Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Distrikan’i Mandoto : miaramila nalefa hampandry tany

Distrikan’i Mandoto : miaramila nalefa hampandry tany

Nihazo ny distrikan’i Mandoto, kaominina Betsohana ny herinandro lasa teo  ireo miaramila avy ao Antsirabe  hampandry fahalemana any an-toerana. Nampahafantarina ny mponina ny zoma lasa teo izy ireo. Tafiditra ao anatin’ny  DAS  (Détachement Autonome de Securité) izay hetsika fanaon’ireo miaramila avy ao Antsirabe, isan-taona mba hamerenana ny fandriampahalemana any amin’ireo distrika mamaivay amin’ny asan-jiolahy izao […]