Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Meeting VW : afa-po tamin’ny hetsika ny MaGolf II

“Afa-po tanteraka”. Io no nambaran-dry zareo avy tamin’ny fikambanana MaGolf II tamin’ny hetsika “Meeting VW”, izay nokarakarainy, ny 4 jona teo, tetsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina. Raha ny fampitam-baovao, tapitra tanteraka ny tapakila tamin’iny andiany fahefatra niarahan’izy ireo tamin’ny orinasa Liqui-Moly iny. Maro ireo liana tamin’ny hetsika indrindra ireo teo amin’ny sokajy VAG (Volkswagen Aktiengesellshaft) […]

Basikety – N1A H/D 2016 : horaisin’Antsiranana ny dingana voalohany

Raikitra. Hotanterahin’ny federasiona malagasin’ny basikety (FMBB) miaraka amin’ny orinasa Telma, mpanohana, sy ny ligin’i Diana, ny 11 – 19 jona izao, any Antsiranana, ao amin’ny kianja mitafo, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, dingana voalohany, eo amin’ny sokajy N1A lahy sy vavy. Araka izany, ekipa 11 no indray hiady ny lohany eo amin’ny sokajy vehivavy raha […]

Atletisma : hitady «minima» any Durban i Eliane

Handeha ho any Durban, hanatrika ny fiadiana ny ho tompondaka ho an’ny tapany atsimon’i Afrika, i Eliane Saholinirina. Fihaonana hatao ny 21 ka hatramin’ny 26 jona ho avy izao. Hitady ny fe-potoana “minima” hahazoana, miatrika ny lalao Olympika izy amin’izany. Marihina fa ampaha-28 segondra ny tsy nahazoany izany nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Frantsa, […]

Toetry ny andro – Antananarivo : hiverina ny erika amin’ny alakamisy

Ho maina ny andro, anio nefa hangatsiaka satria, ao anatin’ny ririnina tanteraka eto Antananarivo ary hitohy rahampitso izany, araka ny fanazavan’ny teknisianina eny Ampandrianomby, omaly. Hiverina ny rahona ny alakamisy ka hanjombona ny andro ary mety harahina erika koa hatramin’ny zoma tontolo andro. Alizay malefaka na antonony no handrafitra ny andro eto Madagasikara, amin’ity herinandro […]

Asa vaventy sy taotrano : tsy mamaly ny filan’ny orinasa ny fiofanana

Nanatanteraka atrikasa, tetsy amin’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana momba ny asa ireo orinasa miantsehatra amin’ny asa vaventy sy taotrano. Nilaza izy ireo fa tsy mamaly ny filan’ny orinasa ny tolotra eo amin’ny fanofanana ireo tanora ka lasa lany andro amin’ny fanofanana izy ireo rehefa mandray mpiasa. Nangonina, araka izany, ny hevitra hanovana ny […]

An-kitsim-po : tsy fahamatorana

Mahantra ny 92%-n’ny Malagasy, miandrandra fivoarana sy fahatoniana, saingy toa managansanga indray ity Ra-Jirama. Lazaina fa tsy nihoatra ny 7% ny fisondrotan’ny vidim-piainana ny taona 2015, nahatonga ny fanondrotana ho 7% ny karaman’ny mpiasam-panjakana. Raisina toa kilalaon-jaza toy izany ve ny raharaham-pirenena? Fa angaha mpiasam-panjakana ireo 92% voalaza etsy ambony ireo? Tsy tazana ny tena […]

Tsy azo ny vola fanampiana : hitokona ireo ben’ny tanàna any Vatovavy Fitovinany

 « Hikatona avokoa ny biraon’ny kaominina rehetra ato amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany, aorian’ny 15 jona raha tsy tonga ny fanampiana feno, taona 2016, miampy ire vola tsy mbola voarain’ny kaominina nandritra ny fotoana maro », hoy ny fanambarana miaraka, nataon’ireo ben’ny Tanàna rehetra eo anivon’ny distrika enina mandrafitra ny faritra Vatovavy Fitovinany, tamin’ny fivorian’izy ireo tao Manakara, ny […]

Toliara : nohazavaina ny asan’ny loholona

 Nialohavan’ny fanazavana ny andraikitry ny loholona sy ny asany ny zoma teo, tao Toliara ny fametrahana ireo senatera 10, avy any amin’iny faritany teo aloha iny, ny asabotsy teo. Nambaran’ny filoha lefitry ny Antenimierampirenena  kosa fa tokony hojeren’ny fanjakana ny hanatsarana ny seranatsambon’i Toliara ka hamerenana indray ny zotra an-dranomasina Toliara-Durban sy ny zotram-piaramanidina Toliara […]

Analanjirofo : nidina ifotony ny lehiben’ny faritra

 “Tsy sakana amin’ny fitsidihana ireo kaominina, heverin’ny mpitondra rehetra teo aloha fa tany lavitra andriana ny lalan-dratsy mankany amin’ ireny toerana mitoka-monina ireny” hoy ny lehiben’ny faritra Analanjirofo, Ramarson Jacques. Nitsidika ny kaominina Andapafito, disitrikan’ i Soanierana Ivongo ny tenany, ny faran’ny herinandro teo. Nohamafisiny fa vaindohan-draharaha ny fidinana ifotony amin’ ireny kaominina saro-dalana ireny, ahafahana […]

Iakora : dahalo 21 voatifitry ny zandary

 Dahalo miisa 21 ka vehivavy ny telo amin’ireo indray lavon’ny zandary tao Mahateza fokontany Anketsa, distrikan’Iakora faritra Ihorombe, ny alahady teo. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny zandary, dahalo miisa 60 eo ho eo nitondra basy Kalachnikov iray sy basim-borona no tonga nanafika tao an-toerana. Omby miisa 150 lasan’ireo dahalo nandritra ny fanafihana. Ny alahady tamin’ny […]

JME 2016 : SGS parmi les exposants

La région Analamanga a marqué la célébration de la Journée mondiale de l’environnement (JME) à travers une   exposition organisée, le 4 juin dernier,  au parc biologique et zoologique de Tsimbazaza, avec la participation d’une vingtaine d’entités dont la société SGS Madagascar qui a fait connaître les différents services qu’elle propose  aux industriels et aux opérateurs […]

ITM 2016 : 6 000 visiteurs enregistrés

Après trois jours d’effervescence, la cinquième édition du salon International tourism fair Madagascar (ITM) a fermé ses portes, le 4 juin dernier. Si les organisateurs ont envisagé d’accueillir 5 000 visiteurs à cette manifestation touristique, près de 6 000 y sont passés. Ces derniers sont constitués des professionnels du tourisme, des opérateurs dans des secteurs connexes et […]

Fimpidimy : le malgache au cœur de la célébration

«Ny teny sy ny tany». C’est par ce leitmotiv que la communauté des orateurs du 5è arrondissement, Fimpidimy, s’active à célébrer  le mois de la Langue malgache, à travers une conférence-débat, une représentation d’art oratoire, de chant et de danse folklorique qui se sont tenues, samedi dernier, à la Résidence Ankerana. Le projet de loi […]

Fête de l’indépendance : le président du Sénat offre des lampions

La population des quartiers populeux de la capitale sera particulièrement choyée, cette année, grâce aux initiatives du président du Sénat, Honoré Rakotomanana. Par le biais d’un parrainage de l’association des joueurs de rugby des quartiers d’Antananarivo, le président de la Chambre haute a décidé de répondre aux souhaits de la population des quartiers populeux de […]

Affaire pylônes : débats ouverts sur les relais

Les organisateurs de la conférence-débats sur l’implantation des pylônes supportant des relais nécessaires à la fluidité des services de télécommunications sans fil, tels que la téléphonie mobile ou l’audiovisuel ont confirmé les invitations qu’ils ont lancées pour le 8 juin prochain à l’espace Mon Goûter à Andrefan’Ambohjanahary. Jean Nirina Rafanomezantsoa, concepteur du projet, a révélé […]

Toamasina : un militaire en M.D.

Un sergent de l’Armée est mis en détention provisoire à la maison centrale de Toamasina actuellement après avoir attenté à la vie de sa concubine. Violent de nature, le militaire a battu la femme qui vit avec lui depuis un semestre, au cours d’une soirée dansante organisée dans le fokontany Canada, causant de graves blessures […]

Lutte contre le terrorisme : une approche francophone à l’étude

«Lutte contre le terrorisme et prévention de la radicalisation violente : vers une approche francophone intégrée». C’est le thème de la conférence qui se tient actuellement à Paris, jusqu’au 8 juin, par l’Organisation internationale de la Francophonie (OIF). Madagascar, par le biais de la ministre des Affaires étrangères, Béatrice Atallah, participe à cette réunion hautement importante […]

Minisitry ny Fiarovam-pirenena : “Mba tsy atao fitaovana politika ny miaramila”

“Miangavy an-tanan-droa ny mpanao politika: mba tsy hataon-dry zareo fitaovana ny miaramila eo anivon’ny Foloalindahy, mba hoentina hitarika krizy vaovao indray ho an’ity firenena ity.” Fanambaran’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny jeneraly Rasolofonirina Béni Xavier, tany Toamasina, afakomaly, io. Nandalo krizy hatrany ny firenena malagasy, tany amin’ny taona 1975 sy 1991; ny taona 2002 sy 2009. […]

Tsy fahombiazan’ny mpitondra : “Takonana amin’ny resaka Lylison”, hoy ny Freedom

“Andao hatao ny adihevitra fototra, fa tsy takontakonana amin’ny resaka loholona Lylison ny olana amin’ny tsy fahombiazana be dia be eo amin’ny fitondram-panjakana amin’izao fotoana izao”. Fanehoan-kevitry ny filohan’ny antoko Freedom, Rakotondrazafy Lalatiana, teny Ankadifotsy, afakomaly, io. Ny fanontanian’ny maro: ny fandaniam-bola amin’ny fivorian’ny Frankôfônia tsy mazava amin’ny vahoaka. Tsy ahitam-panazavana koa ny raharaha kolikoly, […]

Filoha Rajaonarimampianina : “Hitan’ny filoham-pirenena ny fahasahiranana”

Aiza ho aiza ny mpitondra amin’ny fahantram-bahoaka? Hitan’ny filoham-pirenena ny fahasahiranana, raha ny nambarany. “Hitan’ny filoham-pirenena ny fahasahiranana, ary manana vahaolana amin’izany izy. Efa voalaza ao amin’ny politikam-pirenena momba ny fampandrosoana izany”, hoy ny filoha Rajaonarimampianina tany amin’ny fitokanana zava-bita tany Manakara, Vatovavy Fitovinany, afakomaly. Tsy maintsy mandroso ny filoham-pirenena, hampandroso ny firenena. Mila fitoniana […]

Andoharanofotsy : jiolahy roa tratra

Olona efatra saron’ny zandary avy eny Andoharanofotsy, voalaza fa tompon’antoka amin’ny fanafihana eny amin’iny faritra iny, ny zoma. Lehilahy roa, anisan’ny nanafika teny an-toerana ny zoma alina tratran’ny zandary. Vehivavy iray nahatrarana ny rojo volamenan’ny voatafika ihany koa nosamborina, ary sarimbavy iray, mpanome vaovao ireo jiolahy mpanafika. Ny zoma 3 jona, tokony ho tamin’ny 1 […]

EFOI Madagascar : election ce jour

Les responsables locales de la plateforme «Entreprendre au féminin océan Indien» (EFOI-Madagascar) procéderont ce jour à l’élection de leur présidente nationale. Le vote se déroulera dans la matinée dans les locaux de la Chambre de commerce et d’industrie d’Antananarivo (CCI-A). Parmi les votantes figurent principalement les présidentes des 15 antennes régionales d’EFOI-Madagascar. Seule et unique […]

FMI : l’accord au titre de FEC pourrait ne pas être signé

FMI : l’accord au titre de FEC pourrait ne pas être signé

La corruption et la mauvaise gérance de la part des autorités malgaches bloqueraient les négociations actuelles entre le FMI et le gouvernement concernant un accord éventuel fin 2016 au titre de Facilité Elargie de Crédit. Le Fond Monétaire International procède actuellement à une nouvelle évaluation de Madagascar via une mission qui prendra fin la semaine […]

Jazz @ tohatohabato : lever du rideau, mercredi prochain

« Jazz @ Tohatohabato », qui entame sa 6è édition, fait partie des spectacles à ciel ouvert attirant bon nombre de public. Cette année, il se tiendra à Analakely et Antaninarenina, du 8 au 12 juin prochain. Le « jazz kids » fera office d’ouverture de l’événement, « Jazz @ Tohatohabato ». Cette édition, qui […]

Trafic d’héroïne : 10 ans de prison pour la Malgache

Moins de quatre ans après les faits, Marthe Agnès Althene Andriamahatiana, la ressortissante malgache prise en possession de 650 g d’héroïne a comparu avant-hier devant les Assises de l’île Maurice. Reconnue coupable d’importation d’héroïne, elle a été condamnée à 10 ans de servitude pénale. Lors de l’audience, la mule malgache a plaidé coupable. Elle a […]