Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Festival IFLC : Voahary représentera Madagascar

Samedi dernier, le collège La lumière internationale a organisé la finale nationale du festival des cultures et des langues, au Carlton à Anosy. Ainsi, la jeune Voahary Razakamanary a été sélectionnée pour représenter la Grande île, lors de la 14ème édition du festival international des cultures et des langues (IFLC) qui aura lieu au mois […]

Région Analamanga : ouvres sociales de la Filatex

Entreprise citoyenne dynamique, la société Filatex s’investit dans des activités sociales bénéfiques à la population. Un département particulier est réservé à cet effet au sein de cet établissement, d’après les révélations de ses responsables. Le relogement d’une deuxième vague de familles ayant occupé la propriété de cette société à Ankadimbahoaka et à Andrefan’Ambohijanahary est en […]

Andramasina : fusillade entre bandits et policiers

Un policier a été blessé durant un accrochage avec cinq bandits qui avaient érigé un barrage à Antsahamanitra, Andramasina, dans la nuit du 9 avril dernier. Avant cette fusillade, les bandits ont pris d’assaut une Mazda dans laquelle se trouvaient la directrice de la Jirama d’Ambohimiadana ainsi que deux autres personnes. Ils ont ligoté les […]

Journée du livre : rencontre avec Esther Randriamamonjy

La Journée mondiale du livre et du droit d’auteur est célébrée chaque année le 23 avril. Pour l’occasion, une rencontre avec une figure de proue de la littérature malgache, Esther Randriamamonjy se tiendra à l’Alliance française d’Antananarivo (AFT) à Andavamamba. Outre la promotion de la lecture, la protection de la propriété intellectuelle à travers le […]

Médecins de l’Océan Indien : plus de 8.000 patients à traiter à Maroantsetra

L’équipe de l’ONG Médecins de l’océan Indien (MOI), dirigée par son président, le Dr. Firoze Koytcha, continue de parcourir les routes carrossables de brousses de Madagascar pour prodiguer des soins médicaux accessibles dans les zones enclavées de la Grande île. Après Ambanja où se déroulait au mois de novembre 2015 la précédente mission de MOI, […]

Fakafaka : tsy ampy toky ny resa-boky

Volana avrily, raikitra indray ny resa-boky. Azo isaina amin’ny rantsan-tanana an’ila sisa ny fivarotam-boky mivoha eto an-dRenivohitra. Zara raha manoratra ny mpanoratra. Saika ireo boky fampianarana (boky ampiasaina any an-tsekoly) ihany no misy mpanoratra. Efa zary kamo mamaky boky ny olona noho ny fihazakazaky ny teknolojia… Ampahany amin’ireo olana mianjady amin’ny boky sy ny tontolony […]

Fahasalamana : hitsabo any Maroantsetra ny Médecin de l’océan Indien

Hirodorodo any Maroantsetra ireo fianakaviamben’ny dokotera sy ny manam-pahaizana manokana avy amin’ny Médecin de l’océan Indien (MOI) ny 18 ka hatramin’ny 28 avrily izao. Hitsabo maimaimpoana ireo mponina mila fitsaboana any an-toerana izy ireo. 48 ny dokotera mifanome tanana amin’ny hetsika. Ahitana dokotera tsotra efatra, dokoteran-jazakely sy manam-pahaizana manokana momba ny nify sy ny aty […]

An-kitsim-po : sonia sisa no anjaran’ny fanjakana

 Nokianin’ny Banky iraisam-pirenena mafy ny fomba fitantanam-bolam-panjakana (lahatsoratra p.7). Lafiny teknika maro nentin’ireo teknisianina ao amin’ny Banky iraisam-pirenena fa raha jerena ety ivelany fotsiny any amin’ny sampanadraharaha maro, voaporofo izay faharatsian’ny fitantanana izay. Hita izany, ohatra, amin’ireo tranom-panjakana isan-karazany sy ny faharatsian’ny fitaovam-panjakana. Tsy tambo isaina ireo tranom-panjakana, hopitaly, sekoly, biraon’ny kaominina efa simba avokoa, […]

Toerana iray eny Iavoloha : nifanjevo momba ny vola nozaraina ireo depiote ?

Manjavozavo ny fivorivorian’ireo depiote maromaro teny amin’ny « espace » iray eny Atsimondrano Iavoloha, omaly tolakandro. Nambaran’ny loharanom-baovao iray fa nifampitady momba ny vola taorian’ny nanolorana ny praiminisitra vaovao izy ireo. Voalaza fa anisan’ny anton’izany ny tsy fitovian’ny vola azon’ny depiote tsirairay. Nisy resa-bola (malety) indray izany ny fanolorana praiminisitra teo ? Zara indray aza moa niseho iny […]

Matières premières : le raphia se fait rare sur le marché

L’approvisionnement de ce type de matière première commence à devenir un sérieux problème pour les artisans malgaches. Du coup, cela handicape leur production, étant donné que le raphia constitue une de leurs matières premières. Et le marché ne peut satisfaire leur demande. De plus, le prix ne cesse de croître, le kilo coûte actuellement 4 […]

Analavory : l’érosion, une véritable menace

Analavory : l’érosion,  une véritable menace

Le Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes (BNGRC) a rencontré les habitants du fokontany d’Ambohibary, commune d’Analavory, la semaine dernière pour trouver ensemble le moyen de réduire les risques de phénomène d’érosion et de «lavakisation» dans cette zone. Après des études faites par le BNGRC dans cette partie d’Analavory, les érosions entraînent […]

Ambatondrazaka : nizara fanampiana ho an’ny sahirana ny zandarimaria

Notoloran’ny zandarin’Alaotra Mangoro fanomezana ireo sahirana avy amin’ireo fokontany sivy ao Ambatondrazaka. Niara-nisakafo, nilalao sy nifaninana, niara-nihira sy nandihy. Izany no nanamarihan’izy ireo ny Andron’ny zandarimaria ny fiandohan’ny volana teo tao amin’ny kianjan’Ambohitsilozana, 12 km avaratry ny renivohitry ny faritra. “Ho ahy ny zandary dia avy ao anatin’ny vahoaka ihany. Irinay ho fantatry ny olona […]

Mahajanga : 7% ny tahan’ny diabeta

« Teo anelanelan’ny taona 2015-2016, olona fito amin’ny 100 no voatily fa manana ny toe-batana diabetika ao Mahajanga », hoy ny talem-paritry ny fahasalamana ao Boeny, Ratsiambakaina Diana. Betsaka (anjatony) ny olona tonga nanao fitiliana ny tahan’ny siramamy ao anaty ra tao amin’ny hopitaly Mahabibo, nandritra ny fanamarihana ny Andron’ny fahasalamana ny herinandro lasa teo. […]

Procès contre Ambatovy : verdict pour le 14 avril #canada #sherrit #ambatovy

L’affaire opposant la compagnie minière Ambatovy à une ancienne employée connaîtrait son dénouement le 14 avril prochain. Selon les informations recueillies, la justice malgache va trancher sur l’appel relatif aux 567 millions d’ariary accordé par le tribunal civil à la plaignante. Cette même cour a par la suite sommé Ambatovy de payer 88 millions d’ariary […]

Deenyz : un nouvel opus pour bientôt

Discrète mais active. Deenyz est actuellement en plein tournage de son nouvel album après avoir signé avec le label international « Universal Music », qui contribue à propulser sa carrière. On ne la remarque plus sur le devant de la scène, à part une brève apparition lors de la grande finale de la coupe du […]

Marche d’Anosibe : la diarrhée fait rage

Le Bureau municipal d’hygiène (BMH), en collaboration avec 4 Centres de santé de base niveau II (CSB-II) au sein de la commune urbaine d’Antananarivo (CUA) a constaté une hausse du taux de prévalence de la diarrhée dans le fokontany d’Anosibe. Le docteur Durand Derys, chef de service de la santé publique et de l’hygiène au […]

« Ny asako rahampitso » : 4.500 lycéens ciblés pour la 11è édition

Le Rotary Club Antananarivo-Ainga renouvelle son engagement en faveur des jeunes en rééditant cette année encore l’action professionnelle « Ny Asako rahampitso » (Mon métier de demain), en partenariat avec le ministère de l’Education nationale (Men). Celle-ci consiste à aider les jeunes lycéens à mieux cerner l’univers des métiers dans la Grande île et d’orienter […]

Rugby – “Gold Top 8 Mada” : famaranana kely ny an’Ankady sy Manjakaray

 Hanamarika ity faran’ny herinandro ity ny lalao manasa-dalana, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara “Gold Top 8 Mada”, taranja rugby à XV. Hangotraka ny fihaonana, indrindra ny an’Ankady sy Manjakaray. Ho fantatra, rahampitso alahady, izay ekipa hanao ny famaranana eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, D1 Elita 1. Anisan’ny fihaonana andrasan’ny rehetra ny […]

Hiavaka… Avrily, « volan’ny sarimihetsika »

Araka ny efa voalaza teto, haompana amina karazan-javakanto iray ny volana iray, ho an’ny Craam*. Tafiditra indrindra ao anatin’ny tetikasa « M’Kolosaina » izany. Ho « volan’ny sarimihetsika » àry ity volana avrily ity. Tsy kisendrasendra ny nisafidiana izany fa mifamatotra kokoa amin’ny fanatontosana ny « Festival Rencontres du film court » na ny RFC. Anisan’ny handray ity hetsika natao ho […]

Raharaha fandroahana mpiasan’Ambatovy : handrasan’ny maro ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana #canada #sherrit #ambatovy

Raha tsy misy ny fihemorana, hivoaka ny 14 avrily ho avy izao ny didim-pitsarana mahakasika ilay raharaha mampifanolana ny Tetikasa Ambatovy sy ilay mpiasa iray noesorina ka nitory azy. Handrasan’ny mpanara-baovao maro ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana, raha ho ara-drariny na tsia. Sao mantsy hisy olona akaiky ny mpitondra indray hitsabaka anatin’ny raharam-pitsarana, ka hanao tsindry […]

Manolotra an-dRavalomanana ho PM ny Tim

Tsy niandry ela. Nitondra ny heviny momba ny ho fialan’ny Praiminisitra Ravelonarivo Jean, ny eo anivon’ny antoko Tiako i Madagasikara (Tim). Nambaran’ny loharanom-baovao fa manolotra ny filoha nasionaliny, Ravalomanana Marc ho eo amin’izany toeran’ny praiminisitra lehiben’ny governempanta izany izy ireo. Manana depiote maherin’ny 20 rahateo ity antoko ity eny amin’ny Antenimierampirenena. Tahaka izany koa ny […]