Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Diana : réglementation sur le site aurifère de Betsiaka

La tension tombe au sein des sites d’exploitation aurifère de Betsiaka, dans la région Diana. Des efforts pour améliorer la situation sont en cours avec la concertation initiée par le projet allemand GIZ et le Programme d’appui à la gestion de l’environnement à l’endroit des autorités locales. De ce fait, les problèmes inhérents à la […]

Alaotra : nouveau lycée pour Tanambe

La commune de Tanambe, dans le district d’Amparafaravola, se dote d’un nouveau bâtiment scolaire pour abriter son lycée. Le problème de salles de classe pour les élèves du second cycle est donc en train de se résoudre dans cette localité de la région Alaotra Mangoro. Le chantier du nouveau lycée de Tanambe-Amparafaravola a débuté. Douze […]

Rétrospective 1976 : les fastes et les frasques de Barry Lyndon, par Stanley Kubrick

L’histoire est édifiante : «Barry Lyndon», le film de Stanley Kubrick sorti en 1976, déroule pendant près de trois heures la vie d’un aventurier. Tous les moyens lui sont bons pour réussir à être celui qu’il n’est pas. Aucun obstacle ne lui résiste. Sinon qu’il porte en lui-même les germes de sa destruction. Grandeur et décadence. […]

En passant…

Un jeune ayant déjà obtenu son brevet depuis des années a remplacé un candidat qui devait passer les épreuves du BEPC au centre d’examen du lycée Andohalo. Ce faux candidat, n’a été arrêté qu’avant-hier par les éléments de force de l’ordre. Il aurait remplacé la photo du titulaire de la carte d’identité par la sienne. […]

COI : appui dans le domaine du genre

Le 26 juillet prochain, un projet multisectoriel d’assistance technique et de renforcement des capacités en matière de genre (PMATG) sera lancé à Madagascar et aux Comores par la Commission de l’océan Indien (COI). La Banque africaine de développement alloue une somme de 960 000 dollars pour appuyer la réalisation ce projet. L’objectif de ce projet est […]

Braderie des frais au Fasan’ny Karana

Si les transports urbain et suburbain de la capitale concoctent une révision à la hausse de leurs tickets, la réalité en est autrement au niveau des zones nationale et régionale du Fasan’ny Karana. C’est plutôt une braderie des frais. Hier, lors de notre passage sur les lieux, toutes les coopératives, sans exception, ont observé  un […]

D’un fait à l’autre

Une personne blessée par balle, une somme de 340.000 ariary et des marchandises volées. C’est le bilan d’une attaque à main armée dont a été victime une épicière demeurant à Ambatomanga, district de Mandoto. Dans la nuit du 19 juillet, vers minuit, cinq individus munis de deux fusils de chasse ont pris d’assaut la maison. […]

Mahabo : huit maisons volontairement incendiées

Réveil douloureux pour les habitants d’Ankilivalo. Mardi, peu avant minuit, un incendie s’est déclaré dans cette localité se trouvant dans le district de Mahabo. Sans détour, les victimes ont affirmé qu’il s’agit d’un incendie criminel. Selon leurs dires, quelqu’un aurait aspergé le toit d’essence avant de l’enflammer. Réveillés par le crépitement du feu, les occupants […]

Tennis – «Coupe Davis 2016» : nankasitraka ny ekipa malagasy ny filoha

Noho ny vokatra tsara azon’ny ekipam-pirenena malagasin’ny tenisy ka nahatafakatra an’i Madagasikara, ao anaty sokajy faharoa, amin’ny «Coupe Davis», nomen’ny filoham-pirenena malagasy, lelavola 6 tapitrisa Ar, izy ireo. Ankoatra izay, mbola nomena taratasy fankasitrahana ihany koa ny ekipa. Rajaobelina Rija, kapitenin’ny ekipa no nandray izany, omaly, teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha. Nisaotra ny filoha, ny minisitry […]

Lalao CJSOI : vonona handrombaka medaly ireo atleta

Efa ao anatin’ny fanomanana farany, amin’izao fotoana izao, ny delegasiona malagasy hiatrika ny andiany faha-10, amin’ny lalaon’ny komision’ny tanora sy ny fanatanjahantena aty amin’ny ranomasimbe Indianina (CJOSOI). Fihaonana, ho an’ny ankizy latsaky ny 17 taona, ary hotontosaina eto Madagasikara ny 31 jolay ka hatramin’ny 5 aogositra ho avy izao. Raha ho an’ny taranja judo manokana, […]

Indray mijery

Herinandro izay no niditra tamin’ny fialan-tsasatra lehibe ny ankizy madinika. Efa totoafo sahady ny dokambarotra ho an’ny karazan-tsekoly vaovao misokatra etsy sy eroa. Toraka izany ny doka ho an’ny karazana fitaovam-pianarana. Betsaka ireo sekoly mametraka mazava ny kalitaon’ny fitaovana ampiasain’ny mpianatra ao aminy ary sarotiny amin’izany mihitsy. Efa misokatra sahady ihany koa ny fisoratana anarana […]

Fizahantany mamoafady : arovana ny ankizy

Faranana amin’ny varotra fampirantiana etsy amin’ny Tahala Rarihasina, anio sy rahampitso ilay tetikasa fiarovana ny ankizy amin’ny fizahantany mamoafady sy ny fivarotantena izay tanterahin’ny Ecpat France. Hivarotra ny asa tanany ireo ankizy narovana tsy ho tafalatsaka amin’ny fivarotantena. Haneho ny fahaiza-manaony amin’ny alalan’ny famokarana samihafa toy ny taovolo, fahandroana sakafo, zaitra… Naharitra 33 volana ity […]

Asam-panjakana sy ny teknolojia Alias : manafaingana momba ny karama sy fisotroan-dronono

Natomboka ny 20 jolay teo, tany Antsohihy, ny fanaraha-maso ny raharaham-panjakana mifandraika amin’ny karaman’ny mpiasa ao aminy. Fampiharina izany asa izany ny teknolojia avo lenta amin’ny alalan’ny fifandraisana na Alias (1). Atao izany fanaraha-maso izany amin’ny alalan’io teknolojia Alias io, hanampiana ny mpiasam-panjakana, araka ny politika nofaritan’ny sampandraharahan’ny fitantanana ara-bola ho an’ny mpiasam-panjakana na DGGFPE […]

Taratry ny kanto

“Magnantso”, entin’i Volavie Manohy ny fampahafantarana ny rakikirany faharoa eto Madagasikara i Volavie. Manome fotoana ireo mpankafy mozika etsy amin’ny Café de la Gare Soarano izy anio, manomboka amin’ny 7 ora hariva. Hoentiny an-tsehatra amin’izany ireo hira 13 voarakitra ao anatin’ilay vokatra vaovao, miampy ampahany tamin’ireo tanatin’ny rakikira voalohany. “Jazz & Blues”, eny amin’ny CGM […]

Haody : … ho fampivelarana ny kolontsaina

Manan-karena amin’ny kolontsaina sy ny zavakanto ny Malagasy ! Nitondra an’i Madagasikara hatraiza anefa izany ? Mety tsy ho sarotra ny mamaly io fanontaniana io raha mandinika kely ny tsirairay. Nampidi-bola tahaka inona ho an’ity Nosy ity, ohatra, ny tontolon’ny zavakanto sy ny kolontsaina ? Anisan’ny lesoka goavana amin’ny tsy fivelaran’ny zavakanto sy ny kolontsaina malagasy ny tsy […]

Tontolon’ny fitsarana : tadiavina izay paikady hamerenana ny fitokisan’ny vahoaka

Fijerena ny paikady hamerenana ny fitokisan’ny vahoaka ny fitsarana, fanentanana ireo lehiben’ny fitsarana hanajana ny etika sy ny lalàna mifehy ny asa, fandinihana ny olana mahazo ny fitsarana amin’ny ankapobeny… Anisan’ny dinihina amin’ny fihaonan’ireo lehiben’ny fitsarana miisa 105 ireo, eny amin’ny ENMG, Tsaralalana, mandritra ny hateloana izay hifarana anio. Efa nisy izay fihaonana izay tany […]

Fitantanan-draharaham-panjakana : lany andro manendry olona ny filankevitry ny minisitra

Isan-kerinandro mihitsy. Tsy maintsy ahitana fanendrena tompon’andraiki-panjakana ambony hatrany rehefa filankevitry ny minisitra isaky ny alarobia. Nirarakompana indray izany fanendrena izany, afakomaly. Anisan’ny nisongadina ny fanendrena sy fanoloana olona eo anivon’ny minisiteran’ny Atitany, any anivon’ny  prefektiora sy ny distrika any. Telo be izao ireo prefet notendrena : Mahajanga sy Ambovombe ary Antsohihy. Enina kosa ireo sekretera […]

Fantina sy fintina

Nanao dinikasa sy naka toky. Nihaona tamin’ny minisitra eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika misahana ny fanajariana ny tany, Rafidimanana Narson, ny vondron’ny ambasadaoro Frankfonina, notarihin’i Philippe Brandt, omaly tetsy Anosy. Voaresaka ny firosoan’ny asa ho fandraisana ny fihaonana an-tampon’ny Frankofonia, hatao eto amintsika. Vonona hanampy sy hanohana antsika hiatrehana ny fifidianana filoham-pirenena ny taona 2018 […]

Sommet de la Francophonie : les préparatifs suivis de près

Le président du «Groupe des ambassadeurs francophones» (Gap) Philippe Brandt a effectué une visite de courtoisie chez le ministre  auprès de la Présidence chargé des projets présidentiels, de l’aménagement du territoire et de l’équipement, Narson Rafidimanana hier. L’ambassadeur a sollicité une mise au point avec l’Etat malgache sur les avancements des travaux relatifs au Sommet […]

Tselatra

Jiolahy miisa valo nitondra basim-borona efatra nanapoaka basy sy nanafika, tao amin’ny trano iray tany Anjoma Ramartina, ny alarobia teo, tamin’ny 1 ora maraina. Vola mitentina 1.700.000 Ariary sy entam-barotra maromaro no lasan’ireo dahalo. Fotoana fohy taorian’io, nisy olona enina saika hividy solika ka notofirin’ireo jiolahy avy hatrany fa heveriny ho ireo mpanenjika. Naratra vokatr’izany […]

Lalàn’ny fifandraisana : ny fisintonana ny fahazoan-dalana

Ho entina amintsika anio indray ny amin’ilay volavola rijan-teny niraisana nefa novan’ny governemanta, na ilay antsoina hoe « Lalàna Andrianjato ». Anisan‘ny misongadina amin’ny fanovana ny momba ny fisintonana ny fahazoan-dalana ho an’ireo manana haino aman-jery. Eto ankavia ny avy amin’ny mpanao gazety, niarahana namolavola tamin’ny mpiara-miombona antoka. Etsy ankavanana kosa ny fanovana nentin’ny governemanta sy nolanin’ny […]

Promotion du tourisme : faible usage du numérique

Dans le monde, en particulier dans les pays insulaires, le tourisme constitue une force d’attractivité majeure, un levier de développement économique. Avec l’évolution fulgurante des nouvelles technologies de l’information et de la communication (Tic), le numérique s’impose comme un facteur de croissance et d’innovation. Les observateurs font pourtant état d’un faible usage du numérique dans […]

MID : légère appréciation de l’ariary

L’ariary a connu une légère appréciation sur le marché interbancaire de devises (Mid) ces deux dernières semaines. L’euro s’échangeait entre 3.290 et 3.365 ariary tandis que le dollar américain variait entre 2.985 et 3.060 ariary en date du 20 juillet, en se référant aux données de la Banque centrale de Madagascar (BCM). Le 11 juillet […]

Personnel de l’Etat : la dématérialisation des services effective

L’Application en ligne sur les informations administratives liées à la solde des agents de l’Etat (ALIAS) est désormais opérationnelle. Le feu vert pour l’entrée en opération de ce nouveau système a été donné lors d’une cérémonie de lancement officiel qui s’est tenue hier à l’hôtel Sofia Belle Vue à Antsohihy. Pour la Direction générale de […]