Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Ambohimanala : jiolahy nanafika tamin’ny basy kilalao

 Tsy kely lalana ny ratsy! Basy kilalao no nampiasain’ireo jiolahy nanafihana toeram-pivarotana iray teny Ambohimanala Andoharanofotsy, ny faran’ny herinandro teo. Fantatra araka ny fitantaran’ireo niharan’ny fanafihana fa jiolahy miisa valo nisaron-tava sy nitondra zava-maranitra ary basy kilalao no tompon’antoka tamin’ity fanafihana ity. Toeram-pivarotana roa samy mpifanolo-bodorindrina no indray notafihin’izy ireo. Voalaza fa noteren’ireo jiolahy niohoka […]

Rhinocéros noir : transfert réussi pour DHL

La femelle rhinocéros noir Eliska, originaire de l’Afrique de l’Est, a été transportée de la République tchèque jusqu’à un sanctuaire en Tanzanie. Un transfert qui entre dans le cadre d’un projet de conservation mené par George Adamson Wildlife Preservation Trust. Pour ce faire, DHL a affrété un Boeing 757-200 cargo spécialement modifié pour le transport […]

Café : une soixantaine d’espèces à Madagascar

L’arabica (Coffea arabica) et le robusta (Coffea canephora) sont les deux seules espèces de caféiers généralement connues du grand public. Pourtant, les chercheurs comptent près de 140 espèces, vivant à l’état sauvage dans les forêts tropicales d’Afrique, des îles de l’ouest de l’océan indien, d’Asie incluant le sous-continent indien et d’Asie du sud-est jusqu’au nord […]

Air Mauritius : bientôt un vol direct vers Guangzhou

La compagnie aérienne Air Mauritius effectuera un vol direct à destination de  Guangzhou à partir du 12 juillet prochain, a annoncé vendredi dernier le country manager de la compagnie à Madagascar, Lilia Mika. «De plus en plus d’opérateurs malgaches s’approvisionnent à Guangzhou, l’une des  plus  grandes villes d’affaires en Chine, chaque année. C’est l’une des […]

Collectivités territoriales décentralisées : où en est l’Alaotra Mangoro ?

Prêter main forte aux Collectivités territoriales décentralisées CTD), la Constitution veut que ce soit une des attributions du Sénat. A la question de savoir comment le sénateur Andrianirina Rabenony s’y met, cet élu de l’Alaotra-Mangoro a répondu que d’abord, les attributions des membres de l’institution dont il fait partie, ne lui sont pas étrangères. De […]

Sofia-Mangroves : la préservation priorisée

La région Sofia est en train de négocier une collaboration avec la région de Diana pour une initiative commune dans la protection des mangroves. Des exploitations illicites de cette faune et des transports de ses bois vers cette région mitoyenne ont été constatés par les autorités de la Sofia, ces derniers temps. Les forêts de […]

Drogue : la mule malgache plaide coupable

Deux ans et dix mois après leur arrestation, le passeur malgache, Mamisoa Tantely Petera Randriamampionona, et son contact local, Guito L’Evêque, qui est un ancien officier de police de la brigade des stupéfiants de l’île Maurice (ADSU), ont de nouveau comparu devant les assises la semaine dernière. Les deux suspects ont avoué leur forfait et […]

Alaotra Mangoro : un foyer social pour l’autonomisation des femmes

Le foyer social du ministère de la Population, de la protection sociale et de la promotion de la femme (MPPSPF)  dans le district d’Ambatondrazaka a entièrement été réhabilité. L’inauguration  s’est déroulée, la fin de la semaine dernière, lors du passage du ministre Onitiana REALY  en mission dans cette région. Ce foyer est destiné aux séances […]

CENI : les processus électoraux à la loupe

La Commission électorale nationale indépendante (Ceni) se prépare déjà aux échéances électorales de 2018. A travers une communication, l’organe en charge des préparatifs des scrutins a indiqué la mise en place d’une plateforme de concertations multi acteurs avec les parties prenantes sur les processus électoraux. En présence des représentants du corps diplomatiques et les partenaires, […]

L’association « Destiny » apporte aussi sa contribution

Un élan de solidarité en faveur des démunis. Les membres de l’association Destiny ont cotisé pour pouvoir doter quelque 400 élèves issus de quatre écoles primaires publiques (EPP) dans la commune d’Ivato de kits scolaires complets, leur permettant de passer le CEPE en toute sérénité, sans avoir à effectuer des dépenses supplémentaires dans l’achat de […]

IRR3 : zoom sur la décentralisation, les finances publiques et l’éducation

«Culture des résultats, garant de développement». C’est le thème de l’initiative «Afrik4R» à Madagascar, soutenue par la Banque africaine pour le développement (Bad). La présentation des résultats à 100 jours du 3ème cycle de l’Initiative pour les Résultats Rapides (IRR3) s’est tenue hier  au Palais d’Iavoloha sous la présidence du chef de l’’Etat, Hery Rajaonarimampianina. […]

CENI : les processus électoraux à la loupe

La Commission électorale nationale indépendante (Ceni) se prépare déjà aux échéances électorales de 2018. A travers une communication, l’organe en charge des préparatifs des scrutins a indiqué la mise en place d’une plateforme de concertations multi acteurs avec les parties prenantes sur les processus électoraux. En présence des représentants du corps diplomatiques et les partenaires, […]

Beach Soccer – «Can 2016» : hidona amin’i Mozambika ny Barea

Hiaro ny anaram-boninahitra efa eo am-pelatanany, ny Barea de Madagascar, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2016), taranja beach soccer. Araka ny fandaharam-potoana, i Mozambika no hidona amin’ny Barea eo amin’ny fifanintsanana ka any Maputo, ny lalao mandroso, ny 26 na 27 na ny 28 jolay ho avy izao. Ny 16 na 17 […]

Eclipse solaire: ho avy ny solomaso fiarovana

Ho azo vidina manomboka amin’ity volana jolay ity ny solomaso manokana hijerena ny éclipse solaire (annulaire), araka ny fanambaran’ny komity mpikarakara ny fanomanana ny fiatrehana azy, Randrianarivo Harinjaka, talen’ny foibe fitantanana ny aretina tsy mifindra, omaly teny Ambohidahy. Eo am-pikarakarana ny lafiny teknika rehetra manomboka amin’ny fampahafantarana ny fisian’ny éclipse sy ny fisehony hatramin’ny fiarovana […]

Jeux de la solidarité Cnaps : fahombiazana ny 60 taona

Nafana ny fankalazana ny faha-60 taon’ny Cnaps, tamin’ny alalan’ny «jeux corporatifs», natao teny amin’ny kianjaben’i Mahamasina, ny asabotsy sy alahady lasa teo. Tsy ny vokatra loatra na ny fandresena,  no zava-dehibe teo amin’ireo orinasa 43 nandray anjara fa ny fifankahitana sy ny fifanakalozana teo amin’ireo samy mpiasa eo anivon’ny orinasa tsirairay avy. Saika nifampizarana avokoa […]

Tetikasa « Tsara 2 » any Atsimo Atsinanana : aondrana any ivelany ny asa tanana vitan’ireo vehivavy

Manamafy ny fiaraha-miasa ny governemanta malagasy, masoivohon’i Norvezy sy ny Onudi ho fanohanana ny asa tanana any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana. Tetikasa « Tsara 2 », mahakasika ny fandrariana isan-karazany sy fanaka ao an-trano. Efa natomboka izany tetikasa izany ny taona 2014 any Farafangana, miaraka amin’ny masoivohon’i Norvezy.   Miara-manatanteraka ny tetikasa “Tsara 2” amin’ny Onudi sy […]

CRM : mpianatra 1.300 nizarana fitaovana

Nizaran’ny Croix rouge malagasy fitaovam-pianarana omaly ireo mpianatra hanala fanadinana avy amin’ny EPP 10 ahitana ireo zanaky ny fianakaviana sahirana eto Antananarivo. Anisan’izany ny EPP 67 ha sy ny EPP IIIG Hangar. Mahatratra 1.300 ireo ankizy nisitraka izany fanomezana izany. “Tanjona ny hampahery ireo ankizy hiatrika fanadinana”, hoy ny fanazavan’ny filohan’ny CRM Rakotondranja Claude. Tafiditra […]

Zotra vaovao mankany Guangzhou : manampy ny mpandraharaha eto an-toerana ny Air Mauritius

Hanomboka ny 12 jolay ho avy izao ny fisokafan’ny zotra Air Mauritius mankany Guangzhou, tanàn-dehibe iray any Sina, miainga avy eto Madagasikara. Nambaran’ny mpitantana ao amin’ity kaompania mpitatitra maorisianina ity izany ny faran’ny herinandro teo, noho ny fangatahan’ny mpanjifa maro avy eto Madagasikara, araka ny fanazavan’ny Country Manager eto an-toerana, Rtoa Lilia Mika. « Mitombo ny […]

An-kitsim-po : tsy refesi-mandidy ireo mpitatitra lavin-toerana

Miakatra indray ny vidin-tsolika. Matetika ny akon’izay avy any amin’ireo mpitatitra eto an-dRenivohitra. Tsy fantatra ny ho tohiny na hiakatra ny saran-dalana na hisy fepetra ho raisin’ny fanjakana. Ny any amin’ny faritra maro any, manao izay tiany atao ireo mpitatitra. Na miakatra na midina io vidin-tsolika io, tsy refesi-mandidy izy ireo. Hita izany any amin’ireo […]

Hifanindry ny fivorian’ny Antenimiera sy ny an’ny frankôfônia

Hanomboka anio ny fivoriana tsy ara-potoan’ny Antenimiera roa tonta, haharitra 12 andro. Hifarana ny 16 jolay izany, raha tsy vita mialoha izany ny lahadinika. Amin’ny 8 hatramin’ny 12 jona ny fivorian’ny parlemanteran’ny frankôfônia (APF), hatao eny Tsimbazaza, ahitana parlemantera 400 avy amin’ny firenena 80. Ahoana ny ho fizotran’izany? Na iray aza ny vanin’andro, tsy hifanitsaka… […]

Kidnapping : Karana iray nosamborina

Karana iray antsoina hoe Mohib nosamborin’ny polisy ary tanana ao amin’ny BC Anosy hanaovana fanadihadiana momba ny raharaha fakana an-keriny eto amintsika. Voalaza fa efa matetika ataon’ny polisy fanadihadiana izy io satria voatonontonona hatrany amin’ity asan-jiolahy ity. Fantatra fa efa naiditra am-ponja izy io, ary efa tafavoaka. Voatonontonona indray ny lehilahy taorian’ny nahasamborana an’i Rivopiso […]

Langue malgache : « Diversité…» comme mot d’ordre

Rideau sur le mois de la Langue malgache vendredi dernier, à l’Académie malgache Tsimbazaza.  En fait, fidèle à son rendez-vous annuel, au mois de juin,  le mois de la Langue malgache est célébré pour la 23è année de suite. Cette année, l’Académie malgache, le Club des journalistes doyens et le Comité de coordination de la […]

Kidnapping à Ambatondrazaka : les ravisseurs écroués, l’otage libéré

L’enlèvement d’une quadragénaire a mal tourné pour les kidnappeurs d’Ambatondrazaka qui se retrouvent derrière les barreaux, actuellement, au lieu de la rançon de 20 millions d’ariary qu’ils ont exigée de la famille de la victime. Armés de 3 pistolets automatiques, d’un fusil de chasse et d’un coupe-coupe, ces malfrats ont procédé à l’enlèvement de cette […]

Rapports sexuels précoces : les bas quartiers ciblés

D’après les dernières statistiques de l’Enquête démographique et de santé de Madagascar (EDSMD) en 2008 et 2009, les rapports sexuels chez les jeunes filles sont en hausse à Madagascar. Près de 28,9% des filles âgées de 15 à 19 ans sont déjà passées à l’acte dont 13,7% sont issues de la région Analamanga. Face à […]

Kitra – Amboara rezionaly : hatao any Mahajanga ny fifaninanana

Haverina indray ny fiadiana ny Amboara rezionaly, amin’ny baolina kitra, rehefa niato nandritra ny fotoana maharitra. Amin’ity andiany 2016 ity, horaisin’i Mahajanga ny dingan’ny famaranana, izay hatao ny 23 ka hatramin’ny 31 jolay, ho avy izao. Mialoha izany anefa, hifanintsana amin’ny toerana 6 ireo ligim-paritra hifaninana, amin’izany izay miisa 21. Izay voalohany amin’ireo no miatrika […]