Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Faran’ny herinandro: hiaka-tsehatra ry Tif àTif

    Faran’ny herinandro: hiaka-tsehatra ry Tif àTif

    Ny tarika Tif à Tif indray no hitondra ny mozikany etsy amin’ny Karibotel Analakely, ny zoma 23 jolay izao manomboka amin’ny 7 ora hariva. Hitondra ny fanentanana eny antsefatsefany amin’izany i Mandresy.  Mpanakanto anisan’ny nanamarika ny fahazazan’ny tanora ankehitriny ny tarika Tif à Tif. Maro ireo hira fahiny mbola tsy afaka am-bavan’ny maro hatramin’izao, raha tsy hilaza afa-tsy ny « Sipasipako », ny «  Malala tiany » sns… Efa maro ny seho an-tsehatra nataon’izy ireo nandritra izay taona maro izay ary nahafa-po ny mpankafy azy hatrany. Ao anatin’ity seho ity, hajaina hatrany fepetra ara-pahasalamana hisorohana ny valanaretina coronavirus.

    Narilala

    Les commentaires sont fermées.