Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Valanaretina Covid-19: olona vaovao 36 mitondra ny Coronavirus eto Analamanga

Olona iray matin’ny Covid-19 ny alarobia teo tany Matsiatra Ambony. Nisy olona vaovao 54 kosa voaporofo fa mitondra tsimokaretina Coronavirus tamin’ireo 517 nanaovana fitiliana. Teto Analamanga avokoa ny 36 amin’ireo ary any Matsiatra Ambony ny fito, efatra hafa any Anosy. Roa kosa ny any Boeny ary iray avy ny any amin’ny faritra hafa. Mbola misy olona 93 tratran’ny tranga fahasarotana marary mafy eny amin’ny hopitaly ary manaraka fitsaboana akaiky. Nisy anefa ireo 28 sitrana rehefa nahavita tanteraka ny fitsaboana azy.

 

Les commentaires sont fermées.