Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Nivoaka ny fonja efa iray volana mahery izay i Mahatody Jean Freddy. Anisan’ireo voarohirohy tamin’ny fakana an-keriny an’i Annie sy Arnaud, zanaka lahin’ny mpandraharaha Arlan Ramialison, ny 23 novambra 2015. « Voatazona vonjimaika tao Antanimora izy, enim-bolana lasa izay, noho ny resaka fisolokiana. Taorian’ny fitsarana ny raharaha dia nahazo fahafahana vonjimaika ny tenany », hoy ny fanazavan’ny tompon’andraikitry ny fonjan’Antanimora.

Nohamafisiny fa misy mahita any Ankazondrano Fianarantsoa ankehitriny i Mahatody Jean Freddy.

 

Les commentaires sont fermées.