Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Ceni : “Mila fanitsiana ny lalàm-pifidianana”

“Nandray sy niheno ny fanakianana rehetra ny Ceni mba hoenti-manatsara ny fifidianana. Lehibe sy nivoitra tamin’izany ny tokony hanatsarana ny rijan-tenin-dalàna momba ireo mpifidy vaventy.” Io ny nambaran’ny filohan’ny Ceni, Rakotomanana Hery, teny Alarobia, omaly, nanao tatitra momba ny fikarakarana fifidianana loholona farany teo. Araka izay azo atao, tokony ho amin’ny andro maintany ihany no […]

Analanjirofo : nidina ifotony ny lehiben’ny faritra

Tsy sakana ho an’ny lehiben’ny faritra Analanjirofo, Ramarson Jacques, ny fanatanterahana ny asany na amin’ny andro alahady aza. « Tsy misy andro tsy hiasana sy fady izany ny asa  fampandrosona ny vahoaka indrindra ireo eny ambany ravinkazo rehetra any », hoy izy raha niresaka tamin’ny vahoaka ao Andasibe – Vavatenina ny alahady 31 janoary lasa teo. Anisan’ny […]

Kidnapping : manamboninahitra ny tafika roa lahy voatonontonona

Taorian’ny nahavoasambotra ny mpitsara iray sy nivoahan’ny didy fampisamborana an’ i Stephanie ary nitohy tamin’ny fisamborana ireo miaramila roa lahy nandroba kamiao tamin’ iny lalam-pirenena fahadimy iny, manomboka mivoaka indray ny fanononana sy firesahan’ ireo tafika  ny anaran’ny manamboninahitra roa lahy anivon’ izy ireo any Toamasina. Kaomanda ny iray raha kolonely kosa ny faharoa. Ireto […]

Jery taratra… herinandro  : Loholona… hafahafa amin’ny lohan’ny olona

Nahabe resaka ny sasany ny fanendren’ny filohan’ny Repoblika ireo loholona 21. Tsy misy izay fisokafana, raha ny fijerin’ny sasany azy. Fanomezan-toerana izay manahirana, hono: tsy hita izay vitany, nefa tsy foy esorina. Ao aza ny vaky vava fa fampialokalofana politika ihany ny raharaha, mahahafahafa ny lohan’ny olona. Hitondra ho amin’ny fahamarinan-toerana sy fitoniana politika ny […]

Tana ville  : la formule double dans l’agenda

A chaque saison sa spécificité. La section de tennis Tana Ville a inclus la formule double dans son calendrier 2016.  D’après sa secrétaire générale, Mbolatiana Ranaivo, « Les catégories jeunes, vétérans et toutes catégories sont encore maintenues. La section Tana Ville a décidé d’organiser des tournois de double hommes et dames. Le double hommes se […]

Toamasina  : les relations entre magistrats se dégradent

Le monde de la justice ne se porte plus normalement à Toamasina où son prestige s’est détérioré  à vue d’œil depuis la récente affaire de kidnapping ayant mis à nu certaines pratiques non orthodoxes des officiants dans ce domaine. Une rixe a éclaté entre deux magistrats sur le parvis du Palais de justice de la […]

Insécurité urbaine  : les usurpateurs de fonction sévissent toujours

Un faux gendarme a été appréhendé par les éléments du commissariat de police du 2ème arrondissement d’Antananarivo-Renivohitra, mercredi dans le fokontany d’Ambanidia. Passablement éméché, l’individu, en tenue réglementaire de gendarme, a refusé de payer  ses notes de restauration et quitta calmement les lieux sans tenir compte des appels du maître des lieux. Le tenancier,  victime […]

Développement : lancement prochain du Prodecid au niveau régional

La concrétisation de la décentralisation se poursuit au niveau du ministère de l’Intérieur. Selon les explications du ministre Olivier Mahafaly, le lancement officiel du Programme de développement communal inclusif et de la décentralisation (Prodecid) au niveau régional aura lieu en début de la semaine prochaine, soit le 8 février. Concrètement, en collaboration avec les partenaires […]

7 Février  : une commémoration qui divise

La commémoration du 7 février 2009 de cette année risque de faire des étincelles. En effet, depuis l’année dernière, les victimes de ce «samedi rouge» ont été divisées quant à la façon d’organiser les cérémonies. Une frange des victimes ont décidé de travailler avec le régime actuel et d’emprunter la voie de la réconciliation. Rappelons […]

Coopération  : la Corée du Sud s’implique davantage

Absente du paysage diplomatique malgache depuis la 2è République, la Corée du Sud vient de renouer ses relations bilatérales avec la Grande Ile. Dans ce sens, le chargé d’affaires de Corée du Sud, Pil Woo Kim a rencontré le ministre de l’Intérieur et de la décentralisation, Olivier Solonandrasana Mahafaly, hier à Anosy pour annoncer officiellement […]

Volam-panjakana : vita ny tatitry ny Cour des comptes

 Natolotry ny mpikambana ao amin’ny rafi-pitsarana Cour des comptes, ny 3 febroary teo, ny filoha Rajaonarimampianina, ny antontan-taratasy mirakitra ny fanadihadiana amin’ny fitantanana ny volam-panjakana. Nitarika azy ireo ny filoha vonjimaika, Rtoa Rabakovololona Bodo Saholy, nilazany fa andraikitr’izy ireo ny fijerena ny lafiny ratsy sy ny tsara amin’ny fitantanana ny volam-panjakana, ahafahana mijery ny fomba […]

Haody : mpanakanto…

 … Mpamoha ny lasa, mpampiranty ny ankehitriny ary mpamboraka ny ho avy ! « Mety ho mpaminany tapany ihany ny mpanakanto », hoy ny mpahay filozofia iray. Mety ho vokatry ny fandinihana noteren’ny aingam-panahy ihany koa anefa no nikorisan’ny peniny raha mpanoratra izy. Niantefan’ny fandraka raha mpanao sary sokitra, sns. Adidy lehibe eo an-tsoroky ny mpanakanto ireo saingy […]

Nankatoavin’ny HCC ny lalàn’ny sata afrikanina

 Nankatoavin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny lalàna lah. 2015-034 nandanian’i Madagasikara ny Sata afrikanina momba ny demokrasia sy ny fifidianana ary ny fitantanam-pitondrana. Araka ny fanapahan-kevitra lah.04-HCC D1, ny 4 janoary 2016, ary navoakany ny 3 febroary lasa teo. Nankatoavin’ireo filoham-panjakana sy lehiben’ny governemanta eo anivon’ny Vondrona Afrikanina (UA) tamin’ny fivoriana an-tampony faha-8 […]

Avaratra : hanorana hatramin’ny faran’ny herinandro

Miovaova be hatrany ary mbola mando ny atmosfera ho an’ny tapany avaratry ny Nosy. Mbola hitohy hatrany ny rotsak’orana betsaka hatramin’ny fiafaran’ny herinandro. Efa nihena kely, raha mitaha ny tamin’ny fiandohan’ny herinandro, ny refin’ny orana ho avy sy ny faritra hirotsahany, araka ny fanazavan’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro, omaly. Misy andro ratsy koa […]

Toamasina : mpitsara roa lahy nifamely totohondry

Lasa raharaha hafa manokana ny miseho eo anivon’ny sampam-pitsarana ao Toamasina taorian’ny famakiana bantsilana tamin’ny alalan’ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety nataon’ny mpitsara misotro ronono, Randriamanantena Jules, tapa-bolana lasa izay momba ny raharaha maizina ataon’ny mpitsara sasany eo anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohany sy ambony ao an-toerana. Vokany, raikitra ny fifamaliana tamin’ny mpitsara roa afakomaly teo […]

Mpianatra any Sina : tsy maintsy mandoa trosa hatramin’ny jona 

Tsy maintsy manefa ny trosa rehetra hatramin’ny volana jona ho avy izao ny mpianatra malagasy mandranto fianarana any Sina raha te hanohy ny fianarana, araka ny fanazavan’ny filohan’ny fikambanan’ny ray aman-drenin’ny manan-janaka any, Randrianjanahary Alexandre, omaly.Tsy nahavita afa-tsy ny trosa ho an’ny taom-pianarana 2012-2013 fotsiny ny vatsim-pianarana valo volana nalefan’ny fanjakana malagasy ny volana desambra […]

Permis de conduire : le réajustement des droits d’examen maintenu

L’Agence de transport terrestre (ATT) a annoncé la semaine dernière la révision en hausse des frais de délivrance des actes administratifs. Les droits d’examen pour l’obtention du permis de conduire sont concernés par ces modifications, malgré les contestations des responsables des auto-écoles. Et à ce sujet, il n’y aura plus de tarif unique. A rappeler […]

EGM  : l’école devient un conservatoire de musique

Bonne nouvelle pour les mordus de bonne musique. L’Ecole de guitare et de musique de Madagascar (EGM) a fait savoir, hier, qu’elle est devenue un institut agréé et homologué par l’Etat, plus précisément le premier conservatoire de musique de Madagascar. Ce qui signifie qu’il peut désormais délivrer des diplômes officiels attribués après des examens sous […]

Tsiazompaniry  : la réhabilitation du barrage en gestation

La prévention des éventuels risques de catastrophes naturelles, notamment les inondations en cette période des pluies, était à l’ordre du jour de la concertation entre la Primature, le Bureau national de gestion des risques et catastrophes (BGRC) et le Système des Nations unies à Madagascar. «Les trois parties se sont surtout penchées sur les mesures […]

Vol de nickel  : belle prise de la gendarmerie

La gendarmerie nationale vient de remettre la main sur un ressortissant polonais. Remettre car ce dernier a déjà été impliqué dans une affaire de vol de nickel mais a été relâché il y a quelques temps de cela, plus précisément en octobre 2014. Pour rappel des faits, la compagnie Ambatovy a déclaré dans un communiqué […]

Unesco Com.Nat : hanamarika ny « Jilm » i Madagasikara

21 febroary, Andro iraisam-pirenena ho an’ny tenindreny (Jilm), araka ny fanambarana nataon’ny sampandraharahan’ny Firenena Mikambana misahana ny fanabeazana sy ny kolontsaina (Unesco). Hanamarika izany koa i Madagasikara, amin’ny alalan’ny vaomieram-pirenena malagasy miara-miasa amin’ny Unesco (Com.Nat) etsy Behoririka ny 24 febroary izao. Lohahevitra amin’ity hetsika ity : « Ny lanjan’ny teny reny sy ny fanabeazana ». Olona anatina sokajin-tsehatra […]

EPP Nandihizana : matory an-dakilasy ny mpianatra

Manao antso amin’ny tomponandraikitry ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny talen’ny EPP Nandihizana, Rajaonarisoa Harilalao. Momba ny sakafo zaraina any an-dakilasy, indray mandeha isan-kerinandro ny sakafo omen’ny tomponandraikitry ny EPP satria izay no zakany. Manomboka ny volana janoary ka hatramin’ny marsa, fotoana maitsoahitra ny fanomezana vary sy laoka ho an’ny mpianatra 142. Tsy misy manapaka mihitsy ny […]

Zaka tsara : fahamarinan-toerana sy toetra 

Mety ho marin-toerana izay miovaova lava na tsy marin-toetra? Sarotra ny mitsara zavatra eo am-pihetsiketsehana. Aorian’ny orana no ahitana ny fiakatry ny rano. Hatramin’izao, mitady izay hoe fahamarinan-toerana sy fitoniana politika ny fitondrana? Sarotra sy manahirana ny mitsara, raha tsy tafapetraka sy miasa avokoa ireo andrimpanjakana. Mila mazava sy hentitra amin’izay ny politika, ny tanjona, […]

Ambatovy : lasibatry ny halatra nikela avo lenta #canada #sherrit #ambatovy

Mandray an-tanana indray ny raharaha halatra nikela an’ny tetikasa Ambatovy, nataona teratany poloney iray, ny zandarimariam-pirenena. Efa voarohirohy tamin’izany raharaha izany mantsy ity olona ity, ny oktobra 2014, saingy navotsotra. Raha tsiahivina, nikela telo kaontenera an’Ambatovy no nisy nangalatra ary nanondrana izany an-tsokosoko tao amin’ny seranan’i Toamasina. Efa nanao ny fanadihadiana momba izany ny tetikasa […]