Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

En Bref

Tselatra

Amboarina ny lalana eo akaikin’ny masoivohon’i Chine eny Nanisana rahampitso. Hiteraka fitohanan’ny fifamoivoizana izany. Nanapa-kevitra, araka izany, ny polisy avy ao amin’ny boriborintany fahavalo eny Analamahitsy mba ho fandaminana izany. Lalan-tokana ihany no miasa ka noho izany ireo fiara avy any Analamahitsy ihany no mandalo eo fa ny avy any Ankerana sy Ampasampito ho any […]

Echos des régions

Formation agricole dans l’Alaotra : Les riziculteurs du district d’Ambatondrazaka bénéficient actuellement des formations sur la technique de culture et la désinsectisation pour améliorer le taux de rendement. Les encadreurs du projet Papriz, responsables de la formation, leur ont aussi conseillé l’utilisation des engrais biologiques en plus de la pratique de la rotation de cultures pour […]

Guide du week-end

Vendredi 4 novembre Ry kala vazo au Carré Une musicalité, un sens du tempo, une capacité à une improvisation très rare. Voilà ce à quoi les mélomanes qualifient Ry kala vazo. Armées de leurs kabôsy et valiha, Mitchou Amy, Mirana et Vanintsoa ont surpris plus d’un en interprétant un tube de la chanteuse américaine Meghan […]

D’un fait à l’autre

Un homme a été pris en otage par les dahalo qui, dans la nuit du1er novembre, avaient attaqué le village d’Andranomiditra, district de Mampikony. Cette nuit-là, les dahalo ont volé 30 zébus et, pour couvrir leur fuite, ils ont enlevé un villageois. Les bandits ont pris la fuite en direction d’Andilamena. Des gendarmes et des […]

Fantina sy fintina

Nitondra fanazavana momba ilay asa fampihorohoroana teny Ivato, ny 1 novambra  teo ny Praiminisitra Mahafaly Solonandrasana, omaly, teny Ambohitseheno. “Efa nisy ny fepetra noraisina ary mandeha ny fanadihadiana sy ny fandraisana an-tanana ny raharaha ataon’ny minisitera tomponandraikitra”, hoy izy. Ankoatra izany, nambarany fa ny herinandro ho avy io ny dinika politika iarahana amin’ny Vondrona eoropeanina […]

Tselatra

 Taksiborosy iray mampitohy an’Ambositra sy Analavory nahatrarana toaka gasy tanaty damozana miisa 40, tao amin’ny fokontany Firavahana Analavory, ny talata teo tamin’ny 11 ora sy 30 mn. Nandritra ny sakana nataon’ny zandary no nahitana ireto toaka gasy ireto saika hoentina any Ambalanirana sy Analavory. Mbola niampy toaka 20 litatra an’olon-kafa ireto toaka gasy ireto. Mitohy […]

Eco brèves

Habitat – Plus de 70% sont des bidonvilles Les quartiers de Manarintsoa Est, Manarintsoa Centre, Manarintsoa Anatihazo et Andavamamba Anatihazo I sont envahis par des bidonvilles. 60 % des habitations dans ces quartiers ne suivent pas les normes de construction et ne s’inscrivent pas dans la zone planifiée. Par ailleurs seuls 27 % des habitations […]

Dans le cosmos

Zay – Le bouquet final au palais des Sports Voilà maintenant deux décennies que le groupe ‘Zay parcourt les routes, distillant sa musique en concert et en festival, non seulement à Madagascar, mais aussi à l’étranger. En fait, Nary et ses compagnons de route ont inauguré leur tournée nationale au mois de mai dernier lors […]

Echos des régions

Activités sociales du Tim: Le député Tim du 1er arrondissement a pris ses dispositions en envoyant des représentants pour évaluer les travaux destinés à endiguer les inondations dans les quartiers d’Andranomanalina et d’Andohatapenaka, hier, suite aux doléances de ses électeurs. Le Distim Philippe Rakotomamonjy  a conduit la délégation sur les lieux pour les différentes études […]

D’un fait à l’autre

Neuf individus dont un policier, impliqués dans l’affaire de vol de gasoil au chantier de la nouvelle gare routière d’Amoron’Ankona Ambohimangakely, ont été déférés hier au parquet d’Anosy. Ils ont été arrêtés dans la nuit du 29 octobre avec 195 litres de gasoil volés. Quatre individus venant de Bereha Miandrivazo sont morts, le 1er novembre, […]

En passant…

Hausse des prix à la pompe- Aucun impact sur les frais des taxis-be Les usagers sont rassurés. La récente hausse des prix à la pompe n’influe pas sur le montant des frais des transports en commun dans la capitale. Le prix du ticket des bus sera de ce fait maintenu à 400 ariary. L ’Union […]

Tselatra

Voasambotry ny zandary tao amin’ny hopitaly miaramila eny Soavinandriana, ny faran’ny herinandro teo, ny ramatoa iray 70 taona nisandoka ho mpitsabo tao amin’ny sampana gynécologie obstetrique. Araka ny fanazavan’ny zandary, nangalatra fanamiana tao amin’ny trano fisoloana akanjo izy, ka tsy nisy namantarana azy fa toy ireny mpitsabo ireny. Niditra tao amin’ny efitrano misy zazakely tsaboina […]

Fantina sy fintina

Hifarana ny zoma izao ny fivorian’ny fivondronamben’ny eveka, tanterahina etsy Antanimena. Andrasana ny mety ho hafatra avy amin’izy ireo, indrindra ny raharaham-pirenena ankoatra ny fiainana anatin’ny fiangonana katolika. Hofaranana amin’ny Sorona masina etsy amin’ny Esca Antanimena izany ny alahady izao. Raha tsy nisy ny fiovana, nigadona, omaly, eto amintsika ny sekretera jeneralin’ny OIF, Michaelle Jean. […]

Tselatra

 Efa tonga any Ihosy ny helikoptera miaraka amin’ireo zandary, hanenjika ireo andian-dahalo nampihorohoro ny mponina tao Antanandava Ankaramena faritra Ihorombe. Nilaza ny depiote voafidy tany an-toerana fa mahatratra hatrany amin’ny 500 any ho any,  ny isan’ireo dahalo. Tsy mandry fahalemana ny tanàna satria mitaintaina andro aman’alina ny mponina amin’ny firongatry ny asan-dahalo. Tafakatra sivy ny […]

Dans le cosmos

End of the weak – Madagascar n’a pas démérité La grande finale mondiale du concours d’improvisation Hip Hop « End of the weak » (EOW), s’est tenu samedi dernier en Suisse. Pour cette édition, le premier titre revient à Scynikal, qui vient du Québec. Epistolier, qui a porté l’étendard de la Grande île, termine à […]

Echos des régions

Partenariat entre l’ISTA et la logistique pétrolière.  La logistique pétrolière s’est engagée à embaucher le meilleur  des  5 stagiaires que lui a proposé l’Institut supérieur de technologie d’Antsiranana (ISTA) suivant la convention de partenariat signée entre les deux parties jeudi dernier. Ce partenariat d’une durée de deux ans porte sur des bourses d’étude et des […]

D’un fait à l’autre

Un enseignant de Tsiaroanomandidy accusé de détournement : L’affaire du détournement de la caisse de la Fram d’une valeur de 5,5 millions d’ariary et de matériels estimés à 4,6 millions d’ariary sera traduite devant la justice ce jour. Le directeur du collège d’enseignement général (CEG) d’Andrefan’ny Gara-Tsiroanomandidy en est le principal accusé, d’après le dossier. Après […]

La politique en bref

– Dans le cadre de la préparation des élections, l’ancien président Ravalomanana a rencontré les représentants des associations et des partis politiques qui l’ont soutenu. Les retrouvailles se sont déroulées samedi dernier au siège du parti Tim à Bel’air. – Le président Hery Rajaonarimampianina a effectué une descente à Andohatapenaka samedi dernier. Cette visite avait […]

Indray mijery

Betsaka amin’ireo sekoly mampiasa teny frantsay no nisafidy ny tsy hanisy fialan-tsasatry ny “Toussaint”. Nampitsahatra ny fampianarana tanteraka kosa izy ireo mandritra ny “Herinandron’ny fihaonamben’ny frankôfonia” izay hotanterahina eto amintsika ny herinandron’ny 22 ka hatramin’ny 27 novambra. Betsaka ireo mpiasa miandrandra ny teny midina avy any amin’ny fanjakana mahefa na ho “pont”,  anio na tsia. […]

Tselatra

Azon’ny fokonolona sy ny zandary nandritra ny fisafoana ireo moara roa, lamba miloko menamena fanaovan’ireo dahalo ody bala, vilia roa, sotro miisa 10, zinga iray nandritra ny fanarahan-dia, ny alarobia teo tao Antanambao Mangabe. Nandritra ny fisafoan’ireo andrimasom-pokonolona no nahitan’izy ireo dahalo roa efa malaza ratsy amin’ny fanafihana nandroaka omby maromaro. Nanakana avy hatrany ireo […]

Guide du week-end

Olo Blaky à l’Is’art Galery Dans le cadre du festival d’Art urbain qui se tient actuellement dans la capitale, l’organisateur propose une soirée composée uniquement de musique urbaine, en mettant en tête d’affiche le groupe Olo Blaky. avec Naty Kaly au chant, RaPa à la guitare, Dyl à la guitare basse, Ndriana Kely à la […]

D’un fait à l’autre

Sept présumés cambrioleurs et violeurs ont été arrêtés à Ambany Atsimo par les éléments du Commissariat central de Tanjombato le lendemain du vol dont a été victime une famille demeurant à Ifarihy. La veille, les bandits ont fait main basse sur 300.000 ariary, des postes téléviseurs et abusé d’une mère de famille et de sa […]

Tselatra

Lasan’ny jiolahy roa nitondra basy teny Andranobevava, afakomaly ny poketran’ny renim-pianakaviana iray. Voalaza fa avy nitsena ny zanany nianatra tao amin’ny sekoly iray izy no ary mbola hitondra io zanany io handeha hilomano no nendahin’ireo jiolahy tampoka. Misy zavatra sarobidy miampy vola anefa any anatin’ilay poketra araka ny fanazavan’ilay renim-pianakaviana. Aiza ireo tompon’andraikitra satria mitaintaina […]

La politique en bref

Francophonie – Rencontre des OING La conférence des Organisations internationales non gouvernementales (OING) et des Organisations de la société civile (OSC) francophones se tiendra du 2 au 4 novembre prochain dans la capitale malgache. Le rendez-vous verra la présence de la Secrétaire générale de la Francophonie, Michaelle Jean. MID – Du nouveau à la tête […]

Fantina sy fintina

Nivadika ho fanafoanana ireo kabinetran’ny filohan’ny Antenimierandoholona ny fitakian’ireo loholona. Nivoitra izany tamin’ny fivorian’izy ireo. « Tsy mbola any amin’ny fanonganana azy izahay », hoy izy ireo. tsy levon’ny vavonin’ireo loholona ny fianakaviana na naman-dRakotomanana Honoré miara-miasa akaiky aminy sady tsy mifanaraka amin’ny fitsipika anatiny izany, araka ny nambaran’izy ireo. Namaly ny fanasana ary nilaza ho avy […]