Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

UPAP: manaraka ny teknolojia ny paositra

UPAP: manaraka ny teknolojia ny paositra

  Nanomboka, omaly sy anio eto Antananarivo, ny fivoriambe iraisam-pirenena tsy ara-potoana ataon’ny Fiombonambe afrikanina mikasika ny paositra (Upap). Hovolavolaina ny paikady, mamaritra ny fepetra sy ny lalàna mifehy ny paositra, iraisan’ny firenena aty Afrika miisa 45 mpikambana ao anatin’ny Upap. Nilaza ny tale jeneralin’ny Paositra malagasy, Rakotomalala Augustin, fa tamin’ny taona 2016 ny fivoriambe […]

Karaté – ceinture marron: deux catégories en lice

Fihezama organise deux compétitions pour les ceintures marron ce week-end au Gymnase couvert d’Ankorondrano. Un challenge Senior et Open Cadets/ Juniors seront au programme au cours de ce rendez-vous. Les participants auront jusqu’au 25 juillet pour s’engager. Le combat pour ces deux catégories est destiné à tous les clubs. Un combattant par club sera autorisé […]

Banky iraisam–pirenena: drafitra lasitra ho an’ny tontolo iainana

Banky iraisam–pirenena: drafitra lasitra ho an’ny tontolo iainana

Nivoaka ny 17 jolay teo ny drafitrasa lasitra mirakitra ny paikady ho an’ny tontolo iainana sy ny sosialy novolavolain’ny Banky iraisam-pirenena (BM). Hita ao anatiny ny fenitra vaovao mifehy ny tontolo iainana sy ny sosialy hampihariny amin’ireo tetikasa hovatsiny vola, manomboka amin’ny oktobra 2018 ho avy izao. Nambaran’ny tompon’andraikitry ny asan’ny BM aty Madagasikara, Rtoa […]

Eléctions: les chargés d’éducation en formation

Eléctions: les chargés d’éducation en formation

Aussitôt le calendrier électoral dévoilé, la Commission électorale nationale indépendante (Ceni) procède aux différentes formations des acteurs au processus électoral dans les 119 districts. Les chargés d’éducation civique de la Ceni et les animateurs en sensibilisation ont débuté la formation de trois jours hier au Motel Anosy. A noter que les formations sont appuyées par […]

Finoana katolika: vonona handray ny kardinaly Tsarahazana ny ao Toamasina

Finoana katolika: vonona handray ny kardinaly Tsarahazana ny ao Toamasina

Andro vitsy sisa.  Efa tsara fiomanana sy maty paika avokoa ny fombafomba sy ny arofenitra handraisana ny kardinaly,  ny  Mgr Tsarahazana Désiré, ao Toamasina. Hotsenain’ny kristianina sy ny vahoaka amin’ny fomba makotrokotroka eny amin’ny seranam-piaramanidina Ambalamanasy ny tenany, ny marain’ny alakamisy 12 jolay izao. Hitohy amin’ny diabe mamakivaky ny tanànan’ i Toamasina izany, hatreny amin’ny toeram-ponenany […]

Bruce Lee gasy: une façon originale et osée de sortir un film

Bruce Lee gasy: une façon originale et osée de sortir un film

Réalisé et produit par Jean Michel Rasoanaivo, alias Bruce Lee Gasy, le film intitulé « Dokoteran-dranomaso » sortira officiellement le 9 juillet prochain. Par rapport aux autres maisons de productions, ce Grand maître a choisi de le diffuser gratuitement sur les réseaux sociaux. Une façon assez osée de présenter son œuvre !  Interview… * Les Nouvelles : «Dokoteran-dranomaso» est […]

Amoron’i Mania: l’association Mampiray ratissse large

Amoron’i Mania: l’association Mampiray ratissse large

L’association Mampiray s’attelle au développement national dans tous les domaines. Des actions, prévues s’étendre sur le territoire national, ont déjà débuté dans le distict de Fandriana, illustrées par des oeuvres sociales, particulièrement vers la fin du mois dernier. Des projets de développement sont en cours dans le district de Fandriana, en région Amoron’i Mania, sur […]

« Bibliothèque pour tous »: nizarana boky 600 ny fokontany 15

« Bibliothèque pour tous »: nizarana boky 600 ny fokontany 15

Ho fanohizana ny « Boky mitety vohitra », miroso amin’ny tetikasa « Bibliothèque pour tous » na « Tranomboky ho an’ny rehetra » indray ny fikambanana Gazela sy ireo mpiara-miasa aminy ahitana ny edisiona « Jeunes Malgaches »,  ny fikambanana frantsay « Le livre aux milles zébus » ary ny « Solidarité avec Madagascar ». Boky 600 izay amin’ny teny malagasy nasiana dikany amin’ny teny frantsay ny […]

44 ny mpampianatra mpikaroka tapaka karama: hihamafy ny fitakian’ny Seces, mpandrahraha ary ny mpianatra

44 ny mpampianatra mpikaroka tapaka karama: hihamafy ny fitakian’ny Seces, mpandrahraha ary ny mpianatra

Araka ny efa nambarany, nanao hetsika niaraka ny Seces sy ny mpandraharaha ary ny mpianatra eny amin’ny oniversiten’Antananarivo omaly. “44 ny mpampianatra mpikaroka nahazo “dérogation” avy any amin’ny primatiora fa mbola voatazona hampianatra sy hikaroka ao anatin’ny tontolon’ny oniversite izay tapaka karama nanomboka ny volana febroary lasa teo ka hatramin’izao fotoana izao vokatry ny fitarazohan’ny […]

Ivato: 22 tortues saisies sur deux Malaisiens

Avant-hier, dans l’après-midi, les agents de la douane ont saisi plusieurs tortues rayonnées à l’aéroport international d’Ivato. Les reptiles, au nombre de 22, ont été retrouvés dissimulés dans les  bagages de deux ressortissants malaisiens. D’après les explications, les tortues ont été découvertes à l’issue du passage des valises des deux étrangers au scanner. Les deux […]

Sosialy sy ny kolontsaina: 15 taona ny Bel Avenir

Sosialy sy ny kolontsaina: 15 taona ny Bel Avenir

Fikambanana tsy miankina, malagasy, mpikambana amin’ny tambajotra iraisam-pirenena antsoina hoe Eau de coco, ny fikambanana Bel Avenir, any Toliara. Miparitaka amina firenena valo io tambajotra  ary manetsiketsika ny fiarovana ny zon’ny ankizy, amin’ny alalan’ny fanabeazana, fototry ny fampandrosoana. 15 taona nijoroana ny Bel Avenir ary miisa telo alina ireo olona efa nahazo tombony tamin’ireo tetikasany,  […]