalo à pied d’œuvre  Les premiers éléments de l’Unité spéciale anti-dahalo ont été acheminés vers le district de Betroka, dans le sud du pays où le phénomène dahalo reste d’actualité. Prévus être appuyés par des éléments de la gendarmerie locale, ils sont programmés pour rétablir l’ordre dans cette partie de Madagascar mais […]

La politique en bref

Projet Media for change – Le rôle des médias évoqué Suite aux cinq années de crise politique et institutionnelle, Madagascar se trouve à la croisée des chemins où des choix politiques stratégiques doivent être faits. D’où la mise en œuvre du projet « Media for change » initié par l’organisation Search for common ground (SFCG). Un projet […]

Fantina

Nambaran’ny Praiminisitra Ravelonarivo, omaly tany Taolagnaro, amin’ny fanokafana ny fivorian’ny Antenimieran’ny varotra, fa manga ny lanitra eo amin’ny sehatra tsy miankina sy ny fanjakana. « Nisy fivoarana hatrany izany amin’izao fahatelo taon’ny nitondran’ny filoha Rajaonarimampianina izao. Efa hioty ny vokatra isika izao », hoy izy. Hanamora ny fanomanana sy ny fifandraisana ny biraom-paritry ny Frankofonia eto Antananarivo, […]

Tselatra

Mitentina 1 205 003 Ar ny tentimbidin’ireo fanafody nomen’ny sampandraharaha eo anivon’ny minisiteran’ny Fahasalamana ho an’ireo Unité Spéciale anti-dahalo any Betroka. Nanainga ny asabotsy teo ireo zandary ao anatin’ity Unité Spéciale anti-dahalo ity. Nitrangana horohorontany tany Ankazobe, omaly maraina tamin’ny 7 ora sy 30 mn. 5,2 araka ny mari-pandrefesana Richter izany. Tany amin’ny 47 km avaratr’Ankazobe kosa […]

Eco brèves

JCI – Passage du président international Ryad Subratty à Madagascar Le vice-président international de la Jeune chambre internationale (JCI), Ryad Subratty a été de passage à Madagascar la semaine, dernière. Il a à cette occasion évoqué les rôles majeurs de la JCI Madagascar, entre autres l’application du Plan stratégique 2014-2018, la sensibilisation de la communauté sur la […]

Politique en bref

Indemnisation de 500 millions de dollars – Ravalomanana s’explique Après que le groupe Tiko ait demandé une indemnisation à hauteur de cinq cent millions de dollars à l’Etat, le leader du mouvement, Marc Ravalomanana a indiqué qu’il y a eu erreur quant au destinataire de cette requête. D’après lui, le directeur général de Tiko s’est trompé […]

Tselatra

Jiolahy miisa telo nitondra basy poleta sy barre à pince niditra an-keriny tao amin’ny trano fisotroana iray, tany Amborovy Mahajanga, ny asabotsy teo, tokony ho tamin’ny 12 ora sy 55 minitra alina. Nisy mpiambina anefa tao izay nitsoaka kiririoka mafy sady nanohitra. Vaky nandositra ireo jiolahy ary nanapoaka basy indroa miatoana. Tsy nisy ny aina […]

Echo des régions

Atsimo Atsinanana – Risque de commercialisation de vanille verte: Six tonnes et demi de vanille verte ont été saisies par les autorités dans le fokontany de Bekaraoka, commune rurale de Manambotra Atsimo dans le district de Farafangana, dans la soirée de jeudi grâce à des renseignements fournis par des particuliers. Les techniciens ont jugé les […]

D’un fait à l’autre

Fianarantsoa – Troubles à l’université d’Andrainjato  Le déroulement des examens de la faculté des Sciences de l’université de Fianarantsoa a été perturbé par un groupe d’étudiants, jeudi. Requis par les responsables de l’université, des éléments de l’Emmo/Reg étaient venus sur place pour rétablir l’ordre. Des dispositions furent prises à l’encontre des meneurs du mouvement, à […]

Tselatra

Maty tsy tra-drano rehefa tafasitrika tao ambany kamiaobe bènne, ny mpitondra bisikileta iray, tany Morarano Chrome Amparafaravola, afakomaly. Voalaza fa roa lahy ireo mpitondra bisikileta no nifanena tamin’ilay mpitondra kamiaobe ka nofaohiny avy hatrany. Tsy afa-niala intsony ny iray, ka izao maty tsy avotra izao intsony ny ainy. Notazonin’ny zandary ny mpamilin’ilay kamiaobe ary natao […]

Eco brèves

Tourisme – Interaction entre les guides Vingt guides locaux des aires protégées de Tsinjoriake et d’Amoron’i Onilahy, et 3 accompagnateurs du projet Giz étaient en voyage de visite-échange à Antananarivo, au cours de la semaine du 22 février. L’objectif de leur voyage est de nouer de nouveaux contacts, de renforcer leurs capacités et d’échanger sur […]

Guide du week-end

Tsiakoraka au Piment Café Absent de la scène de la capitale ces derniers temps, Tsiakoraka sera de nouveau auprès  de son public. Après la disparition tragique de leur compagnon de route, le regretté Doda, Fidy et sa bande donneront un concert ce soir au Piment Café à Behoririka. Une occasion de rendre hommage à cette […]

D’un fait à l’autre

Toamasina- Des tracts dénigrent le procureur général La gendarmerie enquête actuellement sur les auteurs de tracts ayant mis en cause le procureur général du tribunal de Toamasina, diffusés dans la nuit du 8 mars. Le contenu diffamatoire de ces tracts portait sur l’accusation de ce haut fonctionnaire d’être derrière la plupart des actes de banditisme […]

La politique en bref

Cooperation – Déplacement présidentiel à Maurice La delegation conduite par le Chef de l’Etat Hery Rajaonarimampianina et son épouse, ainsi que trois membres du gouvernement sont arrivés, hier à Maurice. Outre la celebration de la fête nationale de ce pays, la signature d’un accord de parténariat figure aussi dans l’agenda du Président de la République malgche. […]

Taratry ny kanto

Tsiakoraka etsy amin’ny Piment Café Niaraha-nahalala ny fahabangana teo amin’ny tarika Tsiakoraka, tamin’ny fahalasanan’i Doda tamin’iny taona iny. Fantatra fa haompana amin’ny fahatsiarovana azy sy i Setra, samy mpikambana mpanorina, ny faha-30 taon’ny tarika Tsiakoraka amin’ity taona ity. Ho fisantarana izany, hisy ny « cabaret » izay hotontosaina anio alina, etsy amin’ny Piment Café Behoririka. Holalovana an-kira […]

Fantina sy fintina

Efa atsy amin’ny Nosy Maorisy, hatry ny omaly ny filoha Rajaonarimampianina. Hanasonia ny fifanarahana amin’ny hametrahana ny faritra ara-toekarena manokana (Zes) any Ehoala miaraka amin-dry zareo Maorisianina ny tenany. Hanatrika ny faha-48 taona nahazoan’ity Nosy ity ny Fahaleovantenany koa. Hiompana amin’ny varotra, ny jono, ny fizahantany, fahasalamana sy ny fampahalalam-baovao ity fifanarahana ity ary hiteraka […]

Tselatra

 Lehilahy iray, 29 taona monina any Ankadikely Ilafy mpangalatra kojakojana fiara no voasambotry ny polisy avy amin’ny Poste de police Ampefiloha ny Alarobia, 9 Marsa tokony ho tamin’ny 10 ora maraina teny Ampefiloha. Maro ny fitarainana voarain’ny polisy mahakasika fahaverezana kojakojana fiara sy moto amin’iny faritra Ampefiloha sy ny manodidina iny. Ny alarobia maraina, nahatsikaritra […]

En passant…

Météo : toujours de la pluie et de la grêle Selon la météo, il va encore continuer à pleuvoir dans la capitale et ses environs ce jour. Des averses orageuses seront enregistrées, mais localement. Des orages multicellulaires, selon le jargon météorologique. Cette situation fait suite aux hautes températures enregistrées ces derniers temps, lesquelles contrent la […]

La politique en bref

Coopération – Hery R. reçoit le DG de Dangote Le Président de la République, Hery Rajaonarimampianina a reçu le directeur général de Dangote Industries Limited, Serigne Aramine Mbacke, hier à Iavoloha. Les échanges entre les deux personnalités ont porté sur le développement et les opportunités que Dangote Industries Limited peut offrir dans plusieurs domaines à […]

Fantina sy fintina

Ho fantatra ato anatin’ny iray volana ny tetikasa iarahantsika amin’ny orinasa Dangote eo amin’ny tontolon’ny angovo, araka  ny fihaonana teo amin’ny filoha Rajaonarimampianina sy ny tale jeneralin’ity orinasa goavana ity, Serigne Aramine Mbacke teny Iavoloha, omaly. Tafiditra amin’ny fiaraha-miombona antoka eo amin’ny roa tonta izany. Misehatra eo amin’ny tontolon’ny simenitra, ny fambolena sy ny siramamy, […]