Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Savorovoro teny Ambavahaditokana: nipoaka ny baomba mandatsa-dranomaso, nisy ny voasambotra

Savorovoro teny Ambavahaditokana: nipoaka ny baomba mandatsa-dranomaso, nisy ny voasambotra

Nitrangana savorovoro teny Ambavahaditokana, ny zoma hariva teo. Ny amin’ny fampiharana ny fepetra amin’izao fihibohana izao no fototry ny olana. Manoloana io tranga io, nitondra fanazavana ny eo anivon’ny zandari­mariam-pirenena sy ny ben’ny Tanàna. Araka ny didim-pitondrana izay efa nampahafantarina ny besinimaro momba ny fepetra noraisina hiadiana amin’ny fihanaky ny valanaretina Coronavirus dia tsy maintsy […]

Mpivarotra zanakazo: “Maro mpitady ireo hazo manitra” hoy Rabekoto

Mpivarotra zanakazo: “Maro mpitady ireo hazo manitra” hoy Rabekoto

“…Efa tsy ny zanany irery intsony izao no tadiavin’ny olona fa ny raviny… Izahay no miezaka mandresy lahatra ny mpividy mba hamboly fa ny tranga tahaka izao no tena manahirana”, hoy Rabekoto, mpivarotra zanakazo avy any Vakinankaratra. Nanteriny fa: andro vitsy taorian’ny fanentanana nataon-dry zareo no nahitany ny vokatra tsara. “Nanjary maro mpitady ireo hazo […]

Ady amin’ny Coronavirus: ho avy ny fitaovam-pitiliana haingam-piasa

  Nilaza ny filoham-pirenena Rajoelina Andry, nandritra ny tatitra nataony ny alatsinainy alina teo, fa ho avy ny fitaovana avy any Etazonia sy avy any SIna hanampiana an’i Madagasikara amin’ny ady atao amin’ny valanaretina Coronavirus. Ho tonga amin’ity herinandro ity ny cargo misy ireo fitaovana arifomba ahafahana manao fitiliana haingana ny marary. Tsy voatery miandry […]

Efa tena mivadika ny tany

Efa tena mivadika ny tany

Mifanohitra tanteraka amin’ny maha olona sy ny foto-pisainana maha Malagasy ny zava-misy amin’izao fotoana iainantsika eto Madagasikara, eny maneran-tany mihitsy aza. Feno habibiana ny tranga rehetra heno sy hita etsy sy eroa. Tsy an-tanànan-dehibe tsy any ambanivohitra fa tena miova ny fisainan’ny olona. Tsy matahotra fahafatesana intsony. Tsy misy alahelo sy fihetseham-po fa toy ny […]