Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Mananontanona ny fitokonan’ny mpampianatra : 1%-n’ny fitakiana no novalian’ny fanjakana

 Hanao fivoriambe ahitana ny solontena avy any amin’ny faritra rehetra ny mpampianatra Fram sy ireo efa mpiasam-panjakana mpanabe ny 26 sy 27 septambra ho avy izao. Daty handraisan’ny mpampianatra ny asa io, ka hifamotoana ao amin’ny INFP Mahamasina izy ireo mandritra ny roa andro. Hodinihina ny tohin’ny fitakiana satria mbola ny 1% ihany no novalin’ny […]

Andron’ny fandriampahalemana : homarihina amin’ny fizarana tantely

Manamarika ny Andro eran-tany ho an’ny fandriampahalemana sy ny fandavana ny herisetra isika androany. Marobe ny fikambanana sy sampandran-draharaha samihafa mikarakara hetsika hoenti-manandratra ny maha zava-dehibe ny fandriampahalemana sy ny tsy fidirana amin’ny ady sy ny gidragidra. Azo lazaina ho miavaka amin’ireny rehetra ireny ny nomanin’ny Rotary Club Antananarivo Ainga sy ny Ofisim-paritry ny fizahantany […]

Sommet de la francophonie : Air Mad court à sa perte!

Air Madagascar sera le «transporteur officiel» du 16e Sommet de la Francophonie, selon les termes de la convention conclue entre l’Organisation de ce Sommet et la compagnie nationale malgache. Ce contrat engage effectivement cette dernière à octroyer des billets d’avion d’une valeur avoisinant les 200 millions d’ariary dans le cadre de l’organisation de cette rencontre […]

Code minier : le plus grand flou règne

L’élaboration du projet de nouveau code minier se trouve actuellement dans le flou total qui s’ajoute en définitive à la précipitation de l’Etat de vouloir faire sortir le texte, sans même consulter l’ensemble des parties prenantes dans le secteur minier. Il s’avère ainsi normal que les contestations aient fusé de partout dès le début du […]

Kick boxing : CKBE souffle ses 15 bougies

15 ans et pas une ride. Le club kick boxing Espoir (CKBE) commémorera ce jubilé, le 25 septembre, au gymnase couvert de Mahamasina dans les règles de l’art. Le nom n’est plus à présenter sur le ring car c’est en quelque sorte un berceau des graines de champions à l’image de Tojo, Boni, Mahefa,…la liste […]

Rock Session : rendez-vous à Paris

Les rockers malgaches qui résident en France seront en fête le 24 septembre prochain. En effet, l’évènement baptisé «Rock Session» aura lieu au M.A.S à Paris, avec la participation de Haja à la guitare, Thierry Dekapy à la guitare solo et riff, Mahatsangy à la guitare basse, Alban à la batterie et Jaers au chant. […]

Fenoarivo : un site sacré vendu illégalement

La tension monte dans la commune rurale d’Alakamisy-Fenoarivo, dans la banlieue de la capitale, suite à un litige foncier mettant aux prises les adeptes du culte de Nenibe Ramaintso, vénérée par des conservateurs pour ses vertus de guérison. Le terrain contenant le tombeau de l’ancêtre, objet de culte de certains conservateurs de la tradition, a […]

Anosizato : aides du PRM à la réinsertion

Le président de la République prend directement en main certaines activités relatives aux aides à la réinsertion des jeunes des quartiers populeux de la capitale. Il a décidé de poursuivre ses appuis à cette frange de la population, ont annoncé ses représentants lors d’une rencontre avec l’association des joueurs de rugby des quartiers d’Antananarivo, en […]

Ecole de la magistrature : l’heure est au bilan

Dans le cadre de la célébration de son 20e anniversaire, l’Ecole nationale de la magistrature et des greffes (ENMG) de Tsaralalàna a réalisé, hier, une conférence-débat portant sur le thème «Histoire et perception de l’ENMG après 20 ans». Au cours de cette conférence, les avis des anciens dirigeants de l’Etat, les premiers auditeurs de l’école […]

Publication du GTT : démenti de la gendarmerie

Un texte publié par le «Mouvement des citoyens malagasy de Paris», (Gasy tia tanindrazana), un site se disant proche de l’ancien de l’ancien Président Ravalomanana, a fait réagir les premiers responsables au niveau de la Gendarmerie nationale hier. La publication a en effet pointé du doigt directement l’épouse du chef de l’Etat qui aurait donné […]

Brickaville : 300 millions d’ariary de préjudice

Un incendie d’une rare violence s’est déclaré samedi à Manarantsandry Brickaville. Provoqué par un feu de cuisine, cet incendie a ravagé 150 maisons et fait plus de 380 sans-abri. Les victimes ont déclaré avoir tout perdu dans ce sinistre. Leur préjudice s’élèverait à 300 millions d’ariary. Les villageois ont combattu les flammes avec courage et […]

La Réunion : saisie de 4000 comprimés de Rivotril

Belle prise des agents des services des douanes de l’aéroport de Saint-Denis Roland-Garros. Samedi, ils ont mis la main sur 4 000 comprimés de Rivotril, en provenance de Madagascar, d’une valeur marchande de 30.000 euros. Le pot aux roses a été découvert par le chien anti-stupéfiant de la Brigade de surveillance extérieure (BSE). Une fouille corporelle a […]

Crise post-electorale : le Pnud rassure

« Election crédible et transparente». C’est l’objectif que s’est fixé la Commission électorale nationale indépendante (Ceni) pour les prochaines élections. Après les élections sénatoriales, cibles de critiques sévères, la Ceni s’est remise en question et a donc décidé d’apporter une innovation concernant la préparation des prochains scrutins. Les Nations unies, par le biais du Programme […]

Affaire Jaovato : le Samifin précise

L’affaire est en cours concernant l’affaire impliquant la femme de l’élu d’Antalaha, Jean-Pierre Laisoa, dit Jaovato. En effet, la personne concernée est soupçonnée de blanchiment d’argent. Le Service de renseignement financier (Samifin) a tenu à donner quelques précisions à ce sujet. « D’abord, il s’agit d’un dossier qui remonte au 25 mai dernier », a […]

Fanatanjahantena : niofana ireo mpitsabo ekipa

Mpitsabo ekipa miisa 40 mianadahy no nahavita fiofanana mahakasika ny fikarakarana mpilalao ao anatin’ny ekipa, ny asabotsy lasa teo. Nikarakara izany ny komision’ny fitsaboana eo anivon’ny Komity olympika malagasy (Com),. Nitarika sy nanome ny traikefany tamin’izany ny Dr Rakotomanga Radoniaina. Nandranto lohahevitra maro ireo mpiofana, nandritra ny hateloana nanaovana ny fiofanana (15 -17 septambra), toy […]

Kitra – «Telma coupe de Mada» : tafita ny OSBSA sy ny Fiat

 Anisan’ireo ekipa tafita hiatrika ny lalao ampahavalon-dalana amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara ny OSBSA avy any Ambanja, ligin’i Diana, sy ny Fiat, avy any Port-Berger. Resin’ny OSBSA, tamin’ny fandakana ny “tirs au but” 4 noho 3, ny Tamitsa avy any Sofia, rehefa nisaraka ady sahala 1 sy 1 tao anatin’ny fe-potoana ara-dalàna. Fihaonana natao ny […]

Toetry ny andro : ny oktobra vao hifarana ny hatsiaka

« Ny volana oktobra vao hifarana tanteraka ny andro mangatsiaka ka hiditra amin’ny lohataona mampisaran-taona isika », hoy ny teknisianina ao amin’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro eny Ampandrianomby, omaly. Hiakatra kely ho 22°C ny maripana ambony indrindra raha hijanona ho 10°C ny maripana ny tapak’andro maraina satria mbola hitoetra ny rivotra. Rahampitso vao hiverina ny […]

Lalàna amin’ny harena an-kibon’ny tany : manjavozavo tanteraka, miala tsikelikely ny mpisehatra

Teren-ko masaka! Nokoropahina loatra ny famolavolana tsy maintsy hamoahana ny lalàna vaovao mifehy ny harena an-kibon’ny tany. Hany ka tsy hita sy tsy fantatra intsony izay tena tian’ny fanjakana hanaovana azy. Efa niantso hamerenana ny fifampidinihan’ny vaomiera mpamolavola i Zafimahova Serge, iarahan’ny fanjakana, ny tsy miankina, ny fiarahamonim-pirenena. Niala an-daharana Rajaonson Hugues ary tsy hita […]

Ankitsim-po : tsy mifandanja ny tetibola

Tsy mifandanja ny tetibola ho an’ny anmaroan’ny minisitera. Maro ny teknisianina, na ao amin’ny fanjakana na any amin’ny tsy miankina, samy manamarina izany. Manamarina ihany koa ireo teknisianina ireo fa betsaka, mba tsy hilazana hoe tsy misy, amin’ireo depiote tsy mahay mandinika izany tetibolam-panjakana izany. Ny azo antoka aloha, misy amin’ireo tsy mizaha akory na […]

PLD : “Mila marimaritra ny mpanohitra”

“Misy antoko tsy miditra amina hetsika, manome hevitra hoe ataovy fitsapan-kevi-bahoaka raha ilaina ny fifidianana mialoha ny fotoana. Misy ny hevitra be dia be toy izany. Izay no tokony hifampidinihana. Tsy maintsy miezaka mitady izay marimaritra iraisana. Izay ihany no tena demokrasia.” Io ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny Parti libéral démocrate (PLD), Rabeharisoa Saraha Georget, […]

Degs sy FLSH : misokatra ny fisoratana anarana

Nisokatra,  nanomboka omaly ny fisoratana anarana ho an’ny fakiolten’ny teny aman-tsoratra ary ny siansa maha olona (FLSH) sy ny fakiolten’ny Degs. Tsy hifarana ny fisoratana anarana ao amin’ny Degs raha tsy amin’ny 10 desambra izao. Hotanterahina ny 14 ka hatramin’ny 16 desambra kosa ny fifaninanana hidirana amin’ireo lalam-piofanana ao amin’ity fakiolte ity. Hifarana ny 24 […]

« Dago festival » : horesahina ny momba ny « matraquage »

Nosantarina, ny 14 septambra teo ary tsy hifarana raha tsy ny 25 septambra ny « Dago festival » na ny « festival de musiques actuelles de Madagascar », karakarain’ny fikambanana Dago Team Zara. Mampiavaka ity hetsika ity amin’ireo fahita hatramin’izay ny fikitihany sy firesahany ireo mety ho olana sy sakana tsy mampivoatra ny mozika malagasy. Hovelabelarina, ny 22 septambra […]

Toliara : mpianatra 200 mendrika mitsidika an’Iarivo

Noraisin’ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, ny alahady teo, ireo ankizy 200 voaloany tamin’ny fanadinana CEPE sy BEPC tao amin’ny distrikan’i Toliara I. Marihina fa avy amin’ny sekoly tsy miankina ny 30%-n’ ireo mpianatra,  avy amin’ny sekoly miankina amin’ny fanjakana kosa ny 70%. Angady nananana, nahatontosana izao fivahinian’ireto mpianatra ireto eto an-dRenivohitra ny solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tao […]

Fitifirana taksiborosy Antsirabe : hatolotra ny fampanoavana ilay zandary sy mpamily

Araka ny fanazavana avy amin’ny zandary, tsy maintsy atolotra ny fampanoavana miaraka ilay mpamily sy ilay zandary nitifitra ka nahafaty olona tanaty taksiborosy tany Andranomanelatra Antsirabe, ny asabotsy lasa teo. Aorian’izay, mbola hiakatra filan-kevitra momba ny fitsipi-pitondrantena ilay zandary. Araka ny fantatra, aorian’ny fandevenana ny maty no hatolotra ny fampanoavana ireo olona roa voakasika mivantana […]

Mahajanga : soupçons de trafic de bijoux

Quinze gourmettes en argent massif d’environ un demi-kilo, cachées dans une enveloppe, ont été saisies par les éléments de la gendarmerie de l’aéroport d’Amborovy Mahajanga dans la matinée de samedi. Lors d’un deuxième contrôle, peu de temps avant le décollage du vol de la compagnie Air Austral en destination de Mayotte, ces bijoux ont été […]