Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

« Ankohonana Miarina”: fanampiana ny marefo

Ny “Ankohonana Miarina” dia fandaharanasa tafiditra ao anatin’ny tetikasa “Fiatrehana ny voina sy fanarenana”. Tanjon’ity tetikasa ity ny hanampy ireo sokajin’olona marefo sy sahirana indrindra mba hanalefahana ny vokatry ny aretina Covid-19.

Fiatrehana ny voina sy fanarenana dia tetikasan’ny Governemanta malagasy miaraka amin’ireo mpiray ombon’antoka ara-teknika sy ara-bola, arindran’ny ny minisiteran’ny Mponina, ny fiahiana ara-tsosialy ary ny fampivoarana ny vehivavy (MPPSPF) miaraka amin’ny tohana afaka miasa avy hatrany avy amin’ny BNGRC. Mpanatanteraka kosa ny Tahirimbola ho an’ny fampandrosoana (Fid).

Njaka A.

 

Les commentaires sont fermées.