Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Mitarika fahajambana ny fijerena « éclipse »…

 « Mitarika fahajambana ny fijerena ny éclipse raha tsy manao ny solomaso manokana natokana ho amin’izany ny olona », hoy ny tomponandraikitry ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, omaly teny Anosy. Tsy takona tanteraky ny volana ny masoandro mandritra ny « éclipse solaire annulaire » ka mandefa taratra mahery vaika ilay faritra tsy takona. « Mivadika hafanana mety handoro ny ati-maso ny taratra », […]

Zaka tsara : mora ny mandainga

Fiteny ny hoe mora ny mandainga. Manomboka ny lainga, fa tsy marina izany: ho an’ny sasany, mora ny mandainga amin’ny asany. Raha vao mandainga indray mandeha, hono: mandainga fanindroany hanamarinana ny lainga voalohany; avy eo, mandainga fanintelony, faninefany… Hatramin’ny farany aza izay lainga izay, raha mbola azo atao. Tsy inona fa fanamarinan-tena, hanaporofoana ny lainga […]

Rasolo André : “Midina an-dalambe ny olona rehefa tapi-dalan-kaleha”

“Ireo olona hidina an-dalambe amin’ny 19 aogositra, raha tsy diso aho: efa nandondom-baravarana toy ny sendikà, ny tantsaha, mpanao gazety… Efa nitaky fifanakalozan-kevitra hatry ny ela ireo.” Io ny fanehoan-kevitry ny mpampianatra sôsiôlôjia politika eny amin’ny oniversite, Rasolo André, manoloana ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana izao, indrindra ny amin’ny fidinana an-dalambe. Rehefa tapitra ny lalana, izay […]

Faritra Sava : tara ny famatsiana solika, niakatra ny vim-piainana

Tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo, nanahirana ny famatsiana solika any Sambava, noho ny fahataran’ny sambo mpitondra solika tonga ao amin’ny seranan-tsambon’i Vohémar. Tratra aoriana manaraka izany ny famatsiana an’i Sambava sy Antalaha, nilaharana ny fividianana solika. Tojo toy izany koa ny tany Sainte Marie, sahirana teo amin’ny famatsiana solika. Ny ao amin’ny faritra Sava, indrindra […]

Tambajotran-tserasera : « Facebook Flex », tolotra vaovaon’ny Orange

Tsy azo ihodivirana intsony. Mitombo isan’andro, ary efa filàna ny fampiasana ireo tambajotran-tserasera isan-karazany. Malaza sy be mpampiasa indrindra ny « Facebook », ary tsy mitsaha-mitombo ny miditra ao aminy. Ho famaliana izay filan’ny mpanjifa izay, nampahafantatra ny « Facebook Flex », izay tolotra vaovao ny Orange Madagascar. “Afaka mampiasa ny Facebook tsy handoavam-bola ny mpampiasa azy, ka rehefa […]

Tsy fanarahan-dalàna… : polisy 15 efa naiditra… “violon”

“Manoloana ny tsy fanarahan-dalàna ataon’ny sasantsasany ao amin’ny polisim-pirenena, miisa 15 ireo polisy efa naiditra violon. Sazy amin’ny maha polisim-pirenena no nampiharina tamin’izy ireo satria rehefa misy fandikan-dalàna, tsy maintsy ampiharina ny sazy, izany hoe mandika ny fitsipi-pifehezana eo anivon’ny polisim-pirenena”, hoy ny fanazavan’ny lehiben’ny Commissariat Central ao Tsaralalana, ny Commissaire principal de police, Tsaramonina […]

Kidnnaping : Maorisianina iray nanjavona

Nalain’ny jiolahy an-keriny teny Ankorondrano, raha vao nivoaka ny tranony ny teratany maorisianina iray, antsoina hoe Raj Doolun. Araka ny vaovao nivoaka tamin’ny Le Mauricien.mu, ny asabotsy teo nitrangan’ity fakana an-keriny ity, ary tsy hita popoka izy io hatramin’izao. Ity farany izay voalaza fa tale jeneralin’ny orinasa Uditec ary solontenan’ny marika Samsung eto Madagasikara. Tsy […]

AFT : bientôt l’heure du conte

Pour satisfaire les vacanciers, l’Alliance française d’Antananarivo (AFT) propose un spectacle de contes qui se tiendra, le 24 août prochain, à Andavamamba. Il sera interprété par les enfants membres de l’AFT. Durant cette période de vacances, l’AFT propose plusieurs activités pour divertir ces membres, dont le projet «Atelier de contes». Ainsi, depuis le 23 juillet […]

Analamanga : les étudiants et la politique

Les réalités politiques du moment intéressent les étudiants en sociologie de l’université d’Antananarivo, d’après les débats organisés hier à Ambohitsaina. Durant la séance de questions-réponses avec le président national de la plateforme Hafari malagasy, Jean Nirina Rafanomezantsoa, conférencier invité à l’occasion, les étudiants ont mis l’accent sur les actions politiques menées dans la capitale. L’intervenant […]

Boeny : l’EDSP souffle ses cinq bougies

L’Ecole de droit et sciences politiques (EDSP) de l’université de Mahajanga organisera une journée  « portes ouvertes » ce jour, dans le cadre de la semaine de célébration du 5ème anniversaire de l’établissement. Cette filière spécifique de l’université de Mahajanga a inauguré sa bibliothèque à Ambondrona pour marquer l’ouverture de la manifestation, le 13 août dernier. La […]

Vols de cloches à Ambatondrazaka : arrestations à Manakambahiny Ouest

La lutte contre la recrudescence des vols de cloches d’église dans la région Alaotra Mangoro a été couronnée de succès par l’arrestation en flagrant délit d’une bande de malfaiteurs à Manakambahiny Ouest.   Partant de renseignements fiables, les éléments de la Gendarmerie d’Ambatondrazaka ont pris des dispositions préalables avant de piéger les voleurs qui ont […]

Insécurité : un ressortissant mauricien kidnappé

Quelques jours seulement après la fusillade meurtrière dont a été victime le jeune Français d’origine indienne, un autre ressortissant étranger vient d’être kidnappé. Selon des sources concordantes, Raj Doolun, un Mauricien d’une quarantaine d’années a été enlevé, alors qu’il venait de quitter son lieu de travail à Ankorondrano. Les circonstances de son enlèvement restent floues […]

Trafic de drogue : quatre Seychellois arrêtés à Nosy Be

Aiguillés par leur instinct, les éléments de la Police aux frontières (Paf) de l’île aux Parfums ont mis la main sur quatre ressortissants seychellois pris en possession de résine de cannabis. Un kilo et demi de résine de cannabis saisi et quatre suspects arrêtés. C’est le résultat d’une longue et minutieuse filature menée par les […]

Antanimora : place à l’évangélisation

La prison d’Antanimora a inauguré, hier, une chapelle dans le quartier A des hommes. La mise en place d’une telle infrastructure entre dans le cadre de la réinsertion sociale des détenus, selon les explications du chef d’établissement de la prison. « L’éducation des détenus par l’évangélisation est une éducation complète sur tous les plans, le corps, […]

Iavoloha : rencontre avec l’Eglise orthodoxe

L’archevêque de l’Eglise orthodoxe, Monseigneur Ignatios Sennis, a été reçu hier par le Président de la République. Il s’agit, selon le communiqué d’Iavoloha, d’une visite axée sur l’appui à l’éducation et à l’épanouissement de la jeunesse malgache. « L’Eglise orthodoxe apporte son appui au développement de Madagascar, notamment en ce qui concerne la jeunesse », […]

«Festival Kanetibe 2016» : nahitana talenta vaovao ny fihaonana

Tontosa, ny faran’ny herinandro lasa teo tetsy amin’ny kianja CBT Mahamasina, ny andiany faharoa amin’ny «Festival kanetibe 2016». Tonga maro ireo mpifaninana, izay nahitana mpilalao avy any amin’ireo fokontany sy ireo faritra samihafa. Niakatra ny lentan’ny fihaonana satria nahitana mpifaninana tsy mbola fantatra anarana nefa manana ny fahaiza-manaony ary nanozongozona ireo efa kalaza. Tsara ny […]

Toamasina : tovolahy iray indray matin’ny fitsaram-bahoaka

Tovolahy iray tokony ho 25 taona indray no matin’ny fitsaram-bahoaka, ny alin’ny alahady hifoha alatsinainy teo, tao amin’ny fokontany Analankininina hopitaly be Toamasina, carreaux faha 6 parisela 12/21-22. Raha ny loharanom-baovao, niditra an-keriny tao an-tokantranon’ olona iray vao vita vato ity tovolahy ity, ary efa narahin’ ireo fianakaviana maso akaiky.  Nitety ny efitrano isan-karazany izy […]

Nosy Be : teratany seychellois 4 tratra nitondra rongony

Tratran’ny polisin’ny Paf (Police de l’air et de frontière) Nosy Be, nitondra rongony “goudron” milanja 1kilao sy sasany, ny teratany seychellois miisa efatra, handeha ho any Seychelles ny alahady teo. Rongony amin’ny karazany antsoina hoe “goudron” na fonosan-drongony hosorana menaka azo avy amin’ny rongony ihany fa marihitra miloko mainty izy io, izao tratra izao. Araka […]

Kolikoly : entana 285 kaontenera an-tsokosoko

Lazaina fa vary avy any India! Niakatra tany amin’ny fampanoavana, omaly 16 aogositra ny raharaha kolikoly avo lenta amin’ny fanafarana entana tsy mazava tany Toamasina. Voarohirohy amin’izany ny orinasa tsy miankina iray, nilaza fa vary fotsy avy any India ireo nohafarana, nefa lafarinina sy siramamy tao anaty kaontenera miisa 285, ny volana aogositra 2015. Manodidina […]

Livres : Dox renaît de ses cendres

Irène Rasendra se consacre actuellement à la réalisation d’un projet de réédition de son livre intitulé « Dox (1913 -1978) : poésie malgache et dialogue de cultures » qui devrait sortir dans les bacs d’ici au mois d’octobre. Sorti officiellement aux éditions Tsipika et Jurid’ika en 2011, ce recueil de poèmes en malgache de Dox […]

Dans le cosmos

Art plastique – Nonoh Ramaro s’illustre à l’ADMC-Craam L’événement M’Kolosaina consacre ce mois-ci à l’art plastique. Dans cette optique, l’ADMC-Craam accueillera, ce 17 août, l’exposition-performance de l’artiste plasticien Nonoh Ramaro. originaire de l’île aux parfums. Nonoh Ramaro, de son vrai nom Landry Richard Ramaroniaina, figure parmi les grands noms de la peinture malgache. Artiste plasticien, […]

D’un fait à l’autre

Une semaine s’est écoulée après la fusillade qui a conduit à la mort de Farhane Houssenaly, le jeune Karana de 21 ans. Face à ce drame qui reste encore inexpliqué, les amis du défunt entendent effectuer une marche pacifique. De leur côté, les parents de Farhane Houssenaly ont saisi le Quai d’Orsay. Les cloches portant […]

ENS : une semaine ouverte au grand public

Afin de mettre en valeur les formations et activités dispensées au sein de son établissement, l’Ecole normale supérieure (ENS) organise une semaine de l’ENS qui ouvre ses portes aujourd’hui. Sous le haut patronage du ministre de l’Enseignement supérieur et la recherche scientifique, du président de l’Université d’Antananarivo, du ministère de l’Education nationale et du ministère […]