Les journaux Les Nouvelles et Taratra du 23 Janvier 2021

Anisan’ny navoitran’ny fikambanan’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa ny lesoka hita amin’ireo fitaovana fampiasan’ny mpivarotra, toy ny fandanjana sy ny famarana. Ahitana endrika fanararaotana mamono antoka ny mpanjifa ka tokony handraisana fepetra. “Tamin’ny taona 1962 no nisy fanamarinana farany nataon’ny sampandraharaha momba ny “métrologie” teto Madagasikara amin’ireo fitaovana fampiasan’ny mpivarotra”, hoy ny minisitry ny Indostria, ny […]
Mitotongana ! Omaly 11 janoary 2021, nisanda 4.637 Ar ny 1 euro, raha 3.816 Ar ny 1 dolara. Tsy nitsahatra nihen-danja hatrany ny lanjan’ny vola malagasy, nanomboka tamin’ity volana janoary 2021 ity. Nisanda 4.507 Ar ny 1 euro, ny 11 desambra 2020, ary lasa 4.690 Ar, ny 4 janoary 2021. Lasa 3.830 Ar ny 1 dolara, […]
Fanambin’ny filohan’ny Repoblika ny ahazoana ny vokatra tsara sy haingana amin’ny fampandrosoana. Ho azo tsapain-tanana izany, azo refesina, mipaka mivantana any amin’ny vahoaka ary misy fiantraikany eo amin’ny fiainam-pirenena ankapobeny. Mazava izay ary fotoan’ny asa izao fa tsy kabary na adihevitra intsony. Ahoana kosa ny fanatanterahana? Hatramin’izay, saika ny filohan’ny Repoblika ihany no tena fantatry […]
Reportages : Yvonne Razanamasy.
Reportages : Yvonne Razanamasy.
Le compte à rebours a déjà commencé. Après une année noire, personne ne voudrait rater ce moment de se quitter, une bonne fois pour toutes. Ce soir à minuit, adieu 2020, qu’elle s’en aille enfin et emporte avec elle tout le poids de malheurs. A vrai dire, avant même de commencer, elle était déjà foutue […]