Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Nampidirina vonjimaika am-ponja ireo mpivady voarohorohy amin’ny fanolanana sy ny fampijaliana zaza tsy ampy taona tetsy Ambohijanaka. Mpianadahy 4 sy 6 taona ireo ankizy niharan’ny habibian’ireo mpivady rehefa tsy navelany intsony namonjy ny sekoly. Nafenin’izy ireo tao an-trano fonenany ihany ireo ankizy ary nanaparany ny herisetrany. Vokany, nanaitra ny manodidina ny kiakiaka sy ny tomanin’ireo ankizy isan-kariva.

 

Les commentaires sont fermées.