Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Toetry ny andro : hiakatra ny maripana, tsara ny andro

Ho tsara ny andro manerana ny Nosy amin’ity herinandro ity, mety hisy kosa ny orana tandrifin-drahona malefaka, rahampitso, any Bongolava, Vakinankaratra ary Fianarantsoa indrindra ny takariva sy ny alina. Handrafitra ny andro ny tsioka alizay malefaka. Hisy fidinany ny maripana ambony amin’ny faran’ny herinandro noho ny fahatongavan’ny rivotra mangatsiaka, araka ny fanazavan’ny sampana mpamantatra ny […]

Taom-pianarana 2016-2017 : naroso ny fidirana sy ny fanadinana

« Handray ny asa ny mpampianatra rehetra amin’ny ambaratonga roa ny 26 septambra ho avy izao, raha hikarakara ny fandaminana samihafa ny mpandraharaha ny 19 septambra amin’ny taom-pianarana 2016-2017 », hoy ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Naroso ny 3 oktobra ho avy izao ny fidiran’ny mpianatra. Hifarana ny 23 desambra ny telo volana voalohany izay hoelanelanin’ny fitsaharana mandritra ny […]

Ralambomahay Toavina : tsy misy fijery lavitra azo atao aloha izao…

“Tsy misy fijery lavitra azo atao aloha izao. Manao ny ataony ny mpitondra, miaina amin’ny zava-misy ny vahoaka.” Fanehoan-kevitry ny avy amin’ny mpanohitra sady mpandinika ara-politika, Ralambomahay Toavina, raha nanontaniana an-telefaonina, omaly, io. Na izany aza, manana andraikitra ny firaisamonina sivily amin’ny fanentanana sy fanetsehana vahoaka, raha ny nambarany. Miankina amin’ny herin’ny mpanao politika ny […]

Fantina sy fintina

Hamaly  ny fanambaran’ny ambasadaoron’i Torkia koa ny Institut Ravinala etsy Andavamamba. Anisan’ireo voatonona ho anisan’ny mifandray tendro amin’ny mpanongam-panjakana sy mpampihorohoro any Torkia izy ireo. Nivoaka ny fanginany ny fiarahan’ireo CST teo aloha (ACS) ka hihaona amin’ny mpanao gazety etsy Andrainarivo ny zoma izao. Hiompana amin’ny vahaolana manoloana ny raharaham-pirenena ny famelabelarana hataon’izy ireo.

Eco brèves

Manajary – L’ACN opérationnel à nouveau Créé en 1982, l’Atelier de construction navale (ACN) de Mananjary est de nouveau opérationnel après une période d’inactivité durant des années. Avec la réouverture du canal des Pangalanes qui figurent parmi les projets prioritaires du développement régional, les activités de l’Institut malgache d’innovation (IMI) reprennent, et l’ACN est relancé. […]

Mollusques bivalves : besoin de traitements spécifiques

Les textes régissant l’élevage et la culture des mollusques bivalves diffèrent en quelques points des textes sur la pêche et l’aquaculture en général. Herizo Andriamboavonjy, chercheur du département de Recherche zootechnique et vétérinaire (DRZV) a expliqué lors d’un atelier sur les maladies touchant les animaux aquatiques que l’élevage des bivalves, en particulier les « tekateka […]

Dans le cosmos

Un  « Donak’afo » chaleureux à Mahamasina Dadah, Fafah, Bekoto et Charles ont donné un concert au Kianjan’ny Kanto Mahamasina, samedi. Dama, l’un des membres fondateurs du groupe étant pris par une tournée en Luxembourg avec Eric Manana, Mbola Talenta  l’a remplacé pour l’occasion.  A rappeler que ce dernier, un guitariste du groupe Vetsonkira et Zandry Gasy […]

Jeux de la CJSOI : le « code de vie » des jeunes sur le tapis

La 10ème édition des Jeux de la Commission de la jeunesse et des sports de l’océan Indien (CJSOI) bat son plein. A part le volet sportif, l’évènement réserve aussi plusieurs manifestations culturelles dont des pièces de théâtre et de la danse. Ainsi, deux représentations théâtrales auront lieu prochainement sous un thème bien précis qui est […]

Echos des régions

Les crabes menacés de disparition dans la Sava : Les crabes font toujours l’objet d’un braconnage intense dans la région Sava malgré la publication de la mise en vigueur des textes réglementant la saison de pêche de ces crustacés dans cette partie de l’île. Le ministère prévoit la fermeture de la pêche aux crabes jusqu’à […]

D’un fait à l’autre

Nicole Danielle Le Breuille, une ressortissante française de 61 ans a été prise à partie par cinq bandits le 30 juillet dernier à Amborovy, Mahajanga. L’on sait que l’un de ces derniers était équipé d’un pistolet. N’ayant pas trouvé de l’argent sur la sexagénaire, les bandits ont arraché son bracelet en or avant de lui […]

ILC : plainte contre l’ambassade de Turquie

Quelques jours après l’intervention de Volkan Türk Vural, ambassadeur de Turquie à Madagascar, un responsable du Collège La Lumière International (International Light College ILC) a déclaré sur les ondes d’une station de radio privée de la capitale qu’il va porter plainte pour diffamation contre le représentant diplomatique. «C’est une affirmation gratuite. L’ambassadeur n’a aucune preuve […]

En passant…

Eglise anglicane- 9 nouveaux révérends Dans le cadre de la célébration du 150è  anniversaire de l’église anglicane à Madagascar, 9 révérends  ont été intronisés par Samoela Ranarivelo, Evêque du diocèse d’Antananarivo. La cérémonie a eu lieu dans l’Eglise anglicane Saint Laurent d’Ambohimanoro, dimanche dernier. Ces révérends viennent d’effectuer six ans de formation dont trois ans […]

Yanis Varoufakis : pour un mouvement humaniste

ATHENES – Le référendum britannique sur la sortie du Royaume-Uni de l’UE a engendré des alliances surprenantes et des antagonismes encore plus surprenants. Des conservateurs s’étant brutalement opposés à d’autres conservateurs, le fossé ainsi créé dans l’establishment conservateur a focalisé l’attention. Mais il en a été de même (heureusement de manière plus civilisée) de mon […]

La politique en bref

Lutte contre le blanchiment d’argent et le terrorisme – Une délégation du Comesa a rendu visite au Samifin Une délégation du Comesa sera bientôt à Antananarivo du 8 au 12 août prochain, non seulement dans le cadre de la préparation du Sommet prévu en octobre mais également pour doter le Samifin du matériel nécessaire pour […]

Etat de droit : la justice en quête d’efficacité

«Une justice intègre, impartiale et efficace, pilier de l’Etat de Droit». C’est le thème des journées des Chefs de juridiction sous la houlette du ministère la semaine dernière à Antsiranana. Ce rendez-vous annuel, dont le premier remonte en 2012, est une occasion pour les premiers responsables de chaque juridiction d’ un partage d’échange sur divers […]

Kitra malagasy : nodimandry Robin, mpanazatra

Misaona ny tontolon’ny fanatanjahantena malagasy, indrindra ny taranja baolina kitra. Nodimandry, ny asabotsy lasa teo,  Andriamanalina Robin, mpanazatra ny klioban’ny AC Sotema Mahajanga. Ekipa nandrombaka ny amboaran’i Madagasikara, ny taona 75 ka hatramin’ny taona 82. Anisan’ireo mpanazatra malagasy, voalohany, nahatafita klioba teo amin’ny manasa-dalana, amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, niaraka tamin’ny AC Sotema, ny taona […]

CJSOI – Fihaonan’ny tanora : nasongadina ny firahalahiana

CJSOI – Fihaonan’ny tanora : nasongadina ny firahalahiana

Nanomboka ny alahady ka nitohy omaly ny fihaonan’ny tanora, tafiditra indrindra anatin’ny lalaon’ny CJSOI, izay tontosaina eto amintsika amin’izao fotoana izao. Samy niezaka naneho ny lohahevitra manodidina ny firahalahiana ireo tanora nandray anjara tetsy amin’ny Cemdlac Analakely, omaly. Nisy ny fampirantiana narahina adihevitra sy fampahafantarana, nataon’ny isam-bondrona. Samy naneho ny mampiavaka ny firenena niaviany tsirairay […]

Handball – CJSOI 2016 : tafakatra amin’ny manasa-dalana i Madagasikara

Mazava ny lalan’i Madagasikara. Tafakatra hiatrika ny lalao manasa-dalana amin’ny fiadiana ny lalaon’ny “Commission de la Jeunesse et des Sports de l’Océan Indien” na CJSOI, taranja handball, sokajy zazalahy, isika. Niatrika ny lalao fanindroany tamin’ny fifanintsanana ho an’ny vondrona “A” misy azy ny Malagasy, omaly, ary nidona tamin’i Seychelles. Lavon’ny ekipam-pirenena tamin’ny isa mavesatra, 34 […]

Fakafaka : kolontsaina… Kolontsaina… Kolontsaina….

Malagasy tsy mataho-tody. Malagasy mpivarotra tanindrazana. Malagasy tsy matahotra an’Andriamanitra. Malagasy sahy mandatsaka aina. Malagasy mpanindrahindra sy mpanao an-doloha ny fomban’ny hafa. Malagasy mpamadika… Tsy misy idiran’ny politika sy ny toekarena ireo tranga mamotika an’i Madagasikara ireo. Raha ireo no iaingana, voaporofo fa fandrebirebena sy fanodinkodinan-javatra tsy tiana ho hita fotsiny ny fanaovana resabe etsy […]

Fotoam-pialan-tsasatra : mitombo ny isan’ny mpamaky boky

Miakatra 20%, eo ho eo, ny isan’ny mpamaky boky hatramin’ny niandohan’ny fotoam-pialan-tsasatra, raha mitaha ny tamin’ny fotoana mbola nianaran’ny mpianatra. Nahatsikaritra izany ny tompon’andraikitra ao amin’ny trano famakiam-boky sady foibem-pikarohana na centre de documentation, an’ny vaomieram-pirenen’ny Unesco* etsy Behoririka. Ny ankizy madinika, izany hoe, ireo avy amin’ny ambaratonga fototra no tena mihamaro, araka ny nambaran’ity […]

Hopitalibe Toamasina : tsy afa-niditra ny mpikarakara marary

Nimenomenona avokoa ny olona mpikarakara marary sy marary tao amin’ny Hopitalibe Toamasina omaly. Nanomboka tamin’ny 7 ora sy sasany maraina, fotoan’ny fampiakaran-tsaina ka hatramin’ny 9 ora sy sasany maraina, tsy azo nidirana ny hopitaly. Vita ny fampiakaran-tsaina tamin’ny 8 ora maraina, mbola tsy navela hiditra ny vavahady ny olona fa mbola mikabary amin’ny mpiasa ny […]

Eny amin’ny banky : milahatra ora enina vao voaray ny mpanjifa

Hatezerana ny an’ireo mpanjifa amin’ireo banky sasany eto an-drenivohitra omaly. Filaharambe vao maraina mandra-pahariva ny andro no tazana. Nimenomenona ny mpanjifa ary nitroatra sy nanao eson-teny amin’ireo mpiasan’ny banky mihitsy aza ny asany. Niantsoana mpitandro filaminana mihitsy ny banky sasany nandamina ny olona izay efa niemponempon’ny hatezerana sy ny hafanana. Milahatra mandritra ny 6 ora […]

Mitohy ny trafika sokatra : tsy mety ampahafantarina ny atidohan’ny tambajotra

Tsy misy fitsaharany! Tranga fanondranana an-tsokosoko harena voajanahary mitohy sady mihamafy tamin’ity taona ity ny trafika sokatra. Sarona teny Ivato ny sokatra 260 ny 19 jolay farany teo. Tratran’ny ladoany atsy Maorisy ny 13 mey teo ny sokatra 130. Saron’ny haban-tseranana any Mumbai India ny sokatra 146 ny 21 marsa teo. Santionany ihany ireo. Voalazan’ny […]

Fitantanam-bola : miaramila 15.000 manana kaonty banky

Vita, omaly tolakandro teny Andohalo, ny fifanarahana eo amin’ny banky BFV-SG sy ny Etamazaoro jeneralin’ny tafika malagasy (Emgam). Fiaraha-miombon’antoka mifantoka amin’ny fahazoan’ny mpiasan’ny Emgam ny tolotry ny BFV-SG any amin’ireo masoivohony 52 manerana ny Nosy. Ao anatin’izany ny fahazoana ny kazarana tolotra miisa 10 raha efatra tany aloha. Azo atao ny mindram-bola sahaza ny karama […]

An-kitsim-po : tsy hahavaha ny olana rehetra

Tsy hahavaha ny olana rehetra misy eto akory ny fahazoana ilay vola avy amin’ny FMI (Facilité élargie de crédits), sady mbola amin’ny ampahany ny fahazoana izany hatramin’ny taona 2019. Fepetra napetraky ny mpamatsy vola ny fahaiza-mitantana sy ny ady amin’ny kolikoly. Tsy vao izao akory i Madagasikara no nahazo famatsiam-bola avy amin’ireo mpamatsy vola mahazatra […]