Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Tselatra

    Jiolahy efatra indray tratran’ny polisy avy ao amin’ny « poste de police » Antaniavo Antohomadinika, omaly alina, noho ny resaka fanendahana. Efa malaza ratsy amin’ny fanendahana amin’iny faritra Espace Vatomanga sy Antohomadinika iny ireto jiolahy ireto ka nahatonga ny polisy nanao ny vela-pandrika tamin’ny alalan’ny fanaovana fanamiana sivily. Tratra teo am-panaovana ny asa ratsiny ireo jiolahy ka natolotra ny fampanoavana, omaly, ihany.

     

    Les commentaires sont fermées.