Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Lehilahy miasa ao amin’ny tobin-tsolika  Jovena ao Bekitrobaka Antsohihy no karohina amin’izao. Voalaza ho naka sy nitondra ny vola mitentina 4 tapitrisa Ar tao amin’io tobin-tsolika io izy, ny alin’ny alatsinainy hifoha talata teo ary tsy hita hatramin’izao. Nambaran’ny loharanom-baovao iray fa mbola hitan’ny « caméra de surveillance » izy tokony ho tamin’ny 08 ora alina, tsy hita intsony kosa taorian’izay.

Nilaza ho nafindra toerana hiasa any Befotaka avaratra ny tenany ka naka sy nitondra ireo lambany tokony ho tamin’ny 10 ora alina, hoy ny vadiny, raha ny fanazavana voaray

Les commentaires sont fermées.