Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Vaovao tambatra

Tsy vitsy ireo fiara mpitatitra olona niova ho mpitatitra entana, toy ny any amin’ny faritra Amoron’i Mania. Mila ovaina ny « carte  grise », hifanaraka amin’ny fitaterana entana. Esorina ny seza ao anatiny, tsy asiana fitondrana entana sy tohatra (porte bagage), atao mifanaraka ny lanjan’ny fiara sy ny entana tokony hoentina. Enim-bolana ny faharetan’io « carte grise » io, aorian’izay, raha hanohy ny fitaterana entana ny mpitatitra, fe-potoana leferina noho ny hamehana ara-pahasalamana.

Tokony hovaina ny lalàna mikasika ny asa anatin’izao hamehana ara-pahasalamana izao, araka ny hevitry ny sendika. Eo ny tokony hiarovana ny zon’ny mpiasa. Eo koa ny asa ampitain-davitra, ny “télétravail”, tsy mbola misy lalàna mifehy azy eto Madagasikara ; ny mpiasa tokony hiasa nefa ny fitaterana tsy misy; ny ampahany amin’ny mpiasa ihany no asaina miasa, momba ny karama, sns. Mila dinihina ny fotoana handinihana ireo.

 

Les commentaires sont fermées.