Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Sampandraharaham-paritra – Mica : mandray fitarainana momba ny sondro-bidy

Mampahafantatra ny minisiteran’ny Indostria, ny varotra sy ny asa tanana (Mica) fa mandray ny fitarainana sy ny fanamarihan’ny mpanjifa momba ny sondro-bidy amin’ireo zavatra ilaina andavanandro (PPN) ny sampandraharaham-paritra rehetra. Misy tokoa ny fanararaotan’ny sasany fa eo koa ny masonkarena miakatra noho ny hamehana ara-pahasalamana. Olana iray mahazo ny mpanangom-bokatra, ohatra, ny tsy fisian’ny fitaterana. Milaza na ireo mpitatitra entana aza fa sahirana amin’izay manahirana azy ihany koa.

Ny sampandraharaham-paritra mahavoaray fitarainana, tokony hanao fanaraha-maso ny vidin-javatra sy handray fanapahan-kevitra momba izany.

R.Mathieu

 

Les commentaires sont fermées.