Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Nankatoavin’ny HCC ny lalàn’ny sata afrikanina

 Nankatoavin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny lalàna lah. 2015-034 nandanian’i Madagasikara ny Sata afrikanina momba ny demokrasia sy ny fifidianana ary ny fitantanam-pitondrana. Araka ny fanapahan-kevitra lah.04-HCC D1, ny 4 janoary 2016, ary navoakany ny 3 febroary lasa teo. Nankatoavin’ireo filoham-panjakana sy lehiben’ny governemanta eo anivon’ny Vondrona Afrikanina (UA) tamin’ny fivoriana an-tampony faha-8 […]

Avaratra : hanorana hatramin’ny faran’ny herinandro

Miovaova be hatrany ary mbola mando ny atmosfera ho an’ny tapany avaratry ny Nosy. Mbola hitohy hatrany ny rotsak’orana betsaka hatramin’ny fiafaran’ny herinandro. Efa nihena kely, raha mitaha ny tamin’ny fiandohan’ny herinandro, ny refin’ny orana ho avy sy ny faritra hirotsahany, araka ny fanazavan’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro, omaly. Misy andro ratsy koa […]

Toamasina : mpitsara roa lahy nifamely totohondry

Lasa raharaha hafa manokana ny miseho eo anivon’ny sampam-pitsarana ao Toamasina taorian’ny famakiana bantsilana tamin’ny alalan’ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety nataon’ny mpitsara misotro ronono, Randriamanantena Jules, tapa-bolana lasa izay momba ny raharaha maizina ataon’ny mpitsara sasany eo anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohany sy ambony ao an-toerana. Vokany, raikitra ny fifamaliana tamin’ny mpitsara roa afakomaly teo […]

Mpianatra any Sina : tsy maintsy mandoa trosa hatramin’ny jona 

Tsy maintsy manefa ny trosa rehetra hatramin’ny volana jona ho avy izao ny mpianatra malagasy mandranto fianarana any Sina raha te hanohy ny fianarana, araka ny fanazavan’ny filohan’ny fikambanan’ny ray aman-drenin’ny manan-janaka any, Randrianjanahary Alexandre, omaly.Tsy nahavita afa-tsy ny trosa ho an’ny taom-pianarana 2012-2013 fotsiny ny vatsim-pianarana valo volana nalefan’ny fanjakana malagasy ny volana desambra […]

Permis de conduire : le réajustement des droits d’examen maintenu

L’Agence de transport terrestre (ATT) a annoncé la semaine dernière la révision en hausse des frais de délivrance des actes administratifs. Les droits d’examen pour l’obtention du permis de conduire sont concernés par ces modifications, malgré les contestations des responsables des auto-écoles. Et à ce sujet, il n’y aura plus de tarif unique. A rappeler […]

EGM  : l’école devient un conservatoire de musique

Bonne nouvelle pour les mordus de bonne musique. L’Ecole de guitare et de musique de Madagascar (EGM) a fait savoir, hier, qu’elle est devenue un institut agréé et homologué par l’Etat, plus précisément le premier conservatoire de musique de Madagascar. Ce qui signifie qu’il peut désormais délivrer des diplômes officiels attribués après des examens sous […]

Tsiazompaniry  : la réhabilitation du barrage en gestation

La prévention des éventuels risques de catastrophes naturelles, notamment les inondations en cette période des pluies, était à l’ordre du jour de la concertation entre la Primature, le Bureau national de gestion des risques et catastrophes (BGRC) et le Système des Nations unies à Madagascar. «Les trois parties se sont surtout penchées sur les mesures […]

Vol de nickel  : belle prise de la gendarmerie

La gendarmerie nationale vient de remettre la main sur un ressortissant polonais. Remettre car ce dernier a déjà été impliqué dans une affaire de vol de nickel mais a été relâché il y a quelques temps de cela, plus précisément en octobre 2014. Pour rappel des faits, la compagnie Ambatovy a déclaré dans un communiqué […]

Unesco Com.Nat : hanamarika ny « Jilm » i Madagasikara

21 febroary, Andro iraisam-pirenena ho an’ny tenindreny (Jilm), araka ny fanambarana nataon’ny sampandraharahan’ny Firenena Mikambana misahana ny fanabeazana sy ny kolontsaina (Unesco). Hanamarika izany koa i Madagasikara, amin’ny alalan’ny vaomieram-pirenena malagasy miara-miasa amin’ny Unesco (Com.Nat) etsy Behoririka ny 24 febroary izao. Lohahevitra amin’ity hetsika ity : « Ny lanjan’ny teny reny sy ny fanabeazana ». Olona anatina sokajin-tsehatra […]

EPP Nandihizana : matory an-dakilasy ny mpianatra

Manao antso amin’ny tomponandraikitry ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny talen’ny EPP Nandihizana, Rajaonarisoa Harilalao. Momba ny sakafo zaraina any an-dakilasy, indray mandeha isan-kerinandro ny sakafo omen’ny tomponandraikitry ny EPP satria izay no zakany. Manomboka ny volana janoary ka hatramin’ny marsa, fotoana maitsoahitra ny fanomezana vary sy laoka ho an’ny mpianatra 142. Tsy misy manapaka mihitsy ny […]

Zaka tsara : fahamarinan-toerana sy toetra 

Mety ho marin-toerana izay miovaova lava na tsy marin-toetra? Sarotra ny mitsara zavatra eo am-pihetsiketsehana. Aorian’ny orana no ahitana ny fiakatry ny rano. Hatramin’izao, mitady izay hoe fahamarinan-toerana sy fitoniana politika ny fitondrana? Sarotra sy manahirana ny mitsara, raha tsy tafapetraka sy miasa avokoa ireo andrimpanjakana. Mila mazava sy hentitra amin’izay ny politika, ny tanjona, […]

Ambatovy : lasibatry ny halatra nikela avo lenta #canada #sherrit #ambatovy

Mandray an-tanana indray ny raharaha halatra nikela an’ny tetikasa Ambatovy, nataona teratany poloney iray, ny zandarimariam-pirenena. Efa voarohirohy tamin’izany raharaha izany mantsy ity olona ity, ny oktobra 2014, saingy navotsotra. Raha tsiahivina, nikela telo kaontenera an’Ambatovy no nisy nangalatra ary nanondrana izany an-tsokosoko tao amin’ny seranan’i Toamasina. Efa nanao ny fanadihadiana momba izany ny tetikasa […]

Nidiran’ny radaka boka eto amintsika : marefo ny fanaraha-maso eny amin’ny seranan-tsambo

Tsy mazava, hatramin’izao, ny nidiran’ny karazan-tsahona radaka boka eto Madagasikara. Na namoaka ny valin’ny fanadihadiana mikasika ny fahafahana mandringana azy aza ny teknisianina vahiny, tsy misy ny fanazavana antsipiriany ara-teknika sy ara-tsiantifika, ny tena fiaviany, ny isany, afa-tsy ny tombantombana fanononana orinasa telo. Izay eo ihany, fa ny mahavariana, tsy voatonona ny andraikitry ny toerana […]

Litchis-Europe : dernière phase de la campagne

La campagne de commercialisation des litchis de Madagascar sur le marché européen tire à sa fin. Dans le courant de la semaine dernière, le ralentissement des ventes se poursuit, et le désintérêt des distributeurs pour le produit se confirme. En effet, la dernière Lettre du litchi du Centre technique horticole de Toamasina (CTHT) confirme même […]

District de Fandriana  : le transport de bois réglementé

Les  maires des 15 communes du district de Fandriana ont pris une décision rigoureuse concernant la gestion et l’exploitation de la forêt, ou plus particulièrement du bois, dans leur circonscription. Une des principales richesses du district, le bois servira donc à son développement, d’après ces élus. Appel a donc été lancé aux concernés pour un […]

Education : 3è bibliothèque pour Analamanga

L’école primaire publique (EPP) d’Ambohibao-Antehiroka a été dotée d’une nouvelle bibliothèque, avec tous les équipements nécessaires à la lecture, la documentation et le loisir. Il s’agit du troisième centre de lecture offert par l’épouse du Président de la République, Voahangy Rajaonarimampianina, dans le cadre de ses projets sociaux visant à promouvoir l’éducation des enfants pour […]

Mahajanga  : deux personnes électrocutées à Mitsinjo

Le bilan du passage de la Zone de convergence intertropicale (ZCIT) dans le Nord du pays continue à s’alourdir. De source auprès de la région Boeny, deux personnes ont trouvé la mort dans le district de Mitsinjo, province de Mahajanga, électrocutées par les fils d’un poteau électrique de la Jirama qui traînaient à terre suite […]

Réconciliation nationale  : le FFKM attend toujours

Le nouveau président du Conseil œcuménique des églises chrétiennes de Madagascar (FFKM), le pasteur Endor Modeste Rakoto entamera, la semaine prochaine une première réunion avec les trois autres chefs d’église et les membres de la Sefip. Une réunion qui entre dans le cadre de la mise en œuvre de la réconciliation nationale, suspendue depuis un […]

Gouvernement  : le développement communal sur les rails

Un pas de plus vers la concrétisation de la décentralisation. Hier, lors du conseil de gouvernement, une communication a été faite au titre du ministère de l’Intérieur et de la décentralisation, relative au lancement officiel du Programme de développement communal inclusif et de décentralisation. Une mesure qui mettra probablement au clair la contribution des différentes […]

Commémoration du 7 février  : toujours en ordre dispersé

La commémoration des évènements du 7 février 2009 entre dans sa septième année alors que les partisans sont divisés. Les membres de l’Association des victimes (AV7) présidée par Jean-Pierre Boana, prévoient pour l’occasion d’organiser une messe suivie d’une marche jusqu’à Antaninarenina pour le dépôt de gerbe. Et comme à leur habitude, ils envisagent d’inviter le […]

Baolina kitra : nampifaninana tao Toliara II ny USAID Mikolo sy ny PSI

Tanjon’ny tetikasa USAID Mikolo miaraka amin’ny PSI Madagascar ny hampihenana ny taham-pahafatesana sy ny tahan’ny tsy fahasalaman’ny zaza. Araka izany, nanao fitsidihana tany Toliara II izy ireo ary nanentana amin’ny tokony hisorohana io taham-pahafatesana sy tsy fahatomombanan’ny fahasalaman’ny zaza io tamin’ireo kaominina efatra (Ankililoaka, Milenaky, Tsianisia, Ankilimalinika). Tamin’izany indrindra no nikarakaran’ny tetikasa USAID Mikolo fifaninanana […]

Sehatra ho an’ny mpanakanto : hotokanana ny « Au comptoir des artistes »

Tafiditra ao anatin’ny « Fet’Art V», hetsika hanamarihana ny faha-5 taon’ny Is’Art Galerie La teinturerie… Hotokanana ny 5 febroary izao ny sehatra iray « Au comptoir des artistes » natokana hanehoan’ny mpanakanto ny talentany. Isaky ny alakamisy, handraisana ny tontolon’ny sarimihetsika (tantara, fanadihadiana…). Andro zoma, natokana ho an’ny mozika sy ny ezaka vita ao anatiny ary ny asabotsy, handraisana […]

Nandihizana : tsy manana « tensiomètre » ny CBS II 

 Efa telo taona no tsy nanana tensiomètre intsony ny CSB II ao amin’ny kaominina Nandihizana, herintaona koa tsy nampiasana fandanjana olona intsony satria simba ilay niasa teo hatramin’izay. Rehefa mila manao izany ny marary, manatona ny farmasia eo an-tanàna ary mandoa sarany. Betsaka anefa ny olona voatily fa manana tosidra ambony ao an-toerana ka mila […]

Mampanahy ny toetr’andro : mety hisy rivodoza handalo amin’ny herinandro ho avy

Vinavinain’ny mpamantatra ny toetr’andro etsy Ampandrianomby ny mety hisian’ny fiforonan’ny rivodoza ao amin’ny ranomasimbe Indiana amin’io herinandro io. Ahiana ny fiantraikan’izany amin’ny faritra atsinanan’ny Nosy raha ny vinavina hatrany. Ho an’ireo izay mikasa ny hankalaza ny fetin’ny mpifankatia any amin’iny faritra Atsinanana iny araka izany dia mila miomana amin’ny orambe sy ny rivotra mifofo vokatr’io […]

Depiote Randrianasolo Nicolas : « Tsy mila korontana intsony ny firenena »

 « Tsy azo ekena ny fanakorontanana ny firenena. Mila fitoniana izao ny vahoaka ary ambanin’ny lalàna avokoa ny rehetra », hoy ny depiote Randrianasolo Nicolas, omaly tetsy Antaninarenina. Karazan’ny valin-kafatra ho an’ny loholona, ny Kly Lilyson René ihany izany ka nilazany fa tokony hipetraka amin’ny maha raiamandreny azy izany loholona izany. « Tokony hampitony izany fa tsy hamingampingana… […]