Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Arondihy : des échanges culturels au programme 

L’un des objectifs du festival de danse multidisciplinaire Arondihy est d’effectuer des échanges culturels, surtout en matière de danses traditionnelles malgaches. Ainsi, dans le cadre de la cinquième édition de ce festival, Lamako events organise des séances de partage entre les professionnels de cet art ainsi que des groupes spécialisés. Ces séances ont débuté hier […]

Antanifotsy : des jeux d’argent sans autorisation

La population de la commune rurale d’Antanifotsy, dans le district d’Ambatolampy, interpelle actuellement les autorités sur l’existence des jeux d’argent sans autorisation au marché hebdomadaire local. Devenu un phénomène social dans la communauté rurale de ce district à forte potentialité économique, l’organisation des jeux de hasard sert actuellement à spolier les producteurs de leurs biens […]

Androy et périphéries : le Kere devient une affaire nationale

La famine sévit dans le sud. Les différentes explications techniques diffusées dans ce cadre ne convainquent plus le public habitué à cette situation endémique de la région Androy et ses périphéries. Cet état, qualifié de malnutrition aiguë par les techniciens, fera l’objet de différents ateliers bientôt pour essayer de trouver  les solutions. Un comité provisoire […]

Ankazomanga  : encore une victime des taxi-be

Un enfant de 1 an et 5 mois a perdu la vie hier à Ankazomanga à cause de l’irresponsabilité d’un chauffeur de taxi-be. D’après des témoins, ce dernier a fait la course avec un autre taxi-be. Dans cette course effrénée, il a perdu le contrôle de son véhicule qui a renversé un père de famille […]

HCDDED  : quarante-deux candidats en lice

La Haute cour constitutionnelle (HCC) est à la recherche de son représentant au sein du Haut conseil pour la défense de la démocratie et de l’Etat de droit (HCDDED), une des institutions de la Quatrième République. Quarante-deux candidats sont ainsi en lice pour occuper cette place, composés en majorité de magistrats, d’avocats, d’administrateurs civils, ou […]

Tenisy – Afrique U14/U16 : efa manomana mafy i Madagasikara

Fantatra fa handray anjara amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja tenisy, sokajy U14 sy U16 zazalahy sy zazavavy, isika. Fifaninanana hotanterahina any Pretoria, Afrika Atsimo, ny 7 – 18 marsa izao. Araka izany, tsy niandry ela ny federasiona malagasy (FMT) fa avy hatrany dia niroso tamin’ny fanomanana ny ekipa nasionaly, ny faran’ny herinandro teo teny […]

Fahasalamana : tena ilaina ny mpanentana eny ifotony

Tanterahina eny Ivato nanomboka omaly ary mitohy anio ny atrikasa iarahana amin’ireo mpiantsehatra ara-pahasalamana eny ifotony izay tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny andron’ny fahasalamana eny anivon’ny fiarahamonina hanafainganana ny fampihenana ny taham-pahafatesan’ny reny sy ny zaza. Nisongadina tamin’izany fa manao ny ainy tsy ho zavatra ireo mpisehatra ara-pahasalamana eny anivon’ny fiarahamonina amin’ny ady hatao amin’ny […]

LSFM : hojerena ny olan’ny maso vokatry ny diabeta

Ankoatra ny fandraisana ny olona voan’ny katarakta, hijery akaiky ny olona tratran’ny diabeta ka niteraka olana amin’ny fahitana eo aminy ny fikambanana Lions Sight First Madagascar (LSFM), hoy ny fanazavan’ny lehiben’ny sampana Rabenjamina Olivier, omaly. Raha tsy ara-potoana ny fitiliana ny aretina eo amin’ilay marary, mety ho lasa jamba tanteraka izy. Efa misy ny fiaraha-miasa […]

Any Atsimo : hifarimbonana ny ady amin’ny kere

Hotanterahina ny 19 sy 20 febroary izao any Ambovombe Androy, ny atrikasa lehibe hifarimbonan’ireo minisitera tompon’andraikitra sy ny mpiara-miombon’antoka rehetra handinihana ny vahaolan’ny kere izay mianjady isan-taona amin’ny mponina any atsimon’ny Nosy. Handrafetana ny drafitrasa sy paikady azo ampiharina avy hatrany hanampiana ny mponina any atsimo no hatao amin’izany. Eo koa ny fijerena ny asa […]

Fakafaka : tsara ny vokatra… Mila tohizana…

Tafita ny hafatra ! Tsy isalasalana intsony fa manomboka miverina ao amin’ny Malagasy ilay fahafantarana sy fankafizana ny maha izy azy. Feno olona ny Alliance française etsy Andavamamba nandritra ny fampisehoana nataon’ny tarika Solika. Tsara ny vokatra, mila tohizina ny hetsika tahaka ireny. Tsy tohizina fe tohizana fotsiny fa atao totoafo mihitsy satria efa mitaky izany […]

Taona 2016 : 367 ny efitrano fianarana haorina

Hanorina efitrano fianarana 367 ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena amin’ity taona ity, hoy ny tale jeneralin’ny fanabeazana fototra sy ny fampianarana mamaky teny sy manoratra, Andriamampandry Todisoa, omaly teny Anosy. 114 ny efitrano ho an’ny EPP, 83 eny amin’ny CEG ary 170 ho an’ny lycée. Misy ny efitrano vaovao, misy kosa ny efa ampiasaina fa havaozina amin’ny […]

BFV-SG sy ny IEP : tohanana amin’ny tontolon’ny asa ny mpianatra

Nosoniavina, ny 5 febroary teo, ny fiaraha-miasa eo amin’ny banky BFV-SG sy ny sekoly Ivontoerana fianarana politika IEP. Tanjona ny hanohanana ny mpianatra hampidirana azy ireo tsikelikely eo amin’ny tontolon’ny asa sy ny fihariana. Ao anatin’izany ny hanamorana ny fahalalana ny mombamomba ny banky sy ny fanomezana tombondahiny ny mpianatra amin’ny tolotra omen’ity banky ity, […]

An-kitsim-po : tsy hita izay tena ataon’ny kaominina

Samy manaiky ny rehetra fa potika sy maloto ny tontolo iainana. Miavosa hatrany ny fako, raha ny hita eto an-dRenivohitra. Tsy hita izay tena politika faritan’ny kaominina ho tonga amin’ny fanavahana fako hatrany amin’ny fanodinana azy ho lasa zezika na angovo. Hatramin’izao, tsy ahitana fandraisana andraikitra mivantana momba izany ny kaominina, raha ny zava-misy, manomboka […]

Biraon’ny Antenimierandoholona : niketrika ny ho kandidàny ny HVM

 Nampitovy tandin-dokanga. Nivory nikaton-trano tetsy amin’ny foiben-toerany etsy Antanimena ny antoko HVM, omaly. Niatrika izany ireo loholona 43 voafidy sy ny eo anivon’ny birao politika, notarihin-dRakotovao Rivo. « Efa manana kandidà hatolotra izahay saingy mifandresy lahatra amin’izao dinika izao. Misy foana koa ny fisokafana amin’ireo vonona hiara-kiasa amin’ny antoko. Ny anay tsy hoe mametraka fa tsy […]

Raharahan’ny samy mpitsara tao Toamasina : mampiaka-peo ny Fizama

Tamin’ny alalan’ny fihaonambe sy fivoriambe natao tao amin’ny trano fandraisam-bahiny Tina Salazamay, nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety ny Fizama (Fikambanana Zanak’ i Maroantsetra), ny asabotsy tolakandro teo ka namakian’izy ireo batsilana ny antony nahatonga ny disadisa eo amin’ny mpitsara roa lahy samy miasa eo anivon’ny fitsarana ambony Toamasina. Nambaran’i Clerien, filoha lefitry ny fikambanana, […]

Miziriziry ny fanjakana : hanapotika ny fandraharahana ny ACD  

Araka ny efa notaterina teto, miato ny fiaraha-midinika eo amin’ny fanjakana sy ny Vondron’ny mpandraharaha eto Madagasikara (Gem), vokatry ny fampiharana ny hetra tsy mazava Advanced Cargo Declaration (ACD). Loza mihatra sy hanapotika ny tontolon’ny fandraharahana io fepetra io, satria mamelona ny firenena iray manontolo sy ny fanjakana ny hetra aloan’ny sehatra tsy miankina. Efa […]

Institution de micro finance  : l’inclusion financière, un défi

La crise a malmené de nombreux secteurs, y compris les agences et institutions de microfinance (IMF). Une étude de l’évolution de ces organismes face à la crise, effectuée par l’Agence française pour le développement (AFD), avait révélé que la majorité de ces institutions exercent leurs activités en ville, dans les grandes agglomérations, où le secteur […]

Création d’entreprise  : prépondérance des établissements individuels

La création d’entreprises formelles à Madagascar a connu une légère hausse de 0.7% durant l’année 2015, par rapport à l’année précédente, selon l’Institut national de la statistique (Instat).  17 579 nouveaux établissements ont vu le jour dans l’ensemble du territoire national  durant cette année, contre 17 453 pour l’année 2014. A travers les données relevées dans le […]

Lycée français de Tananarive  : l’association sportive sur la bonne voie

L’association sportive du Lycée français de Tananarive (LFT) est plus qu’un simple groupement vu le nombre de licenciés en son sein (ndlr, 450) et les professeurs d’éducation physique et sportive qui se donnent corps et âme pour organiser des rendez-vous riches en partage et en expérience. Pas plus tard que mercredi dernier, benjamins et benjamines […]

Vavatenina  : un opérateur économique attaqué

Victime d’un faux renseignement probablement, dix bandits déguisés en gendarmes ont fait irruption chez un opérateur économique d’Ambohibe, dans le district de Vavatenina, dans la nuit du samedi. Déçus du maigre butin qu’ils ont raflé au domicile de la victime, les malfaiteurs ont mis le feu à la propriété où un véhicule tout terrain et […]

Anosibe : un motard a failli être lynché

Un jeune motard a évité de peu la justice populaire dans le quartier d’Anosibe, hier, après avoir renversé un passant. La foule, attirée par l’attroupement formé par les connaissances de celui qui a été percuté ne voulait rien savoir sur l’origine de l’accident. Leur raisonnement se limitait à ce que les engins motorisés doivent respect […]

Météo : jusqu’en avril, des pluies abondantes

Les tendances générales en précipitations et en températures ainsi que l’évaluation des risques et des opportunités pour les trois prochains mois ont été communiquées par la direction de la météorologie. En ce qui concerne les précipitations, les risques d’abondance des pluies pouvant entraîner la crue des rivières et des inondations sont prévus à compter de […]