Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

En Bref

En passant…

Les habitants de la commune d’Alasora ont manifesté leur mécontentement, hier, à cause de la suppression de l’arrêt de la ligne 192 dans cette localité. Les usagers ont pointé du doigt l’Agence du transport terrestre (ATT) comme étant à l’origine de cette décision alors que selon les explications reçues, cet ordre vient d’ailleurs et elle […]

D’un fait à l’autre

D’un fait à l’autre

Sept personnes impliquées dans l’attaque à main armée dont a été victime un habitant d’Antanifotsy viennent d’être arrêtées par la gendarmerie. Vendredi dernier, la victime s’est fait dérober 116 g d’or, 400.000 ariary et des téléphones portables. Un premier suspect a été arrêté. Dans un aveu circonstancié, celui-ci a dénoncé ces complices. Au total, sept […]

Taratry ny kanto

« Folk & Roots » etsy amin’ny Piment Café Fiarahana miavaka indray ity hiseho etsy amin’ny Piment Café Behoririka anio alina ity. «Folk & Roots », iarahana amin’i Fara Gloum, Tafaranitse ary Johnny Bass izany. Araka ny anarany, hifandimby ireo vazo an-gitara sy ireo trandraka manokana, hoentin’ireto mpanakanto ireto. Raha toa ka havanana kokoa amin’ny famerenana ireo hiran’olon-kafa […]

Fantina

Hitombo hatrany amin’ny 10 tapitrisa ireo mpifidy eto amintsika, araka ny nambaran’ny filohan’ny Ceni, Rakotomanana Hery, omaly teny Alarobia. Nanteriny anefa fa mila fiaraha-mientana vao ho tratra izany satria ilaina ny fanabeazana ny olom-pirenena. Fa eo koa ny toerana ara-jeografia misy ny mponina. Hiseho vahoaka ny Vondrona miara-dia amin-dRavalomanana Marc (VMMR).  Hanao valandresaka amin’ny mpanao gazety […]

Tselatra

Namerina nampianatra ireo teboka rehetra tokony ho fantatry ny polisy rehefa miasa, ny tale jeneralin’ny polisim-pirenena, ny Contrôleur général de police, Rajaobelina Joachim nandritra ny famoriana ireo polisy agents sy inspecteurs andiany Hasina, omaly maraina teny amin’ny Toby Razafindrazaka Berthin, eny amin’ny Fip Antanimora. Isan’ireo teboka notsindriny manokana ny fomba fandraisana olona na any anaty […]

Eco brèves

Rencontre internationale Forum des jeunes – Appel à projets Dans le cadre de la 4è rencontre internationale Forum des jeunes portant sur le thème «Les jeunes du monde et le développement durable, quelle participation ?», qui se déroulera à Dukhla (Inde), du 11 au 14 Juillet 2016. Le comité d’organisation lance un appel pour le financement […]

Dans le cosmos

Om-Gui du groupe Ny Ainga a été inhumé hier La dépouille de Guillaume Marie Rabesaiky plus connu sous son nom de scène Om-Gui a été inhumée, hier vers 17 heures, dans  le fokontany de Merimandroso, commune rurale de Sahave, Ambohimahasoa. Après les absoutes, une foule immense s’est jointe au cortège funèbre du roi de la […]

Fantina sy fintina

Hanangana rafitra iraisana hisahana ny fifidianana ireo firenena aty amin’ny ranomasimbe Indianina (COI), araka ny tatitry ny delegasiona nihaona tamin’ny filoha Rajaonarimampianina, omaly teny Iavoloha. Niatrika izany ny solontena avy amin’ny Maorisy, Kaomoro, Seychelles ary i Madagasikara. Tanjona ny hikarakarana fifidianana milamina, hifanakalozana traikefa sy ny fanaraha-maso miaraka izany. Eo koa ny fametrahana foibe fanofanana […]

Tselatra

Nitory olona roa izay ben’ny Tanàna ny iray, ho nanao fandrahonana ho faty, ny lehilahy iray manana kilema tany Ambanja, ny 6 jona lasa teo. Tsy mbola vita anefa ny fanolorana ireo notorina ny fitsarana noho ilay ben’ny tanana toriny io mbola nivory tany Antsiranana. Tsy nanaiky izany ilay mpitory ka nanoratra tamin’ny taratasy A4 […]

Eco brèves

Open sky – Une compagnie africaine effectuera des vols nationaux Une compagnie aérienne africaine effectuera prochainement des vols nationaux à Madagascar. Selon les informations reçues sur ce sujet, la compagnie va déployer deux avions pour les vols internes. 154e conseil de la FAO – Le changement climatique au cœur des débats Le changement climatique, la […]

Dans le cosmos

Face à la famine qui sévit actuellement dans le grand Sud de Madagascar, une pléiade d’artistes originaires de ces régions ont décidé d’unir leur voix  pour venir en aide à leurs concitoyens. Dans cette optique, un concert de solidarité se tiendra, samedi prochain, au Vakok’Arts Trano Toliara dans le but de récolter des fonds pour […]

Echo des régions

Le canal de Dabara réhabilité sur financement public-privé : Les travaux de réhabilitation d’une partie du canal de Dabara, dégradé depuis des années,  débuteront au mois de septembre prochain dans la région Menabe. Des kilomètres carrés de rizières des plaines du district de Morondava et de Mahabo seront à nouveau irrigués après ce projet financé à […]

La politique en bref

Francophonie – Visite de chantiers Le Groupe des ambassadeurs francophones a visité, hier, les chantiers et les travaux routiers liés aux préparatifs du sommet de la Francophonie en passant par l’aéroport d’Ivato, le village de la  ?Francophonie et le CCI Ivato. Sur une station audiovisuelle privée de la capitale, les officiels présents sur place se voulaient […]

Fantina sy fintina

Notapahin’ny birao maharitry ny Antenimierandoholona, omaly tetsy Anosy fa hatao amin’ny herinandro ny fifidianana ny solontenan’izy ireo eo anivon’ireo rafitra sasany. Anisan’izany ny eo anivon’ny HCC sy ny Fitsarana avo (HCJ) ary ny HCDDED. « Mbola banga ny toeranay amin’ireo. Mbola hivory anefa ny filoham-baomiera rahampitso (anio) hamaritra sy hanapaka ny ho lahadinika hatao », hoy ny […]

Eco brèves

Dépenses publiques – Le taux d’engagement à 78,33% en 2015 Le taux d’engagement du budget de l’Etat en 2015 était de 78,33%, selon le rapport publié par la plateforme Collectif des citoyens et organisations citoyennes (CCOC). Les dépenses prévues n’ont ainsi pas été effectuées pour cause de la nomination tardive des acteurs budgétaires (ordonnateurs, gestionnaires […]

La politique en bref

Afo sendikaly – Demande d’explications du minInter Le leader du mouvement Afo sendikaly, Maharavo Ratolonjanahary a reçu une demande d’explications de la part du ministère de l’Intérieur et de la décentralisation concernant les différentes manifestations qu’il organise ces derniers temps. Ce dernier a cependant affirmé qu’il n’a aucune intention de bloquer la machine administrative mais […]

Fantina sy fintina

Handinika ny volavolan-dalàna momba ny fiarovam-pirenena ireo depiote, manomboka ny alakamisy izao. Tafiditra ao anatin’izany fitsinjarana andraikitra sy ny firafiny. Tsiahivina fa efa iray volana nanomboka ny fivoriana ireo depiote ary izao vao handinika lalàna. Nanamafy ny tsy nitenenany ny hampikatso ny raharaham-panjakana ny mpitarika ny Afo sendikaly, Maharavo, omaly. Nambarany fa olon-kafa no niteny […]

Hoy… izy ireo

 Ranöe, mpiray Faribolana tamin’i Om-Gui tao amin’ny Sandratra: Teo amin’ny asa soratra, ankoatra ny tontolon’ny fitiavana, efa ahafantaran’ny maro azy, nampiavaka an’i Om-Gui ny fankafizany ny tontolo ambanivohitra. Angamba tsy dia fantatry ny olona loatra fa anisan’ireo tena niaro ny tontolo iainana izy. Olon’ny fanabeazana ihany koa i Om-Gui. Anisan’ny nampiasaiko tamin’ny fanomanako ny DEA […]

D’un fait à l’autre

Accident de la circulation- 3 morts sur la RN1 Trois personnes sont mortes dans un accident de la circulation  survenu dans la nuit d’hier à Ambodiafontsy (RN1). En provenance de Tsiroanimandidy et transportant des fidèles de l’Eglise FLM d’Anosibe, un taxi-brousse de la coopérative Kafitsiro, une  Mercedes Sprinter, a foncé tout droit vers un talus […]

Indray mijery

Momba ny toetry ny andro anio, ny tapak’andro hariva, hanorana malefaka any Sava, Analanjirofo ary Atsinanana fa hanana endrika tandrifin-drahona izany any Vatovavy-Fitovinany sy Atsimo Atsinanana. Hifandimby ny rahona sy ny masoandro any  amin’ny faritra hafa. Ho mafy hatrany ny rivotra any avofoany andrefana sy atsimo andrefan’ny Nosy. Rehefa vita ny hafanana be tao anatin’ny […]

Fantina sy fintina

 Nampahafantarin’ny Malagasy tia tanindrazana ho fanorenana ifotony (MTF), teny 67 ha, afakomaly, ny boky mirakitra ny rafi-pitantanana vaovao “Madagascar, le changement“. Efa natolotra ny minisiteran’ny Atitany izany, hapetraka eny amin’ny Omda ary hampahafantarina ny vahoaka. Naaton’ny Filankevi-panjakana ny fampiatoan’ny minisiteran’ny Asam-panjakana sy ny asa amin’ny asany ny filohan’ny sendikan’ny mpiasan’ny CUA, Dr Rakotomaharo Tsinjo, teny […]

Echo des régions

Amboasary Atsimo-Remenabila se rend à l’Apôtre Tsaratsara   Remenabila revient au-devant de la scène après des années de silence radio. Il s’est présenté devant l’Apôtre Tsaratsara lors d’une séance de prédication à Amboasary Atsimo, la semaine dernière pour se repentir et revenir dans le droit chemin. Affaibli physiquement par l’âge, Remenabila et Revato, un de ses […]

En passant…

Le syndicat de la Police municipale d’Antananarivo menace de porter l’affaire concernant l’escroquerie des agents d’Easy park auprès de la Justice la semaine prochaine. En fait, les agents de cette société  utilisent les emblèmes de la Police municipale alors qu’ils n’ont pas le droit. Des plaintes émanant des personnes qui ont des véhicules garés en dehors […]

La politique en bref

Assemblée nationale – Les élus se plaignent Des élus se sentent lésés et ils le font savoir. Ces derniers estiment que leur voix n’est  pas suffisamment écoutée par l’Exécutif. C’est le cas notamment avec la proposition de loi en vue d’amender la loi sur les collectivités territoriales décentralisées (CTD). Toamasina – Le chef de l’Etat […]

Tselatra

Nitondra fanazavana momba ny fahamaizana tao amin’ny Trano printim-pirenena ny tale jeneralin’ny trano printim-pirenena Jean Angelson Andriamboavonjy fa manahy ny mety hisian’ny famonoana ny orinasa iny zava-nitranga iny. Nilaza izy fa efa esorina tsikelikely ireo asa sasan-tsasany izay tokony hosahanin’ny trano printim-pirenena. Mbola ao anatin’ny fanadihadiana rahateo ny polisy misahana ny heloka bevava momba ity […]