Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Mila rano 3 l isan’andro ny drepanocytaire

 Amin’ny olona 50 tapitrisa voan’ny drepanocytose eran-tany,  11% amin’ireo Malagasy avokoa. Aretin’ny ra ny drepanocytose ary marary iray amin’ny folo tratran’ny fahatapahan’ny lalandra any amin’ny loha mialoha ny faha-20 taony. Marary 50 amin’ny 100 ihany no mahatratra ny faha-50 taony. Ambony ny tahan’ny ankizy tratran’ny aretina ho an’ny faritra Atsimo Atsinanana, 18,5%. Nanohana ny antson’ny […]

Mananara Avaratra : sarona ny lavanila iray fiarakodia

 Fihoaram-pefy. Tratra tao Mananara Avaratra ny fiara iray an’ny mpandraharaha, nitondra lavanila na amin’ny fotoana tsy mbola fisokafan’ny fiotazana izany aza izao any an-toerana. Nanao fitokonana teo anoloan’ny biraon’ny kaominina ireo olon’ny ben’ny Tanàna sy ireo mpividy madinika ity vokatra ity, amin’ilay mpandraharaha, omaly, ho tsy fanekena izao fanagiazana ity lavanila ity izao. Nampiantsoina hatramin’ireo […]

Atsimo Andrefana : nankatoavina ny dinabe

 Nahazo fankatoavana nanomboka ny 24 jona teo ny dinabe ho an’ny faritra Atsimo Andrefana raha natolotra ny fitsarana nandritra ny enim-bolana. Ahitana andalana 140 mahasahana ny endika fandikana-dalàna maro indrindra ny halatr’omby, miteraka ny  tsy fandriampahalemana ity dinabe ity. Ahitana arofanina ihany koa anefa ny ao anatiny mba hialana amin’ny fanararaontam-pahefana ataon’ny mpampihatra dina.  Marihina […]

Douanes : une entente trouvée avec le syndicat

Le Syndicat des employés des douanes (Sempidou) a prévu de reprendre la grève mercredi prochain  pour poursuivre la contestation relative à la réforme prévue par la direction des douanes au niveau des ressources humaines. Mais un communiqué provenant du ministère des Finances et du budget a annoncé hier que, «des résolutions ont été prises conjointement […]

Festival des baleines : un concours pour les artisans

C’est à l’occasion du festival des baleines qui ouvre ses portes samedi prochain à Sainte Marie qu’un concours d’artisanat sera organisé. Il s’agit d’une manifestation dénommée «Randranobe», une des appellations locales de la  baleine à bosse, destinée aux artisans de l’île dont l’objectif est de les inciter à primer la qualité de leur production. Sensibilisés […]

CJSOI : les Mauriciens annoncent la couleur

Alors que tous les pays s’affairent encore à la préparation et à la détection des athlètes en lice des 10è jeux de la CJSOI, ça bouge du côté des îles sœurs, notamment Maurice. En effet, le comité olympique local a déjà rendu public une liste officielle des jeunes qui vont assaillir Madagascar, du 30 juillet […]

Droits de l’homme : la CNIDH en formation

Après la mise en place, la formation ou plus précisément le renforcement des capacités. Depuis hier et pendant deux jours au Development Learning center à Anosy, 11 nouveaux membres de la Commission nationale indépendante des droits humains (CNIDH) à Madagascar ont renforcé leurs compétences à travers un atelier, organisé par le ministère de la Justice […]

Grâce présidentielle : les détenus encore omis

Sur deux années successives, aucune grâce présidentielle n’a été accordée aux détenus à l’occasion de la fête de l’Indépendance. En effet, ce n’est que lors de son premier 26 juin en 2014 que le président de la République avait accordé cette faveur. Les détenus âgés de moins de 70 ans, condamnés à une peine correctionnelle […]

Marché du pochard : les commerçants en grève

Les vendeurs d’art malagasy au marché du Pochard à Behoririka se sont mis grève depuis jeudi dernier. D’après Aimé Rakotoarivony, président de l’association des marchands, une personne voudrait accaparer le terrain du marché pour le vendre à une entreprise. C’est pourquoi, ils ont manifesté leur mécontentement en  fermant toutes les échoppes. Devant cette situation, les […]

Toamasina : notolarana sakafo ny voafonja

Tsy diso anjara amin’ny fiatrehana ny fetim-pirenena ny olona sahirana sy ny voafonja. Nandray andraikitra mafonja tamin’ izany ireo fikambanam-behivavy vadin’ny olona ambony sy mpitondra ary vehivavy ambony anivon’ny fiadidian’ny prefektioran’ i Toamasina. Nitarika ny hetsika ny vadin’ny prefektioran’ i Toamasina sy ny faritra Atsinanana ary ireo vadin’ny manam-boninahitra eo amin’ny Foloalindahy sy sivily hafa. […]

Toetry ny andro : hitsoka mafy ny rivotra

 Hitsoka mafy ny rivotra (55 km isan’ora) any amin’ny morontsiraka avaratra atsinanana eo anelanelan’i Sambava sy ny Cap d’Ambre ho an’ny dimy andro manaraka, araka ny fanambaran’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro, eny Ampandrianomby, omaly. Entanina noho izany ny sambo madinika tsy hiandriaka intsony. Miaraka amin’ny rivotra ny onja mahery mahatratra 4 metatra manomboka […]

CMCS : orinasa madinika ho an’ny siramamy

CMCS  : orinasa madinika ho an’ny siramamy

Manahirana ihany ny fitantanana ity sehatra ity, satria na ho an’ny eto an-toerana aza tsy ampy. Koa napetraka ny Centre malgache de la canne et du sucre (CMCS) ny taona 2013, manana sata Etablissement public à caractère industriel et commercial (Epic), miankina amina minisitera telo : Indostria, Fambolena ary ny Varotra. Ny anjara asany, manao […]

Indostria ao Antsirabe : nitatitra ireo hosoka isan-karazany

Niangavian’ny Sendikan’ny indostria eto Madagasikara (Sim) ny minisitry ny Indostria sy ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina, Chabani Nourdine, hitsidika orinasa maromaro ao Antsirabe, ny 17 sy 18 jona lasa teo. Tsiahivina ihany fa Antsirabe, tanàna voalohany ivondronan’ny orinasa maro eto Madagasikara. Orinasa notsidihina tamin’izany, ny Les Moulins de Madagascar, simenitra ao Ibity, Malto, Polyconcrète […]

An-kitsim-po : tsy misy mahavita tena

Hanova zavatra betsaka eo amin’ny toekarena eran-tany ny fialan-dry zareo Anglisy ao anatin’ny Vondrona eoropeanina. Vao nivoaka iny valin’ny fitsapan-kevi-bahoaka iny, avy hatrany aloha, nidina ny sandan’ny vola anglisy Livre Sterling.  Betsaka ireo orinasa sy banky eoropeanina, nilaza fa hisintaka, hiala ihany koa any Grande Bretagne. Tsy vitsy mihitsy aza ireo mpandraharaha eoropeanina somary velon-tsiky […]

Ho mpikamban’ny HCDDED : rahampitso ny fifidianana

Raha tsy misy intsony ny fiovana: hotanterahina eny amin’ny minisiteran’ny Serasera sy ny fifandraisana, Nanisana, rahampitso, ny fifidianan’ny  firaisamonina sivily ny ho solontenan’ny eo anivon’ny Filankevitra ambony momba ny fiarovana ny demokrasia sy ny fanjakana tan-dalàna (HCDDED). Nampihemotra ny fifidianana, saika hatao ny 16 jona lasa teo, ny fitorian’ny kandidà tsy voaray ho anisan’ny mpifaninana […]

Filohan’ny Antenimierandoholona : “Tsy vahaolana ny fifamonoana”

“Marina fa fantatra ny fahasahiranana sy ny fahoriana, fantatra ny fahantrantsika… Nefa tsy hiteraka  alaolana na fanafody hanasitrana izany fahasahiranana izany na oviana na oviana izany fifamonoana izany, fa vao mainka hitondra fahasahiranana bebe kokoa ho an’ny Malagasy mpiray tanindrazana izany.“ Io ny tenin’ny filohan’ny Antenimierandoholona , Rakotomanana Honoré, nitondra teny fankaherezana tamin’ny fitsidihana ireo […]

Kaominina Antanifotsy : novakin’ny depiote ny birao

Novakin’ny depioten’i Soanierana Ivongo ny  biraon’ny kaominina ao Antanifotsy ka nametrahany renim-pianakaviana iray tsy lany nandritra ny fifidianana ben’ny Tanàna farany teo.  Tsy narahina vadintany na lehiben’ny distrika na koa ny lehiben’ny faritra Analanjirofo sy ny prefektiora ny nanaovan’ ity depiote ity izany famakiana trano izany. Vokany, nitroatra ny vahoaka ka raikitra ny korontana teo […]

Nosy Be : 3e plus belle île d’Afrique

Nosy-Be figure une nouvelle fois dans le top 10 des îles paradisiaques et des meilleures destinations touristiques. Le site de Tripadvisor a choisi Nosy-Be comme la troisième plus belle île en Afrique, après l’île Maurice et Zanzibar. «Nosy Be ? ou Nossi-Bé ? En malgache, son nom signifie « grande île ». Située au large […]

Vitogaz : promouvoir une énergie propre

Pour son 15e anniversaire, Vitogaz Madagascar annonce le lancement de son programme d’animations dans divers points de vente clés d’ Antananarivo et dans les provinces. Ayant débuté ce mois de juin, ces animations continueront jusqu’au mois de septembre et ce, dans l’optique d’une approche de proximité avec les consommateurs et de promotion du gaz. Dans […]

Cross wheels : les motards en piste

Le stade annexe de Mahamasina sera le théâtre d’un évènement inédit du 19 au 21 août prochain à l’occasion de l’évènement Cross Wheels qui mettra les passionnés de deux-roues sous le feu des projecteurs. Les organisateurs ont prévu un menu avec une formule originale en mêlant concours, défilé, salon et ateliers pour cette première édition. […]

Total Metal : Kazar bientôt au Dôme Rta

Après un long moment de silence, le groupe Kazar revient en force cette année, en donnant un spectacle le 17 juillet prochain au Dôme RTA à Ankorondrano. Baptisé Total metal, le spectacle réunira en un seul lieu trois générations de rockers malgaches, du old school à la nouvelle génération. Les organisateurs ont ainsi fait appel […]

CNIDH : renforcement des capacités des membres

Le deuxième atelier de renforcement des capacités des membres de la Commission nationale indépendante des Droits humains (CNIDH) à Madagascar se tient ce jour jusqu’à demain au Development Learning Center (DLC) Anosy. A noter qu’en application du décret n°2015-052, cette institution est composée des représentants exécutifs, du Sénat, de l’Assemblée nationale, de l’Ordre des journalistes, […]

Kitra – Mpanazatra 23 nahavita fiofanana

Nifarana omaly, teny amin’ny ivo toeram-piofanana baolina kitra Carion, ny fiofanana ho an’ireo mpanazatra ny mpiandry tsatoby, andiany fahatelo. 23 mianadahy izy ireo, nanaraka izany ka ilay teratany Slovaky, Alexander Vincele, manampahaizana avy amin’ny federasiona iraisam-pirenena (Fifa), nanome sy nizara ny fahaiza-manaony tamin’izany. Ny 20 ka hatramin’ny 24 jona lasa teo, nanatanterahina izany. Nizara ho […]