Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Haintrano tany Ambilobe : nanome fanampiana 2 t ny masoivoho indianina

Nanome vary, confiture, dite, ronono, menaka, fitaovana fampiasa an-dakozia, fanafody fototra ho an’ireo traboina vokatry ny haintrano tao Ambilobe ny fanjakana indianina tamin’ny alalan’ilay sambo izay miantsona ao Antsiranana. Sambo mpiady Trikand ny anarany izay tonga tao an-toerana ny faran’ny volana teo, naharitra hatramin’ny asabotsy teo ny fiantsonana tao amin’ny seranan-tsambo. Voalaza fa 5 000 ny […]

Antohomadinika sy Tsiroanomandidy : nitondrana fanampiana ireo may trano

Nahatratra 64 ireo tsy manan-kialofana vokatry ny haintrano tetsy Antohomadinika IIIG Hangar ny alahady alina teo. Nidina ifotony teny an-toerana ny minisiteran’ny mponina nisolo-tena ny fitondram-panjakana nitondra izay voatsirambin’ny tanana hamonjena ireo mponina. Notombanana tamin’izany ny fahavoazana hahafahana mitondra vahaolana maharitra ho an’ireo tra-pahavoazana sy manohana azy ireo ara-tsaina. Tsiahivina ihany koa fa nisy ny […]

CAM : Bushido 1 a été couronné de succès

La première édition de la grande rencontre entre les passionnés d’arts martiaux baptisé « Bushido 1 » a fait grand bruit au palais des Sports de Mahamasina samedi dernier avec la participation d’ experts étrangers dans plusieurs disciplines. Le public est venu en liesse pour profiter de cet évènement d’autant plus que l’entrée était gratuite pour un […]

Réunion d’urgence à Ampandrianomby

Face à la recrudescence du délestage dans la capitale et sur tout le territoire national, le ministre par intérim de l’Energie et des hydrocarbures, le général Herilanto Raveloson tiendra ce jour une réunion d’urgence avec  l’équipe technique de la Jirama, dans les locaux du ministère à Ampandrianomby. En fait, le ministre par intérim tient à […]

Analamanga : l’électricité rationnée !

Le pire est à venir pour la capitale ! La société de production d’électricité Jirama chargée de l’approvisionnement en énergie électrique des grandes villes de Madagascar vient d’annoncer officiellement, le week-end dernier, une intensification du délestage ou de la coupure de courant, c’est selon, à Antananarivo et ses environs. La population de la capitale a […]

Administration pénitentiaire : recrutement de 350 élèves

Le concours d’entrée à l’Ecole nationale d’administration pénitentiaire (Enap) se déroulera incessamment. Pour cette année, l’école recrute 350 élèves, dont 200 élèves-agents pénitentiaires, 40 élèves greffiers-comptables, 40 élèves-encadreurs, 34 élèves-contrôleurs ainsi que 36 élèves- éducateurs spécialisés. Les épreuves écrites qui précèdent les épreuves d’éducation physique et sportive se dérouleront du 21 au 25 novembre prochain […]

Fanamboaran-dalana ao Ivato : mampitriatra trano ny hamafin’ny fitaovana

Velon-taraina ireo tokantrano maromaro ao amin’ny kartie faharoa ao amin’ny kaominina Ivato amin’ny afitsoky ny tanjaky ny fitaovana ampiasain’ireo Sinoa mpanamboatra lalana ao an-toerana. Mahery vaika ireo karazana fitaovana famakiana vato ampiasaina ka miteraka hovitrovitra mafy ary mampitriatra ny tranon’ny manodidina. Manginy fotsiny ny firodorodon’ny kamiao andro aman’alina mitatitra tany. Eo koa ny vovoka mitorajoro […]

Manahy mafy amin’ny kere any Atsimo ny FAO

Nitsidika tany atsimon’ny Nosy ny tale jeneralin’ny FAO, misahana ny fanjarian-tsakafo sy ny fambolena sy fiompiana, José Graziano da Silva ny faran’ny herinandro teo. Nolazainy tamin’ny radio RFI ny hafatra manaitra ny sain’ny rehetra fa tena mampanahy tanteraka ny fisehon’ny kere sy tsy fanjarian-tsakafo any atsimon’i Madagasikara. “Mila vahaolana haingana isika satria maherin’ny 6 hetsy […]

Hitsy toraka : rehefa matotra dia…

 Anisan’ny vokatra mahafaly ny Malagasy rehetra ny nandray azy, ny fahazoan’i Madagasikara ny laharana fahadimy, tamin’ny fiadiana ny «Afrobasket women U18». Fihaonana, nifarana omaly tany Egypta. Afaka mirehareha fa anisan’ireo efa manana ny toerany eto Afrika,  ary tsy azo tsinontsinoavina, ny tovovavy Malagasy. Rehefa matotra ny fanomanana, ka tsara ny fikarakarana, tonga ho azy ny […]

Fitrandrahana volamena : mitohy ny fanoherana ny Sinoa

Fitrandrahana volamena  : mitohy ny fanoherana ny Sinoa

Mitohy ny fanoheran’ny mponina any amin’ny faritra hafa ny fitrandrahana volamena ataon’ny Sinoa. Ankoatra ny any Soamahamanina, misy koa ny any amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany, ary manomboka manangon-tsonia koa izao ny ao an-tanànan’Andonaka, distrikan’Ambalavao, manohitra ny fahatongavan’ny Sinoa. Misy milaza fa tsy mbola misy Sinoa tonga any fa feo fotsiny aloha ny mandeha izao. Marihina […]

Mihetsiketsika ireo mpanao politika

Mipoitra avokoa ny vondrona na vovonana politika izao tato ho ato. Mitaky ny hirosoana amin’ny fifidianana mialoha ny fotoana izy ireo. Anisan’ny antony ivoizan’izy ireo izany ny tsy fandriampahalemana, ny kolikoly, ny fanamparam-pahefana, ny fahantrana. Fa eo koa ny momba ilay lalàn’ny fifandraisana… Mazava ny valin-kafatry ny mpitondra sy ireo mpiandany aminy ny tokony hiandrasana […]

Ankoatra ny halatra lakolosy… : misy antokom-pivavahana manarama olona mividy Baiboly

 Malaza izaitsizy ao Moramanga amin’izao fotoana izao ny fisian’ireo antokom-pivavahana manao fitadiavana asa amin’ny alalan’ny peta-drindrina hoe : “mitady mpiasa tsy mila diplaoma”. Fantatra fa mitaona olona sady manarama 120 000 Ar isam-bolana ity antokom-pinoana iray ity ho an’izay tonga hivavaka ary vonona ny hianatra sy hanaraka ny foto-pinoan’izy ireo. Tsy vitan’izay fa midina mitety tanàna […]

Salon Voatra : design et créativité mis en avant

Soixante Petites entreprises rurales (Per) et trente créateurs dans cinq districts d’Analamanga  exposeront durant la quatrième édition du salon de la créativité Voatra, qui se tiendra du 8 au 10 septembre prochain à l’hôtel de ville d’Antananarivo. Cette nouvelle édition mettra en avant la filière bambou et leurs produits dans plusieurs secteurs d’activité. Evènement à […]

Boeny Mionjo : la foire économique de Boeny

« Le tourisme pour un développement durable ». C’est sous ce thème que s’est tenue la troisième édition de la foire économique « Boeny Mionjo ». Ayant débuté le 31 août dernier, cette manifestation se termine ce jour, devant la Chambre de Commerce et d’Industrie au bord de la mer à Mahajanga Be. L’alignement de […]

Taekwondo ITF : les arbitres en formation

Le taekwondo ITF malgache continue son bonhomme de chemin. Après la participation à la joute continentale, la prochaine activité de la fédération concerne les arbitres. En effet, ce jour, au siège de Madagascar ITF à Alasora, les deux arbitres internationaux de classe A, à savoir, Sabumnim Michel Mampisanjy et Henintsoa Andriamananjara dispenseront des formations aux […]

Nosy Be Symphonies : sur un air de musique…

La 3è édition du festival «Nosy Be Symphonies», a débuté, mardi dernier, à Nosy Be et ce, jusqu’à ce soir. A ce sujet, il a obtenu cette année le titre honorable de l’«Evènement officiel des Iles vanilles». A l’initiative du Comité d’organisation d’activités culturelles (COAC), Nosy Be Symphonies a su au fil des ans asseoir […]

Izy m’tsam : un premier DVD, après 5 ans d’existence

Le fameux couple Doudou et Pounie de l’émission télévisée «Izy M’Tsam» célèbre cette année ses 5 années d’existence. Pour marquer l’évènement, il sort son premier DVD qui sera présenté officiellement au grand public, ce jour, au centre commercial Akoor Digue. Sur ce, il invite douze artistes, entre autres Rak Roots, Arione Joy, Alson, Joilambups, Mélanie […]

Toamasina : progrès des écoles coraniques

Un élève du «Madrassa Anoor Wal Wudah» d’Ankirihiry a reçu une moto des mains du Cheick Idriss, en récompense de ses meilleures prestations dans la récitation des versets complets du Coran lors de la sortie de la 10ème promotion des étudiants de cette école coranique d’Ankirihiry à Toamasina. Cette école (madrassa) dispense des cours de […]

Cancer-enfants : le traitement pose problème

Environ 1% des personnes atteintes du cancer à Madagascar sont des enfants. Ce taux est encore très faible mais malgré tout, l’insuffisance d’équipements médicaux pour le traitement est préoccupante pour la plupart des parents. Hantamalala Rafanomezantsoa, mère de Tsilavina Natacha Rakotoarisoa, une jeune fille de 16 ans atteinte de la leucémie ou cancer du sang, […]

« Salon des jeux de société » : nahasarika ny ankizy ny lalao vaovao

Anisan’ireo hetsika fanao, etsy amin’ny Alliance française (AFT) etsy Andavamamba, isaky ny fotoam-pialan-tsasatra ny “Salon des jeux de société”. Notontosaina tamin’iny fiandohan’ny volana aogositra iny, ny andiany faha-21. Toy ny isan-taona, mihatsara hatrany ny vokatra. Anisan’ny nampiavaka, ity andiany ity, ny fampidirana lalao vaovao, ny « jeu de cartes japonais ». Marobe ireo liana tamin’izany ka nianatra […]

Tsipy kanetibe : hisy fampianarana maimaimpoana ireo ankizy

Ho fampiroboroboana ny taranja tsipy kanetibe eto Analamanga, hisy fampianarana ireo ankizy 6 ka hatramin’ny 15 taona, homen’ireo teknisianina ao anatin’ny fikambanana Toerana entina mampivoatra ny maha olona na ny (Team). Manomboka anio sabotsy, amin’ny 9 ora no hanaovana izany, etsy amin’ny kianja CBT Mahamasina. Nambaran’ny tomponandraikitra fa ho maimaimpoana izany, fanomezana fahalalana izany fa […]

Fanitaran-tsaina : tsy milalao ny zaza malagasy

Afaka andro vitsy, hiditra hianatra ny mpianatra. Tapitra ny fialantsasatra lehibe. Vanim-potoana nahatarafana fa tsy milalao ny zaza malagasy, raha ny zava-nisy teto an-dRenivohitra sy ny manodidina. Saika nihiboka an-trano ny ankamaroan’ireo izay tsy afa-nivoaka ny faritra nisy azy. Trano izay nataon’ny Malagasy ho fonenana fa tsy ilalovana. Tsy nitombo isa firy ireo ankizy nilalao […]

Me Ralalasoa Irène : “Miainga amin’ny mpitondra ny ady”

“Tsy maintsy miainga amin’ny mpitondra fanjakana voalohany indrindra ny ady amin’ny kolikoly. Ohatra raisina sy jeren’ny olona rehetra ery ambony ery izy hoe: manao ahoana izao mpitondra anay izao?”, hoy  ny mpikamban’ny Komity ho amin’ny fitandroana ny fahitsiana (CSI), ny Me Raharimalala Irène, teny Andrainarivo, afakomaly. Raha manaja ny lalàna ny mpitondra, mahay ny lalàna […]

Fandrobana orinasa : karohina ny jeneraly iray

 Manomboka miseho masoandro ny tohin’ny krizin’ny taona 2009. Nambaran’ny tompon’andraikitra iray eo anivon’ny orinasa Tiko fa karohina ? amin’izao fotoana izao ny jeneraly iray, nitantana ireo fiaran’ny orinasa. Voalaza fa niainga avy amin’io jeneraly io ny fahaverezan’ireo kamiao ireo. Na izany aza, efa niverina tsikelikely ny sasany amin’ireo kamiaon’ity orinasa ity rehefa nanaovana antso avo. « 14 […]

Synodan’ny FLM any Antsirabe : manahy hosoka amin’ny fifidianana ny kristianina sasany

 Mitaky fanazavana, dieny ety am-piandohan’ny Synoda. Nahatonga fanambarana ny mpino sasany eo anivon’ny Fiangonana loteranina (FLM) ary naneho ny ahiahiny manoloana ny fifidianana eo anivon’ity fiangonana ity. “Atao voalohany hatrany ny fifidianana ny birao ary mitarika ny fifidianana manaraka rehetra ny lany eo avy eo. Anisan’izany ny fifidianana ny mpikamban’ny Komity maharitry ny synoda lehibe […]