Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Avis de décès: Zaïveline RAMAROSAONA teraka RAZAFINDRAKOTOHASINA Razanakiniarivololona

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty dia mampandre anareo izahay fa ny hava-malalanay:   Zaïveline RAMAROSAONA teraka RAZAFINDRAKOTOHASINA Razanakiniarivololona Vady navelan’Itompokolahy RAMAROSAONA Emile Dia nantsoin’ny Ray hiala sasatra any Aminy ny Zoma 1 Jolay 2016 rehefa nivahiny 90 taona teto an-tany   Hoy:   Ny zanany: RAKOTOMALALA Ginette, Vady navelan’ Itompokolahy RAMAROSAONA […]

Bambou : une filière à fort potentiel

Les côtes Est du pays, dont la région Atsinanana en particulier, regorgent de ressources importantes en bambou. Et à rappeler que la promotion de la filière a fait l’objet d’une collaboration fructueuse entre le Réseau international sur le bambou et le rotin (Inbar) et le Programme de soutien aux pôles de micro-entreprises rurales et aux […]

Travaux publics : la Chine comme alternative

«Fort de plusieurs expériences probantes, le gouvernement malgache, à travers le ministère des Travaux publics, compte promouvoir la coopération avec la Chine pour un véritable fer de lance du développement des infrastructures routières». C’est ce qu’a déclaré le ministre des Travaux publics, Eric Razafimandimby, lors de la première réunion de la commission mixte sino-malgache jeudi […]

Reggae Day : la culture rastafari à l’honneur

L’Is’art galerie à Ampasanimalo a accueilli, hier, la Journée internationale du reggae qui s’est vue ponctuée par des activités aussi variées qu’ une conférence-débat, un concert, une projection, une exposition et une performance artistique. De la route de Tsiadana vers Ampasanimalo, on a entendu résonner les rythmiques et les mélodies de grands précurseurs comme Bob […]

M’kolosaina : place à la mode et à l’art visuel

Après le mois de la plume, l’ADMC Craam propose un programme qui sera dédié à la mode et à l’art visuel, durant ce mois de juillet, dans le cadre du projet M’Kolosaina. Des ateliers, des rencontres et une exposition seront au rendez-vous. Le projet M’Kolosaina consiste à valoriser chaque art au Centre de ressources des […]

Coopération : une délégation du Sarpcco dans nos murs

Dirigée par l’inspecteur général de police Julio dos Santos Jane, commandant général de la police mozambicaine, une délégation de l’Organisation de coopération régionale des chefs de police de l’Afrique australe (Sarpcco) est en visite à Madagascar. Les membres de la délégation ont été reçus jeudi dernier par le contrôleur général de police Joachim Rajaobelina, directeur […]

RN 7 : les passagers d’un minibus dépouillés de leurs biens

Cinq millions d’ariary, 15 téléphones portables, deux caméras et divers objets ont été dérobés par des coupeurs de route dans la nuit du 29 juin. En provenance de Fianarantsoa et roulant en direction d’Antsirabe, le chauffeur et les passagers d’un taxi-brousse ont passé un mauvais quart d’heure lors de leur passage à Tanambao, Ambositra. Huit […]

Protection de l’environnement : mobilisation des riverains

Madagascar figure parmi les 5 pays les plus vulnérables en matière de changement climatique dans le monde. Selon le dernier rapport du système des Nations unies à Madagascar, 90% des forêts tropicales n’existent plus actuellement. De ce fait, 75% des espèces végétales ont disparu. La pratique de la culture sur brûlis et les feux de […]

Fampivelarana ny kolontsaina : ho maimaimpoana ny fianarana mitendry valiha

Tafiditra ao anatin’ny fampivelarana sy fampahafantarana ny zavakanto sy ny kolontsaina malagasy. Hanatanteraka fampianarana mitendry valiha miaraka amin’ny solfezy ao amin’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM) tohatohabaton’Antaninarenina ny 11 jolay ka hatramin’ny 15 jolay izao ny fikambanana Ako Miantefa. Raha ny fanazavan’ny tompon’andraikitra, ho maimaimpoana ny fanarahana ity fampianarana ity. « Amin’izao fotoana izao, ilain’ny Malagasy, indrindra fa […]

BFV-SG : manakaiky ny orinasa

Toerana be orinasa ny eny Andraharo. Tafiditra ao anatin’ny tanjon’ny banky BFV-SG ny fanatonana akaiky kokoa azy ireny, nahatonga ny masoivoho eny amin’ny Cap 3.000 Andraharo. Ny tao amin’ny faritra Galaxy ihany ity nafindra ity, izay malalaka sady manaraka ny teknolojia vaovao koa. Tafiditra ao anatin’ny paikadin’ny BFV-SG ny fanakaikezana ny mpanjifa, nanokanana tetibola manodidina […]

Fototra amin’ny fahombiazan’ny atleta ny fitsaboana

Ny fitsaboana ara-panatanjahantena, fototra sady zava-dehibe, amin’ny fifaninanana atrehin’ny atleta iray. Io no lohahevitra nentin’ny dokotera, Rafidison Nenana, nandritra ny valan-dresaka, nataony niarahana tamin’ny Maison du sport sy ny portail francophone, ny alakamisy lasa teo, teny amin’ny efitranon’ny ivo toeran’ny mpanao gazety, teny Antsakaviro. «Fotoana izao, tokony hamolavolana ny lalàna mikasika ny fitsaboana ara-panatanjahantena izay […]

Fanjarian-tsakafo sy tontolo iainana : mila hatsaraina ny politikam-pambolena

Tsy mora ny miady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo sy ho ampy sakafo manaraka ny fenitra ara-pahasalamana ho an’ny firenena iray. Hita nisongadina izany nandritra ny fivoriana fahatelon’ny tetikasa “Gathering Universities for quality in Education” (Egale), notanterahina teny amin’ny oniverisiten’ i Barikadimy ny volana mey lasa teo. Nandray anjara ny olona 50 mahery avy eto Madagasikara sy any […]

Toamasina : miaramila maty notsatoian’ny jiolahy ny antsy

 Namoy ny ainy nony tonga teny amin’ny Hopitalibe ny miaramila iray naratra notsatohin’ny jiolahy ny antsy tao Ankirihiry Toamasina, afakomaly alina. Fantatra, araka ny fampitam-baovao avy any an-toerana fa niara-dalana tamina vehivavy iray monina ao Analankininina Hopitalibe ity miaramila miasa ao amin’ny 1/RM 3 Toamasina. Tamin’izay indrindra anefa no nisy jiolahy telo nipoitra tampoka ka […]

Jery taratra… herinandro : asa fampihorohoroana… lasa fampihenohenoana

Inona ny marina momba ny fipoahana teny amin’ny kianjaben’i Mahamasina, ny harivan’ny 26 jona? Taorian’ny fandehanan’ireo mpitondra ambony io. Andrasana ny fanadihadiana, raha hisy vokany. Nilaza ny filohan’ny Repoblika, ny 26 jona, fa asa fampihorohoroana iny fa tsy politika, ary ao ambadika ny mpanohitra. Niteny ny praiminsitrra fa grenady fitondra manafika iny napoaka iny. Nahitsin’ […]

Hippisme – Journée de l’Indépendance : Ramiliarimanga loin devant Rakotoarivelo

Comme à l’accoutumée, l’Autorité hippique pour les courses et l’élevage des chevaux à Madagascar (Ahcel) a  célèbré en grande pompe la fête de l’Indépendance. Et le 56è anniversaire n’a pas échappé à la règle, le 26 juin dernier, à Ambatolampy, plus précisément, à l’hippodrome de Mahazina. Un défilé solennel qui a vu la participation des élèves […]

Humour : les jeunes et les réseaux sociaux dans la ligne de mire

Chaque jour, des statuts et des photos hilarants sont postés sur les réseaux sociaux, surtout Facebook. Inspirés par ces derniers, les cinq jeunes humoristes, Barhone, Tsoutsoush, Matt-Rak, Lalou et Sambilo Dôzera se produiront, le 27 juillet prochain, à l’Alliance française d’Antananarivo (AFT) à Andavamamba. Ce qui fascine surtout ces cinq humoristes, c’est que les Malgaches […]

Kidnapping : l’otage français libéré

Tout est bien qui finit bien pour l’otage français d’origine indienne qui a été enlevé près de sa résidence à Ivandry. Après neuf jours de captivité, il a été libéré sain et sauf dans l’après-midi d’hier après une intervention des éléments de la Brigade criminelle (BC). D’après des sources concordantes, les policiers ont agi sur […]

Promotion du genre : cibler les hommes

Une journée portes ouvertes sur la promotion du genre a lieu, hier, au Tahala Rarihasina Analakely. Elle entre dans le cadre du projet «Sahala», initié par l’ONG C-FOR-C et l’association «Jeudi». Un projet financé par l’Union européenne (UE) dont l’objectif est, cette fois-ci, de cibler les hommes par sensibilisation, sur la violence basée sur le […]

Droit de l’homme : l’OIF et le Pnud restent attentif

Coïncidence ou hasard de calendrier, au moment le projet de loi sur le Code de la communication fait débat, l’Organisation internationale de la Francophonie (OIF), en collaboration avec la représentation des Nations unies, a dépêché une mission technique et de formation en matière de droit de l’homme à Madagascar. Selon une source officielle, cette mission […]

Tsy nahitana trangana Zika eto amintsika : norefesina ny lohan’ny zaza vao teraka

 « Négatifs » avokoa ny valin’ny fitiliana natao tamin’ny renin’ny zaza vao teraka 20 nahina ho voan’ny virus Zika. Somary kely kokoa ny refin’ny lohan’ireo zaza ireo raha mitaha amin’ny fenitra napetraky ny OMS ka izay ny antony nandraisana ny fepetra nampanao fitiliana ny reniny. « Nalefa teny amin’ny Institut pasteur de France sy ny tany amin’ny centre […]

Tenisy – «Coupe Davis 2016» : mpilalao 4 avy any Frantsa hanatevina ny ekipa malagasy

 Hotontosaina eto Madagasikara, eny amin’ny kianja Ankatso, ny 11 ka hatramin’ny 16 jolay ho avy izao, ny “Coupe Davis”, taranja tenisy, sokajy fahatelo ho an’i Afrika. Firenena 12 no hiatrika izany, amin’ity andiany ity: i Madagasikara, Maraoka, Alzeria, Benin, Kameronina, Botsoanà, Kenya, Ghana, Mozambika, Namibia, Nizeria, Roandà. Mpilalao mpila ravinahitra miisa 4 no hanatevina ny […]

Plateforme de l’éducation : voavaly ny 1,5%-n’ny fitakiana

Mbola mitohy ny dinika eo amin’ny solontenan’ny minisiteran’ny Fitantanam-bola sy ny Fanabeazam-pirenena ary ny mpikambana amin’ny plateforme de l’éducation hatramin’ny omaly. «1,5% amin’ny fitakiana no voavaly hatramin’izao ka tsy hihemotra amin’ny fitakiana sy ny hetsika fitondrana sora-baventy eny amin’ny minisiteran’ny Fitantanam-bola ny mpampianatra isaky ny renivohi-paritra », hoy ny mpitondra teny, Ratolojanahary Arsène, omaly teny Anosy. […]

Naratra teny Mahamasina : 2 miady amin’ny fahafatesana, 7 arahi-maso akaiky

Tohin’ny tranga fipoahana baomba tetsy Mahamasina izay nahafaty olona, nanao tatitra ny profesora Rakoto Oliva, talen’ny HJRA omaly fa 19 sisa ireo maratra tsaboina ao an-toerana raha 91 izany teny am-piandohana. Telo ireo tsy maintsy nandalo fandidiana. Maratra fito hafa kosa arahi-maso akaiky ny fahasalamany ary roa hafa miady amin’ny fahafatesana. Raha ny filazan’ny talen’ny […]

Haody : inona ny olana raha daty roa ?

Miezaka mampitovy tadin-dokanga ! Efa mitsangana sy miasa ankehitriny ny komity handinika ny datin’ny Taom-baovao Malagasy. Samy manohana ny heviny. Ny zava-dehibe, hivoaka ny daty iraisana. Raha sanatria ka tsy hisy izay daty tokana izay, inona ny olana mety hitranga ? … Mety tsy hisy ny olana raha toa ka mifanaraka indray ny rehetra fa ho daty […]