Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Divers

Izay tsy mahaloa saram-pianarana: tsy mahazo  certificat de scolarité 

Antony mampisalasala ny ray aman-dreny hanefa ny saram-pianarana ho an’ny kilasy miatrika fanadinana ny tsy fisian’ny toky homen’ny fanjakana fa hotanterahina tokoa ny fanadinana CEPE-BEPC ary ny bakalorea, araka ny fahitan’ny filohan’ny Aile, ivondronan’ny sekoly laika. Raha ny tetiandro ho an’ny taom-pianarana 2019-2020, mifarana ny 30 jona ny taom-pianarana. Vokatry ny hamehana ara-pahasalamana, tsy fantatra […]

Miatrika valanaretina roa ny ao Boeny: tratran’ny covid-19 ny mpiasan’ny Fitsarana nirahina tany Mahajanga

Ahitana ny coronavirus avokoa izany izao ny faritany enina. Mpiasan’ny Fitsarana namita iraka tany Mahajanga no tratran’ity valanaretina ity, araka ny nambaran’ny eo anivon’ny CCO, omaly. « Tsy misy soritr’aretina izy io. Mipetraka aty Antananarivo fa nirahina niasa any an-toerana… », hoy ny mpitondra teny, ny Pr Vololontiana Hanta. Ankoatra izany, mbola voaporofo fa foiben’ny coronavirus ny […]

Fikasana hanorina valan-javaboahary ao amin’ny Nosy Glorieuses: nampanantsoin’ny MAE  i Christophe Bouchard, ambasadaoro frantsay

  Vaky tanteraka izany ny ady ? Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny (MAE), omaly tamin’ny fampiantsoana ny ambasadaoro Frantsay, i Christophe Bouchard. « Taitra ny fanjakana amin’ny vinavinan’i Frantsa hanangana tahirin-javaboarim-pirenena ao amin’ny Nosy Glorieuses. Toherinay amin’ny fomba hentitra  izany. Miendrika jadona sy tsy fanajana ny fifampiresahana eo amin’ny fanjakana roa tonta momba ireo […]

Nandritra ny fihibohana: nihena ny lozam-pifamoivoizana

Nihena ny lozam-pifamoivoizana hatramin’ny nisian’ny fihibohana, raha ny tatitra voaray teny amin’ny tompon’andraikitry ny polisy misahana izany eny Tsaralalana, omaly. Nahatratra 43 izany, nanomboka ny 23 marsa hatramin’ny 17 mey teo. Niisa sivy ireo lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona ary 10 ny isan’ireo namoy ny ainy tamin’izany. Mitotaly 32 kosa ireo loza naharatrana olona ary miisa 40 […]

Antsiranana: voasazy manadio fasana izay tsy manao arotava

Hafa kely! Hentitra ny mpitandro filaminana  amin’ireo olona minia sy/na mafy loha tsy mety manao arotava, amin’izao fihanaky ny valanaretina Covid-19 izay efa namoizana ain’olona iray izao. Nomena baiko rahateo izy ireo ka manatanteraka izany, araka ny fanazavan’izy ireo. Ho an’ny any Antsiranana manokana, asaina manadio fasana ireo izay tratra tsy manao arotava, araka ny […]

Hippisme ; Michelson Rakotoarisoa : « Probablement, nous nous remettons en selle en juin»

Le coronavirus affecte main­tenant tous les secteurs d’activités non seulement économiques, culturelles, mais aussi sportives. L’ou­verture officielle de la saison hippique prévue le 10 mai a été reportée. Le monde des courses hippiques est également touché. Le président de l’Ahcel, Michelson Rakoto­ari­soa en parle. * Les Nouvelles : Presque aucun secteur n’échappe aux répercussions liées […]

Commerce : le député élu à Faratsiho réclame l’application du circuit de distribution

«L’Etat aurait perçu plusieurs centaines de milliards d’ariary en quelques mois si le circuit de distribution dans le secteur du commerce était opérationnel», a indiqué le député élu dans le district de Faratsiho (Vakinankaratra), Honoré Rasolonjatovo, hier. D’affirmer que cela fait plus de 40 ans qu’il est dans le secteur. Il a rappelé que le […]

Judo – TIVA: tokony ho natao ny avrily teo

Taorian’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, tokony ho natao ny volana avrily, tsy tontosa ihany koa ny Tiva (Tournoi international de la ville d’Antananarivo), andiany faharoa, izay amin’ity volana mey ity ny nikasana hanatanterahana izany. Iaraha-mahalala, mbola ao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana isika eto Madagasikara, haharitra hatramin’ny faran’ny volana. Ankoatra izay, amin’ny maha fifaninanana iraisam-pirenena azy, tsy […]

Taranja haiady: sarotra ny hamerenana ny fifaninanana

Na rehefa miverina aza ny fahafahana mikarakara hetsika fanatanjahantena, mbola baraingo kosa izany ho an’ireo taranjam-panatanjahantena sasany, raha tsy efa tena voafehy sy foana tanteraka ity tsimok’aretina Coronavirus ity. Isan’ny tena iharan’izany ireo federasiona taranja haiady, izay tsy maintsy mifampikasoka vao misy mpandresy, mba tsy hilazana hoe mifampitolona mihitsy, toy ny judo, ny tolona, ny […]

Mpiasan’ny fahasalamana : hivory noho ny tsy fijerena azy ny sendikà efatra

Manoloana ny fahafatesan’ny mpiasan’ny fahasalamana iray vokatry ny Covid-19 tany Toamasina, ny faran’ny herinandro teo, hidinika ny fepetra horaisina mifandraika amin’ny tsy firaharahan’ny minisiteran’ny Fahasalamana ny Fiombonn’ny sendikàn’ny minisiteran’ny Fahasalamana, araka ny fampitam-baovaon’ny filohan’ny sendikàn’ny “paramédicaux” eto Madagasikara, Ralibera. Nanomboka ny 20 avrily lasa teo no efa nisy ny fangatahana momba ny fiofanana, ny fitaovam-piarovana […]

Oniversite tsy miankina: sahirana ny mpampianatra, miantso vonjy amin’ny fanjakana

Nivondrona, ny faran’ny herinandro teo, ireo mpampianatra amin’ny oniversite tsy miankina eto Antananarivo nilaza ny fahasahiranany amin’izao fihibohana lavareny izao. Manao antso avo amin’ny fanjakana izy ireo mba ho isan’ireo misitraka ny tohana satria anisan’ny mpandoa hetra kanefa iharan’ny vesatry ny fihibohana ihany koa. Efa roa volana tsy nandray karama ireo mpampianatra satria mikatso tanteraka […]

Comesa: fanadihadiana mikasika ny fenitry ny sakafo

Mpikambana ao anatin’ny Tsenam-paritra toekarena aty amin’ny tapany atsimo sy atsinanan’i Afrika (Comesa) i Madagasikara. Mampahafantatra ny orinasa sy ny mpandraharaha eto amintsika ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria Antananarivo (CCIA) fa manao fanadihadiana mikasika ny fanarahana ny fenitra sy ny fepetra mifehy ny lafiny sakafo ny Comesa. Tafiditra ao anatin’ny fanomanana ny fivoriambe hatao […]

Mampikatso ny toekarena: ny fiovan’ny toetr’andro sy ny krizy fahasalamana

Nomarihan’ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny toetr’andro (OMM)* ny fihenan’ny entona manimba ny tontolo iainana noho ny fikatsoan’ny indostria maro, vokatry ny aretina Covid-19. Saingy, izay fihenan’ny entona tao anatin’ny telo volana izay, tsy mampiova ny fiovan’ny toetr’andro hatramin’ny nampivelatra ny sehatra indostrialy. Raha ny fahitan’ny OMM azy, vao mainka misy fiantraikany mafy amin’ireo mponina sahirana […]

Atsimo Andrefana: idiran’ny sambo vaventy mpanjono ny morontsiraka

Velon-taraina ireo mpanjono madinika any amin’ny faritra Atsimo Andrefana fa idiran’ireo sambo vahiny vaventy mpanjono ny fari-dranomasina misy azy ireo. Saika mandritra ny taona, tsy misy fotoana fikatonan’ny jono intsony ny ataon’ireo sambo mpanjono ireo. Ny mponina amoron-tsiraka any amin’iny faritra iny anefa, mivelona amin’ny jono ny maro anisa, ny fihariana nentim-paharazana, saingy izao miharava […]

Fenoarivo Ambatosola: dahalo raindahiny maty voatifitra

Henjana ny fifandonana teo amin’ny zandary sy ny dahalo nandritra ny fifanenjehana. Maty voatifitra, ny asabotsy teo taorian’ny fifampitifirana, ny dahalo raindahiny antsoina hoe i Loto. Raha ny tatitra nampitain’ny eo anivon’ny zandarimariam-pirenena, dahalo raindahiny mihitsy ity Loto ity ary tompon’antoka tamina halatr’omby tao Fenoarivo Ambatosola, distrikan’i Bekily, izy niaraka amin’ireo namany mpiray tsikombakomba aminy. […]

67ha: lehilahy roa voasambotra

Voasambotry ny polisy avy etsy 67 ha, ny zoma lasa teo, ny lehilahy miisa roa. Ireto farany izay voarohirohy tamina vaky trano fitahirizana entana an’olona iray eny Ankasina. Raha ny filazan’ilay lasibatra, ny alatsinainy 11 avrily tokony tamin’ny 9 ora maraina izy, nahatsikaritra fahabangana amin’ireo entany. Nihidy anefa ilay trano tamin’izany. Tsy hita ireo kojakojana […]

Fiatrehana ny valanaretina: mitaky fandraisana andraikitra fisorohana ny Covid-19 ny FFKM

Nanao fanambarana ny eo anivon’ny FFKM, amin’izao fidirana amin’ny 15 andro manaraka ho amin’ny hamehana ara-pahasalamana izao. « Aoka isika hanaja sy hanaraka ny fepetra apetraky ny fanjakana… Aoka handray andraikitra feno hisorohana ny tsy hiitaran’ny Coronavirus. Efa tena tafahoatra ny fifindran’ny Covid-19 », hoy izy ireo. Nitodika manokana amin’ireo faritra efatra: Analamanga, Atsinanana, Matsiatra Ambony ary […]

Crise sanitaire: la CPCCAF aux côtés des chambres consulaires

Alors que les pays africains font face aujourd’hui au choc de la crise du Covid-19, les structures intermédiaires, comme plus particulièrement les chambres consulaires (CCI, CMA, CA) du réseau de la Conférence permanente des chambres consulaires africaines et francophones (CPCCAF), jouent un rôle crucial pour remédier aux difficultés des entreprises qu’elles accompagnent. De fait, dans […]

Confinement: l’e-commerce ravive les ventes des entreprises

Le commerce électronique ravive les ventes des entreprises africaines pendant le Covid-19. Jeudi dernier, 3.000 paquets de café, restés jusqu’ici dans les entrepôts du Rwanda pendant des mois en raison de la paralysie du fret résultant du confinement mondial face au Covid-19, se sont vendus en un clic comme le rapporte la Commission économique des […]

Ambohimanarina: arrestation d’un malfaiteur récidiviste

Les éléments du commissariat du 6e arrondissement à Ambohimanarina ont appréhendé un cambrioleur invétéré, âgé de 34 ans, dans la nuit de vendredi dans le quartier d’Ambaravarankazo. Il transportait un grand sac contenant un poste téléviseur à écran plat, un mini amplificateur et un convertisseur au moment où les policiers l’ont contrôlé. Soumis au feu […]

Vakinankaratra: le directeur régional de l’ATT écroué

Le directeur de l’Agence de transport terrestre (ATT) de la région Vakinankaratra est poursuivi pour abus d’autorité, de faux et usage de faux. Il a fait usage de son véhicule pour transporter clandestinement des passagers, et ce, malgré les restrictions de déplacement et l’état d’urgence sanitaire. Jeudi avant le départ du véhicule pour la capitale, […]

Coronavirus – Toamasina: fermeture des écoles catholiques

Face à la propagation du coronavirus à Toamasina, la Direction diocésaine de l’éducation catholique de Toamasina a décidé de suspendre tous les cours dans les écoles catholiques pour une durée indéterminée. Cette décision a été prise afin d’éviter les grands rassemblements. Hier, Madagascar vient d’enregistrer le premier décès lié au Covid-19. De plus, ces derniers […]

Université de Fianarantsoa: Cours, examens et soutenance en ligne

Le confinement provoqué par la pandémie qui frappe la planète oblige l’humanité à trouver des solutions pour faire marcher la société sous peine de connaître un retard difficile à rattraper. Tous les secteurs sont touchés, ici comme ailleurs. Des réunions sont organisées, même à distance, pour en discuter et trouver les voies pour s’en sortir. […]