Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Vehivavy tsy salama saina iray tokony ho 43 taona no hita faty teo amin’ny rano Ambositra, andrefan’ny tetezan’ny lalam-pirenena fahafito, omaly. Namono tena izy raha ny fitiliana nataon’ny dokotera. Efa manana olana ara-tsaina ihany koa izy. Efa taizan’ny masera tao Ankarefo noho io aretiny io, hoy ny loharanom-baovao iray. Nambarany fa nisara-bady ravehivavy ary namela kamboty telo mirahavavy.

Les commentaires sont fermées.