Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Nojapian’ny mpanao politika, vaky sy nizara ireo sendikà

Nitranga ny nampoizina amin’ny samy mandeha samy mitady. Nivaky sy nizara ireo sendikà amin’ny fetin’ny asa, ny 1 mey izao. Ho eny amin’ny kianjan’Alarobia ny avy amin’ny Afo sendikaly. Hanamarika izany tsy lavitra eo kosa ny avy amin’ny Sekrima. Nisalasala ny F3M. Nikasa ny ho etsy Mahamasina izy ireo saingy, niova hanara-dia ny Afo sendikaly […]

Facto Saatchi : engagement dans des actions pro-bono

L’agence Facto Saatchi & Saatchi prévoit actuellement de s’engager dans une action pro-bono à Madagascar en proposant des offres de consultation et de création gratuites à des associations locales ayant des initiatives d’intérêt général à Madagascar. L’agence le fait depuis maintenant cinq ans à l’île de La Réunion où elle mène des campagnes de prévention […]

Star milalao : 40 entreprises attendues pour la 6è édition

Chaque année et ce, depuis 2010, une dizaine d’entreprises et d’organisations de la ville se réunissent autour d’un moment convivial riche en spectacles baptisé Star Milalao et organisé par le comité sportif de la Star Grand Tana. L’année dernière, près de 500 personnes venant de 22 sociétés ont pris part à plusieurs disciplines (basket, foot, […]

Elakelatrano : Ampandrana, prochain quartier ciblé

Après 67 Ha, les organisateurs du festival «Kolotsaina anaty elakelatrano» présentent le deuxième volet qui se déroulera à partir d’aujourd’hui dans les ruelles du quartier d’Ampandrana. Plusieurs activités seront au programme. La première édition a reçu des critiques positives. «Le projet permet non seulement d’embellir le quartier, mais aussi de mettre la culture à la […]

Festival de Nosy Be : Donia mise sur la rénovation

Les derniers préparatifs de la 23è édition du festival Donia vont bon train. Outre le renforcement de la programmation artistique et la multiplication des activités, le Cofestin mise également sur la rénovation des infrastructures dont la construction de l’école de musique Donia. Lors d’une rencontre avec la presse dans la capitale, le vice-président fondateur du […]

OSC : renforcement des capacités des ONG ruraux

Les initiateurs du projet «Organisation de la société civile» (Osc), placé sous l’égide des ONG Agrisud International et Cite, ont tenu un atelier de restitution des actions accomplies, hier à l’hôtel Panorama Andrainarivo. D’une durée de 4 ans (2012-2016), et financé par l’Union européenne à hauteur 590 000 euros, ledit projet est un programme de renforcement […]

Volley – Analamanga : ho tonga masiaka hifaninana avy hatrany ny Cosfa

Vonona. Raha toa ka tsy tazana tao anatin’ireo andro efatry ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny tompondakan’Analamanga, taranja volley, sokajy 1DM sy 2DM lahy sy vavy, ny Cosfa, ho tonga masiaka hifaninana izy ireo manomboka eo amin’ny andro fahadimy, ny faran’ny herinandro izao, etsy Mahamasina. Araka izany, hihaona avy hatrany amin’ny ekipa HZMA ny Cosfa amin’izao […]

Ho takona ny masoandro ny 1 septambra

Raha ny tatitry ny filankevitry ny governemanta ny talata teo, hitranga eto Madagasikara indray amin’ny voalohan’ny volana septambra izao ny fanakonan’ny volana ny masoandro na eclipse solaire. Ho tazana amin’ny ampahany eto Madagasikara io tranga io ary haharitra ora telo ny fisehony ( 9 ora maraina ka hatramin’ny 11 ora atoandro). Hikisaka avy any andrefana […]

Manomboka sahady ny fanaovana « cours »

 Roa volana mialoha ny fanadinam-panjakana CEPE sy BEPC, manomboka ny fanaovana cours na fanampim-pampianarana etsy sy eroa. Mpampianatra ao amin’ilay sekoly ihany no manome ny fanampim-pahalalana satria mahatsapa izy fa misy ny taranja mbola tsy voafehin’ny mpianatra mpiadina. 3 000 Ar ka hatramin’ny 5 000 Ar isam-bolana isaky ny mpianatra ny sarany takina. Mandritra ny ora efatra […]

Boxe savate : hiady hampiantrano ny tompondakan’i Afrika i Dago

Taorian’ny tsy nahazoan’i Madagasikara nandray ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany amin’ny taranja boxe savate 2017, mbola hiady hampiantrano ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, eo amin’ny “combat” indray ny federasiona malagasin’ity haiady ity. Fihaonana, hatao ny taona ho avy hatrany io. Araka ny fantatra, firenena telo no hiady izany : Madagasikara, Kameronina ary Sénégal. […]

Mpampiasa ny RN-7 : antsoina hiaro ireo mpitatitra ny zandary

Taorian’ny fihaonana tamin’ny minisitry ny Asa vaventy, nisy ihany koa ny fihaonana, omaly, teo amin’ireo solontenan’ny mpikambana ao amin’ny kaoperativa mampiasa ny RN-7, Antananarivo-Fianarantsoa hatrany Toliara, tamin’ny mpitandro filaminana. Olana ny lalana Ambohimasoa –Fianarantsoa, mampijaly azy ireo noho ny faharatsiany. Hararaotin’ny olon-dratsy ny faharatsian’io lalana io, hahafahan’izy mianika ny fiara mangalatra entan’ny mpandeha. Ny mpitatitra […]

Ambohijafy sy Fenoarivo : velon-taraina ireo mpamboly voasary

Efa nanomboka ny taona 2010, velon-taraina ireo mpamboly voasary eny amin’ny faritra Ambohijafy sy Fenoarivo sy ny manodidina eto Analamanga noho ny fahavoazana mahazo azy ireo. Miharatsy hatrany ny vokatra voasary avy any amin’ireo toerana malaza mpamokatra voasary ireo noho ny bibikely mamely ny voly fa eo indrindra koa ny fahanteran’ny fototra voasary. Misy efa […]

Voly vary : tsara ny vokatra “vary aloha”

Nihena betsaka ny fanafarana vary tamin’ny taona 2015. 275.000 t izany, latsaka 82.000 t raha ampitahana tamin’ny taona 2014. Iny taona 2015 iny no kely indrindra ny vary avy any ivelany nampidirina teto tao anatin’ny telo taona nifanesy. Mbola antenaina hidina hatrany io fanafaram-bary io amin’ity taona ity, raha jerena ny telo volana voalohany. Nisy […]

BEPC : amin’ny 21 mey ny lomano

Hisantatra ny taranja fanatanjahantena ny lomano ho an’ny mpiadina amin’ny BEPC, ny 21 mey ho avy izao ao amin’ny ANS Ampefiloha. Hitohy eny amin’ny kianjan’i Mahamasina, Nanisana sy Alarobia ny taranja, ny 23 mey ka hatramin’ny 27 mey. Eny amin’ny kianjan’i Mahamasina sy Alarobia, ny 30 sy 31 mey hatramin’ny 3 jona. Bonus ny naoty […]

« Kaly Kalo Gasy » : hiaka-tsehatra ry Kala Vazo

« Kaly Kalo Gasy » : hiaka-tsehatra ry Kala Vazo

Ela niandrasana ny mpitia zavakanto ! Raikitra fa haneho ny talentany ho an’olon-drehetra ry Kala Vazo. Mampanantena seho miavaka rahateo izy telo mirahavavy… «Kaly Kalo Gasy», lohatenin’ny hetsika ho hita ao amin’ny Espace Tsiky Ivandry taloha, anio hariva, manomboka amin’ny 9 ora alina. Hetsika iray hanasongadinana bebe kokoa ny kolontsaina maha malagasy io, raha ny nambaran’ny […]

Haody : manakanto lian-kanto…

… Ka tsy izay anie ny olana e ! Ny famaritana ny kanto mihitsy no samihafa. Mety ho liana amin-javatra kanto ihany ny mpanakanto, fa tena kanto tokoa ve ilay mahaliana ? Fanontaniana saro-baliana ireo, saingy mety ho azo ihany raha manana fahasahiana mamaritra ny atao hoe « kanto » ny tsirairay. Mety ho azo hamaritana ny kanto ihany, […]

Capital Feeling : homen-danja ny « danse de salon »

Andro ho an’ny dihy tokoa ny androany, 29 avrily (Andro eran-tany ho an’ity zavakanto ity). Anisan’ny hetsika goavana, hotanterahina anio tolakandro, ny « Thé dansant », karakarain’ny Federasiona malagasy misahana ny dihy ara-panatanjahantena sy ny « danse de salon » (FMDSS) sy ny kaompania MC Rija ary ny Capital Feeling. Hotontosaina etsy amin’ny Capital Feeling, Immeuble Capital Center, etsy […]

Capital Feeling : homen-danja ny « danse de salon »

Andro ho an’ny dihy tokoa ny androany, 29 avrily (Andro eran-tany ho an’ity zavakanto ity). Anisan’ny hetsika goavana, hotanterahina anio tolakandro, ny « Thé dansant », karakarain’ny Federasiona malagasy misahana ny dihy ara-panatanjahantena sy ny « danse de salon » (FMDSS) sy ny kaompania MC Rija ary ny Capital Feeling. Hotontosaina etsy amin’ny Capital Feeling, Immeuble Capital Center, etsy […]

Vondrombahoaka : nitombo 58% ny fidiram-bola

“Raha 30 % ny fitomboan’ny fidiram-bola neritreretina ho azo, nahavita hatrany amin’ny 58 % ny vokatry ny asa”, hoy ny ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, Rasolomaholy Rakotozanany Célestin, momba ny fivoriana atrikasa teny Anosy, omaly, nanaovana tomban’ezaka ny amin’ny fampidiram-bola eny anivon’ny vondrombahoaka itsinjaram-pahefana tamin’ny zato andro (RRI) andiany faharoa. Hitarina izany […]

Morafenobe : maty voatifitry ny zandary ireo jiolahy nanolana ilay Karana vavy

 Lavon’ny balan’ny zandary afakomaly, tao Ampasimena Morafenobe, ireo jiolahy roa lahy tompon’antoka tamin’ny famonoana ilay teratany karana vavy antsoina hoe Femena Samcoidine, ny alahady lasa teo. Lahinirina Elysé sy Levahoita ny anaran’ireo jiolahy raindahiny ireto, araka ny tatitra nampitain’ny zandary avy any an-toerana. Nohamafisin’ny zandary hatrany fa malaza ratsy amin’ny fakana an-keriny sy fanafihana mitam-piadiana […]

Artec : « Miasa amin’ny fomba tsy ara-dalàna ny Orange… »

« Efa nanefa ny vola rehetra tokony haloany amin’ny fanavaozany ny fahazoan-dalana hitrandraka amin’ny maha orinasan-tserasera azy ny Orange, mifanaraka amin’ny lalàna vaovao izao mihatra… », hoy ny ampahany tamin’ny fanambarana nataon’ny orinasa Orange Madagascar, ny 27 avrily lasa teo. Tsy niandry ela fa avy dia namaly izany tamin’ny alalan’ny fanambarana ihany koa ny Artec, na ny […]

Salon de l’agroalimentaire : va pour quatre jours de promotion

Le palais des sports et de la culture de Mahamasina ouvrira ses portes à compter de ce jour pour accueillir la sixième édition du salon de l’agroalimentaire et de la cuisine. Durant quatre jours, Shobiz company s’associe avec tous les professionnels de la filière agroalimentaire avec toujours plus de nouveautés. Les organisateurs et exposants proposent […]

Amoron’i Mania : hausse du rendement rizicole

Une nette amélioration du rendement rizicole a été constatée dans la région Amoron’i Mania à travers la mise en œuvre du Projet d’amélioration de la production rizicole (Papriz) qui en est à sa deuxième phase actuellement. Dans l’Amoron’i Mania, le rendement rizicole a atteint les 4 tonnes à l’hectare, selon les constats de l’équipe de […]

Espèces menacées : la liste pourrait s’allonger

Une grandes partie des ressources naturelles de Madagascar pourraient faire l’objet d’une interdiction de commercialisation et d’exportation d’ici le mois de septembre prochain dans la mesure où le rapport des actions menées dans le cadre de l’assainissement de la filière bois de rose, lequel sera remis à la Convention sur le commerce international des espèces […]

Nyky Street Dance : la 3è édition en Finlande

Après «Battle for peace» effectué au mois de février dernier, Dance team international, dirigé par le chorégraphe Njara Rasolo, organise la troisième édition de Nyky street dance festival qui se tiendra, du 28 au 29 avril, en Finlande. Plusieurs danseurs venus des quatre coins du monde seront invités, dont le chorégraphe allemand Bboy Storm, l’un […]