Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Vaovao tambatra

 Mihoatra ny 14 000 ny tavoahangy plastika voaangon’ny Star, ny asabotsy 5 jona teo. Tafiditra tao anatin’ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana ity hetsika, nantsoina hoe « Kopakelatra », ity. Nihoatra ny 500 ny olon-tsotra nanatitra ny tavoahangy efa niasa tamina toerana miisa 25 teto an-dRenivohitra.

 

Nankatoavin’ny ORE ny saran-jiro vaovao, navoakan’ny Jirama. Nahena ho 340 Ar isaky ny vondrom-bidy voalohany (tarif 1) ho an’ny “économique”. Zava-baovao ny nampidirana vondrom-bidy faharoa (2è tranche) ho an’ny sokajy “économique”, ny “confort” ary ny “superconfort”.

Les commentaires sont fermées.