Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Boeny : raikitra ny “mionjo” fahatelo

Anisan’ny fampandrosoana ny toekarena ao Boeny ny fizahantany, noho izany, hiompana amin’ny fanomezana vahana io sehatra io ny “Foara Boeny Mionjo”, andiany fahatelo, ny 31 aogositra hatramin’ny 3 septambra 2016. Eo am-panomanana izany izao ny faritra. Ny hoe “mionjo”, teny sakalava: mijoro mirijarija. I Boeny mijoro mandrakariva manoloana ny zava- misy eto amin’ny firenena.  “Ny […]

Kitra – «Cosafa Cup 2016» : nandresy an’i Seychelles ny Barea

Tsara fanombohana ny Barea de Madagascar, teo amin’ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny «Cosafa Cup 2016», taranja baolina kitra. Fihaonana izay notanterahina,  ny asabotsy lasa teo, tao amin’ny kianja Sam Nujoma Namibia. Resin’ny Barea tamin’ny isa tokana, 1 noho tsy misy, mantsy i Seychelles, ho an’ny vondrona «A». Claudel (Bela) no nampiditra io baolina tokana […]

Jeux corporatif Cnaps : taranja 7 hifaninanana etsy Mahamasina

Hosantarina amin’ny fifaninanana ara-panatanjahantena  ny fankalazana ny faha-60 taon’ny Cnaps na ny Fiahiana ara-tsosialy. Jeux corporatifs na fifaninanana natokana ho an’ireo mpiasa amina orinasa no hataon’ireo komity mpikarakara. Hotontosaina ny 2 sy ny 3 jolay ho avy izao  izany, eny amin’ny kianjaben’ i Mahamasina. Taranja fito ny hifaninanana : ny baolina kitra lalaovina olona fito, […]

Judo : miomana any Frantsa i Asaramanitra

Ratiarson Asaramanitra. Hany mpikatroka judo malagasy tokana voasokajy hiatrika ny “Lalao Olympika 2016” (J.O) any Rio, Brezila, ny volana aogositra izao. Araka ny vaovao voaray, manoman-tena any Frantsa, ao amin’ny Institut de judo ao Paris, ny tenany amin’izao fotoana izao. Marihina mantsy fa mpikatroka ao amin’ny klioba Dojo Huang ao La Réunion i Asaramanitra. Nambarany […]

Hatramin’ny alarobia… : hiverina hamirifiry be indray ny andro

Hivadika tampoka ny andro manomboka anio alatsinainy hatramin’ny alarobia izao raha ny filazan’ny mpamantatra ny toetr’andro etsy Ampandrianomby. Hanjombona ny andro ary ho avy ny orana. Tafidina hatrany amin’ny 15°C ny mari-pana ambony indrindra. Hangatsiaka tanteraka ny andro ka mila miomana amin’izany ny rehetra indrindra ireo tsy maintsy hivoaka ny trano toy ny mpianatra sy […]

Sekoly 92 any Antsiranana : hanohana ny fametrahana club siantifika ny Star

Manohana ny fametrahana ny Andro siantifika miaraka amin’ny fikambanana Accesmad ny Vondrona Star any Antsiranana. Tanjona ny hanangana club siantifika amin’ny lycée any an-toerana ao anatin’ny toeram-pampianarana 92. Hatao mandritra ny telo andro isaky ny tanàna ny andro siantifika hampahafantarana ny mpianatra ny tontolo siantifika sy ny fanandramana amin’ny sehatra maro. Tsapa fa mihena ny […]

Fiainam-piangonana : lasa any Etazonia Ravalomanana Marc

Tsy resaka politika. Lasa nihazo an’i Portland Etazonia ny faran’ny herinandro teo ny filoha lefitry ny FJKM, Ravalomanana Marc. Araka ny fampitam-baovao, hamonjy ny fivoriana andiany faha-222 eo anivon’ny presbyterian ny tenany ary maha filoha lefitry ny FJKM laika no hisoloany tena any. Haharitra folo andro eo ho eo izany fihaonana an-tampony hatrehiny any izany. […]

Fampianarana : hanampy ireo mpianatra ny « goal »

Nanomboka ny volana avrily lasa teo, mbola mitohy ny fitsidihan’ny solontenan’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony ireo sekoly ambaratonga fahatelo manerana an’i Vakinankaratra. Hampahafantarana sy hanazavana ilay « Guide d’orientaion académique des lycéens » ny anton-dian’izy ireo amin’izany. Ity boky ity izay hanampy ireo mpianatra, indrindra ireo hanala ny fanadinana ara-panjakana bakalorea hisafidy mialoha ireo lalam-piofanana harahin’izy ireo eny amin’ny […]

Ambohimandroso : fiara 4×4 nivadika, olona roa indray namoy ny ainy

 Nanao tohivaka ny loza! Olona roa koa indray matin’ny lozam-piarakodia tany Tsimialonjafy Ambohimandroso, ny asabotsy hariva teo. Vokatry ny fandehanana mafy no nahatonga ny loza…   Avy any Antsirabe ary hihazo an’Antananarivo ity fiara 4×4 ity no niharan-doza tampoka teo amin’io toerana io. Araka ny loharanom-baovao voaray, fiara nentina misionera ao anatina tetikasa iray ity […]

Analakely : vehivavy voaendaka sady naratra

 Naratra mafy teo amin’ny tendany ny renim-pianakaviana iray nendahin’ny jiolahy teny Analakely, omaly antoandro. Araka ny fanazavana voaray, teo am-piandrasana taxi-be teo Analakely izy no sendra ireo jiolahy roa nandeha an-tongotra. Nihiaka indray mandeha ity renim-pianakaviana ity nandritra ny fanendahana. Tsy vitan’izay fa naratra teo amin’ny tendany izy tamin’ny fotoana nakan’ireo jiolahy ny rojo volamena […]

Loi sur le développement de l’industrie : des mesures incitatives prévues

Le projet de loi sur le développement de l’industrie à Madagascar (LDIM) a été présenté aux parlementaires, lors d’une séance d’information organisée par la fondation Friedrich Ebert stiftung (Fes), hier à l’hôtel Colbert à Antaninarenina. Si la politique industrielle de Madagascar a été adoptée en 2014, sa mise en œuvre en est à l’élaboration du […]

Foot – Cosafa Cup : A. Raux affiche son optimisme

«Nous sommes ici pour faire mieux que l’année dernière. C’est-à-dire, atteindre la finale». La déclaration émane d’Auguste Raux, lors d’une conférence de presse qui s’est tenue, hier, au Country club resort à Windhoek, Namibie. Sept équipes sont déjà présentes en Namibie, à savoir Madagascar, Zimbabwe, Seychelles, Swaziland, Malawi, Maurice et Lesotho. La délégation est prévue débarquer sur […]

Fjkm Antanimena : Rado et Ny Railovy à l’honneur

« Antsa ho an’ny Tanindrazana ». C’est ainsi que l’association des éclaireurs, anciens et amis des scouts de la FJKM Antanimena Antsinana, intitule l’événement culturel et artistique que ses membres donneront, demain, dans le dudit temple. A en croire le thème, cette manifestation entre dans le cadre de la célébration de la Fête de l’Indépendance. […]

Vakinankaratra : Antsirabe, capitale de l’artisanat

« L’artisanat, facteur de savoir-faire et de développement ». C’est à travers ce thème que la capitale du Vakinankaratra  a accueilli, hier, la Journée mondiale de l’artisanat qui s’est vue ponctuée par une vente exposition, des conférences-débats et une soirée gala. A l’initiative du ministère de la Culture, de la promotion de l’artisanat et de […]

Evasion à Sambava Deux détenus se font la belle

Deux détenus ont réussi à s’évader de la prison de Sambava dans la soirée de mardi. L’un d’entre eux a été capturé. Près d’un mois après l’évasion massive à la maison centrale de Toliara, deux détenus de la prison de Sambava se sont évadés. L’un d’entre eux serait un criminel, auteur présumé d’une attaque à […]

Paludisme : place à une approche de proximité

Donner une opportunité aux zones  rurales, en particulier les plus enclavées, est l’objectif à atteindre dans le cadre la Journée mondiale de lutte contre le paludisme. C’est pourquoi la célébration  s’est déroulée le 8 juin dernier  à Ampasimpotsy, commune de Maroharona dans le district de Tsiroanomandidy. En effet, le ministère de la Santé publique ainsi […]

Hygiène alimentaire : un enjeu majeur à Madagascar

Il y a encore beaucoup à faire quant à l’application des normes internationales sur les aliments produits, consommés et commercialisés sur les marchés intérieur et extérieur, notamment à Madagascar. En achetant et consommant des produits au quotidien, la plupart des Malgaches ne connaissent pas encore les normes requises en la matière. A ce sujet, la […]

Le Mapar sort du silence

Après un peu plus de deux semaines de silence, dix-huit jour plus précisément après la perquisition du domicile du sénateur Lylison René de Rolland, le groupement «Miaraka amin’i Prezidà Andry Rajoelina» (Mapar) se prononce enfin, officiellement, par le bais de son bureau politique. Face à la presse, hier, les ténors de cette formation politique n’ont […]

« Valiha Mikalo » : haneho fanamboarana valiha i Safidy

« Valiha Mikalo »  : haneho fanamboarana valiha i Safidy

Mbola tena ao anatin’ny fahatanorana tanteraka! Anisan’ny handray anjara amin’ilay hetsika « Valiha Mikalo » hotontosaina ao amin’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM) Analakely Randriamanantsoa Safidy. Ankoatra ny fampirantiana ireo karazam-baliha namboariny, hampiseho fomba fandrafetana valiha ihany koa ity zanaka lahimatoan’i Seta Valiha ity.  Miainga any amin’ny fikirakirana ny volo (bambou) sy ireo akora fototra ampiasaina ka mandrapahatonga azy ireo […]

Vidin-tsolika sy herinaratra : tsy voatsinjo ny 92%-n’ny Malagasy

Voatery! Tsy manan-tsafidy fa tsy maintsy manaraka ny baikon’ny mpamatsy vola iraisam-pirenena ny mpitondra. Ampiharina ny tena vidin-tsolika eo amin’ny tsena iraisam-pirenena, efa tsy mitsaha-misondrotra (49 dolara/ ny iray barila). Nandritra ny dian’ny iraky ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI) teto amintsika, ny herinandro lasa teo, saika hampiakatra ny saran’ny herinaratra ny fanjakana, saingy tsy nampiharina indray […]

Kitra – «Euro 2016 » : lalao telo no hatao anio

Miditra amin’ny andro faharoa  sahady ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, amin’ny taranja baolina kitra, amin’ity anio asabotsy ity. Araka ny fandaharam-potoana, ny sokajy “A” sy ny “B” no hiditra an-tsehatra. Hifampitady ao amin’ny kianja Lens, ry zareo Albania sy Soisa. Fihaonana hanomboka amin’ny 4 ora tolakandro, eto Madagasikara. Fihaonana roa kosa no indray atao […]

Fenitra momba ny sakafo : andrasana ny lalàna miaro ny mpanjifa

Andraikitry ny komitim-pirenena misahana ny codex alimentarus eto Madagasikara (CNCA), ny  mametraka ny fenitra momba ny sakafo sy fambolena ary ny fiompiana iarovana ny fahasalaman’ny mpanjifa nandritra ny 10 taona nisiany teto amintsika. Mpikambana ao anatin’ny komitim-pirenena ny orinasa mpanodina vokatra ho sakafo fihinana, ny minisitera voakasika, ny sendikàn’ny mpanjifa, sehatra tsy miankina, laboratoara mpitily…  […]

Educmad : naneho fanandramana siantifika ny mpianatra

Nomena lanja ny mpianatra, omaly, amin’ny fampirantiana siantifika nomanin’izy ireo teny amin’ny lycée Rabearivelo Analakely. Niainga avy amin’ny lesona any an-dakilasy izy ireo nampiseho ny tranga siantifika miseho amin’ny fiainana andavanandro toy ny famoronana herinaratra avy amin’ny ovy. Sekoly mampihatra ny tetikasa Educmad no mandray anjara amin’ny fampirantiana siantifika ka nahitana ny lycée JJ Raberarivelo, […]

Fiainana antoko : tsy mety milamina ny disadisan’ny Leader Fanilo

“Izahay no tena izy, satria voasoratra any amin’ny minisiteran’ny Atitany izahay. Tsy fantatro ny anaovan-dry zareo hoe tsy araka ny satan’ny antoko, fa samy mahay mamaky teny ange izahay.” Io  ny valin-tenin’ny avy amin’ny andaniny miara-dia amin-dRakotomamonjy Jean-Max eo anivon’ny Leader Fanilo, Toto Alphonse, teny Alarobia, afakomaly, manoloana ny filazan’ny ankilany hoe fa hanao filankevi-pirenena […]

ClayM : sady mitsabo no manoro hevitra

Anisan’ireo toeram-pitsaboana mandray anjara amin’ny fanentanana ny olona hisoroka ny aretina mety hitranga ny centre medical ClayM, etsy Ambavahaditokana Itaosy. Ankoatra ny fitsaboana ireo marary tonga ao aminy, manome torohevitra ho fisorohana koa izy ireo. Anisan’ny teny famerimberin’ny Dr ClayM ny hoe: “Aleo misoroka toy izay mitsabo”. Tsy mijanona amin’ny sehatry ny fitsaboana ity toeram-pitsaboana […]