Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Hotendren’ny filoha amin’ity herinandro ity ny loholona

 « Amin’ny fotoana mahamety azy no hovana ny governemanta. Mila mitandrina isika amin’ny resabe sy ny tsaho. Misy tsy andairany ary misy ny andairan’izany… Hotendrena amin’ity herinandro ity ny loholona… », hoy ny filoha Rajaonarimampianina tetsy Tsimbazaza, omaly.      Midika izany fa mety mialoha ny handehanany miatrika ny fihaonana an-tampon’ny Vondrona afrikanina ny faran’ny herinandro izao izany […]

Praiminisitra Ravelonarivo : « Ho amin’ny filaminana ny RSS »

 « Filaminana sy fandriampahalemana ankapobeny no kendrena amin’ny Rindra safatsiroa ho an’ny sehatry ny filaminana sy fandriampahalemana (RSS). Ao anatin’izany ny sosialy, ny fahasalamana,  ny ara-barotra,  ny toekarena, ny famokarana… », hoy ny Praiminisitra Ravelonarivo, omaly teny Iavoloha, tamin’ny nanolorany amin’ny filoham-pirenena ny fehinkevitry ny RSS.  Nanteriny fa hanakaiky ny eny ifotony ity hetsika. Mbola handalo dingana […]

Tapany avaratry ny Nosy : hiverina hikija be indray ny orana

Omaly, nilaza ny mpamantatra ny toetr’andro etsy Ampandrianomby fa mbola misy indray ny andian-drahona matevina mitoetra ao amin’ny faritra avaratry ny Nosy. Voakasik’izany ny ao Nosy Be hatrany Analalava ary tonga hatrany Cap d’Ambre. Heverina, araka izany, ny mbola hisian’ny rotsak’orana maharitra indray amin’ireo toerana any amin’ny tapany avaratry ny Nosy manomboka amin’ny alakamisy izao […]

Haintrano goavana tetsy Ankorondrano : orinasa lehibe dimy kila hotohoton’ny afo

Haintrano goavana tetsy Ankorondrano : orinasa lehibe dimy kila hotohoton’ny afo

 Adiny iray, adiny roa, adiny telo… taty aorian’ny niantombohan’ny afo, vokatry ny « court circuit », tao amin’ny toby fitobian’entan’ny orinasa Sicma, ao anatin’ny Village des jeux, Ankorondrano, sahirana tanteraka ireo pompiers noho ny haben’ny firehetana. Niitatra tsikelikely tamin’ireo orinasa lehibe dimy mifanila eo ny afo. « Alatsinainy mainty ! »   Nisahotaka tanteraka ny olona teny Village des jeux […]

CSA  : concilier environnement et agriculture

Les impacts négatifs du changement climatique à savoir la virulence des cyclones, l’inondation et la sécheresse, menacent les moyens d’existence des producteurs et de la population vulnérable ainsi que sa sécurité alimentaire. Adopter une technique d’« Agriculture intelligente face au changement climatique » (CSA), dont l’agriculture de conservation (CA) permet, entre autres, d’améliorer la fertilité […]

Intempéries  : des infrastructures agricoles endommagées

Les fortes pluies enregistrées depuis le début de l’année ne sont pas sans danger pour les infrastructures agricoles déjà vétustes et en manque d’entretien dans toutes les régions. Le chantier de prise d’eau dans le fokontany  de Belanitra (commune Ankadikely Ilafy) a été endommagé par les intempéries enregistrées récemment dans la capitale. Suite à une […]

Sommet de la francophonie   : le secteur tourisme s’active

L’Office régional du tourisme d’Analamanga (Ortana) collabore avec le ministère du Tourisme, des transports et de la météorologie pour la formation des guides touristiques en vue de l’accueil du sommet de la francophonie du 16 au 20 novembre prochain. Le principal objectif de cette formation étant d’améliorer la prestation de services aux participants du sommet […]

Sénatoriales  : des réactions fusent  en provinces

L’ancien membre du conseil supérieur de la transition (CST) Cyrille Rasambozafy a réagi face aux polémiques entourant les sénatoriales. « Les requêtes pour corruption ou pression à l’endroit des grands électeurs témoignent de l’immaturité politique des victimes et de leur parti d’origine », a-t-il déclaré. « Ces maires et conseillers reflètent la texture des entités qui les ont […]

Analamanga  : sécurité renforcée à Ambohitrimanjaka

La lutte contre le grand banditisme engagée par la commune a porté ses fruits à Ambohitrimanjaka, dans le district d’Ambohidratrimo. Le maire, Mino Rabemihoatra a révélé en fin de semaine qu’à l’issue de l’application de la stratégie élaborée, la commune a réussi à juguler les attaques à main armée qui commençaient à proliférer dans sa […]

Aide aux élèves de l’Androy  : le MEN lance un téléthon national

Afin de venir en aide aux élèves sinistrés de la Direction régionale de l’éducation nationale (DREN) de l’Androy qui sont victimes de la famine actuellement, le ministère de l’Education nationale (MEN) organise un téléthon. Le lancement officiel a eu lieu samedi dernier à Anosy. « L’événement se poursuit jusqu’au 5 février prochain dans tous les […]

Antsirabe-Mercy Ships : olona valo hiatrika fandidiana any Toamasina.

 Ho an’i Vakinankaratra, mahatratra 146 ny olona manana tsy fahatomombanana ara-batana hiatrika fandidiana any amin’ilay sambo hopitaly Mercy Ships miantsona ao amin’ny seranan-tsambo ao Toamasina, amin’izao fotoana izao. Amin’ireo 146, olona 10 efa lasa any Toamasina. Ny marary roa voalohany nanainga ny volana novambra , ny valo hafa kosa niala tao Antsirabe ny alatsinainy lasa […]

Volley – Can U18 2016 : hampiantranoan’i Madagasikara ny fifaninanana

Tapaka nandritra ny fivoriamben’ny kaonfederasiona afrikanin’ny volley farany teo fa hatao eto Madagasikara ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny sokajy U18 zazavavy. Sambany. Hampiantrano fifaninanana iraisam-pirenena afrikanina eo amin’ny taranja volley i Madagasikara amin’ity taom-pilalaovana 2016 ity. Araka ny vaovao, hatao eto amintsika ny volana aogositra ho avy izao, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika […]

Kitra : lasan’ny 15-13 ny omby mifahy

 Nangotraka ny lalao baolina kitra lalaovina olona fito nandritra ny lalao famaranana nikatrohan’ny ekipan’ny Star Foot Anosizato Atsinanana sy ny ekipan’ny 15-13 Namontana teny amin’ny Kianjan’Ikopa eny Anosizato Atsinanana. Nivoaka mpandresy tamin’izany ny ekipan’ny 15-13 ka lasan’izy ireo tamin’izany ny omby mifahy. Teo ambany fiahian’ny Hafari Malagasy ity lalao ity satria ankoatra ny fiahiana manokana […]

Hitsy toraka : tsy azo ilay vola

Mitaraina ireo atleta mipetraka ivelan’i Madagasikara, niaro ny voninahi-pirenena, tamin’ny lalaon’ny Nosy (JIOI 2015), fa tsy mbola naha voaray ny volany hatramin’izao. Vola, nampanantenain’ny filoham-pirenena, tamin’ny nahazoany medaly, tamin’izany fihaonana izany. Enim-bolana aty aorian’ny fahavitan’ny lalao, tsy mbola misy na ariary aza, azon’ireo atleta. Efa nanao fitarainana, tamin’ny alalan’ireo ray aman-dreniny, mipetraka eto Madagasikara izy […]

Hitsy toraka : tsy azo ilay vola

Mitaraina ireo atleta mipetraka ivelan’i Madagasikara, niaro ny voninahi-pirenena, tamin’ny lalaon’ny Nosy (JIOI 2015), fa tsy mbola naha voaray ny volany hatramin’izao. Vola, nampanantenain’ny filoham-pirenena, tamin’ny nahazoany medaly, tamin’izany fihaonana izany. Enim-bolana aty aorian’ny fahavitan’ny lalao, tsy mbola misy na ariary aza, azon’ireo atleta. Efa nanao fitarainana, tamin’ny alalan’ireo ray aman-dreniny, mipetraka eto Madagasikara izy […]

Repoblika IV  : roa taona ny fitondrana…

25 janoary. Roa taona anio ny nanaovan’ny filoha Rajaonarimampianina fianianana teny Mahamasina, ary herintaona katroka ny fijoron’ny governemanta Ravelonarivo. Mby aiza ny fanambin’ny fitondrana amin’ny hoe fanovana? Kibo mitsara tena ny tsirairay, ny isan-tokantrano… « Nandritra izay roa taona izay, nokatsahiko ary notandroviko fatratra ny fahamarinan-toerana ny fiainana politika eto amin’ny firenena. Antoka voalohany handrosoantsika amin’ny […]

Fifandraisana iraisam-pirenena : nihazo ny any Addis-Abeba ny minisitra Atallah Béatrice

Raha tsy misy ny fiovana, nanainga androany teo hihazo ny any Addis-Abeba ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Atallah Béatrice. Hiatrika ny fihaonana an-tampon’ny Vondrona afrikanina (UA), hanomboka anio any an-toerana ny tenany.     Ankoatra ireo raharaha mafampana aty Afrika sy ny lafiny toekarena, tombanana ho anisan’ny hiaka-tsehatra eo anivon’ny fivoriana ny momba an’i Madagasikara. Nandalo teto […]

Tselatra

Sambo iray tsy fanta-piaviana antsoina hoe Ayran Force no rendrika tao Mahatalaky Taolagnaro, ny zoma maraina teo. Voalaza fa natosiky ny rivotra ka hita rendrika tao akaikin’io toerana io ity sambo ity. Tsy nahitana olona tao amin’io sambo io. Nidina teny an-toerana ny zandary nanao fizahana. Olona roa no hita faty tao Tsinjoriaka Amboloandry Maintirano, […]

Antsiranana : karana iray nisy nanafika

 Jiolahy miisa valo nitondra basy P.A iray, antsibe iray ary kibay no niditra an-keriny tao amin’ny trano teratany karana iray tao Andasoa Avenir Antsiranana, ny asabotsy vao maraina teo. Voalaza fa niditra an-keriny tao amin’ity teratany vahiny ity ireo jiolahy. Ny efatra niditra tao an-trano fa ny efatra kosa nijanona teny ivelan’ny trano. Norahonan’ireo jiolahy […]

Brickaville : zana-tsokatra anarivony nisy nanary

 Zana-tsokatra miisa 1 000 no nisy nanary teo amin’ny toerana antsoina hoe Ambinanindrano, kaominina ambanivohitr’Ambinaninony Brickaville, ny 20 janoary 2016 lasa teo. Araka ny fanazavana voaray, 2 km miala an’i Sahavalaina no nanariana ireo sokatra ireo. Maty avokoa ny ankamaroan’ireo sokatra ireo fa 22 ihany sisa velona. Voalaza fa fiara iray tsy fantatra avy aty Antananarivo […]

Notsiahivin’ny Kolo TV ny « Raharaha Mara Niarisy »

 Tsy mbola nivalona hatreo fa iandrasana ny tohiny. Notsiahivin’ny fandaharana Alalino ao amin’ny fahitalavitra Kolo TV/FM, omaly ny « Raharaha Mara Niarisy ». Nasongadina tamin’izany ny fifandaharana teo amin’ny Vaomiera mpanadihady eo anivon’ny Antenimierampirenena sy ny mpitandro filaminana. Eo koa ireo mitonona ho tompon’omby ary koa ny fokonolona sy ny hevitry ny mponina amin’ny ankapobeny. Mazava ny […]

Mise en place du Coer en février

En réponse aux propos du Secrétaire général du Fonds d’entretien routier (Fer), Benitany Randimby qui déplore l’absence d’un Conseil d’orientation de l’entretien routier (Coer) au sein du Fer, le ministre des Travaux publics, Roland Ratsiraka a annoncé jeudi dernier à l’occasion de la cérémonie de présentation de vœux du Fer que la mise en place […]

Rugby – AROI  : les préparatifs battent leur plein

Madagascar a un titre à défendre chez les U18 pendant le championnat de rugby de l’océan Indien (Aroi) qui se tiendra au bercail du 10 au 12 mars prochain. Ainsi, la fédération malgache de rugby (FMR) s’attèle d’ores et déjà à la préparation de cette rencontre indianocéanique et organisera un tournoi le 3 février prochain […]

Peace corps : « Let girls learn » au programme

Peace corps : « Let girls learn » au programme

Les volontaires américains du «Peace corps» en mission à Madagascar travailleront avec les communautés locales pour promouvoir l’éducation et l’autonomisation des jeunes filles. Et ce par la mise en œuvre du programme mondial «Let girls learn» qui a été lancé officiellement, jeudi dernier à Vinaninkarena-Antsirabe. «Éduquer les jeunes filles transforme la vie, la famille et la […]

Moto  : Lalà met la barre haut

Participante au championnat de Madagascar de moto tout terrain depuis des années, Lalà Rasanjison protègera farouchement sa couronne de championne de la catégorie féminine qu’elle a obtenu en 2012. Elle a le talent et les moyens pour y parvenir d’autant plus qu’elle roulera sur une nouvelle moto puissante et à la pointe de la technologie. […]