Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

En Bref

Fantina sy fintina

Nametra-pialana tsy ho filohan’ny TGV/Mapar ny filoha mpanorina, Rajoelina Andry Nirina. Nivory  ny teny amin’ny foiben-toeran’ny antoko teny amin’ny  Arena  Ivandry  eo  anivon’ny birao politika, ny alarobia ary nampahafantatra  izany, araka ny voalazan’ny  lalàna. Nirary soa ho an’ny  filoha Rajoelina izy ireo hahavita be amin’ny fitantanana ny firenena . Niverina ho filohan’ny Antenimieran-doholona avy hatrany […]

La politique en bref: Grand Chancelier 

Ramaholimihaso née Ramanandraibe Razafindrahata Madeleine vient d’être nommée hier Grand Chancelier de l’Ordre national malgache, au cours d’un dernier Conseil du gouvernement qui s’est tenu  à Mahazoarivo . Senat Rivo Rakotovao reprend ses fonctions à la Présidence du Sénat. Hier, il a été déjà accueilli au Palais d’Anosikely par ses pairs.    

Zaka tsara: ny lalàna dia lalàna…

Lasa resabe ny amin’ny fombafomba amin’ny fianianan’ny filohan’ny Repoblika. Nahoana loatra? Efa zary mandeha ho azy ny tsy fanajana sy ny tsy fampiharan-dalàna? Tsy fantatra intsony na noho ny tsy fahalalana, na fanahy iniana… Nefa tsy misy ny hoe heverina ho tsy mahalala ny lalàna velona, andrao manamarin-tena amin’ny tsy fanarahan-dalàna. Tena anisan’ny fositra koa, […]

Indray mijery

Ho an’ny toetr’andro hatramin’ny 20 janoary izao, hitoetra any amin’ny tapany andrefan’ny Nosy ny oram-baratra. Ho maina ny any atsimo sy ny Atsimo Atsinanana ato anatin’ny roa andro ho avy izao. Orana entin’ny Alizay kosa ny any Analanjirofo sy ny any Sava ary ny any Atsinanana. Marihina fa hiverina hahakasika ny faritra rehetra ny oram-baratra […]

D’un fait à l’autre

Près de 1500 éléments de l’Emmo seront mobilisés ce samedi 19 janvier pour sécuriser la cérémonie d’investiture du nouveau président de la République malgache et assurer la fluidité de la circulation. La gendarmerie fait appel à la tous citoyens de signaler tout fait suspect. Des bandits armés ont attaqué un Chinois à l’intérieur de sa voiture, […]

En passant…

Un hôpital obstétrique ouvre ses portes à Ambovo. Inaugurée hier en présence de l’ambassadeur d’Allemagne, Harald Gehrig, cette structure offre des soins gratuits aux mères et nouveaux- nés. Une initiative entrant dans le cadre des actions caritatives de l’ONG Allemande «Mobile hilfe Madagaskar». L’Ambassade de l’Allemagne a également apporté sa pierre à l’édifice en finançant […]

La politique en bref; Rakotovao rejoindra le Senat

Statuant sur une demande d’avis du Président du Sénat par intérim, la Haute cour constitutionnelle (HCC) a rappelé hier que le Président titulaire du Sénat va incessamment rejoindre son poste après l’investiture du nouveau Président de la République, mettant ainsi fin à l’intérim exercé par Mananjara Randriambololona. Ceni Dans le cadre des préparatifs des législatives, […]

Dans le cosmos: No comment bar – «Pulp fiction»de Quentin Tarantino projeté

Désormais, no comment bar sis à Isoraka privilégie les cinéphiles noctambules. L’établissement débutera  fort le programme avec un film culte de Quentin Tarantino intitulé «Pulp Fiction». Sorti en 1994, ce long- métrage de 2h30 environ a reçu plusieurs récompenses, entre autres, la Palme d’or en 1994, Oscar du meilleur scénario original en 1995, meilleur film […]

En passant: plaidoyer pour lutter contre la rougeole

Selon les informations émanant de la Primature hier, le Premier ministre, Chef du gouvernement, Christian Ntsay, a organisé une réunion de riposte à la propagation de la rougeole à Madagascar avec les représentants des partenaires techniques et financiers et les différents responsables des départements ministériels concernés. A cette occasion, le Premier ministre a appelé tous […]

La politique en bref: passation

De sources concordantes,  la passation de pouvoir entre le nouveau Président de la République, Andry Rajoelina  et son prédécesseur Hery Rajaonarimampianina se fera ce vendredi au palais d’Etat d’Iavoloha. Qandt à la cérémonie d’investiture du nouveau Chef d’État, elle se tiendra à Mahamasina le samedi 19 janvier.

FAKAFAKA: aza be fampitahana sahala amin’io !

Iray amin’ireo filazana ny faharetan’ny fotoana teo amin’ny Malagasy ny « indray mahamasa-bary ». Ohatra hanaingana ny fanadihadiana ihany io satria azo inoana fa tsy maintsy hisy indray any ho any hanontany hoe : « Firy minitra na adiny firy aza ny faharetan’izany indray mahamasa-bary izany ? ». Tsy nitovy sy tsy mitovy ary tsy hitovy velively anefa ny atom-pisiana sy […]

An-kitsim-po: fiasa vaovao

Maro ny zavatra tsy nandeha, araka ny nantenain’ny vahoaka, teto amin’ny firenena hatramin’ny nahazoana ny fahaleovantena, 59 taona, izay. Maro koa ireo mpanao politika sy mpitondra nifandimby, nanome toky hanao izatsy na izaroa, saingy tsy nahatanteraka ny ankamaroany. Midika izany fa hisy ny fomba fiasa vaovao, ahazoana vokatra sy asa mivaingana, satria ny tombontsoa handrosoan’ny […]

Eco brèves; Administration douanière : 10 inspecteurs des douanes comoriens en formation à Madagascar

Pour la mise en œuvre d’un protocole d’accord signé entre les administrations douanières malgache et comorienne, 10 élèves inspecteurs des douanes  comoriens  sont au pays pour suivre une formation professionnelle et initiale d’une année. Le programme commence par la formation militaire à l’Ecole nationale de la gendarmerie  de Moramanga, à partir de ce mois. Ministère […]

Dans le cosmos: patrimoine mondial de l’Unesco – Sécurisation des Forêts humides de l’Atsinanana

L’Unesco a soumis une demande de partenariat à la Korea International Cooperation Agency (Koica) pour réaliser des activités de sécurisation des Forêts humides de l’Atsinanana. A ce sujet, l’ambassadeur de la République de Corée du sud à Madagascar, Sang-woo Lim et son équipe, Choe Jae Chun, Suseok Kim, Hanson Park et Myungneon Kim, ont effectué […]

Indray mijery

Tanterahina manomboka anio ny hetsika fanaovam-baksiny miaro amin’ny kitrotro  miaraka amin’ny ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ary haharitra hadimiana. Eo anivon’ny distrika 25 ao anatin’ny faritra 13 eto Madagasikara no hanaovana ny asa noho ny fisian’ireo trangana aretina kitrotro tamin’ny toerana maro. Tohin’ny fanaovam-baksiny efa notontosaina teto Antananarivo sy ny manodidina, nandritra ny volana oktobra sy novambra izao […]

HITSY TORAKA: izay namana ihany!

Ao anatin’ny fotoana fandinihina lalina, izay hitantana ny minisitera, amin’izao fotoana izao, ny tontolon’ny fanatanjahantena malagasy. Samy mamadibadika, izay mety sy tena manana ny fahaiza-manao, amin’izany ireo tomponandraikitra isanisany. Jerena ambony, jerena ambany, sao diso fiantefa ny safidy ka ho toy izay efa lasa no hitranga, izay vao hanenina. Fomba iray efa mahazatra kosa anefa […]

Tselatra

Fiara kely iray no nirehitra tampoka, ny asabotsy tamin’ny 7 ora sy 30 mn teny Mahamasina. Tsy fantatra izay nahatonga ny firehetana fa araka ny fanazavan’ireo nahita ny zava-nitranga, nisy fipoahana mafy tao amin’ny motera ka teo no nitarika ny firehetan’ny fiara. Mirongatra ny fanafihan-jiolahy ao Ambatondrazaka. Ny herinandro teo, mpivarotra iray  no niharan’ny fanafihan-jiolahy tao […]

Dans le cosmos: café-histoire – retour sur l’expédition de Madagascar

Le «Café-histoire» de samedi dernier au Musée de la photographie de Madagascar a proposé une rétrospective sur «La voiture Lefebvre à Madagascar : histoire d’un fiasco». La voiture Lefebvre, une charrette métallique attelée à un mulet, a été choisie pour transporter les équipements de l’armée lors de l’expédition de la France à Madagascar en 1895. […]

Echos des régions

Un nouveau maire par intérim à Befandriana Avaratra : La commune urbaine de Befandriana Avaratra reste toujours en administration provisoire. La Primature a décidé de prolonger la suspension du maire de cette commune et a nommé son 2e adjoint à sa place, après une crise ayant opposé le 1er adjoint entrant et son prédécesseur, qui […]

Tselatra

Ho fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny zandary sy ho fanatsarana ny asa, maro ny fiofanana natao na teto an-toerana na tany ivelany nandritra ny taona 2018. Nahazo fiofanana teto an-toerana ny manamboninahitra miisa 82 sy manamboninahitra lefitra miisa 563 raha manamboninahitra 29 sy manamboninahitra lefitra 8 kosa ny nandranto izany fahaizana izany tany ivelany ary 358 ireo […]

Indray mjery

Mivory voalohany amin’ity taona ity etsy 67 ha ny fikambanana AMC Mad ivondronan’ireo mpitsabo tsy miankina miasa amin’ireo toerana saro-dalana sy lavitry ny tanàn-dehibe. 20 taona ny nijoroan’ny fikambanana ary mifameno amin’ny rafitry ny fahasalamana efa misy eo amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Tanjona ny fanetsiketsehana ny fikambanana sy fanamafisana ny fiaraha-miasa amin’ireo mpiara-miombon’antoka. Lohahevitra maro ny novelabelarina […]

 Zaka tsara: filaminana no hampandroso…

Hanao ahoana ny ho tohin’ny toe-draharaham-pirenena? Mba hilamina tanteraka amin’izay… Firarian-tsoa amin’izao taona vaovao izao izay, indrindra amin’izao fitondrana vaovao izao. Efa niarahaba ny filohan’ny Repoblika vaovao ny kandidà tsy voafidy. Manaiky ny voka-pifidianana izany. Ahoana kosa ny amin’ireo mpomba azy? Mba hahay hanaraka ny lehibe mpitarika azy amin’izany… Tsy handeha an-jambany izany, na asondrovaky […]

Eco brèves: salon mondial du tourisme 

Le Salon mondial du tourisme se tiendra du 14 au 17 mars 2019 à Paris. Toutes les destinations du monde brilleront donc de mille feux dans la ville de lumière. Chaque année, le salon s’entoure de plusieurs spécialistes pour un partage d’expériences, un conseil et accompagnement des visiteurs en quête d’endroits de rêve à visiter. […]

1 2 3 127