Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Tselatra

    Mitotaly 58 ireo polisy nahazo laharam-boninahitra ka ny iray, nahazo «commissaire divisionnaire de police», fito ireo nakarina ho «commissaire de police» raha 10 ny nahazo «inspecteur de police». Ho an’ny teto Antananarivo Renivohitra, notontasaina teny amin’ny Toby Razafindrazaka Berthin Antanimora ny lanonana, natrehin’ny minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny «contrôleur général de police», Randrianarison Fanomezana.

    Les commentaires sont fermées.