Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Tahirimbolam-panjakana : azo ampiasaina ny e-Voy SMS

Nohamoraina! Afaka mampiasa ny fitaovam-pifandraisana amin’ny fifandraisan-davitra ankehitriny ny manan-draharaha ao amin’ny Tahirimbolam-panjakana. Ao anatin’izany ny mpandray fisotroan-dronono, ny mpiasam-panjakana, ny mpampiasa karatra Fanilo (SPECL) ary ireo manan-draharaha samihafa. Nisokatra ny 18 jolay teo ny fisoratana anarana amin’ity fitaovan-tseratsera ity any amin’ny paierie générale, ny recette générale eto Antananarivo, ny biraon’ny tahirimbolam-panjakana, ny sampandraharahan’ny minisitera, […]

Fifandraisan-davitra iombonana : filohan’ny tetikasa Metiss i Patrick Pisal-Hamida

Natao tatsy amin’ny Nosy Maorisy, ny 21 jolay, teo ny fivoriana faharoa teo amin’ireo orinasa fito amin’ny fifandraisan-davitra, miara-miombon’antoka aty amin’ny ranomasimbe Indianina (COI), ao anatin’ny tetikasa Metiss. Fotoana nihaonan’ny vaomiera iombonana (comité de pilotage), mikasika ilay fametrahana tambajotram-pifandraisan-davitra matanjaka aty amin’ny ranomasimbe Indianina. Voatendry ho filoham-baomiera ny administratera tale jeneralin’ny vondrona Telma (Madagasikara), Patrick […]

Fantina sy fintina

Efa vonona ny famatsiam-bola haha sompitra an’i Madagasikara aty amin’ny ranomasimbe Indianina, araka ny nambaran’ny sekretera jeneralin’ny COI, Hamada Madi (Boléro), teny Iavoloha, omaly. Noraisin’ny filoha Rajaonarimampianina ny tenany amin’izao andraikitra vaovao horaisiny izao. Nambarany fa hapetraka ny rafitra sy ny fifampidinihana eo amin’ireo firenen’ny COI, momba izany. Nampiaka-peo ny Hetsika 72. « Tsy eken’ny maro […]

Revy akostika : hampiaraka talenta Ralanto sy i Malm Martiora

Elaela tsy heno sy tsy hita an-tsehatra Ralanto. Fantatra kosa fa eo am-panomanana fatratra ny fiverenany, miaraka amin’ny zava-baovao, izy. “Revy akostika”, seho hafa noho ny mahazatra, no hotontosainy ny asabotsy 30 jolay izao, etsy amin’ny IKM Antsahavola. Tsy miova amin’ny nahafantarana azy, dia ny fivoizana ny akostika amin’ny alalan’ny fampiarahana ny gitara sy ireo […]

Eny am-ponja : betsaka ireo tratran’ny tsy fanjarian-tsakafo

Raha ny salanisa navoakan’ny CICR, iharan’ny tsy fanjarian-tsakafo ny ankamaroan’ny olona eny amin’ny toeram-pamonjana rehetra manerana an’i Madagasikara. Tamin’ny taon-dasa, 9000 ireo voafonja fantatra fa tsy ampy sakafo ary noraisina an-tanana amin’ny alalan’ny fandaharanasa manokana manohana ara-tsakafo ireo sokajin’olona marefo. Maherin’ny 4.000 ireo efa noraisina an-tanana tamin’ity taona ity. Nambaran’ny CICR, araka izany, fa ho […]

Conjoncture : le RPSD rejette tout acte de déstabilisation

Face à la situation qui prévaut actuellement, le parti RPSD lance un appel aux entités politiques pour faire cesser leur calcul politique habituel et ce, dans l’intérêt de la nation. L’opposition au régime illustre l’expression de la démocratie, selon son secrétaire général, Benja Urbain Andriantsizehena qui a annoncé parallèlement que les manœuvres de  déstabilisation ne […]

Coopération régionale : le SG de la COI reçu à Iavoloha

Après avoir rendu visite à la ministre des Affaires étrangères, lundi dernier, le Président de la République a reçu hier le nouveau Secrétaire général de la Commission de l’océan Indien (COI), Hamada Madi. Il s’agit de la première visite officielle dans le pays depuis sa prise de fonction en tant que numéro un de la […]

La politique en bref

Coopération – L’ambassadrice sud-africaine poursuit ses visites Ces jours-ci, l’ambassadrice de l’Afrique du Sud, Maud Vuyelwa Dlomo a rencontré plusieurs hautes personnalités du pays. Hier, elle a été reçue par le ministre des Transports et de la météorologie à son bureau à Anosy. Cette visite de courtoisie avait, semble-t-il, pour objectif d’identifier tous les axes […]

Code de la communication : le dialogue en suspens

L’appel du chef de l’Etat au dialogue ne semble être que de paroles en l’air puisque les journalistes attendent toujours alors qu’en même temps le Code de la communication est en suspens. Même la HCC ne l’a pas encore reçu. Normalement, chaque loi adoptée devrait être promulguée dans les 21 jours de sa réception par […]

PMATG-COI : soutenir les femmes et les jeunes

Soutenir l’autonomisation économique et sociale des femmes et des jeunes, et renforcer les capacités de plaidoyer des organisations de la société civile. Ce sont entre autres les objectifs principaux du Projet multisectoriel d’assistance technique et de renforcement des capacités dans le domaine du genre à Madagascar et aux Comores (PMATG-COI). La Banque africaine de développement […]

Eco brèves

Tsenabe Iavotra – Promouvoir les ressources naturelles et vivrières Ambatomanoina accueille à partir de ce jour et jusqu’au 29 juillet prochain le «Tsenabe Iavotra». L’objectif de cet événement est de promouvoir les ressources naturelles vivrières disponibles dans cette commune rurale de la parie Nord d’Analamanga. Pour les promoteurs de la commune, il s’agit de trouver […]

Havatsa – UPEM : la littérature pour sensibiliser

La promotion de la langue et de la culture malgache par le biais de la littérature. C’est à travers ce leitmotiv que l’Union des poètes et écrivains malgaches (Havatsa-Upem) a organisé l’événement «Sora-kanto», dans la ville de Betafo à Antsirabe, le week-end dernier. «Sora-kanto» a convié le public à partager cette passion commune pour la […]

Maroantsetra : renforcement de la gestion des ressources

L’amélioration de la gestion des ressources naturelles dans la baie d’Antongil  et la restauration des services des douanes au port de Maroantsetra ont été au menu de l’atelier organisé par le réseau «Lampogno» dans le chef-lieu de ce district, le week-end dernier. Le directeur du réseau, Clovis Rakotomalala, a mis en avant la spécificité de […]

Ambatolampy : prise de responsabilité à Ambanimaso

Le fokontany d’Ambanimaso, dans le district d’Ambatolampy, s’est mobilisé pour œuvrer à son propre développement. Se basant sur ses propres forces, le fokontany a procédé à l’amélioration de la condition de vie de la population, le week-end dernier. Appuyé par la solidarité de ses habitants, il a réhabilité un pont catégorisé en passage obligé pour […]

UNFPA : don de matériels pour le MPPSPF

Améliorer les offres de services. L’appui matériel du Fonds des Nations unies pour la population (UNFPA) permet au ministère de la Population, de la protection sociale et de la promotion de la femme (MPSPF) de mener à bon escient ses missions. Remis officiellement lors d’une cérémonie qui s’est déroulée, hier, dans les locaux de ce […]

Contrôle du territoire : renforcement des capacités des nationaux

«Dans un contexte de menace sécuritaire globale élevée, et en vue de la bonne tenue des différentes rencontres internationales de cette année à Madagascar, nous sommes heureux de pouvoir appuyer le ministère de la Sécurité publique dans le renforcement des capacités du personnel en charge du contrôle de l’immigration dans la détection des tentatives d’entrée […]

Politique en bref

Sommet des Villes- La CUA en pleine préparation Dans le cadre du Sommet de l’Association des villes et communes de la Commission de l’Océan indien (AV-COI) qui se tiendra à Antananarivo vers la fin du mois de novembre prochain, la maire de la capitale, Lalao Ravalomanana, a reçu depuis hier le coordonateur de l’AV-COI, Vanier […]

Au courrier : du «Fanjakana» à la «Repoblika»

Parmi les résolutions du dernier Conseil national du Leader Fanilo, le remplacement dans le langage courant du mot «Fanjakana» par «Repoblika» mérite d’être soulevé. Ainsi «Olom-panjakana» devient «Olon’ ny Repoblika» ; «Mpiasam-panjakana», «Mpiasan’ny repoblika» ; «Raharaham-panjakana», «raharahan’ny repoblika »…. La raison des errements de Madagascar est indéniablement la faillite des gouvernants qui se sont succédé depuis l’ accession […]

Kitra – Tompondakam-paritra : resy fanindroany i Toliara

Mangorom-damba ny ekipa voafantin’Atsimo Andrefana (Toliara), ho an’ny sokajy “A”, eo amin’ny fiadiana ny tompondakam-paritra, taranja baolina kitra. Fihaonana, tanterahina any amin’ny kianja Rabemananjara, Mahajanga. Mbola resy fanindroany indray mantsy ity ekipan’i Toliara ity, omaly, nandritra ny fanatanterahana ny andro faharoa. Lavon’Antsiranana, tamin’ny isa mazava, 3 noho 1, ry zalahy tamin’izany. Hiady izay ho voalohany, […]

Fakafaka : tsy tokony hitavozavoza intsony !

Tompony mangataka ny atiny ny Malagasy. Vokatry ny tsy fikarakarana, tsy an’ny Malagasy intsony ny taratasy antemoro. Mbola maro ny kolontsaina malagasy atahorana hanara-dia io zotran’ny « papier antemoro » io raha mbola mitohy izao fitavozavozana izao. Efa ela, ohatra, ry zareo mpikarakara ny kabary no nangataka fankatoavana ny mari-pahaizana avoakany, hatramin’izao, tsy mbola nivaly izany. Sao […]

Midongy Atsimo : mandeha an-tongotra 93 km ireo mpanala bakalorea

Voatery mandeha an-tongotra, lalan-dratsy sy feno dahalo, 93 km ny mpianatra hanala fanadinana bakalorea ao Midongy Atsimo hihazo ny foibem-panadinana any Vangaindrano. 213 ireo tanora hiatrika ity fanadinana ity amin’ny voalohan’ny volana aogositra. Atao anatin’ny roa andro izany lalana izany ary tsy maintsy matory an-dalana. Mampatahotra ny dahalo any an’hebaneba-tany. Manginy fotsiny ny havizanana mianjady […]

Ampahan’ny voka-panadinana : manodidina ny 51% taham-pahafahana BEPC

Nivoaka omaly ny ampahan’ny voka-panadinana ho an’ny Cisco enina ary efa nahatonga izany eny anivon’ny minisitera. Misongadina amin’izany fa ambany ny tahan’ny fahafahana ho an’ny any Beloha. 40, 11% izany. Ambony kosa, maherin’ny 62%, ny any Ankazoabo raha 61% ho an’ny any Mandoto. 51% kosa izany ho an’ny any Soavinandriana ary 46% ho an’ny any […]

An-kitsim-po : andrasana ny fahaiza-miady

Mihantona ny fitrandrahana volamena ataon’ny orinasa sinoa any Soamahamanina. Andrasana ny tohin’ny raharaha, isorohana ny disadisa eo amin’ny fiarahamonina any an-toerana sy eo amin’ny lafiny fandraharahana ankapobeny. Mandeha koa ankehitriny ny fikasan’ny fanjakana hampidirana ny volavolan-dalàna hanovana ny fehezan-dalàna mikasika ny harena an-kibon’ny tany eny amin’ny Antenimiera roa tonta. Miteraka ady hevitra lehibe sy tsikera […]