Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

En Bref

Zaka tsara : fitsarana ny marina…

Folo, roapolo, telopolo… Efa ho fitopolo taona izao ny “Raharaha 29 marsa 1947“. Hatramin’izao, tsy fantatra ny marina; na fantatra aza, ifandroritana be ihany. Tsy ananana fahasahiana ny fiatrehana ny marina? Fomba fiteny ihany ny hoe: ny marina tsy mba maty. Ahina ho matimaty foana aza ny marina, raha tsy fantatra na odian-tsy fantatra. Tsy […]

Fantina sy fintina

Nojerena ny anjara andraikitry ny minisitera tsirairay amin’ny fanomanana ny fandraisana ny Frankôfônia, tamin’ny filankevitry ny governemanta teny Mahazoarivo, afakomaly. Nisy ny fisaorana ireo mpandray anjara, izay nisy olona 2 000 mahery, tamin’ny diabe tamin’ny andron’ny Frankôfônia, ny 20 marsa lasa teo. Nisy ny fampitomboana 3 500 tapitrisa Ar ny tetibolan’ny Antenimierampirenena, taona 2016, araka ny […]

Eco brèves

Internet – Un million d’usagers recensés à Madagascar On recense actuellement près d’un million d’utilisateurs d’internet à Madagascar, selon les chiffres du ministère des Postes, des télécommunications et des nouvelles technologies. Selon les propos du ministre André Neypatraiky Rakotomamonjy, l’usage d’internet à Madagascar reste faible par rapport aux autres pays du continent africain. Toutefois, Madagascar […]

Echo des régions

Investiture du maire de Miarinavaratra-Fandriana, ce jour : Grande cérémonie officielle ce jour au chef-lieu de la commune rurale de Miarinavaratra, dans le district de Fandriana, région Amoron’i Mania, à l’occasion de l’investiture du maire Philémon Rakotoniaina. Les grandes lignes du programme de développement annoncées par le candidat lors de la campagne électorale seront confirmées à […]

D’un fait à l’autre

Les éléments de la Section de la recherche criminelle de Fiadanana ont mis la main le 18 mars dernier à Alakamisy Fenoarivo sur six personnes qui, depuis plusieurs années, avaient utilisé des faux documents pour s’approprier indûment de terrains titrés et bornés. Des faux cachets ainsi que plusieurs galons de colonel ont été découverts chez […]

En passant…

GOUT/GOOD France – la gastronomie française parle malgache «Goût/Good France» est un événement célébré tous les 21 mars sur les cinq continents pour mettre à l’honneur la gastronomie française sous les influences locales. Madagascar n’était pas en reste de cet événement, à la Résidence de France, trois chefs de renom ont été mobilisés pour le […]

Fantina sy fintina

Nahitsy ny praiminisitra Ravelonarivo. « Tsy ho kandidà amin’ny fifidianana filoham-pirenena ny taona 2018 aho », hoy izy teny Mahazoarivo, omaly. Nanteriny fa efa nanambara momba izany ny tenany. Nigadona, alina eto amintsika ny sekretera jeneralin’ny OIF, Michaelle Jean. Hihaona amin’ny filoha Rajaonarimampianina sy ireo tompon’andraikitra maro ny tenany ary hitokana ny birao-paritry ny Frankofonia eto amintsika.

Tselatra

 Fiara camion iray no tratran’ny olana mekanika ka nihemotra tampoka rehefa niakatra fiakarana, tany Ambinaninono. Olona sivy no nentiny tamin’izany ka ny iray maty tsy tra-drano, ny ambiny kosa naratra mafy. Nentina haingana any amin’ny CSB II Ambinaninono ireo naratra. Ny borigady Brickaville no misahana ny raharaha ary efa voatazona ny Mpamily. Tonga tao amin’ny […]

D’un fait à l’autre

Un voleur à la tire impénitent a été arrêté par des éléments du Service antigang et du poste de police avancé d’Ampefiloha dans la nuit de vendredi. Cette nuit-là, il a attaqué avec ses complices deux personnes, respectivement à Ampefiloha et à Andavamamba. Après leur forfait, les bandits ont pris la fuite mais ils sont […]

Fantina sy fintina

Hanao ho laharam-pahamehana ny herinaratra eny ambanivohitra ny fitondrana, araka ny nambaran’ny filoha Rajaonarimampianina, omaly teny Iavoloha. Nandray ny delegasion’ny orinasa amerikanina, Fluidicenergy, tamin’ny alalan’ny filoha lefitra, Dennis Thomsen, ny tenany. Anisan’ireo orinasa lehibe misahana ny fampidirana herinaratra any ambanivohitra amin’ny alalan’ny angovo nohavaozina ny Fluidicenergy. Hijery ny fiaraha-miasa amintsika momba izany ireto vahiny ireto. […]

Tselatra

 Lehilahy iray tokony ho 35 taona eo ho eo, hita faty tao anatin’ny Lakandranon’i Pangalana, ny 18 marsa lasa teo, tany Morarano. Nifatotra tady avokoa na ny tongony na ny tanany tamin’izany. Nahitana fira antsy na zava-maranitra teo amin’ny lohany. Ny polisim-pirenena sy ny BMH no nidina tany an-toerana nanao ny fizahana. Nalevin’ny fokonolona ny […]

D’un fait à l’autre

Un cas de vol suivi de viol a eu lieu dans la nuit du 18 mars dans la commune de Sandrandahy, district de Fandriana. Cette nuit-là, sept individus équipés de fusils de chasse et d’armes blanches ont attaqué le domicile d’une famille sise à Ankadiambola. Certains des bandits ont raflé tout ce qu’ils trouvaient à […]

Fantina sy fintina

Nantsoin’ny mpitandro filaminana ny mpitarika ny MPMR . “Na savaranonando amin’ny fanombohan-javatra aza, nahafa-po. Misy sahady ny endrika fampihorohoroana atao amin’ny mpitarika ny hetsika: efa misy namanay izao nantsoina any amin’ny mpitandro filamianana”, hoy ny eo anivon’ny MPMR, ny Dr Andriamaholison Jules, tamin’ny hetsika teny Andrefan’Ambohijanahary, afakomaly. Nambarany fa tsy mihemotra ny hetsika. Takin’izy ireo […]

D’un fait à l’autre

Soupçonné d’inceste, un homme d’une trentaine d’années a été arrêté jeudi dernier à Ankadimbahoaka par les policiers du Service central de la police des mœurs et de la protection des mineurs. D’après la déposition de sa femme, ce trentenaire avait abusé de sa fille de 11 ans en 2014. Ayant appris que son épouse avait […]

Fantina sy fintina

Nahemotra amin’ny 1 avrily ny raharaha ifanolanan’ny IEP de Madagascar sy ny FJKM, izay saika natao teny amin’ny fitsarana, Anosy, omaly. Nametraka fehinteny ny mpiaro ny IEP, ny Me Radilofe Mamy. Mbola hamaly izany ny andaniny. Vontoatin’ady ny fandroahana ny IEP amin’ny trano eny Ampandrana. Nolavin’ny fitsarana misahana ny ady ifanaovana amin’ny fanjakana, Anosy, omaly, […]

Guide du week-end

AmbondronA au Café de la Gare Le groupe AmbondronA donnera un concert au Music Chefs Avenue du Café de la Gare de Soarano ce soir, qui inaugure la célébration en apothéose de ses 15 ans de scène. Après leur succès en 2014, Kix, Beranto, Honty, Blanc et Ranto vont de nouveau investir le plus grand […]

Taratry ny kanto

The Dizzy Brains, etsy amin’ny IFM Taorian’ny fisongadinany tany ivelany, hanolotra seho iray etsy amin’ny IFM Analakely ny The Dizzy Brains anio, manomboka amin’ny 7 ora hariva. Tarika ivondronan’ny tanora mpivoy ny rock, nitondra rivo-baovao ho an’ny tontolon’ny rock sy ny mozika manontolo mihitsy izy ireto. Silo Power Trio, eny amin’ny Trass Fotoana ifanomezana indray […]

Fantina sy fintina

Vaky ny ady. Nanangana ny Arrma ireo olon’ny Arema teo aloha. Mijoro ho hery afovoany ny Fiarahana ho an’ny fanorenana ifotony sy fanarenana an’i Madagasikara (Arrma). “Sady tsy manasohaso ny fitondrana be fahatany nefa koa tsy manohitra bontolo izahay… Hanana kandidà amin’ny fifidianana rehetra”, hoy ny mpanorina ity antoko nisintaka amin’ny Arema ity, Vaovao Benjamin […]

Echos des régions

Toamasina – Une stèle en hommage à Gaston Laha Une stèle en hommage à l’ancien ministre de la Culture Gaston Laha sera inaugurée à Toamasina le 29 mars prochain, a déclaré le président d’honneur de l’association «Gasy masi-mandidy amin’ny taniny» (GMT), Henri Rakotomalala dit Riri Be, hier. Il a rappelé que ce ministre, disciple de […]

En passant…

Contrairement à ce qui a été publié dans un journal de la capitale, le conducteur du véhicule 4×4 ayant tué cinq personnes à Moramanga est toujours en prison. L’on sait également qu’il est ressortissant malgache et non un Karana comme il a été mentionné. Trois présumés auteurs d’un braquage survenu dans l’après-midi du 11 mars […]

Fantina sy fintina

Naato ary hosoloina vaovao ny vaomiera mikarakara fifidianana. ”Manoloana ny fifanolanana mahery vaika eo amin’ny samy firaisamonina sivily, ny fanehoan-kevitra maro manakiana ny fiasan’ny vaomiera manokana: nanapa-kevitra ny minisiteran’ny Serasera fa aato ny asan’ny vaomiera manokana” hoy ny fanambaran’ny minisiteran’ny Serasera, afakomaly. Hisy ny fiantsoan’ny ministera ny vondron’ny firaisamonina sivily amin’ny fananganana ny vaomiera manokana […]

D’un fait à l’autre

Les 75 éléments de l’Unité spéciale anti-dahalo, dont des médecins, sont arrivés hier à Betroka. D’après le général Anthony Rakotoarison, directeur de la sécurité et des renseignements auprès du commandement de la gendarmerie nationale, les éléments de cette nouvelle unité y ont été déployés spécialement pour prêter main-forte aux éléments déjà sur place et aussi […]

La politique en bref

HCDDED – Le ministère de tutelle entre en jeu Face aux contestations sur l’election des representants de la société civile au sein du Haut conseil pour la défense de la démocratie et de l’Etat de droit (HCDDED) à travers notamment un comité ad hoc très décrié, le ministère de la Communication et des rélations avec […]

Fantina sy fintina

Nidinika nikaton-trano tany Moramanga ireo komitin’ny manampahaizana mamolavola ny lalàna hifehy ny Filankevitry ny fampihavanana (FFM) vaovao. ”Tanjona ny hirosoana amin’ny fampihavanam-pirenena tena  marina ka handraisana vahoaka sy ny mpanao politika rehetra anjara. Efa nisy ny drafitra nalefa any amin’ny filoham-pirenena. Avadika ho volavolan-dalàna izany ary handalo ny parlemanta roa tonta avy eo », hoy ny […]

Tselatra

 Ny 11 marsa 2016 tamin’ny 7 ora hariva, nahazo vaovao tamin’ny olona iray ny zandary any Belo ambonin’i Tsiribihina fa nisy nibata an-tsokosoko ka nampidirina tao anaty fiara 4×4 ny lakolosy an’ny fiangonana FLM Belo ambonin’i Tsiribihina. Nametraka barazy avy hatrany teo amin’ny lalana fivoahana atao hoe Tsimafana ny zandary tao amin’ny borigady Belo. Tamin’ny […]