Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

En Bref

Taratry ny kanto

Silo, etsy amin’ny Piment Café Behoririka Hiverina an-tsehatra indray ny trio Silo. Rehefa nijanona volana maromaro, manome fotoana ireo mpankafy etsy amin’ny Piment Café Behoririka indray i Silo anio, manomboka amin’ny 9 ora alina, Christelle Ratri ary Cedrick. Noho i Christelle tera-bao, sy i Silo tsy teto an-tanindrazana no tena anton’ny fitsaharana fohy. Ankoatra ireo […]

Fantina sy fintina

Hifamotoana eny Imerinkasinina, hamboly hazo ny eo anivon’ny antoko Tim, rahampitso asabotsy tontolo andro.  Sambany indray ny fiarahan’izy ireo amin’ny filoha teo aloha,  amin’ny fambolen-kazo tahaka izao raha notarihin’ireo lohandohany ihany ny Tim tamin’ny  fanaovana izany adidy izany. Efa teto ihany ny filoha nasionaly, Ravalomanana tamin’ny taon-dasa, saingy tsy afa-niteny sy narahi-maso akaiky. Hanao ny […]

Brèves régions

Carrière d’apatites de Beraketa  Des magouilleurs, de connivence certainement avec les forces de l’ordre locales,  vivent en dérobant impunément des pierres extraites par les petits exploitants à Beraketa, une commune du district de Bekily, dans la région Androy. Olivier Stanislas Ndrenavandahy a découvert ses biens récemment sur un individu à Ivango, un fokontany de cette […]

D’un fait à l’autre

Un Malgache en situation irrégulière vient d’être arrêté par la police mauricienne. Les officiers de la station de police de Pope Hennessy l’ont arrêté pour présence illégale sur le sol mauricien. Le Malgache a travaillé à bord du bateau de pêche Diego Star 2. Pris en possession de 1000 rouleaux de cannabis, un quadragénaire a […]

Indray mijery

Omaly, notoloran’ny Unicef “drones” telo ny BNGRC. Fitaovana hahafahana manao fitiliana ny fahavoazana amin’ny tanàna lavitra andriana amin’izao fotoam-pahavaratra izao ireo “drones” ireo. Hanaraha-maso akaiky ny fizotran’ny fahavoazana ny fitaovana vaovao. Manaraka fiofanana amin’ny fampiasana izany fitaovana izany ny ekipan’ny BNGRC efatra sy ny avy ao amin’ny Corps de la protection civile. Manamora indrindra ihany […]

Fantina sy fintina

Vita sonia, omaly teny Alarobia ny fiaraha-miasa eo amin’ny Ceni sy ny TVM/RNM, amin’ny fahafahan’ny mpikarakara fifidianana manao fandaharana maimaim-poana amin’ireo haino aman-jerim-panjakana. Tafiditra ao anatin’izany ireo hetsika fanentanana samihafa momba ny fifidianana. « Hanatsarana ny fomba fanabeazana ny mpifidy izany… Ilaina ny fanakianana ary tsy mora ny manao zavatra », hoy ny filohan’ny Ceni, ny Me Rakotomanana […]

La politique en bref

Sénat – Les moyens logistiques fin prêts Comme la première session des sénateurs se tiendra mardi prochain, le palais de Verre d’Anosikely a fait l’objet de travaux de réhabilitation pour les accueillir. D’après un responsable de l’infrastructure, la salle de réunion a déjà été rénovée depuis quelques jours déjà. Concernant les bureaux destinés aux nouveaux […]

Indray mijery

Hozaraina amin’ny zoma izao ny taratasy fifanarahana momba ny asa eo amin’ny fanjakana (minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena) sy ny mpampianatra voaray ho mpiasam-panjakana ho an’ny andiany faharoa. Ho an’ny Dren Analamanga ao anatin’ny Cisco valo, 1 100 ny fifanarahana atolotra ny mpampianatra eny amin’ny lycée Jules Ferry. Efa naharay ny azy avokoa ny mpampianatra eto amin’ny Cisco Antananarivo […]

Fantina sy fintina

Noraisin’ny filoha teo aloha, Ravalomanana, teny Faravohitra indray, afakomaly, ny ambasadaoro amerikanina, Robert Yamate. Tsy nisy nipika ny dinika. Na izany aza, voalaza fa niompana amin’ny raharaham-pirenena amin’ny ankapobeny sy ny resaka kolikoly ary koa ny filaminana ny votoatin’ny fihaonana eo amin’ny roa tonta. Fantatra koa ankoatra izany fa manahy ny amin’ny mety hisehoan’ny korontana eto […]

La politique en bref

Bois de rose – Le tribunal spécial sis à Antananarivo Le tribuanl spécial pour le bois de rose sera installé dans la capitale, d’après le professeur Honoré Rakotomanana, hier sur la radio nationale. Ce qui est en quelque sorte paradoxal puisque les exploitations s’effectuent surtout dans le Nord de l’île. D’après  ce juriste constitutionaliste, cette disposition […]

Vaovao tambatra

 Mandeha ny fanentsemana ireo lavadavaka amin’ny lalam-pirenena fahafito (RN 7). Tanjon’ny minisiteran’ny Asa vaventy ny hampizotra ara-dalàna ity lalana ity, mampitohy an’Antananarivo-Toliara. Nomarihin’ny minisitra Ratsiraka Roland koa fa ela loatra sy maro ny dingana arahina amin’ny fivoahan’ny famatsiam-bola vahiny amin’ny fanamboaran-dalana. Mandalo ao Toamasina ny sambo mpiandry morontsiraka indianina, Samarth. Miantsona any izy ny 1-4 […]

Eran-tany

Mivarahontsana ny any Nizeria ankehitriny noho ny fitotongan’ny vidin-tsolika. I Nizeria izay mpamokatra solika voalohany aty Afrika. Mihalafo ny rehetra : hofan-trano, sakafo … niakatra avokoa afa-tsy ny karama ! Betsaka ny mpiasa manao fitokonana noho izay fisondrotan’ny vidim-piainana izay, saingy tsy mampiova zavatra. Mbola ho mafimafy kokoa ny ho avy, araka ny vaovao avoakan’ny […]

Fantina sy fintina

Namoaka tolotr’asa hisahana andraikitra eo anivon’ny sampandraharaha sy tale maromaro ny eo anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni). Tafiditra amin’ny fampidirana mpiasa vaovao eo anivon’ity rafitra iray misahana sy mikarakara ny fifidianana ity izany. Feno 41 taona amin’ny 5 febroary izao ny nanoloran’ny Jly Ramanantsoa Gabriel ny fahefana feno ho an’ny Kly Ratsimandrava, […]

Tselatra  

Nitondra fanazavana momba ny fitoriana sy ny vaovao navoaka momba azy Ratsimbazafy Didi, filoha lefitry ny holafitry ny mpanao gazety, omaly, teny amin’ny biraon’ny holafitra, Ambohihady. Nilaza izy fa tsy mitombina ny fanendrikendrehana azy ho tompon’antoka tamin’ny fahamaizan’ny IBC. “Mazava ny filazan’ny raki-tsoratry ny mpitandro filaminana sy ny mpamonjy voina fa vokatry ny fipoahana’ny herinaratra […]

La politique en bref

CUA – Descente inopinée du maire dans le 6è arrondissement Afin d’effectuer un suivi de la réalisation de ses promesses, le maire de la Capitale a effectué une visite inopinée dans le 6è arrondissement. Une occasion pour  la première magistrate de la ville de constater de visu les problèmes dans cette circonscription. Tiko – La restitution […]

Tselatra

Dahalo efatra indray maty voatifitry ny zandary nandritra ny fifandonana tao Miarinarivo, kaominina ambanivohitra Ambohijanahary Amparafaravola, afakomaly. Nanohy ny fikarohana ireo omby tsy tamina halatra omby nitranga tao Vohitsoa, ny 19 janoary teo ny zandary ka tamin’izany no nahatrarana ireto dahalo ireto. Saika hisambotra ireo dahalo anefa ny zandary nony tonga tao Miarinarivo ka nitifitra […]

Guide du week-end

Lolo sy ny tariny au Piment Café Après un concert mémorable au mois d’août 2015 au Coliseum d’Antsonjombe avec Mahaleo, «Lolo sy ny tariny» nous revient en ce début d’année. Ce soir Benny, Bebey Sammy, Sefo et ses camarades investiront la scène du Piment Café à Behoririka. L’ambiance en cabaret sera encore plus conviviale et la […]

La politique en bref

Union africaine – Fin de mandat pour Dlamini-Zuma Le successeur de l’actuelle présidente de la Commission de l’Union africaine, Nkosazana Dlamini-Zuma devrait être connu à partir du mois de juillet prochain, c’est-à-dire à la fin de son mandat, après quatre années à la tête de la commission. En attendant, l’ex-épouse de Jacob Zuma se concentre […]

Taratry ny kanto

“Revy Lôlô sy ny tariny”, etsy amin’ny Piment Café Mandra-piandry ilay fotoana manaraka efa nampanantenain’i Lôlô nandritra ny fandalovany farany teto, anjaran’ireo mpikambana monina eto an-tanindrazana aloha no mamelombelona ny “Revy Lôlô sy ny tariny”. Fantatra fa hiverina etsy amin’ny Piment Café Behoririka indray i Benny, Bebey ary Sammy, anio manomboka amin’ny 9 ora alina. […]

D’un fait à l’autre

Grièvement blessé après l’agression dont il a été victime, un motard a rendu son dernier souffle dimanche à l’HJRA. Il a été agressé vendredi dernier par une horde d’individus près de la bifurcation d’Ankadindratombo. Les bandits l’ont roué de coups avec un morceau de bois rond avant de le piétiner. Les corps des 19 victimes […]

Indray mijery

 Haharitra hadimiana ny atrikasa momba ny fametrahana ny antoka momba ny kalitaon’ny lalam-piofanana amin’ny fakiolte telo eny amin’ny oniversiten’Antananarivo. Tafiditra ao ny fakiolten’ny fianarana ho mpitsabo, sekoly ambony momba ny fambolena sy ny fiompiana ary ny fitantanana. Iarahana amin’ny tomponandraikitry ny univesité de Liège ny asa ary ahitana manam-pahaizana avy any. Hifarana ny alatsinainy ny […]

Tselatra

Nisehoana haintrano teny Ambodin’Isotry, afakomaly alina. Voalaza fa nisy trano maromaro may tamin’izany, ary maro tamin’ireo ny hazo. Tsena avokoa ny ankamaroan’ireo, nahitana toeram-pivarotan-toaka. Tonga teny an-toerana ny mpamonjy voina namono izany, izay naharitra adiny iray vao maty ny afo. Voalaza fa noho ny fipoahan’ny herinaratra ihany koa no nahatonga izany. “Mahagaga ihany ity haintrano […]

D’un fait à l’autre

Le président de l’ordre des journalistes ainsi que le maire de la commune d’Ivato ont été victimes d’un accident de la route dans la nuit de lundi à Mamory Ivato. Après avoir embouti deux autres voitures, un véhicule 4×4 d’une société de sécurité civile avait violemment percuté leur voiture. Le président de l’OJM est déjà […]

En passant…

Intempéries dans le nord : le nombre des sinistrés continue d’augmenter De source auprès du service météorologique d’Ampandrianomby, 3925 sinistrés sont recensés dans la région de Mampikony, hier, et 1 000 à Mahajamba, dans le district de Mahajanga-II. Le niveau des eaux atteint 1,80 m dans certains endroits et plus de 15 107 ha de […]

Tselatra

Notafihin’ny andian-jiolahy miisa dimy nitondra fitaovam-piadiana, afakomaly ny ben’ny Tanànan’i Londona, kaominina ambanivohitr’i Soavinandriana. Voalaza fa niditra an-keriny tao amin’ilay niharam-boina izy sady nanapoaka tsipoapoaka ka niparitaka ny olona. Lasan’izy ireo ny lelavola mitentina 2 tapitrisa Ar sy tablette iray. Nandositra nizotra any amin’ny faritr’i Faratsiho ireo jiolahy. Tsy nisy ny olona naratra. Mitohy ny […]