Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

En Bref

Fantina sy fintina

Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra, omaly teny Iavoloha ny lalànan’ny fifandraisana sy ny serasera. Haroso hodinihina sy holanian’ny Antenimierampirenena izany amin’izao fotoam-pivorian’izy ireo izao. Anisan’ny misongadina ao anatin’ity volavolan-dalàna ity ny tsy fanagadrana mpanao gazety saingy sazy andoavany vola kosa raha miseho ny tsy fanarahan-dalàna eo am-panaovana ny asany. Nitarika ny filankevitry ny governemanta, afakomaly teny […]

Echo des régions

Friction entre la police municipale et Easy park : Les différents syndicats et associations au sein du corps de la police municipale d’Antananarivo-Renivohitra se sont insurgés contre l’utilisation de leur emblème et différents signes par la société Easy Park, chargée de la gestion des parkings payants de la capitale. Ils ont envoyé une lettre enjoignant les […]

La politique en bref

Conjoncture – Le général Rasolofonirina défend la solidarité des militaires Le ministre de la Défense nationale, Béni-Xavier Rasolofonirina a noté hier que les hommes en treillis restent solidaires. Il n’a pas non plus manqué de souligner que les séquelles des évènements de 2009 restent encore vivaces. Revendications – Solidarité autour des mouvements syndicaux Des membres […]

Indray mijery

Hitohy ny orana ho an’ny tapany atsinanan’ny Nosy, mandritra ny efatra andro manaraka, araka ny fanazavan’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro, omaly. Manankery hatrany ny filazana mena momba ny habetsahan’ny rotsak’orana amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany sy Atsimo Atsinanana. Mila mailo ny rehetra momba ny fihotsahan’ny tany sy ny fiakaran’ny rano tampoka vokatry ny orana. Mbola […]

Fantina sy fintina

Voafidin’ireo depiote hisolo tena azy eo anivon’ny HCDDED ny polisy misotro ronono, Rabetafika Fulgence. Natolotry ny HVM ka nahazo vato 44 izy raha 40 kosa ny azon’ny kandidàn’ny Mapar. Tsiahivina fa fito ireo kandidà nifaninana ary telo hafa kosa nahintsana noho ny tsy fahafenoany ny fepetra. Andrasana kosa ny ho solontena iray avy amin’ny Antenimierandoholona ho […]

Tselatra

Hotanterahina, anio eny amin’ny Kianjan’ny miaramila eny Betongolo ny famindram-pibaikoana eo amin’ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny foloalindahy sy zandarimariam-pirenena vao nahazo fanendrena farany teo. Isan’izany ny commandant des forces d’interventions de l’armée – commandant des forces aériennes de l’armée – Commandant des forces de développement de l’armée – commandant la région militaire N°1 – commandant […]

Eran-tany

Ho henjana hatrany ny fitokonana samihafa any Frantsa, raha tsy mihemotra amin’ny fanapahan-keviny ny fanjakana frantsay amin’ilay lalàna momba ny asa. Tena ahitana fitokonana ny sehatry ny fitaterana, SNCF, RATP, hatramin’ny fitaterana an’habakabaka. Inona ny fanapahan-kevitra horaisin’ny filoha François Hollande, 10 andro mialoha ny fanombohan’ny “Euro 2016” sy iray taona mialoha ny fifidianana ? Sahirana […]

Fantina sy fintina

Efa eto an-toerana, ny faran’ny herinandro teo, ny filoha Rajaonarimampianina, ary hihazo ny any atsimon’ny Nosy amin’ity herinandro ity. Hijery ny momba ny olan’ny kere any amin’iny faritra iny ny tenany. Lasa any Nouvelle Guinée ny Praiminisitra Mahafaly Solonandrasana. Nanainga ny faran’ny herinandro teo izy. Voalaza fa hiatrika fivoriana iraisam-pirenena any ny tenany. Eto an-toerana […]

Tselatra

 Raim-pianakaviana iray matin’ny fitsaram-bahoaka tao Bevondrona fokontany Analavory Ambanja, ny asabotsy tolakandro teo. Voalaza fa namono ny vadiny vao 17 taona monja ity lehilahy ity ka tsy namelan’ny fokonolona raha ny namoy ny ainy koa. Tamin’ny fomba feno habibiana no namonoan’ny fokonolona azy. Nofirain’ny olona tamin’ny antsy ny lohany ka tapaka avy hatrany. Nidina tany […]

Tselatra

 Betsaka ireo renim-pianakaviana nitaraina ho niharan’ny fanendahan’ireo tontakely teny Analakely, ny faran’ny herinandro teo. Nifanitsakitro rahateo ireo mpiantsena ho fankalazana ny « Fetin’ny reny » ka nanjaka toy izany koa ireo mpanao sinto-mahery. Lasa mitsoaka eny anaty pavillon avy hatrany ireo jiolahy rehefa avy manendaka ary misolo akanjo. Fiara Renault express no nifandona tamin’ny Sprinter iray teny […]

Dans le cosmos

Le palais royal d’Ilafy fait peau neuve Le palais royal d’Ilafy a récemment fait l’objet d’une importante réhabilitation. Il fait actuellement peau neuve et rouvre ses portes au public. Dans ce contexte, une manifestation baptisée « Hasin’ny Rovan’Ilafy » s’est tenue, hier, dans la commune d’Ankadikely Ilafy. Ponctuée par une exposition, un grand carnaval, une […]

Echo des régions

La foire régionale d’Amoron’i Mania se prépare : Le comité préparatoire est à pied d’œuvre à Ambositra pour la bonne marche de la foire régionale de l’Amoron’i Mania qui s’y tiendra les 10 et 11 juin prochains. Les produits de l’agriculture, de l’élevage et de la pêche spécifiques à la région seront mis en exergue, […]

D’un fait à l’autre

Afin d’apaiser la tension après le différend entre les villageois et les Chinois qui comptaient exploiter les sites aurifères d’andohanambo, Anjiabe, Ambohitsoa et Ambalakiady (district de Mandritsara), le chef de district a lu publiquement la décision du ministère des Mines suspendant toutes les recherches. Des armes de guerre dont un fusil Kalachnikov muni de 7 […]

Indray mijery

Hitohy hatramin’ny rahampitso ny “Tsenabe ho an’ny reny” ao anatin’ny hetsika “La grande braderie de Madagascar” etsy Mahamasina. Hita ao avokoa ireo karazana fanomezana ho an’ny renim-pianakaviana. Ankoatra ny akanjo sy kiraro, ao koa ny haingon-trano, firavaka ary indrindra, ny kojakoja fikoloana ny endrika amam-bika. Ankoatra izany ireo kojakojan-dakozia manamora ny raharahan’i Neny ao an-trano. […]

Eco brèves

Lutte antiacridienne – Principales interventions dans le Sud Au cours de la deuxième décade de ce mois de mai, la cellule de veille acridienne (CVA) a observé des essaims de criquets migrateurs dans le Menabe, l’Atsimo-Andrefana, la Haute-Matsiatra et l’Anosy. Les principaux groupes d’ailés ont été localisés dans les trois premières régions et plus précisément […]

Echo des régions

Contrôles sur les stations audiovisuelles à Mahajanga : Des stations audiovisuelles de la ville de Mahajanga ont été priées par des techniciens de l’Autorité de régulation des technologies de la communication (Artec) de suspendre leurs émissions afin de procéder  à des réglages suite à des anomalies techniques constatées sur leurs installations, causant des interférences sur la […]

Guide du week-end

«Ireo kalonay sy neny omaly» au CCEsca Une ode à la gent féminine et plus précisément aux mères de famille, «Ireo kalonay sy neny omaly», invite une ribambelle de stars ce soir au Centre culturel Esca Ananimena. A l’affiche, Salomon, Gothlieb, Luk, Lilie, Elie, Fenitra et le groupe Sanda Mozika vont partager la scène pour […]

Taratry ny kanto

Tarika ‘Zay – Efa lany avokoa ny tapakila Miandry ny fotoana anio alina sisa… Efa tapitra ny alarobia teo avokoa ny tapakila amin’ilay seho hataon’ny tarika ‘Zay etsy amin’ny Carlton Anosy, anio alina. Seho hanamarihana ny fanombohan’ny fankalazana ny faha-20 taonan’ny tarika izy ity. Fantatra fa hivoaka amin’io fotoana io ny « DVD » kapila roa, izay […]

Fantina sy fintina

Nisy ny fanaovan-tsonia teo amin’ny Bianco sy ny firaisamonina sivily hetsika Rohy, teny Ambohimanambola, omaly. Tanjona amin’izany ny fametrahana fanjakana tan-dalàna sy ny fampiroboroboana ny fampandrosoana ara-toekarena sy sosialy eto Madagasikara. Mandritra ny roa taona, mey 2016 – mey 2018, ny fiaraha-miasa, izay mbola azo havaozina. Vita fianianana ny mpirakidraharaha fitsarana miisa 130, teny amin’ny […]

Tselatra

Saika latsaka tany ambany tetezana ny taksiborosy iray tany Ambohimandroso, omaly antoandro. Araka ny fanazavan’ireo mpandeha nisy kamiaobe iray nifanena tamin’ilay taksiborosy tao anaty  tetezana. Efa tafiditra tao anaty tetezana anefa ity taksiborosy ity ka niezaka naka sisiny mba hahafahan’ilay fiarabe mandeha. Kanjo, nilatsaka tampoka tamin’ny sisin’ny tetezana ny kodiaran’ny fiara. Avotra avokoa ny ain’ireo […]

Zaka tsara : fiovana vao fanovana…

Tenenin-dava tato ho ato ny hoe fanovana toe-tsaina ho amin’ny fitiavan-tanindrazana, fitoniana, fampandrosoana… Enti-manova ny zava-misy ny toe-tsaina. Nefa manova ny toe-tsaina koa ny zava-misy. Anisan’izay zava-misy izay ny fitenenan-dava ny hoe fanovana toe-tsaina. Aiza? Tsy hita izay hotahafina fa marina izay lazaina, tanterahina. Izay madio no afa-kanadio, izay miova no afa-kanova ny hafa. Mila […]

Tselatra

Saika lasan’ny jiolahy ny volabe mitentina 60 tapitrisa Ar nandritra ny fanafihan-jiolahy tao amin’ny tobin-tsolika Galana ao Miandrivazo, ny alatsinainy maraina teo. Voalaza fa jiolahy roa tsy fantatra no saika hanafika ny pompiste tao amin’ny Galana Amparafara. Tsy nitondra basy ry zalahy fa antsy no nentiny ary saika haka io volabe io no antondian’izy ireo, […]

Fantina sy fintina

Tsy tanteraka ny fifidianana teny amin’ny Antenimierampirenena, Tsimbazaza, omaly, ny amain’izay ho solontenan’io andrimpanjakana io ao amin’ny Filankevitra ambony momba ny fiarovana ny demokrasia sy ny fanjakana tan-dalàna (HCDDED). Noho ny fandaminana, nahemotra ho amin’ny 16 jona ny fifidianana, ary ny 15 jona ny hanaovan’ireo kandidà miisa roapolo ny fampielezan-kevitra. Tsiahivina fa mbola mandalo fanadihadiana […]

Tselatra

Maty teny amin’ny hopitaly, omaly, ny rangahy iray nisy namono teny amin’ny Mahitsy, ny alatsinainy tokony ho tamin’ny 4 ora maraina. Voa mafy izy io ary potika mihitsy ny lohany. Anisan’ny nitarika ny fahafatesany izany ratra nahazo azy izany. Mbola mandeha ny fanadihadiana manodidina ity vonoan’olona ity amin’izao. Io maraina be io no nahitana azy […]

Dans le cosmos

Le festival culinaire thaïlandais, une découverte gustative  La deuxième édition du festival culinaire thaïlandais s’est tenue les 20 et 21 mai derniers au Carlton Anosy. Cette année, quatre restaurants thaïlandais y ont donné un aperçu de leurs plats typiques, tels que le «Som tam» qui est à base de salade de papaye et de piments, […]